tsy mendrika ve ny fomba anadinoko ny fitiavako azy?
21. fahamarinana
(
06/12/2008 08:10)
:arrow: izy ndraika aloha dia izay an..marina ny voalazandry ry ni. (l)
22. tywa68
(
06/12/2008 11:19)
Tsy manome tsiny anjy zà raha misolosolo njy , fa afepeno aky a! mba discrete , ny mpanatsatso v na hoe nifanoroka t@ tarehy fotsiny aza no nataonareo , d efa b resaka b otran'inn avy eo . Tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka .
Asa kosa raha afaka hiafina @ conscience-nao enao ! mody hoe tiako nefa mahavanin-doza physiquement ! malhonnête zany ! hafa raha hoe nila nitady vola d tsy any intsony no fipetrak'ilay fijerena etsy sy eroa ! f'ty tena hoe ndeh hizara fa malahelo ary tsy mahalala ny atao sa inn ???
Efa misy liste d'attente ry bozzy a :lol:
23. ainaheri
(
06/12/2008 13:21)
Za saika hiditra kadidà,fa otrany betsaka lotra izy zany,sao tsy lany eo lol
24. diamondra27
(
06/12/2008 15:05)
ainaheri hahaha maka vaovao eany am ketaka ndray misoratra anarana :wink:
fahamarinana zovy olo mangalatra fomba fiteninao zao? saropiaro an
fahamarinana zovy olo mangalatra fomba fiteninao zao? saropiaro an
25. bozzy
(
06/12/2008 17:19)
Misaotra betsaka fa na dia maro fanakianana aza ny hevitrareo dia ampy ieritreretako;
Ao koa ny be vazivazy fa tsy maninona , tena namana ianareo manoro hevitra
Dia anjarako sisa no mieritreritra
Efa nosaraiko aloha ilay fahaefatra fa iezaka handamintsaina tanteraka zany za é
Dia mandini-tena irery
Ny grave b manko dia arakaraky ny ezaka ataoko hanadinoina azy no hahatsapako hoe izy ihany no tiko

26. heidi
(
06/12/2008 18:26)
Ny grave b manko dia arakaraky ny ezaka ataoko hanadinoina azy no hahatsapako hoe izy ihany no tikodia mietsika izany i bozzy kou!
mahaiza mandravina ny pot kasé :°)
kanefa raha tsy avotra tsony de tsy maitsy ho ilaina ilay manadino azy de atovy izay mety retra amzay hadino alohan'ny hiditra am relation hafa, sao miaraka am olona hafa izy serié be anefa mbola ny saina sy ny fo any am lay raika ihany anefa efa tsy avotra de tsy mety kounkou :°)
27. vale
(
07/12/2008 03:52)
moramora akia bozzy ah, aza mora mifikitra amin'ny olonkafa indry anefa vao teo no voa(raha tena marina tokoa!!!), ny tokony ataondry raha afaka manontany azy, ary raha atokisan-teny koa izy dia manontania azy raha nanadino andry izy na tsia, na koa miaraka amin'olonkafa izy. Faharoa rehefa izay, dia mieritrereta tsara aloha vao miaraka amin'oul indray fa io kilalao kilalao io koa anie mety hanimba eee :°) :°) :°) , hanontanio tsara izay heviny, izay alou atao 1°!!! :wink: :wink:
28. ni81
(
07/12/2008 07:57)
hoy ilay hitan'i black jacks izay hoe: ento mora e, ny kilalao mbola ho ela...
29. heidi
(
07/12/2008 08:58)
raha vao mpifankatia mbola tsy mpivady mifanalavitra be koa tsy maitsy hoe miafàara amzany foana e! raikitra ny tsy fifampitokisana dia hoe hi venge kely handrangitana ny iray, dia samy manao eo...Farany mifanenjana ny tady dia tapaka, ka tsy hatao mahagaga raha misy disadisa toy izany ny fiarahana. :°)
30. ainaheri
(
07/12/2008 10:39)
diamondra27:
ainaheri hahaha maka vaovao eany am ketaka ndray misoratra anarana :wink:
fahamarinana zovy olo mangalatra fomba fiteninao zao? saropiaro an
I Ketaka nirahana natsaka d tsy niverina tsony kou hihihi
Ary enao ngah tsy saro-paro @ ilay" Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto"? Zay no nahatonga an'i Fahamarinana niteny an'io lol
Ny fahazoako an'ity resaka ity zany d zao ee,amiko toa pretexte ilay oe nanao sipa ilay bandy,efa niandry kendry tohina bozzy ,refa mipoitra ny resaka d oe;enao enoko niaraka t@ oul kou.....Nefa tsy tokony izay no itondranao azy,zao fomba fietsikao zao amiko fivarotan-tena na famiravirana ny vatanao,raha tena fitiavana no tadiavinao,zay tsy ampy taminao teo alou tsy hifandimbindimby leh zany enao,noho izany ny firaisana no manque aminao fa tsy ilay vraie amour,d mieritrereta...nanao sipa ilay bandy angamba tsy 4 kosa ny henonao niaraka taminy ,na mbola hono aza ilay izy,ny anao ka raha vao naheno d nifandimby @ bandy 4,amiko zany anisany tsy manaja ny tenanao enao,ary aza manome tsiny ny sasany mba hanaromana ny tsy mety natao!! Zay ilay trafon-kenan'ilay mahery ee.................
