Izay tsy nataonareo tamin'ireny madinika ireny ...
21. rijadolly
(
24/12/2008 15:00)
badboy:Tapahiko teo ilay izy satria tokony hatreo ny resaka adala fa tsy ilay oh :cry:
Dia tohizako ihany moa izany ilay resaka adala satria ao anatiny tsara isika izao ka
ikaretsaka:Tsy nisy mihitsy teo nandaha hoe tsy ilaina ny fanampiana ny mahantra ara-nofo mahazo miverina mamaky tsika na ny an\'coopsal izany na ny teniko.Miara-manaiky isika rehetra fa tsara ireo miharaka,fa kosa tsy ambanin\'fanaovan-tsoa ny fitoriana ny Filazatsaran\'Kristy.Ka izany ny antony ilay Torohevitry coopsal irona be any amin\'ara-panahy.Fanotaniana iray no apetrako ho antsika Mpino
Ahoaana ny momban\'io fanoharan\'i Jesoa nolazain\'i badboy io? Sa odiana fanina indray io fa manafintohana izay voalaza? Aza aolika fa tonga de tsory
Iza no tsara ny manao soa ho an\'mahantra fotsiny sa ny mitory ny Filazantsaran\'Kristy ho an\'ny mahantra fotsiny,raha tsy maintsy ny iray amin\'ireo ny azonao tanterahana? (sady mahantra ara-panahy no mahatra ara-nofo ilay olona) Ra voavalinao tsara izany dia ataovy vaindohan-draharaha ilay sarobidy aminao izay vao ilay faharoa.Mahereza!
22. ikaretsaka
(
24/12/2008 16:01)
@ fomba ahoana loatra no hinoan ny olona mitanjaka ara batana anao raha miteny azy ianao hoe hanafy azy ara panahy ianao?
Ary izay zany no hitako ho tsy mampipasy ilay resaka
Hoy I Jesoa hoe raha noana , nitanjaka.nangetaheta AHO..... de hozy I coopsal hoe resaka spiritual io
Ilay AHO eto dia I jesoa: jesoa ve atao hoe tonga lafatra spirituellement dia hangataka fanampiana spirituellement avy aminao?
--->tsy mitombona

23. badboy
(
25/12/2008 00:55)
ikaretsaka >> Ekeko tantreraka ilay démo!! (cqfd) Ary ho tohizako ilay resaka adala fa vao ny andininy voalohany isika izao ary manomboka mikatroka ilay faha2!!!
rijadolly >> Aza ampifidianana ny tsy tokony ho fidiana tahak'izany ilay olona anaty fahatrotrahana!! Efa trotraka ve ny tenany dia mbola hanaovana chantage ihany??? Sao dia mba lasa lavitra be loatra ilay fitiavana ny tia hampanaiky ilay olona ny baiboly ka mampanao ny tsy fanao sy ny tsy tokony hatao!!!
Aza adino fa miresaka olona ianao izany hoe : vatana, saina ary fanahy!!! Jereo tsara fa ny vatana foana no lazaina mialoha ary ny fanahy no farany!! Tsy tsinjonao @ io ve ny antony?? Raha tsy tsapanao dia indrisy fa mivoana tanteraka ny fandraisanao ny olona ary manarak'izay koa ny fandraisanao ilay tantara anaty boky ankafizinao!! Ilay finiavana manova ny tanjon'ilay boky, ka manosika mafy ny tiana hahatongavana, sy manilika ny mahaolona ny olona no mahatonga ilay resakadala!! Ka dia ho tohizatsika hatrany izy ty fa efa raikitra!! Tairo indray aloha ilay démo mba hojerena, fa tandremo sao manao démo mivilana fa hotsarain'ilay hinoanao ianao any aoriana any!!! :twisted: :twisted: :twisted:

24. prime
(
26/12/2008 09:49)
Izaho manokana dia mitovy hevitra tanteraka amin'ny ambaran'i coopsal... ny famonjena ny fanahy no nahamaika an'Andriamanitra... nefa eo amin'ny fiainam-pinoana sy ny fitiavana araka ny nandidian'i Kristy ny mpino Azy dia tsy mba nataony ambanin-javatra ny famonjena (na dia mandalo aza) ny tena maharary ny olona, dia izay miatraika amin'ny nofo (aretina, hanoanana, fahafatesana, tsy fahalalàna, fahantrana...)
25. ikaretsaka
(
26/12/2008 16:22)
Raha ny famonjena fanahy ihany no nahamaika an Atra, nahoana no nampahiratiny ny jamba. Nofahanany ny noana,nataony nandeha ny malemy, nositraniny ny mitsi-dra, nanpiany ireo mahantra sy nasintaky ny fiaraha monina...
Nasainy naloha ny taxe an'i cesar...nanao recensement ny rar ny, novainy ny toetr andro
Ara batana daholo anefa izany...ary indrindra koa: naninona izy no nizaka sy nitafy ny maha olombelona sy ny fombany fa tsy nijanona ho fanahy nanidintsidina teny fotsiny
"Vatana.@ vatana, fanahy@ fanahy" hoy I st Ambroise izay

