Iza Atra ? Ireo finoana 17 samy manana ny ATra-ny
81. ikaretsaka
(
16/12/2008 15:39)
Toa le hoe nisehoan zao de lasa zao ny niafaran'ny resaka ka mba laisa saina ihany aho hoe
Ary ahoana tokoa ary raha ohatra hoe isehoanli boudha I coopsal...
Ary ahoana tokoa ary raha ohatra hoe isehoanli boudha I coopsal...
82. coopsal
(
22/12/2008 13:42)
Ikaretsaka:
Ary ahoana tokoa ary raha ohatra hoe isehoanli boudha I coopsal
==> Io Sundar Singh io raha nitady an' Andriamanitra, ka nahita ny hazavana voalohany dia nihevitra fa i boudha (l'illuminé) no ilay niseho aminy io angamba. Fa nanambara ny tenaNy taminy ilay niseho fa i Kristy.
Izaho koa raha nitady dia tsy i boudha no nanambara ny tenany tamiko fa i Kristy. Ary nolazain'i Kristy tamiko fa "Tsy misy mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalaNy".
Fa rehefa hiseho aminao marina i Kristy mba ahoana?
83. ikaretsaka
(
22/12/2008 22:59)
ka raha i boudha hoa no niseho sy nanambara ny tenany de nanao ahoana
84. niryna
(
23/12/2008 15:45)
felanawil:
fa nga tsy maintsy mino ny zavatsy ita maso
afaka mino ny tenany izy, ny fahaizany, na olona hafa sns
coopsal:
==> Marina izany.
Ny manahirana ahy fotsiny dia izao :
Ny tenako aza tsy hitako maso tanteraka, na hampiasa fitaratra aza aho! Sombintsombiny fotsiny amin'ny tenako no hitako indray mijery, ary misy ny zavatra tsy hitako mihitsy kanefa na hino aho na tsy hino, misy izy ireny (ohatra ny taova ao anaty), ary tsapako tsara rehefa marary na misy mahazo azy.
Ny fahaizako koa mba toy izany, ananako ilay teny hoe "fahaizana", ary haiko ny manavaka hoe fahaizako sy fahaizan'ny hafa, fa tsy hitako akory izany fahaizako izany! Tsy hitako fa inoako ary amiko ilay izy dia tena misy sy tsapako.
Misy aza zavatra iainako isanandro : électricité! Tsy hitako izany électrons mivezivezy izany, ary azoko tsy inoana mihitsy ny fisiany, saingy na hino aho na tsy hino, efa imbetsaka no lanin'ny courant ary voalaza fa raha maharitraritra aho lanin'ny courant na matanjaka be ny vaikany dia mety hahafaty. Tsy hiandry ho faty aho vao hitandrina tsy ho lanin'ny courant izay tsy hitan'ny masoko akory. Fa ekeko ny fahamarinany amin'izay sombiny kely efa iainako aminy ary tsy maintsy mitandrina aho mandrapahitako ny fika hoe tena hors de danger @ resaka courant aho.
...
Tsy mbola hitan'ireto masoko ireto izany Jesosy izany, ary tsy mbola henon'ireo sofiko ireo koa. Fa izaho kosa mahatsapa ny fisiany sy ny firesahaNy amiko, nanomboka tamin'ilay indray Alakamisy alina izay.
Afaka mino ianao na tsy mino izany! Andriamanitra dia inoako fa tsy manery na iza na iza hino Azy, sy ny fahamarinaNy (dia Kristy). Raha nanery Izy mantsy dia efa hatry ny ela no ho nanaovany an'izany ary tsy hisy olona tsy mino intsony ankehitriny! Saingy na hino ny olona na tsy hino, tsy mahafoana ny fahamarinaNy sy ny fisiaNy akory izany.
tsy ratsy ilay fanoharana,misaotra coopsal a
85. niryna
(
23/12/2008 15:53)
ikaretsaka:
Toa le hoe nisehoan zao de lasa zao ny niafaran'ny resaka ka mba laisa saina ihany aho hoe
Ary ahoana tokoa ary raha ohatra hoe isehoanli boudha I coopsal...
mba afaka mizara ny an'i boudha koa ve ika,ny meditation ny yoga sns ? misaotra mialoha
86. niryna
(
23/12/2008 16:13)
Ankoatran'ireo izay mbola ho zaraiko ny ambiny amin'ny manaraka .
Maro ny olona izay nivavaka tamin'ny reniny sy ny zanany "Mother and child worship "
http://moonmagick.co.uk/images/Earth%20Mother%20Statue.jpg
http://www.accd.edu/sac/vat/arthistory/arts1303/Neo3.jpg
http://www.exoticindiaart.com/artimages/devi_the_mother_goddess_and_her_three_children_hc21.jp
http://images.exoticindiaart.com/oils/goddess_kali_the_mother_goddess_or02.jpg
http://babylonmysteryreligion.com/motherandsonbabylon.jpg
http://www.biblestudysite.com/pope_-1.jpg
http://calvaryadvisor.org/resources/_wsb_485x690_semichld.jpg

87. ikaretsaka
(
26/12/2008 20:07)
za tsy hiresaka momban'ny boudhiste na mahalala momban'ny boudhiste satria za tsy boudhiste..
ohatran'ny tsy hjiresahako lava momban'ny protestant na tao aza aho no niala..satria za tsy izy intsony
ohatran'ny tsy hjiresahako lava momban'ny protestant na tao aza aho no niala..satria za tsy izy intsony