tsy mendrika ve ny fomba anadinoko ny fitiavako azy?

81. heidi ( 12/12/2008 06:26)
ainaheri: ilay mandingana ve???? :roll: :°) :-D
NY TIAKO LAZAINA EO dia raha sendra misy olona mikoty ianao ohatra ka mi insiste izy anefa hitanao avy hatrany fa tsy voanao izy de savy dia tsy hiarahana fa dinganina miandry hafa :-D :-D :-D

tywa: tena misy raha la terre aky! ny fomba namonoany ny zananay tsirairay nantsoiny tsirariray tany ambony no tena :x maha-kely aina mitsy, tsy vitako na hoe adala ny blem aza aho knou
82. tywa68 ( 12/12/2008 07:07)
hita hoa ! raha ireny koa no mbola atao hoe tsy azo juger-na fa adala d tsy haiko intsony !!
83. ainaheri ( 12/12/2008 14:09)
tywa69:

hita hoa ! raha ireny koa no mbola atao hoe tsy azo juger-na fa adala d tsy haiko intsony !!


Izay ndrai² mandreraka @ itony lalàna fratsay tony ee,na gadraina aza d 2ans fotsiny :twisted:

heidi>>hay ve zay le izy ee,dinganina no sady lalovana zany :-D :-D :-D :-D

84. heidi ( 12/12/2008 15:05)
ainaheri ary ny mitsambikina manao akory :°)
85. ainaheri ( 13/12/2008 07:23)
heidi>>ireny ndray hafa kely,lé mangidihidy lava ireny :°) ,D ouzy ny kofa @ zay oé;ty sipa ty kou mitsambitsambikina an :-P
86. heidi ( 13/12/2008 08:20)
ary izy maharaka an! :°) :-D
87. kotobekibo ( 13/12/2008 21:31)
heidi:

tywa: tena misy raha la terre aky! ny fomba namonoany ny zananay tsirairay nantsoiny tsirariray tany ambony no tena :x maha-kely aina mitsy, tsy vitako na hoe adala ny blem aza aho knou


nolazainy hoe miakara tsirairay fa misy surprise b aty ambony , hono , gravy an!:{

Lohateny : tsy mendrika ve ny fomba anadinoko ny fitiavako azy?

Rehefa tsy poin's aminy kosa v d mbola tadiavinareo hiaritra trèfle eo ihany izy ?
Hita fa kiraro tsy omby koa mbola hoe izao a! izao ...
Na kiraro 100 aza ref tsy omby d eee ...NEXT :-D :-D :-D
88. heidi ( 14/12/2008 07:40)
Fa hita wa! nexttttttttttt.... :-D
89. folaka ( 14/12/2008 15:06)
Misaotra an'i ainahery @ le torohevitra fa za koa refa mitia olana 1 de taraiky @ iny eo : refa tsy iasany saina tsony aho vao marary fo he inona ary ny antony tsy nitiavanay ahy tampoka teo? nefa tsy tiako koa ny miaraka @ izay hitako eo mba hanadinoako azy fa sao koa za mehezany fotsny hoe iny ve no mba iarahana fangah de tsy nahita. Nanjary tsy fantatro intsony le olona tena tia e!
90. kotobekibo ( 17/12/2008 16:04)
folaka:

nefa tsy tiako koa ny miaraka @ izay hitako eo mba hanadinoako azy fa sao koa za mehezany fotsny hoe iny ve no mba iarahana fangah de tsy nahita. Nanjary tsy fantatro intsony le olona tena tia e!


Ilay niarahanao taloha no maty antoka raha ratsy noho izy no nalainao satria midika izany fa ilay ratsy iny mbola tsara noho izy taloha .
Tsy afaka ny hihomehy anao izy :-P
91. vaninna ( 17/12/2008 23:51)
Raha ny hevitro, na 100 aza no nandalo teo mandrapahita ilay ho farany sy mandrakizay , dia le jeu en vaut la chandelle
Tsara hono anie ny 2 noho ny iray é; tsy nisy olona nohozonina ny ho faty ankazotokana raha sendra solafaka ara pitiavana , ny vodisobika aza hono mana-tandrify ;rehefa tsy anjara iny dia NEXT...

Fa tsy andeha hanaboda loha amin'olona efa fantatra fa tsy misy avenir azo antenaina miaraka aminy é
92. kotobekibo ( 18/12/2008 00:05)
bien dit less vaninna a! :-* , izany mintsy .
Manaraka ô!!!! 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2675