Iza Atra ? Ireo finoana 17 samy manana ny ATra-ny

21. niryna ( 21/11/2008 05:54)
ikaretsaka:

ny ifandraisan'izy mianakavy dia ilay samy mino fa ilay lohananon'ilay hery tsy fantany sy tsy hainy manazava t no ataon'ny olona hoe Andriamanitra
fa ny ankoatran'izay dia samy manana ny kipitsopitsony arakaraky ny fotokevitra ijoroany sy ny tanjona tiany hahatongavana: endoctrination, fampitahorana , fanalana probleme @ alalan'ny relief, ary fifanasoavana


msaotra ika a
22. niryna ( 21/11/2008 06:05)
fahamarinana:

:arrow: .Tsy miaro any niryna aho ary mino aho fa tsy ilainy akory izany fa amiko dia tsara ilay dinika satria tsara ho fantatra.Anjaran'ny tsi11 no mamaly na tsia ary azo atao ny mamaly am-panajana tahaka ny ataon'ika sy fijo maneho ny heviny tery ambony...

misaotra aky fahamarinana ,izay mihitsy no tiako ho resahina.
Tsy itako izay olana izarana sy fahafantarana ny finoan'ny hafa izany e.
-------------------------------------------------------------
Afaka mizara koa izay mba nozarain'ny hafa ny finoana dia mihaino ny rehetra ,izany ve ry Nandra dia hoe entina ampiady ,efa te-hiady amin'ny tsy misy dikany izany ny olona kou.

fahamarinana:

Ny an'ny nandra1 resaka vao miainga dia efa mamely sahady nefa ilay olona aza vao nametraka fanontaniana fontsiny !
hitakou :cry:

:D marina izany ,izahay aza mba mizara dia efa tapahany sahady ny feeling-namana ,tss !!
fahamarinana:
Ato tokoa anie ka dinika fivavahana sy finoana,izany hoe azo lazaina ny momba ny rehetra...
Tsiky dia ampy e !
fa mbola hiverina avy akeo fa tapaka tampoka ilay feeling-ko e:) (l)
23. niryna ( 21/11/2008 06:16)
Iza no namorona azy ,oviana izany ?
Inona no boky am-piasainy na ny anarany hoentiny ?
Aminy Izy Atra ?
Iza i kristy ?
Iza na mino ny Fanahy masina ve izy ?
Inona no atao mba ahazoana famonjena sa tsy mino izany ?
Inona no mitranga aorian'ny fahafatesana sa tsy mino an'izany ?
Dia ahoana no fampiharana izany finoana izany @ fiainana andavan'andro ?
Nandra1:

Inona ary le intérêt @ ipetrahan' ireo fanontaniana ireo @ Fahamarinana, na ho ela na ho haingana de tsy maintsy hisy comparaison eo nefa finoana no resahana na de fivavahana sy finoana aza! Vao maika hiampy an'ireo tsy mpino!


fa inona ny finoan'i Nandra ? maninona ianao no matahotra ny aheno izay finoan'ny hafa ?
Ok averiko aminao ary ny fanontaniana fa malalaka ny ttsy ?
Aminao ary Iza izany Atra izany ? araka ny finoanao ?
Dia nisy boky ve nahalalanao an'izany ?
Ary i kristy ? Iza izy aminao ?
Dia ny fanahy masina ? mino an'izany ve hianao sa tsia ? Eny sa tsia fotsiny
ary ny atao hoe famonjena ,mino an'izany ve hianao ? eny sa tsia ?
Ny fiainana aorian'ny fahafatesana ,eny sa tsia ?

Dia ahoana no ataonareo rehefa midera an'Atra ianareo ...sa makaiza sa misy toerana sa akala-manjana ?

Ireo fanontaniana ireo ve dia ahatonga ady ? efa ady miredareda ao am-po raha izany angamba ka .

Avereno ny fanontaniako e,dia apetrao amin'ny tenanao ihany ?