26. prime
(
29/12/2008 12:44)
ikaretsaka> Dia diniho ny tranga nisy, fa nisy tamin'ireo nambaranao ireo izay nataon'i Kristy tokoa samy nanana ny sehony avy... fa ny tena fototr'ireny fahagagana ireny dia ny finoana sahady efa tao amin'ireo izay nositraniny sy novonjeny... izany hoe efa mino ny olona vao asehon'Andriamanitra ny voninahiny... izay ilay famonjena ny fanahy aloha vao ny nofo...
Ary tsy vitsy tamin'ireo no nataon'ny fariseo hakana fanahy an'i Kristy... nefa dia nataon'i Kristy tokoa ny fahagagana, nefa mbola tsy nampiova fo sy ny fijery sy ny finoan'ny fariseo maro ihany izany... izany no mampiseho fa Andriamanitra rehefa miasa dia miasa ho famonjena ny fanahy... tsy ilay marary sy boka sy jamba sy noana ihany no mahazo famonjena fa izay rehetra nahita sy nihaino Azy ka tonga nino Azy...
Aokat sy hadino fa Jesosy rehefa avy manasitrana dia maniraka iny olona iny hanambara ny asan'Andriamanitra tamin'ny tenany mba hinoan'ny maro... (izay ilay mahamaika an'Andriamanitra dia ny inoan'ny maro ahazoan'ireo famonjena)

27. prime
(
29/12/2008 12:51)

28. ikaretsaka
(
29/12/2008 15:40)
Ka niatomboka t@ ara batana aby aloha. Mba zavatta hita sy azo tsaoain tanana izay vao niditra lalina.
Manasoa ny madinika aloha ..izay vaomiditra spiritoaly aminy

29. ari.malala
(
30/12/2008 06:03)
Fa ilay fahagagana @ maha fahagagana azy fotsiny ve no tena zava-dehibe sa ilay hevi-dehibe tian\'i Kristy avoitra? Ie, misy fotoana rehefa avy manasitrana i Jesoa dia miteny hoe mandehana miseho amin\'ny mpisorona, fa misy fotoana izy mandrara ka! hoe aza miteniteny na amin\'iza na amin\'iza fa ireo mahazo fahasoavana no tsy mahatana vava fa lasa manambara izany amin\'izay mifanena rehetra :) ary ilay hoe mandehana ka manaova toy izany voalaza foana anie, efa averimberiko foana hoe tsy ny fitabatabana hoe izaho nahantra taloha fa izao fa izao fa izao no tena izy e! fa ny fanampianao ireo madinika, iny action iny no tena fitoriana voalohany fa tsy ilay fivazavazana etsy sy eroa! fomba ahoana moa no ilazanao amin\'ny olona iray tsy nihinan-kanina nandritra ny firy andro hoe sambatra izay noana, fa tsy ho angamba tonga dia felaka tehamaina no hahazo anao eo!!! :-P
30. mia
(
30/12/2008 10:48)
Tena tsy mandao tokoa ATRA fa isika foana no maniasia!
Isaorako manokana i coopsal fa tena ara-panahy tokoa ny hevitra nozarainao!
Ny fanahy marina no tena tokony hibaiko ny rehetra ary tena misaotra an'ny Tompo koa fa izay mpino mangetaheta sy noana ara-panahy, mitady fahamarinana ny amin'ny fiainany dia vokisana tokoa!
Inona tokoa moa ny dikany raha azo daholo ny soa rehetra eto an-tany (harena;laza, vola)nefa very ny fanahy?? Tsy hoe ratsy akory ny miadana eto an-tany fa saingy mandalo avokoa izany ary tena mahantra izay mifikitra @ izany

35. prime
(
02/01/2009 13:46)
Jesosy rehefa nampianatra teny an-tendrombohitra dia tsy ny namahana ny olona sakafo no nahamaika Azy na ny nizara fitafiana na ny nanorina trano onenany fa ny famonjena ny olona hanana fiainana mandrakizay tamin'ny alalan'ny fampianarana sy ny toriteny... fa rehefa hitany fa nanaraka Azy ny olona n'aiza n'aiza nefa mbola tsy nihinan-kanina vao namahana azy ireo Izy...
Ekena fa tsy fampianaram-pinoana izany, hoe toy izay foana no fiasan'Andriamanitra fa ny mivadika amin'izay koa dia tsy lalan-tokana ho marina...

