tsy vazivazy ity: mitady olon-tina - sipa alou zay vô vady

81. ni81 ( 18/03/2009 17:44)
:-D :-D :-D :-D
82. fahamarinana ( 18/03/2009 18:04)
:arrow: demony mihintsy gabidemony ity an ! :-D :-D :-D (l)
83. ari.malala ( 19/03/2009 07:07)
:-D :-D :-D
84. mmmhh ( 19/03/2009 13:17)
O ry bonasan a, rah tena kristianina enao tsy tokony hifidifidy sy hametraka fepetra izany,
mety misy olona farany izay maditra sy mpanota be efa natokan'Andriamanitra ho anao any ho any, ... mety ho gabydemony, (lol) :lol:
Enao no andrasan'Atra hanova io olona io, fa tsy ianao no hamepetra izay olona hiaraka aminao,

Ary maninona moa rah @ Atra no mangataka ny ho anjaranao fa tsy aty @ serasera e, sa tsy mahatoky Azy ianao?? Any aminy direct mangataka fa lany andro eto fotsiny ianao sy ny fepetra tadiavinao,
85. diamondra27 ( 19/03/2009 15:20)
tena raraka ny iviko ry bona sann am valinteny eto

toa samy tia manalaazy daholo ihany na lahy na vavy ny eto am le forum :-D :-D :-D

aza adino ny manasa any aza rehefa tonga le fotoana ny asaramanitra
na dia ny hijery hanotrona anareo sy kotobekibo fotsiny aza nahazo an'i faramalemy
86. gabidemony ( 19/03/2009 16:50)
ie sady io koban'i diamondra27 io mintsy no atao entrée @'io :lol:
87. gabidemony ( 19/03/2009 16:54)
ie sady io koban'i diamondra27 io mintsy no atao entrée @'io :lol:
88. ari.malala ( 20/03/2009 05:48)
:-D :-D :-D :-D :-D za atao fildonera amizay ry bounasann a!
89. mmmhh ( 20/03/2009 06:57)
gabidemony:
ie sady io koban'i diamondra27 io mintsy no atao entrée @'io

mety ho tsara tokoa rah io koba io no atao entree an , ... entree ve??? ..........
tsy tokony ho dessert ve ?
sa sakafo hafakely ny an'i Bonasan @ io?
90. ni81 ( 20/03/2009 07:18)
za atao fildonera amizay ry bounasann a!
dia efa vidio ny lamba hanjairan'i faha ny akanjon-dry zany e!
:-D :-D
mety ho tsara tokoa rah io koba io no atao entree an , ... entree ve??? ..........
tsy tokony ho dessert ve ?
sa sakafo hafakely ny an'i Bonasan @ io?
eny oa ! tsy tokony ho dessert tokoa ve? Sa izay tiany atao eo e :)
91. bounasan ( 20/03/2009 08:31)
gabidemony:

Saika tsy hamaly an'ity hevitra ity ny tenako nefa raha ny zavatra tadiavin'i
bounasan eto na ny toetra izany na ny mombamomba azy sy ilay mba iriny hananany eo@ fiainany ho eo ankaikiny mandrakizay ka toy lamban'akoho ny fiarahana sns.....
...Dia faly aho milaza izany eto am-pahibemaso fa IZAHO ILAY OLONA TADIAVINAO
Nefa tsy afaka ny hiazakazaka @zany aho raha tsy fantatro tsara ko ny momba anao sy ny taonanao marina...........

DE HITA EO NY TOINY...... :wink:



ô ry gabi a !! aza midera tena letsy e!! aôka ny hafa na za mitsy no hahita sy hiteny fa tena le tadiaviko elah !! BETSAKA ANIE NY LOUP MODY MOUTON E !!! ARY TSY ZAY MILOA BAVA HO MOUTON DE MOUTON DAHOLO !!! elah osy !! :lol: :lol: osin-dR8 !! tanjemo sô tezitra a!! kony a !!!
92. bounasan ( 20/03/2009 08:35)
misy diso kely !!

elah osy !! osin-dR8 !!


zao no tena izy !!!

sa elah osy ?????......................
93. mimioa ( 20/03/2009 09:12)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
osy marina zao no malaza !!!
resaka osy no heno eran-tanana
nefa ondry no hitako ho sahaza
zany bounasan fa tsy gana

en toute regle hono anefa
misy ny exception indraindray
ka maninona raha mba miantefa
any am gadi i bounasan fa mety hilay

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
tena tapaka ny tsinaiko marina!! sôde misy dokotera ato hitsabo ah e!!

94. ari.malala ( 20/03/2009 10:59)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

Fahamarinana a! aiza indrik ohanjaitra ny akandroko fa za oun fildonerani bounasan sy gabidemony =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) atao bouffante de asina rose kely bedabe an =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) de manche bouffante kou =)) =)) =)) njekaky ooo! itako eto ny poziko sad fohy kely nefa manao robe bouffante =)) =)) =)) =)) =)) =))

mimioa, niakatra tao mints ny inspirasion anao an =)) =)) =)) =))
95. xxx ( 20/03/2009 11:07)
(l) (l) (l) (l)
Alefaso amin'ny mailaka hono ny valiny fa tsy manahy
zaho tsy manadino sady tsy mahafoy ary mbola tia
izy moa any lavitra tsy mba mahalala izay mahazo ahy
lazao azy tsara fa IZY IHANY NO DOKOTERAM-PITIA
(l) (l) (l)

96. ni81 ( 20/03/2009 11:10)
Alefaso amin'ny mailaka hono ny valiny fa tsy manahy
zaho tsy manadino sady tsy mahafoy ary mbola tia
izy moa any lavitra tsy mba mahalala izay mahazo ahy
lazao azy tsara fa IZY IHANY NO DOKOTERAM-PITIA
dia ahoana indray koa io? :)
Ari a! inona no lokon'ilay akanjo akia? :-D :-D
97. xxx ( 20/03/2009 11:27)
ianao mitady olona feno fandeferana
ahazahoana mampirafy
....

tsy izaho velively zany bandy zany an
98. ari.malala ( 20/03/2009 11:44)
ni81, in re no tsara e :roll: :-w :-w ts d tsara ra fotry fa manjary mangalatra ny an'ny mariée fa aleo mavokely! ts atao orancha an :-P =)) =)) =)) =))
99. boozkel ( 20/03/2009 11:58)
Fa misy ino??? hatao marizay i Boun sana a; hatao marizay @ Gabidemoni???
Hay tsara kosa izany an, mifameno tsara ,

efa tsy andrin'i Bonasann ny andro malaza , efa maika ery i kala atsy,

oviana ny daty? Lazalazao ihany izahay namana serasera na de hanome tso-drano fotsiny aza,

Zany bounasan an??
100. bounasan ( 20/03/2009 12:01)
ari.malala:

ni81, in re no tsara e :roll: :-w :-w ts d tsara ra fotry fa manjary mangalatra ny an'ny mariée fa aleo mavokely! ts atao orancha an :-P =)) =)) =)) =))


tsara mitsy refa tsy atao mitovy amin'ny robe-ko ny anao fa tsy aleany revô tsy mitovy !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1063