Sambatra ny manana an'i Jesosy
81. cutie
(
22/11/2008 01:50)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 19-11-2008 23:53:05:-D :-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Sambatra ny manana an'i Jesosy
mitovy ihany izany nareo sy ratonga ko,samy mandalo fatsy mamaly mail
fijo
je t'amour :-D :-D :-D :-D :wink: :wink: :wink: :wink: :* :* :* :* :* (l) (l) (l) (l) (l) (l)
82. cutie
(
22/11/2008 02:08)
73. Mpandefa : fijo [ Valio ] 20-11-2008 00:02:22
Lohateny : Re : Sambatra ny manana an'i Jesosy
ngaha misy ankialona izany eto e,ampiakaro ny vera dia milamina ka,ny rany no hiraisana
eny wa
mba hafahafa fisainana koa i Ika :-D
83. ikaretsaka
(
22/11/2008 17:46)
niryna> ka izay na ny dianao sy za tany andafy aza dia efa samihafa ary na ny fiaramanidina nandehananano sy ny toerana nandehananao aza dia efa samihafa @ ny noraisiko sy ny nandehanako....ao mainka porofo 1 tsy mampety ilay fijoroana vavolombelona io sy ny finoana fa ny nitranga taminao dia hitranga amiko koa!
na nitovy aza ny toerana niafarantsika
ka raha milaza ianao fa nandeha air mad avy tany @ tanana t@ andro avy orana de tonga tany rehefa avy tary ananona sy ananona dia notsenain'ny blizzard rehefa tonga!
ny ahy mety tsy ho iznay mihitsy fa mety tsy nandeha airmad aho ohatra ary tsy andro avy orana sy tsy nankany @ toerana samihafa nalehanao ary tsy notsenain'ny blizzard rehefa tonga!

84. caprio
(
23/11/2008 19:58)
Atra dia maneho fahagagana mandrakariva eo @fiainako,ary afaka manome izany koa izy hoan'ny olona tsirairay avy,koa mivavaha mandrakariva ka aza mitsahatra fa ho tsapanao zany,misy kosa anefa ny olona tsy mahatsapa an-zany kanefa ho avy ny andro izay hitalaohan'ny rehetra aminy,ary aneho ny heriny marina tokoa izy eto @izao tontolo izao,koa manainga antsika rehetra mba hitodika amin'Atra,dia raiso ny baiboly ka vakio ary mivavaha isan'andro fa izany no tena ahitana fahasambarana,misy anefa ny fotoana izay ahatsapana fa mandalo ady sarotra kanefa manana tombony ny olona manantena an'Atra eo @fiainana; (l) (l)
85. prime
(
25/11/2008 10:54)
Andriamanitra no maniraka ny mpino hijoro vavolombelona tamin'ny asany rehetra tamin'ny tsirairay avy mba hanehoana fa miasa ary mamonjy no sady mahery Izy... hoy indrindra ny voasoratra amin'ny anaran'ny Tompo :
"Fa mitsangàna, ka mijoroa amin'ny tongotrao; fa izao no nisehoako taminao, dia ny hanendry anao ho mpanompo sy ho vavolombelona ny amin'izay efa nahitanao Ahy* sy izay hisehoako aminao, [*Na: (izay efa hitanao)]" Asan'ny Apostoly 26:16
Ny tsy fijoroana vavolombelona no heloka eo anatrehan'Andriamanitra fa tsy ny mifanohitra amin'izany... ny nahitan'ny tsirairay an'i Kristy sy ny nihaonana taminy dia samihafa avokoa ary tsy misy mitovy na dia iray aza... ny fanambarana ny herin'Andriamanitra amin'izany nefa dia tena fahasambarana tsy hita fetra... :)

86. ikaretsaka
(
25/11/2008 14:23)
za tsy nilaza mihitsy hoe heloka na fanotana ny fijoroana vavolombelona
fa hoe ny ha/nataon'i Jesoa t@ Prime ohatra dia tsy ho duplicata ny na/hataony amiko... satria samihafa zaho sy prime
zaho avy ao @ dry prime no niala izao ohatra dia efa maha samihafaa azy
fa hoe ny ha/nataon'i Jesoa t@ Prime ohatra dia tsy ho duplicata ny na/hataony amiko... satria samihafa zaho sy prime
zaho avy ao @ dry prime no niala izao ohatra dia efa maha samihafaa azy
87. coopsal
(
25/11/2008 16:18)
Ikaretsaka:
Fa i Jesoa Tompo filohantsika tsy nety nandefitra ny tsy rariny... ary tsy mba voafatotry ny henamaso..
