Vehivavy miteraka tsy manambady...
81. heidi
(
18/12/2008 19:52)
vale, kotobekibo, ikaretsaka, rafahafahana, tena marina anie io e!
de gaga fotsiny aho alou fa sipa be kalkul ilay izy , izany hoe ny hiterahana izany atao fangalàna vola fotsiny, de izy try miasa :°)

82. xxx
(
18/12/2008 20:25)
Tena tsara izany kalkil i sipa izany. tena ita we vhv mahay be. 900E +zaza 3+ manala azy fotsiny+tsy mila lhl fa sex toy de ampy= Paradisa.
Mba ilazao ny vhv gasy any paris sy mada aty fa we misy fika bonne be aty.

84. sakaizakely
(
19/12/2008 08:47)
eeee!
sipa doma be sady tsy mahay kalkil no tsy maharaka ny tena vidimpiainana, efa avoaka ombieny ombieny fa 800€ isan'oul isambolana ny seuil de pauvreté, zany hoe raha mpivady mananjanaka 2 dia tokony mandray 3200€ vao azo atao hoe miaina
raha tsy zay de mi survivre fotsiny
firy taona nipetraka tany Paris zany ?
pré : zara raha mahavita hofantrano sy charges (jiro rano sôfazy) fotsiny zany 900 € zany raha tena Paris intra muros, raha hahita aza
manofa trano mila manana fidirambola avo 3-4 heny ny hofantrano, sady mitady caution 3 mois de loyer farafahakeliny, de mila garant koa :{ :{ :{ :{
ny HLM 5 taona en moyenne vao mahita
de hihinana inn, sa handeha haka sakafo any @ resto du coeur isanandro ? bonjour la dignité...
doé : tsa misy oul hanome azy 900 éro mandrakizay doriamen zany eo, ngodé manantena tsy misy ko hanabe laharana ny katiramia maro anisa de ny kilonga no mampalahelo
troà : kalkil fopla be zany no anaovana zazà de mba milamina ve ny eritreritra amin'izany ?
ikaretsaka> tsy misy miantoka ny jiro sy ranonao zany eo kou, ny Sécu misahana ny fitsaboana sy ny aretina fotsiny
kotobebide> ve tsarakarama azo ihafiana
:-D :-D :-D :-D

85. sakaizakely
(
19/12/2008 08:53)
heidi> ka raha sipa tsy miasa sady tsy manana qualification de hihinan'ny votsikiritiny izy rehefa ireny
toroy hevitra hanarina ny fiainany @ fomba hafa fa tsy am zaza,
ny famelomana ny ankizy mitaky vola be lavitra mihoatra noho io voalazany io
palélo le toetsaina
surtout le ankizy no tena hijaly :? :? :?

86. heidi
(
19/12/2008 12:50)
izao aloha mbola tsy misaraka am vadiny e! fa nikasa hanao zaza fanitelony... ka asa izay na efa en route na efa tafavoaka :-D
fa dia io foana no naverina tamiko hoe raha roa ny zaza tsy mahazo vola firy fa raha à partir ny telo ny zanaka dia mahazo fanampiana plus ou moins 900 euro am fanjakàna , dia izaho hoy izy tsy mila miasa donko fanararaontam-njakàna ny volan'ny vahoaka miasa mantsy e! :^)

87. heidi
(
19/12/2008 12:51)

efa ela izy no tao paris ko! mba tokony hahalala ny vidim-piainana ihany.....

88. kotobekibo
(
19/12/2008 15:51)
sakaizakely:
kotobebide> ve tsarakarama azo ihafiana
:-D :-D :-D :-D
miliaridera zà ry kala a! 8)
:-D :-D :-D
heïdi > somary tsy d azoko hoe , fa maninn hono no tsy maintsy ilay vadiny no iterahany fanitelony fa tsy n'importe ki ,
@ izay d tsy misy mahalala ohatra , nefa ny vola azo ihany . :-P
89. sakaizakely
(
19/12/2008 20:44)
bebide> poinsa tsara zany fa miomana hahazo CV ary @ hafatra manokana tsy ho ela ;-) ;-) :-D
90. heidi
(
19/12/2008 20:49)
message
heïdi > somary tsy d azoko hoe , fa maninn hono no tsy maintsy ilay vadiny no iterahany fanitelony fa tsy n'importe ki ,KA MBola ao am vadiny izy kou!..... DE INY ZANY NO bagages-ny raha misaraka izy savy dia 900euro :°) :^)
@ izay d tsy misy mahalala ohatra , nefa ny vola azo ihany .
91. kotobekibo
(
22/12/2008 13:48)
sakaizakely:
bebide> poinsa tsara zany fa miomana hahazo CV ary @ hafatra manokana tsy ho ela ;-) ;-) :-D
ialana tsiny ireo izay nandefa CV ka tsy nahazo valiny t@ kanditatira satria vitsy no toerana 8)
Laingako izany fa mahazo valiny dôly e!:-D
Ehhh!!! fa raha miliaridera @ lainga v fa tsy € d tsy mampaninn ? :oops:
:-D :-D :-D