tsy vazivazy ity: mitady olon-tina - sipa alou zay vô vady
21. soanja
(
10/03/2009 16:06)
ainaheri:
soanja:
Ianareo kosa e! Mazava anie ny lehilahy tiany hifandray aminy e: mendrika ara-pitondra-tena no sady tia vavaka. Ny taona sns.. moa izany ny mba mitovitovy aminy no tiany. Tsy misy maharatsy an'io mihitsy e. Ny olana fotsiny dia tsy mahazatra antsika ny mahita olona manao piblisite tena. Kanefa dia ahavitandraha tokoa ny atao hoe aterineto! Aza gaga ary aza varimbariana sao robaka ny raha!!!
Tsy mazava ny zvtr noteneniny satria...vakio tsara alou ilay dinika nosoratany fa misy ao hoe,;;;;bounasan:
Manorata any amiko zay interéssé fa ny tadiaviko de:
lelah entre 23 à 26 ans; lelah tsy degany fa mba mendrika ara-pitondran-tena toa ahy ihany, sady mivavaka.De mbola misy kou critères tokony ho fenoina fa aleo ana rery
Io notsipihiko io,donc mbola tsy ampy zany reo nangtahany eo fa refa miresaka aminy ilay oul vao avokany ny tea tadiaviny...
ni81>> tsy degany za fa be taona lotra hihi,sady izy kou toa parfaite lotra ka hihi
Ainahery> Manaiky aho fa tsy nolaizainy daholo ny fepetra takiana , diso aho niteny hoe " mazava be" , nefa raha vao manomboka amin'ny hoe olona mendrika ara-pitondran-tena sy ny hoe mpivavaka no isan'ny takiany dia efa mifanaikaiky amin'olo-masina ihany no olona tadiaviny satria mety olona tsy ahitana kiana na ny kely aza amin'ny fomba fiaina sy fitafy ary fiteny, raha fivavahana Silamo na Xtianina na Jodaism no tiany ambara eo. Ka rehefa tsy tafiditra amin'ireo aloha izany izay lehilahy eto dia efa miala daholo ireny dia mihamihena ny fifidianana ary farany tonga amin'ny tena ireo safidy akaiky indrindra roa na telo na tsy misy.... Ny tiako ambara eto dia tsara raha manana fepetra izy fa tsy mandeha anjambany fotsiny amin'ny fiainana. Azy ny fepetrany sy ny fiainany isika mijery raha tafiditra ao anatin'io na tsia. Rehefa tsy tafiditra dia aza minomenona na mitomany fa io ihany no azy no tiany ka.
Amiko dia midera azy aho fa nahavita nilaza izay tiany sy hitany fa handrian'ny fony ampahibemaso. Raha zah no mbola hanambady izany aloha raha amin'izao fotoan'andro izao dia tena lavabe ny criteres ary ny fepetra voalohany dia hoe efa tany amin'ny 13 mai ve ianao??? Inona no nalehanao tany?? dia raha hain'io ny mamelabelatra ny heviny dia midina amin'ny fepetra manaraka izay moramora valiana kokoa. Tsy misy resaka vatana sy toetoetra ny fepetra fa resa-tsaina daholo. Ny vatana sns mantsy dia azo itadiavana fika daholo ny hampifandraisana azy. Efa manam-pitaovana be dia be isika hanatsarana ny ety ivelany. Ny any anaty kosa dia sarotra be raha tsy manana base efa mafotaka ilay olona. Ka io ny azy no zava-dehibe e! Asa anefa tsy zanako sady tsy zandriko fa mba resaka ny ahy iny hanalana hamohamo.
:D :D :D
22. Lejoba
(
10/03/2009 16:17)
Tsara izy manao masera fa ireny hono vadin'i Jesosy.
Izay angamba vao ho feno ny critères-ny
:roll:
Izay angamba vao ho feno ny critères-ny
:roll:
24. Koditra
(
10/03/2009 21:51)
Bounasan : mety hahita enao eto @ty sehatra ity, saingy efa mba fantatrao ve oe aòna no fomba hanamarinanao @ alalan'ny email ifanaovana fa tena mivavaka marina ilay olona, na oe tena tsy degany marina lé olona, sy critère-nao mbola lazainao fa bobaka be ... ? Zà zao mety afaka miteny oe mivavaka be nefa tonombavaka angatahiko any @ Niryna na Soanja na Fahamarinana na Fody no izestiavako alefa any aminao isanandro ohatra, raha tsy oe ankanadina toko sy andininy angaha :lol:
Firy volana na firy taona vao ho ampy anao anamarinana fa mahafeno ny fepetra takianao ilay olona ?
