Vehivavy miteraka tsy manambady...
21. ikaretsaka
(
12/12/2008 17:49)
Moa raha misara bady indray de oainina foana raha tsy hoe angaha hitampoko hitam-pirenena hoe iza no fople nampisaraka
22. Noue
(
12/12/2008 18:13)
lemenakely:na generalisena na tsia kosa aloha dia raha tsisy ny lehilahy tsy ho bevohoka ilay vavy eee ! sauf bien sur artificiel
Aza generalisena hoe fautenay lehilahy 100% ny vohoka tsy niriana , misy tranga mantsy ohatra manana sipa be dia be ilay tovovavy ary na izy aza indraindray tsy mahalala tsony hoe iza marina no tena rainjanany !
:-D :-D :-D :-D :-D
23. fahamarinana
(
12/12/2008 19:04)
:arrow: iraisako hvtr à 100 pour 100 koa io lazain'ny noue io! (l)
24. ikaretsaka
(
12/12/2008 21:13)
Noue:
na generalisena na tsia kosa aloha dia raha tsisy ny lehilahy tsy ho bevohoka ilay vavy eee ! sauf bien sur artificiel
Aza generalisena hoe fautenay lehilahy 100% ny vohoka tsy niriana , misy tranga mantsy ohatra manana sipa be dia be ilay tovovavy ary na izy aza indraindray tsy mahalala tsony hoe iza marina no tena rainjanany !
:-D :-D :-D :-D :-D
Ary raha misy mamelatra kosa eo tsy hisy balita ho avy maina e
27. xxx
(
12/12/2008 21:22)
raha tsisy ny lehilahy tsy ho bevohoka ilay vavy eee
Noue! Ka le vhv mintsy zany no adala tsy mahalala ny vatany! efa fantatra mazava fa mety ma bikina ny manao firaisana nefa dia mbola ekena iany! ra tsy tanty ny fakapanahy dia tokony hanao prevention. Aza ailika @ lhl ny rihitra nefa zavatra niarahana natao! sauf bien sur les viols!
28. lemenakely
(
13/12/2008 05:21)
ikaretsaka:
Ze mirobo drano ihany no maty anndano
Arakaraka ny halaliny io, ary ny mahay rano ihany no maty an-drano , maro mantsy izay be vava izay manao hoe : ny sipa hono tsy maintsy mi roule fa ny kibo no tsy asiana olona...Nefa allez voir!...
29. sipagasy
(
13/12/2008 07:26)
éééééé dia resaka daholo izany rehetra izany ry reto annnn!!! amiko aloha dia safidy io e!!!!
ohatra izao, raha manana asa ilay vehivavy, manana ambiny @ karamany, manana ny tranony sy ny fiainany manokana dia ho tsininy veh raha hoe zanaka no faniriany fa tsy kofehy manara-panjaitra(ilay lehilahy io)?!, ny ahy dia io no nosafidianiko......tsy misy mpanelingelina, afaka manao izay tianao rehetra hatao, tsy hoe akory rehefa manam-bady dia gadra!!! tsia annn tsy izay ny teniko fa hoe mba afaka manao izay tianao atao tsy mila miera na mitsinjo hoe ahoana hoy ny ankilany.... ggrrr ilay miera tahakan'ny zaza!!! hhmm tsy mety amiko.... hihihi, ilay miankin-doha koa ountsss koa raha tsy misy atidoha aho ka hiankina aminy hihihihihi......, izay e!!! ataoko fa nijoro ho vavolombelona aho izay e!!!!! hihihihi, fa izaho kosa tsy hiteny hoe manarà ny diako!!! tsia annn, safidy io koa samia maka ny lalany avy!

30. lemenakely
(
13/12/2008 07:51)
sipagasy:

Vava-kisoa misy sira io e ka asakasak izay hihinana azy !...
31. heidi
(
13/12/2008 08:17)

hummm milay ka! je t'envie
:wink:
32. heidi
(
13/12/2008 08:18)
raha ny resaka hitako am lay bandy mamaly eto izany dia tsy hanana chance ho azy mitsy ny sipa efa niteraka tsy manambady :?
33. ikaretsaka
(
13/12/2008 08:39)
heidi:
raha ny resaka hitako am lay bandy mamaly eto izany dia tsy hanana chance ho azy mitsy ny sipa efa niteraka tsy manambady :?
Afaka faritana misimisy kokoa ve le"tsy hanana chance ho azy"?
34. heidi
(
13/12/2008 09:04)
ika: hay ve!
ny tiako soritana eo dia raha ohatra ka manome tsiny sy tsy manaiky ny vehivavy efa niteraka fa tsy manambady aby ny bandy tsy hanana chance mitsy zany ny vehivavy hiaraka am bandy fa satria efa niteraka.... :?
ARY AHOANA indray ny vehivavy veuves efa niteraka ary???? mbola ao anatin'ilay hoe niteraka tsy manambady ihany ve?

