Vehivavy miteraka tsy manambady...

1. lemenakely ( 12/12/2008 08:34)
Raha ny fijeriko azy dia tsy mbola zakan ny fiarahamonina malagasy izany vehivavy miteraka tsy manambady izany ,noho ireo antony maro ...Ahoana ny fahitanareo ny zava-misy momba io?
2. Mandefitra ( 12/12/2008 08:46)
Mitory fahalemena (mety faharesena) ny hoe vehivavy miteraka tsy manam-bady.
Tsy mety anefa ny manenji-dresy fa ampiana izy fa havan'ory.

Fa ny bandy ko mba tokony handray andraikitra mitsy refa tsy nahay nifehy tena. Marary zany zanaka tsy an-tranon-dray zany.

Fa ny tsara indrindra dia ny misoroka : tsy mihinana, misatroka sy ny toy izany.
3. lemenakely ( 12/12/2008 09:57)
Mandefitra:

Mitory fahalemena (mety faharesena) ny hoe vehivavy miteraka tsy manam-bady.
Tsy mety anefa ny manenji-dresy fa ampiana izy fa havan'ory.

Fa ny bandy ko mba tokony handray andraikitra mitsy refa tsy nahay nifehy tena. Marary zany zanaka tsy an-tranon-dray zany.

Fa ny tsara indrindra dia ny misoroka : tsy mihinana, misatroka sy ny toy izany.



eny ekeko ny teninao , fa indraindray koa par accident no nahatonga ilay vohoka ary io tsy voatery hoe olona mafy ady avokoa no mpiteraka tsy manambady fa na ny zanaky ny mpanana aza misy tratra ihany
4. tazia ( 12/12/2008 11:57)
Io idray de vokatriny tsy fitadremana,@ zao anefa de efa mihasarotra ny fiainana nefa ianareo lehilahy izay miaraka @ navevavy ka refa tsitianareo izy de aza sombana,ary mila mifanararaka tsara alohany hanaovana ireo zaza,idraidray anefa tsy @ sitrampony vehivavy ny anovana azy fa nareo lehilahy mbe herimpo
5. lemenakely ( 12/12/2008 13:18)
tazia:

Io idray de vokatriny tsy fitadremana,@ zao anefa de efa mihasarotra ny fiainana nefa ianareo lehilahy izay miaraka @ navevavy ka refa tsitianareo izy de aza sombana,ary mila mifanararaka tsara alohany hanaovana ireo zaza,idraidray anefa tsy @ sitrampony vehivavy ny anovana azy fa nareo lehilahy mbe herimpo



Aza generalisena hoe fautenay lehilahy 100% ny vohoka tsy niriana , misy tranga mantsy ohatra manana sipa be dia be ilay tovovavy ary na izy aza indraindray tsy mahalala tsony hoe iza marina no tena rainjanany !

6. vale ( 12/12/2008 14:54)
Mitory fahalemena (mety faharesena) ny hoe vehivavy miteraka tsy manam-bady

marina tokoa io, fa raha eo amin'ny fiarahamonina Malagasydia mitombina tokoa, na izany aza efa miova ny fomba fisainan'ny vehivavy Malagasy amin'izao ftoana, izay efa betsaka ny mahaleo tena tsy mila mitambitamby amina lehilahy fa miasa ary mahavita mamelona ny zanany tanteraka, rehefa hoe niteraka tsy manambady manko dia ohatry ny hoe fahalavoana foana, anefa betsaka koa ny vehivavy misafidy hiteraka fa mety tsy mbola nisy naka tokantrano anefa maniry ny hiteraka, eto dia tsy mitombina ilay "maha-fahalemena azy. Raha izaho manokana no misafidy dia aleoko lavitra mahandre hoe vehivavy miteraka tsy manambady afa mahavelona tsara ny zanany izy toy izay vehivavy manambady fa miankina tanteraka amina lehilahy! :^) Tsy misy fierté izany amiko! :°)
7. heidi ( 12/12/2008 15:11)
1. Mpandefa : Mandefitra [ Valio ] 12-12-2008 09:46:16
Lohateny : Re : Vehivavy miteraka tsy manambady...
Mitory fahalemena (mety faharesena) ny hoe vehivavy miteraka tsy manam-bady.
Tsy mety anefa ny manenji-dresy fa ampiana izy fa havan'ory.


tsy voatery ho vehivavy solafaka na resy na ory no miteraka tsy manambady ka!
misy vehivavy tsy hiara-hipetraka am lehilahy fa te hanan-janaka fotsiny de
miteraka fa tsy manambady, ny vehivavy mahaleo tena tanteraka eo am fiainana no tena mpanao an'io.
8. heidi ( 12/12/2008 15:17)
Fa ny bandy ko mba tokony handray andraikitra mitsy refa tsy nahay nifehy tena. Marary zany zanaka tsy an-tranon-dray zany.