Za mbò te-hanoro anao oe mandrapaha aloha dé mbò midira mpikambana any @reny sampana tanora kristianina isankarazany ireny sao dé mbò any no làlana akaikikaiky kokoa no sady mifanerasera aminao mivantana.
Mety ve zany?
Papoose : reny njinja zao lé safira aòna kalou fa tsy azoko e.

ni81:Zà ka :-D :-D :-D :-D saingy tsy lany match oà fefa soara. :lol:
...tsy ahita olona tonga lafatra izany raha mbola tany koa ny tany!...
Papoose : reny njinja zao lé safira aòna kalou fa tsy azoko e.
25. kotobekibo
(
10/03/2009 22:45)
Oajay marina !
voa injay zà t@ iny . Raha vao mi-pointe izany zà d voarôka avy hatsany kouh !
Be kibo no sady antitsa ary koa , mbola degany en plisy tsinona :-D :-D :-D
voa injay zà t@ iny . Raha vao mi-pointe izany zà d voarôka avy hatsany kouh !
Be kibo no sady antitsa ary koa , mbola degany en plisy tsinona :-D :-D :-D
26. soanja
(
11/03/2009 00:07)
Lejoba:
Tsara izy manao masera fa ireny hono vadin'i Jesosy.
Izay angamba vao ho feno ny critères-ny
:roll:
Ka izy tsy niteny hoe te ho virijina mandrapahafaty fa mifidy fotsiny izy sy milaza mazavazava :-D :-D :-D hoe tahak'iza lay mety amle fangadiana ilay safira ananany?
Izay be koretaka eto defa tsy izy avokoa satria tsy mendrika fitondra-tena ny bekoretaka!!! Le mpanome bonbo Gasy ireny indray andramana sao any mbola misy miloko safira tsy lany!!!
27. soanja
(
11/03/2009 00:12)
[quote=Koditra]
Za mbò te-hanoro anao oe mandrapaha aloha dé mbò midira mpikambana any @reny sampana tanora kristianina isankarazany ireny sao dé mbò any no làlana akaikikaiky kokoa no sady mifanerasera aminao mivantana.
Mety ve zany?
[quote=ni81
Marina be tokoa io torohevitra io. Ny mpandray anjara ao amin'ny Dinika finoana ao matetika mantsy efa toa efa misy mpanana daholo na efa tsy lany matisa amin'ny taona. Asa anefa ry xxx !!! iny tsy mety arako hoe vavy ve reny sa lahy, be taona sa kely???

28. fahamarinana
(
11/03/2009 04:45)
kotobekibo:
Be kibo no sady antitsa ary koa , mbola degany en plisy tsinona
:arrow: ntsô !! mampalahelo ilay namako fa tsy nisy nanao combien ve ! ao fa namana foana e,mbola ho be ny sisa.
koditra:
Zà zao mety afaka miteny oe mivavaka be nefa tonombavaka angatahiko any @ Niryna na Soanja na Fahamarinana na Fody no izestiavako alefa any aminao isanandro ohatra, raha tsy oe ankanadina toko sy andininy
:arrow: aza manonona ny ps-ko eo fa sao tsy soanja intsony no hitoraka lapoaly fa za sy ny vilanim-bariko. :-P
soanja:
Ny mpandray anjara ao amin'ny Dinika finoana ao matetika mantsy efa toa efa misy mpanana daholo na efa tsy lany matisa amin'ny taona.
:arrow: da mamely akaiky avao njy an ! hummm....soa tsy takaiky teto fa nahazo tsongo,kely dia kely. :wink: (l)
29. bounasan
(
11/03/2009 05:49)
J'avoue que je ne suis pas une être parfaite: mais j'ai quand même le droit de bien choisir celui que je vais aimer.Je ne sais qu'une chose : mon corps est un temple de Dieu.
30. fahamarinana
(
11/03/2009 06:46)
:arrow: bounasan : :-D :-D tsy ianao ,sanatria ,no hihomehezako fa ilay fomba filazanao azy.
Ekeko ilay Tempolin'Andriamanitra fa ny ahita ilay Tempoly iraika avao ro mety ahasahira !!!
