tsy mendrika ve ny fomba anadinoko ny fitiavako azy?
41. heidi
(
08/12/2008 14:25)
Nanala azy aho, fa ny namana no nataoko be dia be. Ny seliba rahateo be dia be fa tsy resaka sexe foana akory vao afaka miresaka.
ka io ilay ataoko hoe atovy izay mahafinaritra alpoha na misipasipa aza tsy olana izany miarova fotsiny am aretina.....ALEO manararaottra aloha fa rehefa vonona am relation matotra dia efa ampy revy izay! :-P
42. ainaheri
(
08/12/2008 15:01)
heidi:
ka io ilay ataoko hoe atovy izay mahafinaritra alpoha na misipasipa aza tsy olana izany miarova fotsiny am aretina.....ALEO manararaottra aloha fa rehefa vonona am relation matotra dia efa ampy revy izay!
Refa za-dratsy ndray refaveo d aona refa hanambady sy ho matotra??
43. heidi
(
08/12/2008 16:37)
tsy ho zà-dratsy ka! ny tsy ampy revy alohan'ny fanambadina no gravy....AO VAO manao ny ataony....KOU tsy aleo ve mbola celibat no maka traikefa tsara, tsy hoe miaraka am olona folo indray miaraka fa rehefa tsy mety ny iray de adaboka miditra am manaraka alohan'ny fahamatorana :°)
44. ainaheri
(
08/12/2008 18:35)
Marina alou zay ee,ary tena marina fa ny oul retra² tsy maintsy mandalo @ io,sa oe sendra mba tandrify?? Amin'ilay hiran'i Rossy zany ee
45. heidi
(
08/12/2008 18:52)
Ka betraka ny cas sy vecue tsapako otrzay, ilay voafehy be ireny tam tao am RAD tao dia tsy nahita ny fahitan'ny hafa fa tondé manambady fa any vao mitsingalam-boangidina :lol:
46. diamondra27
(
08/12/2008 21:32)
heidi misy fahamarinany iny saingy le misolosolo sipa koa mety manimba pasiporo
47. Papoose
(
09/12/2008 03:46)
heidi:
Ka betraka ny cas sy vecue tsapako otrzay, ilay voafehy be ireny tam tao am RAD tao dia tsy nahita ny fahitan'ny hafa fa tondé manambady fa any vao mitsingalam-boangidina :lol:
:^) :^)
48. shafid
(
09/12/2008 08:06)
raha aminà alou a! de aleoko tsy miaraka am bandy zany mandrapaita anze tena marina. ra iny ary izy tonga avy any de miteny @ bozzy oe tsy nisy anzany de aôna ny ataonao? nef enao efa henony oe miaraka amnol???
Dinio tsra e! :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
Dinio tsra e! :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
49. fahamarinana
(
09/12/2008 08:40)
shafid:
mandrapaita anze tena marina
:arrow:amin'ny lafiny iray koa anie tsa misoratra eny amin'ny andriny koa hoe io ilay tena izy e...eny antsefatsefany eny vao tena hita...ka ndrao hiandry vasoka eo.Fa ny mety sy tasra ( amiko io )mba tsy atao tambam-be fa iraika avao foana aloha sady mba olon-tiana fa tsy fanalana azy.Raha tsy efa hifanarahanareo angaha ! Zà manokana moa tsa mahefa izay fa samy manana ny safidiny malalaka tokoa.
Tandremo koa nefa diso milalao dia ilaozan'ny omby mihahaka eo....na ny contraire dio be" shafid " :wink: dia tavela raika eo tokoa... (l)
50. Mandefitra
(
09/12/2008 08:43)
le otr zao ataon i bozzy zao le nahatonga ahy niteny tany @ resa - behivavy hoe ny fo no mibaiko fa tsy ny saina ny an i sipa ...
saingy tsiny mo no azoko tany :wink:
ARy tsy vao i bozzy irery no toy zao efa betsaka ny tranga efa hitako ...
saingy tsiny mo no azoko tany :wink:
ARy tsy vao i bozzy irery no toy zao efa betsaka ny tranga efa hitako ...