31. tywa68
(
07/12/2008 15:00)
Bozzy : enga anie ka hahita ny mety aminao enao fa tsy ho ampiasain'ny hafa fotsiny hanalàna andro ! :-*
32. bozzy
(
07/12/2008 15:29)
ainaheri:
diamondra27:
ainaheri hahaha maka vaovao eany am ketaka ndray misoratra anarana :wink:
fahamarinana zovy olo mangalatra fomba fiteninao zao? saropiaro an
I Ketaka nirahana natsaka d tsy niverina tsony kou hihihi
Ary enao ngah tsy saro-paro @ ilay" Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto"? Zay no nahatonga an'i Fahamarinana niteny an'io lol
Ny fahazoako an'ity resaka ity zany d zao ee,amiko toa pretexte ilay oe nanao sipa ilay bandy,efa niandry kendry tohina bozzy ,refa mipoitra ny resaka d oe;enao enoko niaraka t@ oul kou.....Nefa tsy tokony izay no itondranao azy,zao fomba fietsikao zao amiko fivarotan-tena na famiravirana ny vatanao,raha tena fitiavana no tadiavinao,zay tsy ampy taminao teo alou tsy hifandimbindimby leh zany enao,noho izany ny firaisana no manque aminao fa tsy ilay vraie amour,d mieritrereta...nanao sipa ilay bandy angamba tsy 4 kosa ny henonao niaraka taminy ,na mbola hono aza ilay izy,ny anao ka raha vao naheno d nifandimby @ bandy 4,amiko zany anisany tsy manaja ny tenanao enao,ary aza manome tsiny ny sasany mba hanaromana ny tsy mety natao!! Zay ilay trafon-kenan'ilay mahery ee.................
Masiaka be ny teninao , nefa manaiky diso aho zany é, nihaino lakolosy tokana tokoa , tsy tao antsaiko ilay hoe "ohatry ny mivarotena" aloha é
Ilay hatezerana no lasa taloha
Efa miezaka mandamin-tsaina be mihitsy aho izao , lasa menatra be ny tenako indray aho ry Ainahery @ teninao , tsy hitako izay ho ataoko izao , na ny hanontany be be kokoa ilay fiancé-ko araka ny torohevitry ny hafa aza toa menatra aho ,
33. tywa68
(
07/12/2008 15:52)
bozzy : raha mbola tia azy enao d hainao foana ny hatao sy ho tenenina aminy :wink: Izy koa ohatr'izay ihany.
34. ainaheri
(
07/12/2008 17:48)
bozzy>> Eny ee,masiaka aho raha raisina @ ilay hevitro,nefa tadidio fa ny tato ampoko no nahitsiko ary tsy d tiako ny manao resaka ankolaka,io d miankina aminao irery ihany,raha tinao mou ny mbola hiverin'aminy d ny mba torohevitro ;tsy dia tsara ny misara-toerana,indrindra raha misy ny ahiahy sy hono² otr'zao,manjary marary fo @ tsisy dikany enao,ataoko oe tsisy dikany satria mbola hono² ilay resaka henonao,d refa tafaraka tsara nareo ,d avalony any zay vita,na taminao na taminy,sinon ahodino ny pejy refa tsy hiarak'aminy tsony enao,d fadio le mitsongolok'atsy sy eroa fa mba tadiavo ny tandrify sy ny tiana!!!