Ny tiako anontaniana ,inona moa ilay atao hoe vehivavy mendrika ? ara-pitondra-tena sa ara-moraly sa araka inona voalazanao ery am-1er nefa eto ndray ianao milaza fa tsy parfaite ! Mety hanampy ireo te hirotsaka lisitra. Karaha efa soirs daholo koa ry zalahy ato manko e! :) (l)

31. ari.malala
(
11/03/2009 07:20)
fahamarinana, tena ts nanan'aina akia za namaky ny zavatra soratandry! manapatsinay ndry a! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
32. RATOVOARY
(
11/03/2009 07:32)
Tempolin'Atra= marina ny anao fa mila mitandrina ny maha-Tempoly anao ianao saingy tsarovy fa raha diso be fepetra koa ianao de mety hitarika fandotoana ilay Tempoly ny fepetra takianao (fitsarana ivelany ilay olona tadiavinao = ota ihany ) . Sady ny ratsy anie tsy kely lalana e! mody madio izy anatrehana fa te hahazo fa rehefa avy eo ny fandotoana anao sy fanimbana no tanjony.
33. mion
(
11/03/2009 07:40)
ito sipa ito zany le hampijaly bandy ry zalà a, tonga de tsy manao mintsy io raha tsy vita ny mariazy , de mi masta lisany ze iaraka @ io alou
34. mampahery
(
11/03/2009 08:58)
marina lesy zany le,aleo lesy izy ho lanin'i koroka eo a.sady io anie vao tsy ampiasaina de miketrona hoazy e.TANDREMO A.
35. ni81
(
11/03/2009 09:36)
Hoy i ni81:ka mety azony ekena raha toa ka soara aza rehefa mety ny kritera ry koditra a! Alefao klou ny propozisio :-D :-D Ianao ve dia ho atoro an'izany indray moa :-P :-P
...tsy ahita olona tonga lafatra izany raha mbola tany koa ny tany!...
Zà ka saingy tsy lany match oà fefa soara.
36. bounasan
(
11/03/2009 10:07)
fahamarinana>>> bandy mendrika ara-pitondran-tena no tadiaviko !!! ary amiko a, ny teny hoe mendrika dia tsy midika mintsy hoe lavorary !!! ny mendrika no tadiaviko fa tsy ny lavorary!!! bandy manana fitondran-tena acceptables
RATOVOARY>>> marina ny teninao : tsy kely lalana ny ratsy sady mody madio nefa hanimba no tanjony.Raha izay no passi-ny de tsy maika ny hanao firaisana aminy ah fa jereko tsara alou ny fikany: fa tsy maitsy hita le hypocrisie na ho ela na ho haingana; Raha tia izy ve mou tsy hahandry, raha tsy tia izy de zay ny azy, miaps za mitady hafa!!!
mion>>>> raha tena tia ana izy tsy maintsy miandry , afaka miandry ze tena tia fa tsy tai-taimbômba hanao firaisana nefa le fiarahana mbola tsy mafy orina akory: iza no mahalala raha vita ny firasaina de lasa izy mi-pà de eo za no raisina !!!! vita mariazy vô manao : am zay tsisy fitapitaka fa tout est milay, de milamina kou sy saina aman'eritreritra!!!
mampahery>>>> hozy enao hoe miketrona revô tsy ampesaaina ny mofo!! na miketrona na mikaikona tsy blemako zany: fa ny fantatro de zao TSY LO TONY NA DIA TARA AZA VÖ AMPESAINA,TSY LO FA MI-EXISTE EO FÖNA !!!
N.B: ze soara de aza manoratra any amiko fa tsy mahafeno fepetra

38. ni81
(
11/03/2009 11:35)
ka mety azony ekena raha toa ka soara aza rehefa mety ny kritera ry koditra a! Alefao klou ny propozisio Ianao ve dia ho atoro an'izany indray moaTena tsy kôty hono ise ry koditra a! Tonga dia nataony NB mihitsy fa hoe:
N.B: ze soara de aza manoratra any amiko fa tsy mahafeno fepetra:-D :-D
40. soanja
(
11/03/2009 14:44)
mion:
ito sipa ito zany le hampijaly bandy ry zalà a, tonga de tsy manao mintsy io raha tsy vita ny mariazy , de mi masta lisany ze iaraka @ io alou
Mahita raha zala nareo !
:-D :-D :-D