51. fahamarinana
(
09/12/2008 10:06)
mandefitra:
saingy tsiny mo no azoko tany
:arrow: marenina eo mandefitra an ...misy fahamarinany ny voalzan'ise fa tsy ny rehetra koa no tahaka ny bozzy fa azy koa izay anie : izay hitondran'ny tsi11 ny fiainany avy tokoa moa io fa sarotra ny hitoetra amion'ny toerana tsy haihay loatra...ka tsy afaka ny hanome tsiny:°) :-* (l)
52. Mandefitra
(
09/12/2008 10:36)
hehehe tantaraiko anao ty :
izy sipa mbola nadio nefa efa 25 ans, niaraka kely zahay de hitany hoe nampiresaka sipa hafa aho, de tezitra izy : bandy efa nanambady tao ampiasana no nanariany ny fahadiovany, nefa ny ampitson'iny ihany lery de nalain'ny vadiny tao ampiasana ...
Ka za ra nitondra le resaka tary ambadika tary tsy de hoe hanome tsiny ny sipa loatra fa te hitady fika mahomby hitaizana ny sipakely dieny zao mba hanana'ny sipa saina matanjaka kokoa ka tsy mora ho zakan'ny fihetsem-po ...
izy sipa mbola nadio nefa efa 25 ans, niaraka kely zahay de hitany hoe nampiresaka sipa hafa aho, de tezitra izy : bandy efa nanambady tao ampiasana no nanariany ny fahadiovany, nefa ny ampitson'iny ihany lery de nalain'ny vadiny tao ampiasana ...
Ka za ra nitondra le resaka tary ambadika tary tsy de hoe hanome tsiny ny sipa loatra fa te hitady fika mahomby hitaizana ny sipakely dieny zao mba hanana'ny sipa saina matanjaka kokoa ka tsy mora ho zakan'ny fihetsem-po ...
53. tywa68
(
09/12/2008 10:45)
Mandefitra : i bozzy no manao ny ataony koa ny sipa rehetra no teneninao :lol:
54. Mandefitra
(
09/12/2008 10:51)
siora @ zany ve tywa ? efa niasa t@ ireny orin 'asa maro viavy ireny za (> 300 filles et femmes) ka haiko tsara ny tantara ...
f'aleo hilamina sao bedin'i bozzy eo
f'aleo hilamina sao bedin'i bozzy eo
56. fahamarinana
(
09/12/2008 11:08)
:arrow: ka tsy zà aloha kosa,mino aho fa tsy tywa koa...ekeko fa mety nahita mandefitra fa tsy hitako koa. :°) .
Ary nareo kosa nandeha nampiresaka sipa hafa ka aiza ary no tsy ho tezitra izy....
:arrow:efa mazava iny kah...:) (l)
Ary nareo kosa nandeha nampiresaka sipa hafa ka aiza ary no tsy ho tezitra izy....
mandefitra:
tsy de hoe hanome tsiny ny sipa loatra fa te hitady fika mahomby hitaizana ny sipakely dieny zao mba hanana'ny sipa saina matanjaka kokoa ka tsy mora ho zakan'ny fihetsem-po ...
:arrow:efa mazava iny kah...:) (l)
57. Mandefitra
(
09/12/2008 11:09)
mazava hoazy ... aiza kosa moa de hoe izy rehetra, tsy loooza :-P
59. tywa68
(
09/12/2008 11:40)
raha mbola variana eto @ forum aloha d tsy hanampotoana hanaovana zany e :°)
60. fahamarinana
(
09/12/2008 11:41)
:arrow: :-D :-D izay koa iray...tsika 2 zany anisany an.. :°) :-D (l)
