tsy vazivazy ity: mitady olon-tina - sipa alou zay vô vady

101. ni81 ( 20/03/2009 12:04)
ni81, in re no tsara e ts d tsara ra fotry fa manjary mangalatra ny an'ny mariée fa aleo mavokely! ts atao orancha an
aleo akia atao saumon a! sa mavokely no tian-dry? andraso dia miaraka isika roa mividy ilay ravin-damba eny ambodinisotry a! Eny mantsy mora nefa maro hifidianana ihany koa:-D :-D :-D
102. ni81 ( 20/03/2009 12:07)
tsara mitsy refa tsy atao mitovy amin'ny robe-ko ny anao fa tsy aleany revô tsy mitovy !!!
eny akia bounasan fa tsy atao mitovy a! Aiza ny resto hidirana rehefa vita ny mariazy?
103. bounasan ( 20/03/2009 12:29)
[quote=ni81]
Aiza ny resto hidirana rehefa vita ny mariazy?


aleo atao surprise ka !!! fa manjary makamo be

104. Fanampy ( 20/03/2009 13:48)
te mlay be zany oe tafita @ mariazy sahady ry Gabideminy,mirary soa e,ary ny tena navariana ahy de to otrany tsy nakasitraka ndray i bounasan.enao kosa e,efa i Gaby le olona tadiavinao ka inona ndray,ahita deminy ato eo fa ataovy anie é.
105. xxx ( 20/03/2009 14:20)
[quote=xxx]
(l) (l) (l) (l)
Alefaso amin'ny mailaka hono ny valiny fa tsy manahy
zaho tsy manadino sady tsy mahafoy ary mbola tia
izy moa any lavitra tsy mba mahalala izay mahazo ahy
lazao azy tsara fa IZY IHANY NO DOKOTERAM-PITIA
(l) (l) (l)

Ahoana kosa ary no dia natao xxx e



:) :)
106. gabidemony ( 20/03/2009 20:39)
bounasan ah! de mariaz'@ eglizy ve !?
katòlik sa porotest ?

...aza mataotra alo fa ze tindry anaovana ny fety avy eo tsik makany
@ lanitra faha7 sa aòna?

107. gabidemony ( 20/03/2009 20:40)
bounasan ah! de mariaz'@ eglizy ve !?
katòlik sa porotest ?

...aza mataotra alo fa ze tindry anaovana ny fety avy eo tsik makany
@ lanitra faha7 sa aòna?

108. gabidemony ( 20/03/2009 20:42)
bounasan ah! de mariaz'@ eglizy ve !?
katòlik sa porotest ?

...aza mataotra alo fa ze tindry anaovana ny fety avy eo tsik makany
@ lanitra faha7 sa aòna?

109. gabidemony ( 20/03/2009 20:47)
aza mataotra ndry fa za tsy mifidy na in ndry na in fa ataovy ao an-tsaina hoe
i gabidemony tsy anenenana.
110. Papoose ( 21/03/2009 00:11)
lol...zay ty vao hoe hiara hirona rikalalika hiaraka ho any @ fahaverezana kou :-D
111. gabidemony ( 21/03/2009 11:19)
Aza mba atao an'izany kosa refa mba hahazo vady ra gabidemony eh!
@'io tonga de hahazaka kristian :lol: :twisted:
112. bounasan ( 23/03/2009 07:15)
gabi an !! aleo alou letsy hiresaka tsara tsika mitsam !! fa otran précoce be zany resaka mariage mariage zany marina !! iny lalana iny ho tratra ihany !!
mino ah fa le ps n lah "gabidemony" de tsy misy ifandraisan am tena toetran n lah !! any am mail n lah letsy jerena a !! kony a !!
113. ni81 ( 23/03/2009 07:21)
Rehefa tena mandalina ity dinika ity aho dia tsy tena hoe hitady olon-tiana i Bounasan fa olona tia hanao ady hevitra no fahitako azy. Diso ve ny vinavinako? :lol:
114. ari.malala ( 23/03/2009 07:31)
ni81 ountsss! jereo fa efa hifanoratra aza hono ry zareo ko! tena hitady olontiana akia izy de nahita a! :-D :-D bonisansy e!

papoose, ndry an =)) =)) =)) tapatsinay mints za namaky andry! =)) =))
115. ni81 ( 23/03/2009 07:37)
ni81 ountsss! jereo fa efa hifanoratra aza hono ry zareo ko! tena hitady olontiana akia izy de nahita a! bonisansy e!
Hay ve e! dia inona ihany ary izany ny kouleran'ilay akanjon-dry e? :-P
116. fahamarinana ( 23/03/2009 08:46)
:arrow: ary mbola he ela kay za vao hanjaitra ilay akanjonareo rankizy !! :wink: (l)
117. kelly13 ( 23/03/2009 09:37)
vita zany ny tatara? nefa ao ambony ao misy bandy virja ono, hihih! hum, sô d lefijo io miafinkafina io?? mdrrr
118. ari.malala ( 24/03/2009 06:41)
kelly13 hahahahaha iny kou no ts hitako =)) =)) =)) ndraso marina izy akia anontaniana a!


ni81, nga ndray tsy hoe saumon e :P

Fahamarinana, atovy amze met hanendrika anà akia fa za efa sady fohy kely ty no mbola katita kely iany koa a =)) =)) =))
119. gabidemony ( 29/03/2009 06:20)
òtran-tady tsy ho tin'i bounasan za fa lava rambo hono ia :!: :!: :!: :idea:
120. fahamarinana ( 29/03/2009 09:02)
:arrow: ragabid : minoa fontsiny ihany r'ise a !... :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2172