tsy vazivazy ity: mitady olon-tina - sipa alou zay vô vady

41. soanja ( 11/03/2009 14:56)
bounasan:
bandy manana fitondran-tena acceptables

Io zany mba hazavazavaindry eo sy fakafakaina raha possible/manam-potoana satria miankina amin'io aby anie izany ny zava-drehetra raha ny fahitako azy.

Bonisansa akia! Ny ela netezana hono aky lavavolo ka hevitra atsipy ny ahy: Hamoray ny fahatsapana ao anaty. Aza dia sarotiny loatra na masiaka amin'ny lehilahy loatra fa ireo no loharam-pifaliana voalohany eto an-tany ankoatry ny zanaka. Ny firaisana ara-nofo akory tsy hoe io no faraandro/ biby atahorana/ fanimbana na io no diamondra mamiratra. Io dia isan'ny fanehoam-pitiavana mandaitra sy maharitra.

:-* :-* :-*
42. hana ( 11/03/2009 16:50)
Miarahaba anao Bounasan
Izaho koa t@ hanambady dia nametraka fa raha tsy mpivavaka (Kristiana) ilay olona dia aleoko tsy miditra. Nanana faniriana momba ny bika aman'endrika , fahaizana sns koa aho fa dia napetrako t@ Tompo ny safidy izay tena nalalaka tokoa t@ izany. Somary gaga ihany aho t@ fotoana nahatsapako fa io no olona nofidin'ny Tompo ho ahy nefa nekeko satria tena resy lahatra aho fa Andriamanitra no nanome ahy ny vadiko.
Efa ho 10 taona izao no nivadianay ary tena tsy nanenenako mihitsy ny nanaiky io tendrin'Andriamanitra io.
Ny tiako ho lazaina anao nefa dia ny hoe sao diso adiresy ihany ianao mitady izany eto? Tsy sanatria akory tsy mendrika ny lehilahin'ny serasera, fa marina ireo voalaza ireo : ahoana no ahafantaranao fa marina ny lazainy? Raha raim-pianakaviana 40 taona aza no milaza aminao eto fa 25 taona sy mpitovo, raha tsy efa mihaona mihitsy ianareo, tsy ho fantatrao ny marina, ianao nefa mety harirarirany eo ka ho raiki-pitia tanteraka. @ lafiny iray koa, mety ho réciproque ilay fanontaniana. Ahoana ny toky ho an'ilay lehilahy Kristiana fa tsy ianao no te ho lohany ao an-tokantrano raha izao no fomba firesakao? Sao sanatria mamboraka fitia izy dia atsipinao aoriana kely satria tsy mahatanteraka ny fepetra takianao? Na mety hisy toetranao koa tsy zakany?
Maninona ny lehilahy ao am-piangonanareo no tsy misy maha-resy lahatra anao? Na any @ fikambanana Kristiana toy ny Mampiely, Mpiara-mamaky ny Baiboly sns

Jereo ihany aloha ny eo @ manodidina anao, na raha tena ny internet no maharesy lahatra anao dia midira site toy ny Topchrétien sns ireny fa eto anie ho an'izao tontolo izao eh. Mpisetrasetra no betsaka hamaly anao eto, jereo @ ireo ambony ireo fotsiny.

Mahereza eh, mirary ny fiadanan'ny Tompo ho aminao
hana
43. Koditra ( 11/03/2009 22:17)
Hana : Efa nolazaiko anazy reo fa tsy nojereny akory ngamba, zà zao vao saika iteny an' Ni81 oe ndé ampiasaiko lé ps-ko 25 ans iny ra tsy misy fisavàna karapanondro :-D :-D :-D
44. Papoose ( 12/03/2009 02:57)
koditsa, ny safira @ zao mbola lafo vidy.... :°)
45. bounasan ( 12/03/2009 09:01)
Hana >>> Le izy mou otran hoe tsy fantatro zany nefa ny tena marina fantatro ihany. Misaotra anao alou za : tiko be ny fomba firesakao : enao otran mi-comprendre ny mahazo ana raha ny fahitako azy.

Marina ny teninao raha milaza enao fa mpisetrasetra no betsaka ato: marina tsy azo lavina.Za nieritreritra hoe qui ne risque rien n’a rien, amin’ny ny fitadiavana olon-tina.Fa raha tena jereko nefa de tô tsy ato am serasera no tokony hakana risque, plus précisement tsy tsara ny maka rique am net: aleo ihany any amin’ny environnement misy olona efa fantatra sy hita maso. Ny tena kou mou mitady ka de mba manandrana ze moyens possible retra.

