tsy vazivazy ity: mitady olon-tina - sipa alou zay vô vady

61. ni81 ( 16/03/2009 14:58)
Tena niakatra ny tambavin'i datoa ainaheri marina moa fa aoka itsy ry bounasan a! Tsy mbola nanao toy io iny havanay io hatrizay ange e! Aleo klou izy hampihomehezina @ ilay hoe DATOA fa tena tsssssssss :-D :-D
62. xxx ( 16/03/2009 15:04)
Nisy nahazo paquet mavesatra ato izany an !!! =)) =)) , aza mba tratrany ihany e !!!

63. fahamarinana ( 16/03/2009 15:19)
:arrow: ni81 : dadatoa anie ka vieforce mandehandeha e ! marina raha ampihotsina azy akory ! na havesatra karakory ny paquet !
ainaheri : kiss mamy aloha zandriko lahy a !.... :-* (l)
64. mirianah ( 16/03/2009 15:54)
Mba nanaraka ity dinika ity ihany fa misy fanontaniana kely.

bounasan: Mba inona loatra ny dikan 'izany hoe olon'izao tontolo izao fa tsy azoko loatra ny tianao lazaina am izany.

ainaheri: inona ny dikan 'izany tsy miwentsikilentsy izany ? Ary aza masiaka oa , mbaa masiaka mihintsy zany rah olona an, aza mba tratrany ihany hoa =)) . Manaiki tanana ao eo io bounasan io vao gaga !!!! :-D :-D
65. ni81 ( 16/03/2009 16:59)
ni81 : dadatoa anie ka vieforce mandehandeha e ! marina raha ampihotsina azy akory ! na havesatra karakory ny paquet !
ainaheri : kiss mamy aloha zandriko lahy a !...
Milaza azy mihitsy ny anarany ry faha a JIRAMA! jIRO = HERY, RANO = AINA, zay ilay fanazavan-dry zareo azy any dago any.
Fa nisy firy kilao hono izany paké izany e! Tsy mampiontsona azy io e! :-D :-D :-D zany moa o
66. ainaheri ( 16/03/2009 18:51)
kelly13:

vieforce>ouille ouille ouille! masika any anao ty zalahy! tsa nampoiziko, aleo tsy kitikitihana fa sao mipitika aty le afo, hihihihi :wink:

Za tsy masika fa ny fomba fitsarany ahy @ alalan'ny finoana tsy d tiako loatra,za mankany ampiangonana hanala ny fahotako fa tsy handé hanenjika ny ratsy ataon'ny sasany,tsy misy tsy nateraka tsy hanota isika raha eto antany...

ni81>>Aleo asina fimézana marina fa fiainana efa krizy ty mbola haka litika iany hihi,
faha,ari,mirianah>> aleo ilamina fotsiny d isesy ee hihihihi
67. ikaretsaka ( 16/03/2009 19:28)
ialahy ra vie an... beton kosa le frappe kle
68. kotobekibo ( 16/03/2009 22:08)
bounasan:
hita mitsy nareo am fomba firesakareo fa olon'izao tontolo izao !!! ny dikan'izany ara mety tsy fantatrao akory !!!


njy irery izany no extraterrestre ( olon'ny ivelan'izao tontolo izao ) eto , satria izahay rehetra eto dia humain ( olon'izao tontolo izao )
=))
69. ari.malala ( 17/03/2009 07:04)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) nanampy trotraka kou i koto b bide marina =)) =)) =)) =)) =)) =))

fahamarinana, ko nanapatsinay b le tenini ainacheriko ko :-P =)) =)) =))

kelly, zany kosa moa v akia d masika a :-P tsy masika fa milaza ny marina fa mazàna ny marina mivantana heverintsika masika fona :-P kouny mou ainacheri o :-D :-D :-D
70. bounasan ( 17/03/2009 10:07)
ainaheri>>> Za ane tsy nitsara e !! tsy anjarako ny mitsara , na za kou aza mbola ho tsaraina : ny mi-affirme fontsiny ny zava-misy ety ambany masoandro dia tsy midika mitsy hoe mitsara !!! raisinao am tsy tokony handraisana azy le resaka de lasa enao ihany no vôtsindrona am farany!!
tsoriko fa tena nahalatsaka ahy ny valin-teninao satria de izany tokou angamba ilay antsoina hoe " perdre le sang froid": tsy manome tsiny anao aho satria ilain'ny rehetra ny manala mavesatra ôtr reny refa mi-chauffe.

