tsy mendrika ve ny fomba anadinoko ny fitiavako azy?

61. heidi ( 09/12/2008 11:55)
diamondra27:

heidi misy fahamarinany iny saingy le misolosolo sipa koa mety manimba pasiporo

misy mpitia foana aky an! ny bandy aza ireny anie no tiny e! mba efa manana traikefa


:-P
62. heidi ( 09/12/2008 11:56)
Tandremo koa nefa diso milalao dia ilaozan'ny omby mihahaka eo....na ny contraire dio be" shafid " dia tavela raika eo tokoa...

tonga foana aky iny refa tena hoe anajaranjy an! :wink:
63. fahamarinana ( 09/12/2008 12:03)
:arrow: misy tsa mety tonga koa.. :wink: (l)
64. tywa68 ( 09/12/2008 12:10)
Faha : hay v njy mbola miandry eto @ sera2 e :°)
65. heidi ( 09/12/2008 17:41)
fahamarinana:

:arrow: misy tsa mety tonga koa.. :wink: (l)

samy tonga sy tojo am anjarany aky an!

:wink: :-D rehefa tsy mahita izy de mitady am site de rencontre :wink:
66. fahamarinana ( 09/12/2008 17:58)
:arrow: tywa : tsy miandry retsy a...efa nahita soa soa. :°) (l)
67. tywa68 ( 10/12/2008 09:21)
hay v :lol: mampiresaka eto @ sera2 zany e :-D :-D
68. fahamarinana ( 10/12/2008 11:51)
:arrow: ka ry zareo misalasala no anarina kouh... :-D (l)
69. folaka ( 10/12/2008 16:31)
miarahaba an'i Bozzy! za koa Bozzy mitovitovy @zany andry zany ny blem ko dia za ndray tsy niaraka t@ lehilahy ny hanadinoako azy fa nanao activités betsaka aho mba tsy hoe hiasako saina aminy rehefa tsy manao inona; dia ahoana hoy indry ny valiny ? za vizaka be ohatra mitady ho surmené nefa izy tsy hadinoko akory. Taibe le fitiavana e! Mahereza dia mirary soa e!
70. ainaheri ( 10/12/2008 18:53)
folaka>> marina alou fa sarotra ny manadino fa saingy kosa,une fois enao miaraka @ oul (tena fitiavana fa tsy misotisoty) dia hainao ny manadino an'iny mora² :wink:
71. tywa68 ( 10/12/2008 20:35)
Ainahery > ka mila misotisoty izy hanadinoana an'ilay iray koa nahoana no ferana :-D rhf reraka anie mahay mijanona ihany e :°)
72. heidi ( 10/12/2008 20:43)
ainaheri:

folaka>> marina alou fa sarotra ny manadino fa saingy kosa,une fois enao miaraka @ oul (tena fitiavana fa tsy misotisoty) dia hainao ny manadino an'iny mora² :wink:


ainaheri an! ka raha tsy maitsy misotisoty vao mahita ny tena tiana sy tianao avy eo, ny tiko lazaina hoe raha nisy olona nikoty an'i bozzy ohatra...dia niaraka taminy i bozzy anefa ilay bandy tsy serieux de mbola hijanona aminin'iny ve,??? tojo ny bandy fanindroany ndray zao, tsy mbola hainao ndray ny toetrany fa voasarika hiaraka taminy enao fa teo ampiarahana taminy vao kobo hoe bandy jiolamboto mpiloka izy ity, de tsy maitsy hiaraka aminy ve, ??? dia raha ataoko hoe ni soty intelo izy vao tena tojo ilay olona tedaviny....