35. ni81
(
07/12/2008 18:25)
bozzy>> Eny ee,masiaka aho raha raisina @ ilay hevitro,nefa tadidio fa ny tato ampoko no nahitsiko ary tsy d tiako ny manao resaka ankolaka,io d miankina aminao irery ihany,raha tinao mou ny mbola hiverin'aminy d ny mba torohevitro ;tsy dia tsara ny misara-toerana,indrindra raha misy ny ahiahy sy hono² otr'zao,manjary marary fo @ tsisy dikany enao,ataoko oe tsisy dikany satria mbola hono² ilay resaka henonao,d refa tafaraka tsara nareo ,d avalony any zay vita,na taminao na taminy,sinon ahodino ny pejy refa tsy hiarak'aminy tsony enao,d fadio le mitsongolok'atsy sy eroa fa mba tadiavo ny tandrify sy ny tiana!!!tenin'olon-kendry ny azy ry bozzy a! aleo tonga dia tsy miolakolaka
36. bozzy
(
07/12/2008 21:08)
Tena misaotra betsaka anareo @ torohevitra fa manohina ny foko tokoa
Hoy Ainahery hoe:"d refa tafaraka tsara nareo ,d avalony any zay vita,na taminao na taminy", ezaiko atao zay na dia tsy mora aza ,, raha toa ka hivady ihany izahay d'ci quelques mois rehefa miverina miasa aty izy
Mbola tiko miitsy izy manko , za koa mino fa na izy aza anie mbola tia ahy é , ilay halavirana tokoa angamba no manimba ny fitiavana
Hay matotra be ny toroevitra omenareo eto
Encore merci , mba mety hatory tsara za rahalina

37. ainaheri
(
08/12/2008 05:43)
bozzy:
Hay matotra be ny toroevitra omenareo eto
Mananiany ihany indrai² ka,mba asina fitsikiana kely zany ee
mba mety hatory tsara za rahalina
Raha tsy kotabaisin'izy 4 dahy ao hihihi
38. xxx
(
08/12/2008 13:13)
Bozzy : t'es pas la première
niaina cas toy izao aho. Ny ahy aza samy teo an-toerana izahay kay izaho miesona fotsiny. Izaho ataony façade @ fianakaviany sy mpiara-monina fa ileiry nanana vadibe miafina tsisy naharaka mihitsy. Tsy kôpy mihitsy aho fa ny tsapako fotsiny dia manome tsiny ahy foana ileiry, tsy mety afa-po. Nefa l'autre avait toujours raison sur tout satria sipa nifanerasera taminay foana ilay izy.
Leo be aho indray andro, nanao vacances aho dia nampirafy tany. Nifompona ery niverina satria diso. Teo vao navoakan'ileiry daholo ny marina. Bien sûr, selon lui, tout était encore de ma faute : j'étais immature, pas bonne au lit, ne sait pas m'habiller etc.
Notohizako teny ihany ilay tantara quelques années sao dia mba fa vao mainka nitombo ny enfer. Ranamana rahateo tsy niafina intsony mikôty izay sipa reveny. Leo monina ihany aho ny farany ka nofaranana ny tantaranay.
Nandinika aho : tentée be hanao toy ny nataonao nefa nieritreritra hoe : hatraiza nefa? Autant se prostituer, au moins financièrement tu gagnes qqchs.
Izao no masaka tao andohako, ary ataovy ao an-dohanao koa : personne ne vaut la peine que tu détruises ta vie pour.
Nanala azy aho, fa ny namana no nataoko be dia be. Ny seliba rahateo be dia be fa tsy resaka sexe foana akory vao afaka miresaka.
Manambady aho izao ary rehefa mijery todika ny fiainako dia faly be hoe soa fa tsy nanambady an'iny fa tsy milay mihitsy iny.
bonnes chances eh atrakao ny loha fa tanora ny tena
Mbola ho avy ny anjaranao zanako ô

39. ni81
(
08/12/2008 13:22)
hoy xxx
Manambady aho izao ary rehefa mijery todika ny fiainako dia faly be hoe soa fa tsy nanambady an'iny fa tsy milay mihitsy iny.Rehefa aty amin'ny farany foana vao mahatsapa hoe: SOA IHANY... fa rehefa eo, eny na dia misy ny olana isankarazany aza dia mbola jamba :( . Soa lavo ahay mamindra e!
40. diamondra27
(
08/12/2008 14:23)
ka raha revo kosa ange mbola jamban'ny fitiavana dia tsy afaka ny hahita mihintsy na dia toroina hevitra e
ainaheri : sao kosa mba namana ilay olona fa manipy morse koa. :wink:
ainaheri : sao kosa mba namana ilay olona fa manipy morse koa. :wink: