Izay mino an'i Jesoa Kristy ihany ve no ho voavonjy
61. cutie
(
06/03/2009 21:06)
59. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 06-03-2009 21:57:14
Lohateny : Re : Izay mino an'i Jesoa Kristy ihany ve no ho voavonjy
Hita fa 'njy mihitsy lé mpi-joué "kinafinafin'ny saka sy voalavo"!
tsy azoko
za ary zao njay vo mi forum koa lol
69. cutie
(
06/03/2009 21:59)
lava volo nga hono izy iny , ary betsaka koa nge no nohomboina fa tsy izy rery e :-D
72. ikaretsaka
(
06/03/2009 23:42)
rakaroka> za koa mino fa mbola hiara hihaona aminao indray any @ le fiainana ankoatran'ity fiainan'ity e :wink:
fa entre pa tokoa...
ny ankamaroan'ny Razamben'ny malagasy (raha tsy hoe le natao martiry be faha ranavalona reniny ireny angaha) iznay hoe ny 7 eme generation no miakatra eo ho eo, dia tsy mahalala an-drajesoa akory.. de ho an'ireto voanjo alika ireto izany de tsy avotra ireny?

73. rakaroka
(
09/03/2009 21:24)
[quote=ikaretsaka]
Eny wa :@ :@ :@ :-w :-w :-w :-$ Dia aiza ho aiza aza isika no
mety hifankahita? Na mety efa nifankahita koa tsy fantatro!
paradisa v? sa Karma?sns tsy voatanisa. Possible ho tafahaona fa tsy mifankafantatra. Si est seulement si mba misy point de repere hamamtarana ny olona iray ary misy ihany tokoa aloha izany araka ny tantara maaaro, tahaka ny hoa i Carla ihany hono no i...sns, sy ireo nahita fahitana ny fiainan-tsy hita dia toa mahita ny havany indray hono.
tellement complique (azafady fa tsy misy tsindri-peo ity clavier), dia aleoko eto @ sera aloha no manararaotra ny fisian´i Ika .
Fa raha ny marina @ ity fiainan-tsy hita, koa izany izy tsy hita, ny hoa voavonjy sy tsia koa, rehefa mby any ´za manao compte-rendu hoe voavonjy na tsia!
:wink:
rakaroka> za koa mino fa mbola hiara hihaona aminao indray any @ le fiainana ankoatran'ity fiainan'ity e :wink:
Eny wa :@ :@ :@ :-w :-w :-w :-$ Dia aiza ho aiza aza isika no
mety hifankahita? Na mety efa nifankahita koa tsy fantatro!
paradisa v? sa Karma?sns tsy voatanisa. Possible ho tafahaona fa tsy mifankafantatra. Si est seulement si mba misy point de repere hamamtarana ny olona iray ary misy ihany tokoa aloha izany araka ny tantara maaaro, tahaka ny hoa i Carla ihany hono no i...sns, sy ireo nahita fahitana ny fiainan-tsy hita dia toa mahita ny havany indray hono.
tellement complique (azafady fa tsy misy tsindri-peo ity clavier), dia aleoko eto @ sera aloha no manararaotra ny fisian´i Ika .
Fa raha ny marina @ ity fiainan-tsy hita, koa izany izy tsy hita, ny hoa voavonjy sy tsia koa, rehefa mby any ´za manao compte-rendu hoe voavonjy na tsia!
:wink:
74. ikaretsaka
(
09/03/2009 23:18)
Rakaroka> dia ianao ve hino fa tsay hifankahita isika ankoatran'ny fiainana ato @ sera?
75. rakaroka
(
10/03/2009 19:16)
ikaretsaka:
Rakaroka> dia ianao ve hino fa tsay hifankahita isika ankoatran'ny fiainana ato @ sera?
Mino ka :-D :-D :-D Ahoana moa no tsy hino e :/ :/ :-w :-w :-$
araka ny hoe "minoa fotsiny ihany!" :^) :^) :^)
Ianao mampatsiahy ilay olona nianjera tao anaty lavaka izay, dia sendra nahasarangotra ilay tanan´ólona izay hono, dia nisy feo niteny hoe"mino aloha ve ianao sa tsy mino?" . Dia hoe "mino e", dia hoe mino an´iza?
Dia hoe an´Atra fa ho iza indray?
-Dia hoe "avotsory aza ny tananao!"
- "tsy misy olona aloha ve ao ambony ao :roll: :?: :-D :-D :-D
77. fijo
(
10/03/2009 22:36)
hihihi ilay tantara e, amiko rah amisy izany fiainana any aorian aizany,dia izay nanao ny tsara sy ny nety tety an tany no hiaina any.fa tsy izay hoe" nino an'i iry na itsy"
78. rakaroka
(
11/03/2009 20:23)
Ny nahavariana dia ilay "etat de conscience" hoe "ahoana tsara aza ?...
Hoe rehefa maty ve ny olona dia maty ao anatiny ao koa iny?...sa lasa misinda miala toa ny matory?...
Fa maro t@ ny boky novakiako aloha manamafy fa misinda miala lé izy, dia mankaiza?...miriorio eny @ rivotra ? dia mijotra manaraka ny lalamben'ny maty?
dia miandry ny fitsarana?...Dia izay izany no ifampiandrasana hoe iza avy no nino an'i Jesoa?...Toa tsy ho sahy hanameloka noho izay monja ihany ilay Atra inoako ka!

79. ikaretsaka
(
11/03/2009 20:31)
izay ange no ilazako lalandava hoe ny olona tsisy atao loatra eto @ ity fiainana ity no mi preoccuper ny sainy @ izany e..
io le resakay sy le bandy akaman'i cutie ary atsimo atsinanana ary hoe
-Rehefa maty izany ianao dia ny fanahinao lasa any an-danitra?
-eny ho'zy lery
-dia ny vatanao any am-pasana
-eny ho'zy lery
-Ary IANAO @ maha ianao anao ho aoza hoy aho?
- . . .! 8O

80. mia
(
12/03/2009 18:30)

Tena tsy miombon-kevitra aminao mihitsy aho!! satria ny fiainana eto an-tany anie mandalo e ary ny olona variana @ izao fiainana izao no tena mahantra indrindra
Ny olona anie raha tsy misy an'ATRA eo @ fianany dia mijanona ao anaty maizina ary maty e!! maty dans le sens hoe tafasaraka @ ATRA izay nanao izao rehetra izao, mibaiko sy mitantana ny diany! maty fanahy, ary ho faty koa ny vatana sy ny nofo moa!
Fa ny fanahy mijanona ao anaty fahafatesana no tena ratsy indrindra satria very, very ary izay ny fahafatesnaa faharoa izay tsy misy hevitra intsony!
izao iainantsika izao no atao hoe temps de la grâce, andron'ny famonjena mbola maninjitra ny tanany ny Tompo hanavotra antsika.