Vehivavy miteraka tsy manambady...

61. Rafahafahana ( 16/12/2008 13:46)
Mora ny miteraka fa ny fitaizana sy ny fanabeazana no tena sarotra; ny ankamaroan'ny olona miteraka dia tsy mitaiza fa miompy zanaka, izany hoe tsy araka ny tokony ho izy ny fitaizana sy ny fanabeazana, fa eo ho eo ihany.
62. ikaretsaka ( 16/12/2008 13:54)
Betsaka mihitsy io miompy io ankehitriny
63. sakaizakely ( 16/12/2008 17:39)
ny ahy ato mandeha tsara ny fiompiana :-P :-P
64. ikaretsaka ( 16/12/2008 19:24)
kelly13:

ny ahy ndray d oe ary ra lhl niteraka t@ le vhv d nipitsihan'ilay vhv aôna ny fandehany? faharesena sy fahalemena v? lol (je ris mavomavo)


Misy cousin anay ohatran'io de avy eo le vevavy hoe tsy vonona ny hitaiza fa nitady atao aboprtion fa tsy nety lery.. dia nateraka ny zaza dia notezain I lery... dia izy mianaka no any...7 taona le zaza zao fa tsy maninona mihitsy fa reven'izy mianaka ny fiainany.
Ni se remarier lery ary nananjanaka t@ io vevavy vaovao io fa tsy misy probl
65. vale ( 17/12/2008 00:24)
ikaretsaka:

Betsaka mihitsy io miompy io ankehitriny



:lol: ilay filazanareo azy koa anie, mampiomehy! lol
66. vale ( 17/12/2008 00:35)
Misy tsy ekeko ny zavatra lazainao satria raha ny zavatra hitako dia mi se mefier be @ ireny olona divorcé sy miteraka tsy manambady ireny ny vehivavy manambady ara-dalàna ,ary manara-maso tsara ny ataon ny vadiny .
:roll: :roll: :roll: tsy ny sipakely vao misondrotra ve no tokony hiarovam-bady e??? tsy azoko koa zany vehivavy izany! sa ve mahita azy oe tsy manambady dia oe sodé hangalatra ny vadiny??? izany kosa dia efa manaratsy ny vehivavy tsy manambady kah!!! na manambady na tsy na vao herotrerony rehefa te hanadala vadin'oul dia mahavita dol, tsy ireny efa divorcées sy tsy manambady ireny indrindra aza ve no tena mailo am resaka lelahy satria matoa izy niteraka tsy nisy vady dia na solafaka na tsy mila vady, ka ataony in kou ny haka vadin'oul !lol
67. vale ( 17/12/2008 00:48)
ikaretsaka:

[quote=diamondra27]
de inona ny tsara miteraka tsy manambady sa miteraka nefa nilaozam-bady

iza no zakan'ny fiaraha-monina


Ny tsy miteraka mihitsy raha mbola tsy manambady no tena reveny aloha e...
-----------------------------------------------
Ikaretsaka: Ilay nilaozam-bady reven'ny fiarahamonina koa ah, tsy asiany menomenona fa mampalahelo azy knoh!! lol.. le iray foana no lasibatra, vao oe niteraka fa tsy misy vady dia efa voafosafosa( eo am FM Malagasy zany e, ny an'ny vazah manko ireny aza hitserany sy ampiana, mahazo aide be ery).


68. ikaretsaka ( 17/12/2008 05:27)
Raha jilajila kosa ka nilaozambadiny de le ankolafim-piaraha monina jila ohatra azy koa no tia azy mazava ho azy
69. heidi ( 17/12/2008 06:41)
ka matoa koa ka efa manambady no soit disant hoe nangalarin'ny hafa dia tsy fahadisoan'ny ilay hafa ihany fa ilay nangalarina koa no tena te .... ko! :)
70. lemenakely ( 17/12/2008 15:50)
heidi:

ka matoa koa ka efa manambady no soit disant hoe nangalarin'ny hafa dia tsy fahadisoan'ny ilay hafa ihany fa ilay nangalarina koa no tena te .... ko! :)



Ka ny tompony tsinona mihanahana e
71. heidi ( 17/12/2008 15:55)
mihanahana otran'ny gana izany :-D
misy koa ilay miteraka miteraka mba ahazoana fanampiana avy am fanjakàna fotsiny indray.... ny tavaratra sy ny tantsinanana no tena mpanao an'io
fa tsy ferana koa misy gasy fatako izay dia hoe hisaraka am vadiny hono izy ka alohan'ny hisarahana hiterka fanitelony amzay mahazo hatram 900euro dia tsy mila miasa :roll: 8O
72. ikaretsaka ( 17/12/2008 16:55)
fa miresaka ilay miteraka tsy manambady ihany ...

Madagascar tribune androany:
Ny hanambadiana hiadanana. Tsy izay anefa no nitranga tetsy amin’ny boroborintany faha-roa ny alakamisy sy ny sabotsy lasa teo, teo amin’ireto olon-droa saika hanorina tokan-trano.