:°) ça vaut la peine ihany lay mi soty an! :wink: :-D
io ohatra nataoko io no tiako nofaritana hatretsy ambony :-P
73. tywa68 ( 11/12/2008 08:39)
mahita ambara koa ty Heidi ty an : tsy afaka maka décision zany raha tsy manandrana sy mi-soty :-D :-D
74. kelly13 ( 11/12/2008 14:40)
tena efa lava b le dinika, tara train lava i kelly pfff! misotisoty @ tady v zany ry heidi sa misoty elastik? sa mba afaka manone famintinana nareo? :°)
75. heidi ( 11/12/2008 14:55)
73. Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 11-12-2008 15:40:35
Lohateny : Re : tsy mendrika ve ny fomba anadinoko ny fitiavako azy?
tena efa lava b le dinika, tara train lava i kelly pfff! misotisoty @ tady v zany ry heidi sa misoty elastik? sa mba afaka manone famintinana nareo?
:-D :-D :-D indru alou mi sôtia am tgv mitsy fa tara train lava :-D
sipa misôty bandy efatra hono aky fa nahenoheno hoe manana sipa ilay fiancé-ny any madà, ry zareo mifanalavitra beuh! dia very ny fifampitokisana :°)
72.


Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 11-12-2008 09:39:51
Lohateny : Re : tsy mendrika ve ny fomba anadinoko ny fitiavako azy?
mahita ambara koa ty Heidi ty an : tsy afaka maka décision zany raha tsy manandrana sy mi-soty:-D:-D


ka marina ange ky io lazaiko io ry tywa e! :°) :-D tsy atao mahamaika fa jerena miadana tsara ny toetrany ny fombany, ny fitondra-tenanay ny sitution-nyraha mety aminao na tsia dia raha misy indro kely aleo mi sôty koa! tsy hanenenana e! :wink:
76. ainaheri ( 11/12/2008 19:08)
heidi>> ilay misoty lazaiko anie ka misy sipa tratran'ny blem otran'i bozzy io,d mitsambikin'atsy sy eroa fa tsy mieritreritra ny hiaraka aminy maharitra zany,satria i bozzy mbola tia ilay malalany....Marina io lazainao io ka,tena misy mitsy na @ leh aza fa tsy veh fotsiny!!
77. tywa68 ( 11/12/2008 19:16)
koa rah tsy parasy koa hisôty2 :-D :-D
78. heidi ( 11/12/2008 19:45)
76. Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 11-12-2008 20:16:27
Lohateny : Re : tsy mendrika ve ny fomba anadinoko ny fitiavako azy?
koa rah tsy parasy koa hisôty2:-D:-D


Ka mangdidy otran'ny lanin'ny parasy izany aky!è tiana handramana daholo ny etsy sy eroa :-P de mi sotisoty :-D



75. Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 11-12-2008 20:08:43
Lohateny : Re : tsy mendrika ve ny fomba anadinoko ny fitiavako azy?
heidi>> ilay misoty lazaiko anie ka misy sipa tratran'ny blem otran'i bozzy io,d mitsambikin'atsy sy eroa fa tsy mieritreritra ny hiaraka aminy maharitra zany,satria i bozzy mbola tia ilay malalany....Marina io lazainao io ka,tena misy mitsy na @ leh aza fa tsy veh fotsiny!!

eny e! marina zany fa raha tena ao anaty ny fahakiviana tanteraka koa indraindray sy fahadisoam-panantenana dia manjary manao nao foana....
JEREO ilay ramatoa namono ny zanany dimy mianadahy, sedra blem sy fahakiviana tanteraka diaa ireny no nanjo, izao manenina tanteraka :{
aleo mandinika tsara rehefa manao zvtr raha sendra blem de amzay tsy misotisoty otran'ny lanin'ny parasy hihihih
ainaheri ah! am lay cas nolazaiko io azo hatao koa ny mandingana an! :-D tsy hiarahana tsotra zao fa dinganin avy hatsany :-P
79. ainaheri ( 12/12/2008 05:51)
heidi>> Ilay ramatoa namono ny zanany iny efa adalana,@ zay namon-tena kou izy nefa tsy maty ,iny ny tena loza....Atao otran'inn indray ilay dinganina,ngah azo atao an'zany??:-D Hisy bandy hanaiky an'zany ve,misy kou anie ny sipa mangidihidy zany ee :P ,Donc mila misoty :-P
80. tywa68 ( 12/12/2008 06:22)
Ainaheri > iny ramatoa iny tsy adala satria nahay niantso secours ho azy (mody namono tena !) :lol: naninn aza izy tsy nandalo teto d no-conseiller-tsika hoe ndàna misôty raha be parasy fa ny ankizy no vonoiny :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0248