Za tsy mamely fa tsy mety izao, ary hiafara @ blasphème raha hisy tafintohana @ évolution ny discussionareo @ io sujet io!

inona no idiran'ny blasphemy amin'izany ? mahagaga tokoa ny fandraisan'ny olona zavatra raha izany ? Na miteny anie aho na tsia ,fivavahana ,finoana misy ireo e.ka inona no mahamenatra mizara izany ? toy ny fivavahana izay toriana eto ihany dia mahalala izy fa tsy inoany ny finoan'ny hafa ka rehefa anontaniana ve izy dia ho tezitra ? asa tokoa lahy e
mety efa fahatezerana miboiboika ao am-po angamba raha izany ka mitady toerana hamatrana azy e

:D
24. niryna ( 21/11/2008 06:23)
[quote=fahamarinana]
:arrow: Tsy voatery hisy interets ho anao manokana na ho ahy na ho an'ny sasany ihany koa fa amiko na fampahalalana monja aza sy fizarana izay mba hay...dia mety ho tsara ho ahy na hanamafisako ny ahy manokana aza !!!
Amiko manokana samy manana ny finoany tokoa ny tsi11 ka raha mitombina ny finoanao dia tsy misy tokony hampatahotra akory...ary amin'ny maha-finoana maro azy dia rariny koa raha manazava ny azy izy,raha tanty ka tiany ny hanazava azy ary indrindra raha manaiky ny hanao izany izy...fa tsy hoe akory natokana ho an'ny protestant sy katolika sy ny hafa monja ny dinika.Izay tsy fifankahafatarana izay no mety mampiteniteny foana ny hafa !
Misy hisy ny ho tafitohina ,hisy ny blaspheme rahatoa tokoa ka tsy hanaja na hanaraka ny fangatahan'ny mpametr mi
25. fahamarinana ( 21/11/2008 06:28)
:arrow: niryna : aleo hilamina fa ampy izay retsy a...mino aho fa fantan'ny nandra1 ny tiantsika ampitaina fa aleo hitohy ny resaka tena votoatiny... :-* ho an'ny nandra1 sy niryna (l)
26. niryna ( 21/11/2008 06:33)
oops ,azafady e . Tsy voavaliko tsara ilay hafatr'i fahamarinana

fahamarinana:

:arrow: Tsy voatery hisy interets ho anao manokana na ho ahy na ho an'ny sasany ihany koa fa amiko na fampahalalana monja aza sy fizarana izay mba hay...dia mety ho tsara ho ahy na hanamafisako ny ahy manokana aza !!!
mitovy hevitra amindry koa aho .

Amiko manokana samy manana ny finoany tokoa ny tsi11 ka raha mitombina ny finoanao dia tsy misy tokony hampatahotra akory..
izay no efa nambarako tery amboalohany ,
.ary amin'ny maha-finoana maro azy dia rariny koa raha manazava ny azy izy,raha tanty ka tiany ny hanazava azy ary indrindra raha manaiky ny hanao izany izy...fa tsy hoe akory natokana ho an'ny protestant sy katolika sy ny hafa monja ny dinika.Izay tsy fifankahafatarana izay no mety mampiteniteny foana ny hafa !
=D

Misy hisy ny ho tafitohina ,hisy ny blaspheme rahatoa tokoa ka tsy hanaja na hanaraka ny fangatahan'ny mpametraka dinika hoe :
faha ka ny dikan'ilay blasphemy anie dia hoe manompa ny fanahy masina na manompa an'Atra e,dia inona no idiran'izany araky ny hevitry Nandra eto :cry:
niryna:
misy finoana maro ka mba afaka mizara ve hianareo e ..Anjaratsika kosa no mihaino fa mba irina ny tsy hisy ny fitsikerana a
Misaotra mialoha
dia io mivandravandra io ny teniko alohan'ny hamaliany rehetra azy ka asa tokoa ,tsy ho voatery raha tsy te -izara ka
fahamarinana:

:arrow: dia anjarantsika tsi11 no miezaka hanaja izay.
Ny tiako marihina monja dia aza afangaro amin'ilay tsikera nataon'ny nandra 1 mikasika ny tsipona mety ataon'nyirina na tsia...fa lasa mihitatra dia mivaona ny dinika. :) (l)
itako :D
izaho angamba anome tsipona androany :D tsy misy idiran'ny tsipona ilay sujet androany fa raha izany dia lasa manambony ny finoako aho sy manamavo ny an'ny hafa,izay no finoany dia izay hajaina kosa izy ka sa ahoana ?