==> Miala tsiny fa tena tsy ilay Jesoa Tompoko io ambaran\'ilay hira io.
Tsy fantatro na documents avy aiza no nisy an\'izany resaka izany ka nahatonga an\'ilay hira. Fa ny baiboliko baiboly katolika ary tsy ahitako an\'i Kristy nanohitra velively. Ry Judas Maccabéus no hitako nanohitra tao.
Raha i Kristy indray dia izao no hitako ambara momba azy :
\"On l\'a frappé, et il s\'est humilié, il n\'a pas dit un mot.
Semblable à un agneau mené à l\'abattoir,
tout comme la brebis muette devant ceux qui la tondent,
il n\'a pas dit un moth\" [Esaïe 53:7]
Et en vérité, il s\'est toujours plié devant ceux qui ont fait l\'injustice! Il n\'a jamais usé de force!
Il a juste déclaré ce que le Père Lui a dit de déclarer!
S\'il y avait des gens envers qui IL paraissait rebelle, ce sont les pharisiens (théologiens de son époque) et les prêtres (dirigeants d\'églises de son époque)!
Il y avait des moments, Il leur a dit ouvertement : \"malheur à vous!\". Et Jesus l\'adresse toujours aux théologiens et dirigeants d\'églises de notre époque.
Il l\'a fait, non pour les condamner! En tant que Juge désigné par DIEU, IL leur a fait comprendre seulement qu\'ils étaient déjà condamnés selon les lois de DIEU que ceux-ci disent obéir.
Sachant qu\'on appelait Eglise de DIEU le peuple d\'ISrael, en particulier les Juifs), Jesus a dit à ces gens de l\'Eglise que s\'ils (le peuple) n\'obéissaient pas aux lois plus fidèlement que ces théologiens et dirigeants d\'églises! Ils ne pourraient jamais entrer dans le royaume de DIEU.
Si cet homme Jesus était de notre époque, IL dirait sûrement les mêmes paroles (en utilisant des vocabulaires et paraboles de nos jours).
Au contraire, tant que le moment (choisi par DIEU) n\'était pas venu pour Lui de mourir, Il n\'a point protesté! Il s\'est caché tout simplement.
Et quand l\'heure était venue pour Lui de mourir, il ne protestait pas et il ne se cachait pas! Il était là, il ne disait rien qui puisse le faire libérer! Non pas parce qu\'il ne pouvait le faire, mais parce que
\"DIEU a tant aimé le monde, qu\'il lui a donné son Fils Unique, afin que quiconque croît en Lui ait la vie éternelle et ne périsse pas\".
89. prime
(
26/11/2008 08:23)
Rabila> Miala tsiny raha mba mitondra fanampim-panazavana araka ny fanontanianao...
Mbola tsy hary izao rehetra izao no efa Izy no Izy... ireto misy "Logos" nanambarana ny momba Azy hatramin'izay mahaIzy Azy, amin'ny anaran'ny Tompo... (iniako nentina etoana fa tsy nataoko "renvoi" mba hamakiana azy tsara)
"1 Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.2 Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany.3 Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza.4 Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona." Jaona 1:1-4
"Teo amin'izao tontolo izao Izy, ary Izy no nanaovana izao tontolo izao, nefa izao tontolo izao tsy nahalala Azy." Jaona 1:10
"Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina* tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana. [*Gr. nitoetra an-day]" Jaona 1:14
"Ary nahita aho, ka dia nanambara fa Izy no Zanak'Andriamanitra. » (Jaona 1:34)« ary nijery an'i Jesosy nitsangantsangana izy ka nanao hoe: Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra!" Jaona 1:36
"Ary hoy koa Izy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Ho hitanareo ny lanitra misokatra sy ny anjelin'Andriamanitra miakatra sy midina eo ambonin'ny Zanak'olona." Jaona 1:51
Mikasika ny fanontanianao dia mbola faminaniana no nilazan'ny Mpaminany Isaia ny momba Azy... fa ny baiboly mihitsy no tsy miresaka afatsy i "Yeshoua" manomboka any amin'ny Genesisy ka hatramin'ny Apokalipsy... ny anarana niantsoana na nahafantaran'ny tsirairay Azy no isankarazany, "Imanoela", "Mesia", "Amena", "ilay taloha sy ankehitriny ary ho avy" sns... fa Izy avokoa izany na "Yeshoua" na "Yeshoun" na Yaveh...

90. rabilabila
(
26/11/2008 10:07)
ah!!! aminareo izany i Yaveh ihany no Yeshoa no Jesosy Kristy no Zezo no Jesoa any amin'ny testamenta taloha na ny torah mantsy rehefa miteny hoe "yeshoua", ny dikany dia hoe "le salut" izay mbola andrasan'ny Jiosy d'ailleurs hatramin'izao ,fa ny an-dry Paoly sy ny namany sy ianareo moa efa hitanareo tamin'i nahaterahany fa izy ilay mesia..........................................................................................................
Ankoatr'izany any amin'ny Rig Veda koa mantsy misy ohatran'io lazain'i Ysahyah io ,ary io no mbola nentin'i Gandhi nitolomany tamin'ny fotoan'androny....................kongéfa ny veda efa eeeeelabeeeeeeeeeetalohan'ny baiboly sy ny mpaminaniny !!!! dia ahoana indray ?

91. prime
(
26/11/2008 12:34)
Ny maha Ray, Zanaka, Fanahy Masina an'Andriamanitra koa aza dia mbola zava-miafina saingy mazava tsara raha ny lazain'ny baiboly...
Hono hoy aho, ny fahanteran'ny boky va na ny taonan'ny fahendrena nisy no hanaporofonao ny fahamarinana?
Mety ho izay aloha ny fetra andraisanao azy fa raha ny lazain'ny Soratra Masina dia mbola tsy nisy akory izao rehetra izao no efa Izy no Izy... ary ny baiboly aza adino fa fanekena roa samihafa samy nanana ny nahaizy azy nefa manambara ilay Tokana...

92. rabilabila
(
26/11/2008 13:14)
Hono hoy aho, ny fahanteran'ny boky va na ny taonan'ny fahendrena nisy no hanaporofonao ny fahamarinana?
Tsia .... Ny tiako ambara amin'io foana , rehefa miresaka aho , dia ny fisian'ny fahendrena eran-tany ,izay nikolokolo sy nahatonga antsika eto amin'izao fotoana izao ==> manaporofo ny fahamarinany izany ny fisiany hatramin'izay ,satria assurance-vie-ndraolombelona ny fanarahana azy .
Valables izy amin'ny sumeriens , ny ejipsiana , ny Malagasy , ny Hebreo izay inianareo tsy jerena na tsy dinihina akory satria mety hanome lanja ny mety ho fahendren'ny hafa!!!
Mazava fa ny hiaro ny anareo no ataonareo eto , araky ny filazan'i Prime hoe : mitory filazantsara ,mampianatra ,................donc point de vue subjectif foana , izay no hanaovako hoe : infantilisation et insulte à l'intelligence .