36. ikaretsaka
(
02/01/2009 14:59)
Tsy voalaza ny nataony teny aloha fa inoako fa mifanhohitra @ izay...
Tsy hiteny mihitsy isy hoe sambatra izay noana @ vahoaka tsy nikaly aloha e... na jerena @ situation tsotra

37. ari.malala
(
05/01/2009 06:16)
Apetrako aza ny fanontaniana, atao hoe misy olona tena 5 andro tsy nahita hohanina (misy izany fa aza mandà an) dia hitory teny aminy ianareo milaza fa tsy ny fanampiana no zavadehibe fa ny fitoriana ireo, dia mino ve ianareo fa hino izay lazainareo izy? i Jesoa aza sady namoky no nitory mbola nahazo kiana sy vava ratsy ihany :-P
38. Nandra1
(
05/01/2009 10:08)
Ireo nihevitra fa nanao asa tsara kinanjo voaroaka
Koa izany no fahadisoana ho an\'ireo olona maro izay hiteny @ fitsarana hoe \"taiza izahay no tsy nanao an\'izany ? Novakianay mihitsy ilay evanjely masina iny dia efa nizara sakafo tamin\'ny mahantra izahay sady nanao karazana aumônerie sy charité!\".
Fa ankehitriny Kristy dia efa manitsy sahady izay mihevitra koa fa mino Azy : manatona Azy fahamarinana mba ho afaka amin\'ny hevi-diso.
Mitombona ny lazainao mikasika ny Fanahy ry Coopsal, ilaina tokoa ny mitory ny filazantsara ho an\'ny rht saingy ilay hoe hevi-diso ny asa fiantrana de tsy ekeko satria \"Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao\", ary didin\'Andriamanitra tsy azo atao tsinotsinona io! Ary ny tena goavana de le hoe Tiavo ny Tompo Andriamanitrao @ fonao rht, @ sainao rht, ary @ fanahinao rht! Dikan\'izany, tsy misy olona afaka manompo Tompo roa de Andriamanitra sy ny vola!
Amiko, raha mbola marary ho an\'ny tsirairay ny harenany sy ny volany ohatra de mila mandini-tena tsara fa ireo no didy voalohany hoy i Kristy!
39. prime
(
05/01/2009 14:11)
ari.malala> Raha toa izay ilay zava-misy dia mitombina ny ahiahinao fa mila fahanana aloha ny olona ary izay vao vokisana ny tena sakafo mahavelona dia ny tenin'Andriamanitra... fa tsy ilay sakafon'ny nofo no mahamaika an'Andriamanitra fa ilay sakafon'ny fanahy satria ity farany ity no ahitany ialy tena fiainana...
ikaretsaka> Mba mamakia ihany baiboly indraindray fa ny toriteny teny an-tendrombohitra nialoha ny famahanana mofo 5 sy hazandrano 2 dia nanomboka tamin'ny fampianarana sy fanoharana ary niafara tamin'ny toriteny... ary lava dia lava izany fa naharitra ny olona, ary na Jesosy aza dia tsy nahatsapa intsony ny hanohanan'ny olona raha tsy ny mpianatra no nampatsiahy Azy...
Fa anisan'ny nampianariny indrindra tamin'izay ny amin'ny hoe "Sambatra izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana..."
Mba mamakia ihany baiboly indraindray ra-Ika a...

40. coopsal
(
05/01/2009 14:27)
BADBOY, IKARETSAKA, ... >>>>
Izay no nanoratako mazava hoe "ho an'ny mino ity resaka ity fa tsy ho an'ny tsy mino (eny fa na dia teolojiana aza izy)". Tiako ny ni-éviter ho anareo sangojy kanefa ianareo no tsy nanaiky fa niditra.
Ataoko fa tsy hisy olona tsy matematisiana hidikiditra hiseho hiteny eo amin'ny fifanakalozan-kevitra ataon'ny matematisiana! Ary na @ samy matematisiana aza , ny olona docteur en Analyse tsy dia hitsofotsofoka be loatra amin'ny adihevitry ny professeur en processus stochastique! Fa raha olona tsy manana ilay niveau akory izy no mitetateta miditra dia fahamenarana no ho azony.
Izay mino an'i Kristy irery no afaka hanana ny niveau takiana amin'ny fahalalana ny tenin'i Kristy. Ny zavatra mahagaga eto dia i Kristy no nanambara hoe : "Nasehon' Andriamanitra tamin'ny zaza sy ny tsy manam-pahalalana izany fa nafeniny tamin'ny hendry sy ny nahita fianarana"