Ny nahatonga ana nanao annonces tato de nieritreritra za fa aleo mba élargi koukou ny champ de recherche am zay mba betsaka ny elements anaovana choix. Saingy raha tena dinihiko de aleo vitsy ny candidats nefa azo antoka daholo ka na iza na iza fidina de tsy ho diso safidy ny fo, toy izay maro ny candidats nefa zara raha misy iray mahatoky parmi eux ka manjary mandiso fiantefa ny fitiavana fontsiny.

46. diamondra27 ( 13/03/2009 12:15)
bounasan: ilay tempolin'Atra kosa tsy manao fomba firesaka tahaka izao e, jereo ange le fomba fiteninao e nefa ianao milaza fa tsy tia bandy degany

raha tena hoe tempolin'Atra izany dia miandry izay atolotr'ATRA eo fa tsy maika amin'izany.

fahamarinana: za koa aza akia tena tapaka ny tsinaiko @ilay izy a, tenana même reflexe mihintsy isika

Tsara le exigeante aloha e fa kosa mahareta satria safidinao ilay izy
47. ainaheri ( 13/03/2009 13:57)
Za alou na ampy taona aza tsy hiditra litika @ oul otr'itony ee,fanararaotana ny ety ambonin'ny tany fa tsy nde hifampaka laginy,ary enao io mba manaona ee?? Sao le berk be kosa angamba fa mody miseo milay eto fotsiny!!! henoy lay hiran'i Melky ee,fô pà kompliké la vie .......... Safidy marina ny anao ka miandrasa tantana ary eee lol
48. bounasan ( 13/03/2009 14:11)
fahamarinana sy diamondra27 >>> afaka miome nareo e! tsy mamapaninona : sady mahasalama ny miome, ilain'ny vatan'olombelona;

ainaheri>>>> eo am lafiny ara-bika : za tsy tsara nefa kou tsy ratsy!!! eo am lafiny fitondran-tena : tsy vitsy no miloabava amiko fa mendrika ny fitondrako tena !!
il faut pas compliquer la vie mais en même temps il faut etre prudent; hita mitsy nareo am fomba firesakareo fa olon'izao tontolo izao !!! :( :( :( :( :( ny dikan'izany ara mety tsy fantatrao akory !!!

tsy hahita ny tiko atao aho fa nanandrana fontsiny de tsy diso ny instinct fa mpirediredy no betsaka ato !!! ltsy maninona e !! samy manana ny fomba nitaizana azy azy ny malagasy tsy vaky volo!!!
49. fahamarinana ( 13/03/2009 14:41)
:arrow: bounasan : tsiky dia ampy e,izay no slogan ato ...mila mizatra kely fontsiny ianao :misy ny mirediredy fa betsaka no milaza ny marina ! Mahazoa izay mahasoa fa na vodi-tsobika aza hono mana-tandrify hoy ny amintsika e ! na Tempoly na hafa dia ho hita daholo ,manana finoana :) (l)
50. diamondra27 ( 13/03/2009 16:14)
ainaheri: hihii aza mampime wa nareo sy faha

mahagaga tokoa izany tempolin'Atra tsy tia fahamarinana izany, tsy ps fa le we verité

bounasan a: anjaran'izay lmahalala kosa ange ny manoro ny tsy mahalala hoe inona moa no atao hoe:olon'izao tontolo izao izany e! fa tsy tonga dia hoe na ny dikan'zany aza mety tsy azonao!

Tsy nahavita mission ndry raha manao izany sady tokony tsy nampahafantarin-dry azy zany.
51. soanja ( 13/03/2009 16:48)
bounasan:

Hana >>> Le izy mou otran hoe tsy fantatro zany nefa ny tena marina fantatro ihany. Misaotra anao alou za : tiko be ny fomba firesakao : enao otran mi-comprendre ny mahazo ana raha ny fahitako azy.

Marina ny teninao raha milaza enao fa mpisetrasetra no betsaka ato: marina tsy azo lavina.Za nieritreritra hoe qui ne risque rien n’a rien, amin’ny ny fitadiavana olon-tina.Fa raha tena jereko nefa de tô tsy ato am serasera no tokony hakana risque, plus précisement tsy tsara ny maka rique am net: aleo ihany any amin’ny environnement misy olona efa fantatra sy hita maso. Ny tena kou mou mitady ka de mba manandrana ze moyens possible retra.

Ny nahatonga ana nanao annonces tato de nieritreritra za fa aleo mba élargi koukou ny champ de recherche am zay mba betsaka ny elements anaovana choix. Saingy raha tena dinihiko de aleo vitsy ny candidats nefa azo antoka daholo ka na iza na iza fidina de tsy ho diso safidy ny fo, toy izay maro ny candidats nefa zara raha misy iray mahatoky parmi eux ka manjary mandiso fiantefa ny fitiavana fontsiny.