ny bandy matetika mitsoaka adidy, matahotra ny tsy hahavita sy hahavelona ilay sipa sy ny zanany, mbola te ho selibatera, mbola tsy te ho voafatotra fa mbola te hirevy be sns..... de mitsoaka fotsiny tsotra izao :°)
9. kelly13 ( 12/12/2008 15:48)
Mitory fahalemena (mety faharesena) ny hoe vehivavy miteraka tsy manam-bady.


zany an?
10. lemenakely ( 12/12/2008 16:01)
vale:

Mitory fahalemena (mety faharesena) ny hoe vehivavy miteraka tsy manam-bady

marina tokoa io, fa raha eo amin'ny fiarahamonina Malagasydia mitombina tokoa, na izany aza efa miova ny fomba fisainan'ny vehivavy Malagasy amin'izao ftoana, izay efa betsaka ny mahaleo tena tsy mila mitambitamby amina lehilahy fa miasa ary mahavita mamelona ny zanany tanteraka, rehefa hoe niteraka tsy manambady manko dia ohatry ny hoe fahalavoana foana, anefa betsaka koa ny vehivavy misafidy hiteraka fa mety tsy mbola nisy naka tokantrano anefa maniry ny hiteraka, eto dia tsy mitombina ilay "maha-fahalemena azy. Raha izaho manokana no misafidy dia aleoko lavitra mahandre hoe vehivavy miteraka tsy manambady afa mahavelona tsara ny zanany izy toy izay vehivavy manambady fa miankina tanteraka amina lehilahy! :^) Tsy misy fierté izany amiko! :°)


Aleo ary aloha hanontaniako ramatoa RACHIDA DATI


:°)
11. diamondra27 ( 12/12/2008 16:19)
de inona ny tsara miteraka tsy manambady sa miteraka nefa nilaozam-bady

iza no zakan'ny fiaraha-monina
12. kelly13 ( 12/12/2008 16:20)
ny ahy ndray d oe ary ra lhl niteraka t@ le vhv d nipitsihan'ilay vhv aôna ny fandehany? faharesena sy fahalemena v? lol (je ris mavomavo)
13. heidi ( 12/12/2008 16:28)
kelly13: fandresena tsotra izao izany :^) :-D
14. heidi ( 12/12/2008 16:31)
diamondra27:

de inona ny tsara miteraka tsy manambady sa miteraka nefa nilaozam-bady

iza no zakan'ny fiaraha-monina

ny fiaraha-monina angaha ky tsy himenomenona foana na mety atao na tsy mety ah!


:-D izay zakanao no hatao fa tsy ny tsy zakan'ny fiaraha-monina :°)
15. lemenakely ( 12/12/2008 16:36)
heidi:

diamondra27:

de inona ny tsara miteraka tsy manambady sa miteraka nefa nilaozam-bady

iza no zakan'ny fiaraha-monina

ny fiaraha-monina angaha ky tsy himenomenona foana na mety atao na tsy mety ah!


:-D izay zakanao no hatao fa tsy ny tsy zakan'ny fiaraha-monina :°)



Sahala @ mpandihy lava volokelika io e mety atao mahazo tsiny tsy mety atao mahazo tsiny ! :idea:
16. Samoana ( 12/12/2008 17:09)
lehilahy niteraka tsy nanambady angamba izany nanadino nanapaka volo-kelika izany :-D
17. ikaretsaka ( 12/12/2008 17:33)
Za lety mahita lehilahy niteraka tsy nanambady an.... bikin I lery ny sipany dia nefa nisaraka zareo de le sipa hono mbola te hanohy ny fiainany dia napetrany taminy le zaza....
Jereo ohatra le hiran'i dadah. Mahaleo reny sy zanaka iny
18. vale ( 12/12/2008 17:40)
diamondra27:

de inona ny tsara miteraka tsy manambady sa miteraka nefa nilaozam-bady

iza no zakan'ny fiaraha-monina



:-D :-D :-D :-D diam!!! :°)
19. ikaretsaka ( 12/12/2008 17:45)
diamondra27:

de inona ny tsara miteraka tsy manambady sa miteraka nefa nilaozam-bady

iza no zakan'ny fiaraha-monina


Ny tsy miteraka mihitsy raha mbola tsy manambady no tena reveny aloha e...
20. fahamarinana ( 12/12/2008 17:48)
lemena:
Aleo ary aloha hanontaniako ramatoa RACHIDA DATI

:arrow: mety manana akama izy fa tsy tiany aseho vahoaka koa..
diamondra:
de inona ny tsara miteraka tsy manambady sa miteraka nefa nilaozam-bady
iza no zakan'ny fiaraha-monina

:arrow: dia soa soa ny manan-janaka na inona antony e...sady ny tena no hiaina sy hizaka azy fa tsy ny fiaraha-monina..na parata tsy homeny kouh (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3611