:-* :-* :roll: :-* :-*
27. rakapy ( 21/11/2008 06:34)
Loza ity fa apanginina fotsiny marina mafy :-D :-D :-D :-D
28. niryna ( 21/11/2008 06:42)
Nandra1:

Na catho sy protestanta fotsiny aza efa wawawa be eto hanaovan'ny athée azy @ interpretation ny teny rehetra ve? vao mainka fa finoana bobaka be ary samy hanatsara ny azy avy ka ho mora raikitra ny adi-hevitra na de efa nametraka io aza nyrina satria ny olona rehetra samy sarotiny @ azy dhl ary samy tsy hisy hanaiky ho gisitra!
:cry:
fa maninona no tsy te hihaino ny finoan'ny hafa hianao ?

fahamarinana:
Ny tiako marihina monja dia aza afangaro amin'ilay tsikera nataon'ny nandra 1 mikasika ny tsipona mety ataon'nyirina na tsia...fa lasa mihitatra dia mivaona ny dinika.
=D

Amiko de aleo mahita tsimpona toy izay sujet hitarika ady satria tsy ho voafehy mihintsy ny olona votom-pinoany avy!
maro be tokoa aloha izay tsipona nomena izay ka asa raha mba noraisina tamin'ny note-kely e na tsia .ooops (hs kely aho )
.
Hay ve le tsipona no tsy zakanao e!, mahay manazava tsara i Nyrina fa tsy tokony hampiasa tsipona foana! Ohatranao izao tsy mila tsipona ary mivantana tsara, na somary maneso aza nefa mazava ny tiana ho lazaina!
hi,hi .. raha resaka fahatezerana izao dia misy tsipona mifanaraka izany fa tsy tsipona fitiavana na famonoan'olona tokoa no omena ka ,marina izany fahamarinana .

Mialatsiny @ ze tsy mahazaka fa aleo hivantana ary samy tsy hihatsaravelatsihy izany @ tena zava-misy e!


:D
29. rabilabila ( 21/11/2008 08:12)
Ny ahy ,ny mahagaga ahy fotsiny , dia na samy ianareo kristianina aza dia betsaka ny tsy mahavita ny oeucumenisme , hita taratra izany na eo anivon\'ny anaran\'i lery fotsiny aza satria officiellement tokony tsy ho Razezo na Rajesosy intsony fa efa Rajesoa.
Amiko ataovy aloha izay\" pas \" izay vao miresaka ny hafa !!!
Averiko indray:Raha vao miala amin\'ny fandinihina ,ka tonga dia mametraka hoe \"hanamafisako ny ahy \"fa tsy hoe ahafahako misafidy na tsia ;dia efa misy préjugés maro dia maro dia tsy ho tonga any amin\'ny fitsokafan-tsaina mihitsy akory .Ce qui démontre bien que la plupart du temps ,vous n\'aviez pas eu le choix.
Tokony hanana \"culture genérale\" -n\'ny histoire des réligions daholo ny olombelona rehatra mba ahafahana manana ny \"compréhension de l\'autre ==> TOLERANCE.

Efa betsaka ihany angamba ny zavatra nolazaiko teto , raha momba ny tantaran\'ny fivavahana , efa namelabelatra aza aho ny momba ny Rig Veda (raha tsy diso aho efa ho herintaona izay ) , efa niresaka aho momba ny \"tsara sy ny ratsy \" , eny efa nanazava koa hevitro momba ny 3 vertus théologales, ka asa ianareo na variana amin\'ny \"cuisine interne\"-nareo ,na hoe avy amin\'ny AT ny resaka dia..................nandalo teo ambanin\'ny masonareo fotsiny ny resaka ,dia izao vao milaza hoe \"mahaliana\" mais bon izay no nanaovako hoe :\"efa tsara aloha izay dingana izay \" ,mieux vaut tard que jamais hoy ny fitenenana.
30. Nandra1 ( 21/11/2008 08:24)
Tokana no havaliko ireo fanontanianao ireo ry niryna fa kristianina aho!
Matoa tsy mbola nisy nahasahy nanao débat an'io sujet io ireo mpitarika ireo finoana ireo tsirairay avy de misy ny antony lehibe! tsy tahotra ny @ finoako fa ny ho amin'ny filaminana!
Tena sûr ve ianao ry Nyrina fa avy @ Fanahy Masina no mitarika anao hanokatra io sujet io?
31. fahamarinana ( 21/11/2008 08:30)
rabilabila:
ka tonga dia mametraka hoe "hanamafisako ny ahy "fa tsy hoe ahafahako misafidy na tsia ;dia efa misy préjugés maro dia maro dia tsy ho tonga any amin'ny fitsokafan-tsaina mihitsy akory .Ce qui démontre bien que la plupart du temps ,vous n'aviez pas eu le choix.