........>>>> ny hoe olon'izao tontolo izao ve ?? tena satriko tokoa ny hanambara ny dikan'izy io eto.Saingy aleo samy ho raisintsika am ze tiantsika handraisana azy ny dikany fa manajary hanahirana !! aleo tokou raisina amin'io andraisan'i kotokelikibo azy io e: za hono extra-terrestre de nareo rehetra ato mba atao hoe humain : aleo io no hekena mba tsy hifandirana !! Mbola tsy miteny azy akory ah defa misy tsy à l'aise ka tsy tiko zany : tsy ny tsy haha à l'aise ny hafa no nitongavako teto fa ny mba hitady olon-tina izay tsy ho hitako ato !!




71. fahamarinana ( 17/03/2009 12:02)
bounasan:
tsy ny tsy haha à l'aise ny hafa no nitongavako teto fa ny mba hitady olon-tina izay tsy ho hitako ato !!

:arrow: dia bonne chance na ato na aiza re e! ahita ny mahafa-po indrindra ianao :) (l)
72. ainaheri ( 17/03/2009 13:08)
aricherie>>aza tapahana lotra ny tsinay fa sao sahirana eo an hihihi
bonne sann>>>Aza miala pà eo fa tssss,matoa nivoaka io fitenenana io d mtsara zany....Ary ianao milaza oe tsy nahatana sang froid aho,ianao namaly reo alou reo,mba cool ve ilay valinteny?Raha tena olon\'Andtra marina enao lol
Valio mahitsy ny dikan\'ilay olon\'izao tontolo zao fa tsy ahodikodina ilay resaka,haiko ny dikany fa ny hevitrao sy ny tianao takarina ato anatin\'ity dinika ity noho io resaka io no tiako fantatra,io fomba fiteny io manko ampiasain\'ireny mpivavaka mpihambahamba ireny,refa manao fihetsika na fiteny na fitafy tsy mifanaraka @ sitrapondry zareo d kiainina hoe olon\'izao tontolo zao,raha bangoana tokany ilay olon\'izao tontolo zao d ianao koa anatiny,satria miditra net sy mijery tele ary mihaino radio sns............Tsy manala mavesatra fa mba mifampinana kely refa eto @ forum eee
73. Papoose ( 17/03/2009 14:31)
tsy arako tsony ty marina :-D
74. kelly13 ( 17/03/2009 18:23)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
75. ari.malala ( 18/03/2009 06:09)
:-D fa aiza hono nareo no miaina re olona nga ts mbola eto amizao tontolo izao e! fanga azo sarahina ny fianampanahy sy ny fiainana aranofo e :-D :-D :-D
76. gabidemony ( 18/03/2009 12:06)
Saika tsy hamaly an'ity hevitra ity ny tenako nefa raha ny zavatra tadiavin'i
bounasan eto na ny toetra izany na ny mombamomba azy sy ilay mba iriny hananany eo@ fiainany ho eo ankaikiny mandrakizay ka toy lamban'akoho ny fiarahana sns.....
...Dia faly aho milaza izany eto am-pahibemaso fa IZAHO ILAY OLONA TADIAVINAO
Nefa tsy afaka ny hiazakazaka @zany aho raha tsy fantatro tsara ko ny momba anao sy ny taonanao marina...........

DE HITA EO NY TOINY...... :wink:
77. mampahery ( 18/03/2009 13:39)
felicitation ra bousan a,ary mino aho fa mitony tsara nareo sy Gabidemony an.
78. Lejoba ( 18/03/2009 16:11)
raikitra ity ny demony sy ny kristiana le, izaho nieritreritra hoe ho zakan'i vieforce io ny farany
(l) (l) (l)
79. gabidemony ( 18/03/2009 17:06)
marin'izany ry zalah ah!!!
Na @ finoana na @ fiainana de tsy maintsy miaraka ny ratsy sy ny tsara,ny kristianina sy ny demony ka inona ary mo no maha ratsy an'izany?
80. gabidemony ( 18/03/2009 17:09)
ra manaraka ny tantara anie isika de ny demony no tena be santimakè!!!
ka mba mailomailo ihany zany isika
sady arakaratarehy voa-javatra :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2329