35. ikaretsaka
(
13/12/2008 09:38)
Le momba ny veuves.... io araka ny tiany ihany... fa raha hoe very anjara de ny vody sobika aza manana ny anjarany. Fa ny akamaroan'ny veuve mbola kely anaka sy manan-katao de aleony aloha @ zao matetika ko
Fa le nandranandra maivandoha ka miteraka tsy mana,bady sy efa voafitaka ireny no mora tsy mbola mety fay de mitsondratsondrana misarangotra ze azony eo fa matahotra le status toward ny society ....nefa avy eo mainka mijaly

36. heidi
(
13/12/2008 10:52)
efa voafitaka ireny no mora tsy mbola mety fay de mitsondratsondrana misarangotra ze azony eo fa matahotra le status toward ny society ....nefa avy eo mainka mijaly
io aloha dia marina an!
misy sipa kely vazà zay mbola vao 17ans de tratran'ny revy d'un soir tam bandy tany fa tonga de bikina, izy kosa nanantena hoe hiaraka aminy lay sipa de lay bandy kay ratsy loha hoe tsy genre na sipa tiko hiarahana eo am fiainana izy fa juste niaraka natory indray mande fotsiny,
nateraka de notaizàna ilay zazà, mbola tratra fanindroany indray, fa ilay bandy nahabevohoka azy fanindroany kosa aloha niaraka nipetraka taminy asa un an sa deux ans, dia nosarahan'ilay bandy ndray, izany hoe roa zany zao ny zanany sady samy hafa ray no abandonées zareo :x mahatsiravina mitsy ny bandy mitsoaka adidy otrzay.
37. vale
(
13/12/2008 18:54)
Aleo ary aloha hanontaniako ramatoa RACHIDA DATIlemenakely: izy aza manao alliance koh!!!! :°)
38. kotobekibo
(
13/12/2008 22:56)
Amiko manokana d tsy koi izany ! aiza ny olana ?
Ny vavambahoaka v ?
oviana no tsy niteny ny ol ?
Ref tsy mifanaraka @ izay mampety ny fihaianany d hiteny foana izy :
- vhv mananjanaka tsy misy vady : eee... makorelina e! izao e...
- vhv manambady tsy miteraka : eee... ol b olana e! fianakaviana tsy faka taranaka e!...
- vhv nisaraka + zaza : eee...nampirafy an'ilay lhl d nofaiziny e...
- vhv nisaraka tsy manana garde : mditra loatra sy mpandrongony d nesorin-dry zareo ny zanany e...
- vhv manambady , miteraka : miseho manambady nefa tsy mahakarakara akory e...8-) 8-)

39. heidi
(
14/12/2008 07:43)
kotobekibo:

:-D :-D :-D :-D IZANY ANIE oà e!
40. yonikafopl
(
14/12/2008 10:31)
Raha ny fijeriko azy dia tsy mbola zakan ny fiarahamonina malagasy izany vehivavy miteraka tsy manambady izany ,noho ireo antony maro ...Ahoana ny fahitanareo ny zava-misy momba io?
ra tsika mamaly reo zao an, de aty ivelany doly no mipetraka ngamba, fa tena lazaiko fa efa mahazatra andramalagasy izao ny mahita vehivavy miteraka tsy manambady, raha araka ny experience hitako, fa ooooaaayyyy eeee, firifiry ny vehivavy entre 20 et 24 ans mananjanaka nefa tsy manambady??? firifiry ny bevohoka manala zaza , firifiry ny misy hepatite B sy ny syphilis?????.
Tena mampalahelo mihints ilay fiainana sy fahantrana misy any Dago any, tena facile lotra ny sipa gasy, ataoko fiteny matetika mou we tsy misy elastika ny silipo fa miborotsaka ho azy hihihihihih , ialako tsiny :-D :-D :-D
Raha tena miditra lalina ao anatin'ny fiarahamonina sy mamakafaka ary manao statistika dia hita tsara doly ny lesoka rehetra fa tsy manao tazandavitra ety ivelany fotsiny , mila miaina sy mifandray ary mifanerasera amin'ny sarangan'olona maro dia mahita tsara ny tena fiainana any Dago.
Ny olona taloha no mety tsy mahazaka fa raha ry zareo ankehitriny, otran'ny tanana miarahaba ny fiterahana tsy manambady amzao kouuuuuu