:arrow: ekeko ilay teninao eto nefa koa raha ny hevitro dia mety amin'ny olona mbola mihazihazo izay.Ny cas-ko manokana moa (sady io ihany no azoko ambara hatreto )dia efa haiko ny safidiko,izany hoe efa nojereko sy nodinihako (araka izay sai-patako sy fahaizana izay mba anananako ) vao tonga amin'ny safidiko aho.Ny ahy dia io voalazanao io,ekiomonika no tena lafatra sy andrandraiko hatrany !!.Izaho sady tsy an'ny atsy no tsy an'ny aroa fa mpanaradia an'ny Kristy;izay mino Azy ho mpamonjy sy mpanelanelana amin'ny Ray,izay mino azy ho nitsanga-ko velona ary nisolo voina ahy teo amin'ny hazo fijaliana ...dia izay no ekeko na iza izy na iza.Isan'ny ahazoako olana amin'ny manodidina ahy izany fijoroako izany,eny na ao amin'ny Fiangonana misy ahy aza.
rabila:
Tokony hanana "culture genérale" -n'ny histoire des réligions daholo ny olombelona rehatra mba ahafahana manana ny "compréhension de l'autre ==> TOLERANCE.

:arrow:itovizako hvtr tanteraka ihany koa...ary isan'ny hanekeko ny nipetrahan'ity dinika ity fa anjaran'ny tsi11 no mifehy azy tsara tsy hivaona na hiafara reglement de compte ihany koa.
Amiko aloha raisiko izay mahasoa mety hanampy ahy ....ataoko tsy fahotana izay nefa mety diso fijery aho amin'ny Xna hafa fa assumer-ko tanteraka. satria hevitro moa izay:) (l)
32. ikaretsaka ( 21/11/2008 12:18)
le izy izao fotsiny e
raisiko amiko fotsiny le ohatra : za katolika izao fa kosa efa taranaka prot aho no nisafidy ny ho kato... iznay hoe afaka resahiko tsara ireo finoana ireo, fa tsy afeniko kosa anefa fa mety hanahirana ireo pros ny fijeriko sy ny filazako ny momba azy ireo, dia aleoko tsy miditra lalina.


Rehefa avy eo na ao @ samy kato aza
@ maha taizan-Jezoita ahy koa dia mijery @ fijery mirona kely any @ Jesuites ny ao @ katolisisma aho, nandalina momban'ny dominikanina koa aho anefa ary afaka miresaka momba izany kanefa mety hanahirana ny katolika ilay manaraka ny fijery dominikanina ny fijery sy ny filazako momba azy ireo dia aleoko tsy miditra lalina

fa zany akory tsy midika hoe satria za katolika mijery @ fomba Jesuite dia tsy hinamana amina silamo sunite! na Jiosy orthodoksa na Felem traditionalista
33. coopsal ( 21/11/2008 14:09)
Ikaretsaka:
fa ny atahoran'ny olona anie de le izy hifarana amin'ny fampitahana ny azy sy ny tsy azy dia lasa manaratsy ilay hafa e..
izay kosa tsy mety

==> Mahatsiaro tenin'i Kristy iray izay aho.
"Si vous ne croyez pas quand je vous parle des réalités terrestres, comment pourrez-vous croire quand je vous parlerai des réalités célestes ?" [Jean 3:12]

FANOHARANA :
@izao fotoana izao aho mitady (ny namako no mampitady ahy no marina kokoa) carte d'acquisition, fantatro fa maro ny marques sy modèles. Fa ianareo izay mahafantatra ny marques rehetra, mba tanisao eto d lazalazao ny caractéristiques-ny!

Tahatahaka izay ve ity fanontanian'i Nyrina ity?

Inoako fa izay représentant ny marque tsirairay samy afaka hilaza ny fahatsarany rehetra, manana safidy malalaka aho hifidy izay marque tiako, ary manana safidy malalaka aho hiteny hoe "ny ahy ny XXXX no hitako tsara indrindra", ary mety hiteny ireo namako izay mitady hafa koa aho hoe ilay marque XXXX ry ireto tena milay ah!! Fa zah efa nampiasa anle marque MMMM fa tena tsy nahazaka hatr@ écran-ko! (ohatra).
34. booboo ( 21/11/2008 14:21)
hafa² amiko ity sizé iraika ity, raha hoe culture gé momba an'ireo raha aby aby ireo dia ié. Tsapako mirona bebe kokoa @ fampitahana @ kristianisma ilay izy dia tsy voako. Tsy ilay fizarana fahalalana no tena ivon'ilay raha fa fanitarana ho @ fanasoasoavana ny iraika @ izy aby aby fotsiny....
35. coopsal ( 21/11/2008 14:21)
Izaho tsy dia hoe nandalina ny finoana isan-karazany, fa mba afaka nihaino ireo hafa izay nandalina ny finoana tsirairay aho ka izay fantatro no hotanisaiko eto ho valin'ny fanontanian'i niryna.