Ho atao ny soratra ny alakamisy maraina lasa teo. Rehefa vory ny fiankaviana tao amin’ny efitrano fisoratana tao Ambanidia, ary hiroso amin’ny fanoratana ny ben’ny tanàna lefitra no niseho ny tsy nampoizina. "Tsy noterena ve ianao hanambady an’i ... hoy ingahy mpanoram-panambadiana" ? "Noterena tompoko", hoy razazalahy teo imasom-bahoaka ! "Tia azy ve ianao anefa sa tsy tia io vehivahy ho vadinao io" ? "Tsy tia azy aho tompoko", ho indray razazalahy. Rakotry ny henatra ny fianakavian’ny andaniny sy ny ankilany nanatrika tao, iny alakamisy iny.

Vita ihany

Rehefa izay no nitranga, dia notarihan’ingahy ben’ny tanàna lefitra hivadika tao amin’ny efitra ilany ity zazalahy antsoina hoe Thi... ity. Rehefa niverina avy izy ireo, dia nanontany an-drazazavavy indray ingahy mpanoratra. "Tsy noterena ve ianao hanambady azy" ? "Tsy hiteny aho raha tsy fantatro ny resaka nataonareo tao ambadika tao", hoy indray ity razavavy ity. Nihenjan-droa indray ny tady, saingy vita ihany ny soratra nony farany.

Tsy nitranga razazavavy

Ny sabotsy teo no voatondro hanaovana ny mariazin’izy roa ireto. Ny mampalahelo anefa dia tsy tonga indray ilay zazavavy. Ny fianakaviana sy ny sakafo anefa efa vory lanona tao amin’ny efitrano malalaky ny fiangonana katolika Ambanidia. Ny hany sisa natao dia fotoam-pivavahana tsotra tao am-piangonana nentina nankahery ireo fianakaviana saika hanatrika mariazy. Vita izay dia niroso tamin’ny sakafo ny olona nasaina, ary tao indray ity zazalahy ity no nitsiriritra izay ho andefimandriny any aoriana. Tsara ny milaza fa efa nitondra vohoka enim-bola ity vehivavy tsy tonga tamin’ny ora farany ity.

73. heidi ( 17/12/2008 17:09)
lalina koa iny an! :-D aleo kosa tsorina ny marina :^)
ny pokona koa faly aloha manararaotra ny kaly efa vita homana koa iza no hihakaka eo na nitranga i kala na tsia am manaraka ndray zany :-P
74. kotobekibo ( 17/12/2008 17:36)
lemenakely:

heidi:

ka matoa koa ka efa manambady no soit disant hoe nangalarin'ny hafa dia tsy fahadisoan'ny ilay hafa ihany fa ilay nangalarina koa no tena te .... ko! :)



Ka ny tompony tsinona mihanahana e


Ka izay no mahatonga ahy miteny hoe aza ny ol hafa no atokisana fa ny vadinao na ny sipanao .
Ref te handé iny tsy tàna , satria tsy ahita izay ataony any ambadika any mihitsy ianao ( fiasana , hotely , tsena , fiara , trano , namana , fianakan's ... )
Fô pa kompliké la vie an! raha tsy izany mety ho faty ho azy ianao . :-D :-D :-D
75. vale ( 17/12/2008 20:39)
heidi:

mihanahana otran'ny gana izany :-D
misy koa ilay miteraka miteraka mba ahazoana fanampiana avy am fanjakàna fotsiny indray.... ny tavaratra sy ny tantsinanana no tena mpanao an'io
fa tsy ferana koa misy gasy fatako izay dia hoe hisaraka am vadiny hono izy ka alohan'ny hisarahana hiterka fanitelony amzay mahazo hatram 900euro dia tsy mila miasa :roll: 8O



:-D :-D :-D :-D :-D :-D
76. ikaretsaka ( 17/12/2008 21:05)
misy gasy fatako izay dia hoe hisaraka am vadiny hono izy ka alohan'ny hisarahana hiterka fanitelony amzay mahazo hatram 900euro dia tsy mila miasa

taaaaaaaa likaryyyyy! 8O
77. kotobekibo ( 17/12/2008 21:09)
izay izany lé hoe " faisons l'amour avant de nous dire adieu " :-D :-D :-D
78. Rafahafahana ( 18/12/2008 12:17)
ikaretsaka:

misy gasy fatako izay dia hoe hisaraka am vadiny hono izy ka alohan'ny hisarahana hiterka fanitelony amzay mahazo hatram 900euro dia tsy mila miasa

taaaaaaaa likaryyyyy! 8O



900€ ve dé ahavelona aty andafy, resaka adala be zany.
79. kotobekibo ( 18/12/2008 16:11)
900€ v ? raha fianakans misy zaza 3 sarotra ihany an!
ofa-trano d efa ohatrinona ? sakafo , akanjo , fianarana , jiro , rano , deplacement , tel , taxes ... :?
Raha tsaratsara karama ram's d manaiky zà .
80. ikaretsaka ( 18/12/2008 17:26)
Nga mo zany tsy efa hiantohan ny secu (ny jiro sy rano io)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3751