Zah tsy mba nahalala hoe voasoratra ao amin'ny baiboly ny hoe: Tsara amin'ny vehivavy ny mitady vady ary manitatra izany fitadiavana izany amin'ny fomba isan-karazany. Hatramin'izay ny fahafantarako azy dia atolon'Andriamanitra antsika amin'ny alalan'ny fahasoavany ny sila-panahantsika tsirairay avy. Ny fanehoam-pitiavana no tokony atolontsika ho an'ny rehetra amin'ny alalan'ny fanompoana Azy.

Mazotoa ary mitady. Tazomy tsara ny fitondra-tena mendrika ary manana finoana matanjaka fa raha tia anao Andriamanitra dia manana ny anjaralovanao sy fanorenana ho anao ianao na eto an-tany na any an-danitra.

52. kelly13 ( 13/03/2009 19:35)
:-D :-D :-D toloky ny hehy aho aminareo, ndrindra fa le vieforce, hihihi!
53. diamondra27 ( 14/03/2009 13:46)
kelly13:ka zay le mampime anay sy fahamarinana ange e, miampy le fomba famaly koa.
54. Koditra ( 14/03/2009 15:14)
bounasan : Manàna faharetana fa misy hanoratra ho anao foana ao ambadika ao, zà kalou tsy hampiasa lé ps 25 ans-ko faza matahotra eh! Mandrapà kalou oà dé mbò topazo maso iany ireny mpiara-mivavaka ireny, diniho tsirairay koa lé kòral ao aminareo ao sao dé mbò misy manaitaitra ny fitiavanao, ny eto mbola ho ela ny fanadihadiana sy ny fihaonana.

Bòny sansa ra oany fransa ozizy ny tanora zay fa mbò arakay efa soarasoara ihany. :lol: :lol:
55. ainaheri ( 16/03/2009 05:59)
Mapmé ahy enao ry sann bavy aa,mba azonao azavaina eto oe ilay atao hoe olon'izao tontolo izao?? Tsy ny olona manana toetra otran'izao mitsy ve no tokony ho tenenina an'zany?? Mivavaka mivavaka anefa zany ny fomba fiteny,itony angamba ila mizesta mampidera kilaoty eny apengonana fotsiny ny ataon'ny itony d l mitsikera oe;iza ndray no ratsy fitafy!!! Raha mino sy mivavaka ianao tsy tokony be sahitika ,fa teny iray fotsiny d ampy:IZAY MAHASOA ATAON'ANDRIAMANITRA,fakafakao lalina io teny farany,d maka aina f'aza miditra eto matetika sao mivika eo,en + mbola tsy nanao kou hihihi,miakatra any @ atidoha anie hono ireny ra vô ela² tsy miwentsikilentsy ee :-D :-D :-D :-D
56. bounasan ( 16/03/2009 06:13)
ainaheri:

:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
57. xxx ( 16/03/2009 06:48)
bounasan >>>> hafa mitsy ny fomba fihevitrao fa ny ana de zao fontsiny : aza manatena ny hahita ny l'homme de ta vie ato am serasera : na eo hahita ato ihany fa ho voafitaka lol
58. ari.malala ( 16/03/2009 06:55)
:-D :-D :-D :-D :-D ainaheri :-D
59. kelly13 ( 16/03/2009 14:48)
vieforce>ouille ouille ouille! masika any anao ty zalahy! tsa nampoiziko, aleo tsy kitikitihana fa sao mipitika aty le afo, hihihihi :wink:
60. fahamarinana ( 16/03/2009 14:54)
:arrow: ari : njy ity oah !
bounasan:
hita mitsy nareo am fomba firesakareo fa olon'izao tontolo izao !!! ny dikan'izany ara mety tsy fantatrao akory !!!

:arrow: Ary nareo kosa masiaka be amin'ilay namana ato kouh !..inona tokoa angaha ny atao hoe olon'izao tontolo izao ry bounasan ? Taoko isika aby mbola eto amin'izao tontolo izao aloha vao miakatra arokatra ,raha tanty ka hiakatra koa satria toa miankina amin'ny zvtr maro ihany izy io !
Za sy diamondra angaha dia hoe mihomehy na maneso fa efa izay ary ilay toetra ka ialana tsiny raha nahatafitohina e ! Dia mahita ny soa sy ny tsara ary ny mendrika indrindra ianao ry bounasan...Tsiky dia ampy !!(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2176