Raha misy ianareo izay manana izany finoana izany ka diso ny fahafantarako dia azonareo lazaina eto ny marina araka izay inoanareo.

Ireto avy izy :
- Finoana nentin-drazana Malagasy : Zanahary, razana, ohabolana, angano
- Bouddhisme : Bouddha (ilay mazava)
- Brahmanisme : Brahman ... 8 pouvoirs
- Silamo : Allah, Mahomet, coran
- Judaïsme : Torah
- Satanisme : anti-religion, dix commandements
- Athéisme : tsy mino an' Andriamanitra

FANAMARIHANA :
Rehefa ny mpanohitra fitondrana no mampahafantatra ny vahoaka izay ataon'ny mpitondra dia tokana ny ambarany (@ fomba maro samihafa) : fôpla ireo!
Rehefa ny mpanohana fitondrana no mampahafantatra ny vahoaka izay ataon'ny mpitondra dia tokana ny ambarany (@ fomba maro samihafa) : milay ireo!
Koa dieny ety aloha aho dia mamerina fa raha misy tsy araka izay nampahafantarin'ireo olona mpandala na nandalina ahy voalazako eto mikasika ny finoanao raha voatanisa ao, dia ahitsio.
36. ikaretsaka ( 21/11/2008 16:24)
booboo:

hafa² amiko ity sizé iraika ity, raha hoe culture gé momba an\\\'ireo raha aby aby ireo dia ié. Tsapako mirona bebe kokoa @ fampitahana @ kristianisma ilay izy dia tsy voako. Tsy ilay fizarana fahalalana no tena ivon\\\'ilay raha fa fanitarana ho @ fanasoasoavana ny iraika @ izy aby aby fotsiny....


ka tsy maintsy hivily @ izay le izy raha maro kristianina izy..
ohatran\\\'ny hoe @ fomba ahoana moa no hiresahan\\\'ny vazaha sy hahalala momban\\\'ny gasy mihoatra noho ilay tena gasy ankoatra izay hitany sy niainany?
37. rakapy ( 21/11/2008 21:08)
Fa inona kay no maha samihafa an'i God @ A/tra ? inona no maha samihafa an'i Dieu @ Allah? inona no maha samihafa an'i Torah @ Zanahary sns...?

Raha ny fahitako azy dia isika olombelona mihintsy no te hisaratsaraka sy hifanavakavaka na koa te hanambony kokoa ny zava-patany fa ny zavatra inoana dia iray ihany.
Jereo fotsiny ange eto @ forum e! na ny samy xana izay voalaza fa i jesosy aza no tompoiny sy arahan'izy ireo , dia hita fa mifanatsafa izay tsy izy tokoa izy ireo !

Ary ity loha-hevitra ity dia:- Na hampitombo ny elanelana
- Na hampifanantona

Ka dia mahaiza mitondra tena.


38. niryna ( 21/11/2008 21:16)
ikaretsaka:

faha> tsara ny mizara sy mahampafantatra .. fa ny atahoran'ny olona anie de le izy hifarana amin'ny fampitahana ny azy sy ny tsy azy dia lasa manaratsy ilay hafa e..
izay kosa tsy mety
ka ny momban'ny finoana fotsiny no anontaniana ka inona no olana amin'izany ? tsy maninona raha tsy mizara ka


:D
39. niryna ( 21/11/2008 21:24)
fahamarinana:

:arrow: ekeko kah ,izay no ilazako hoe miezaka mamaly araka izay tratra sy heverina fa mety.. :) ,raha vita fa sarotra aloha indrindra misy mandranditra izay eo anoloana... :? (l)



=D>
40. niryna ( 21/11/2008 21:32)
ikaretsaka:

ka ny olana amin'io dia raha heo neutre tsara tsy maninona..
fa raha hoe mormon ilay olona ka hizara sy "hampahafantatra" ny olona ny momban'ny baha'i ohatra dia mazava ho azy fa tsy maintsy le mormon aloha no hatsaraina kokoa nohon'ilay baha'i....

ka iza ilay izy raha ohatra ka mormon dia izy no mba mizara moa raha mba naheno hianao ny tantarany dia mba afaka mizara koa ka


:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084