Manana site parallèle ny serasera miresaka ranoiray momba ny finoana sy ny fizaram-pinoana ,tsy ho hitanao any mihitsy aho satria ny finoana tsy zaraiko aminareo .Eto nefa ,na dia tsy ny maha AT ahy aza no zaraiko sy lazaiko fa ny zavatra misy any an-kafa dia ny anareo ihany no asesikareo.Vous ramenez tojours à vous , votre dieu , votre bible .........
Averiko ary tsy sasatra mihitsy aho no mamerina azy fa ao anatin'ireo boky atao hoe Baiboly , coran , rig Veda .......dia feno soratra , hevitra , ohabolana , tantara , mahafinaritra , mampieritreritra , mampangotsoka , mampitsiky , manome lesona , mananatra ......................................................... izay mitovy saranga tanteraka raha ny tantaran'ny zanak'olombelona no zohiana .Ary amin'ny mahaolombelona ahy , na dia tsy mino aza ny tenako , dia tsongoiko daholo izay heveriko hitondra soa ho ahy mba hanasoavako ny hafa ary tsy aharatsy ahy eo anatrehany ....................................ary izay no mampijoro ahy hatramin'izao , ny mampijoro ny zanako ary tsy hananako lonjony amin'ny hafa na inona lokony , na firehan-keviny , na finoany , na firazanany .......
Izay ihany!!
93. ikaretsaka
(
26/11/2008 20:58)
Mitovy fijery @ rabila aho eto na tsy Athe aza,
Mitombina ny remarque-ny.
Izay no ilazako foana ny hoe aza feraana
Mitombina ny remarque-ny.
Izay no ilazako foana ny hoe aza feraana
94. prime
(
27/11/2008 10:42)
Rabila:... Mazava ny tianao ahatongavana... fa ilay hoe minia tsy mijery ny Hebreo na tsy mandinika ny fahendrena avy aminy no mahagaga ahy kely... f\'angaha nisy ny baiboly raha tsy nisy aloha ny torah? f\'angaha Kristy tonga tamin\'ny foko hafa raha tsy tamin\'ny firenen\'Israely? f\'angaha nisy ny fivavahana sy ny fomba kristiana amin\'ny ankapobeny raha tsy nisy ny fivavahana jodaisma sy ireo zanany maro? Andriamanitr\'iza moa ilay Andriamanitry ny kristiana, moa tsy Andriamanitr\'i Abrahama sy Isaka sy Jakoba ihany va?... ka minia tsy mijery ahoana?... sao fijerinao manokana lahy izany fa raha ny mpino kristiana ka tena mpanaradia marina an\'i Kristy dia tsy mbola nanamaivana na nanao tsinontsinona ny Hebreo sy ny fivavahan\'ny Hebreo tamin\'ny Andriamaniny velively...
Tsia .... Ny tiako ambara amin\'io foana , rehefa miresaka aho , dia ny fisian\'ny fahendrena eran-tany ,izay nikolokolo sy nahatonga antsika eto amin\'izao fotoana izao ==> manaporofo ny fahamarinany izany ny fisiany hatramin\'izay ,satria assurance-vie-ndraolombelona ny fanarahana azy .
Valables izy amin\'ny sumeriens , ny ejipsiana , ny Malagasy , ny Hebreo izay inianareo tsy jerena na tsy dinihina akory satria mety hanome lanja ny mety ho fahendren\'ny hafa!!!
Ny fototra tsy itovian\'ny Jodaisma sy ny kristianisma dia tokana ihany, Jesosy Kristy no ilay Mesia hoy ny iray... Jesosy Kristy Mpaminany Lehibe hoy ny iray fa ilay Mesia mbola andrasana...
Na inona nefa hamaritana an\'i Jesosy na inona, na inona fomba samihafa na inona, Andriamanitra manana ny fiheviny...
Rabila:... Hiaro ny anay ahoana ry Rabila? tsy anay anie io finoana io na hevitray na fahendrenay na fahaizana sy fahalalana avy aminay e! Izy no Tompon\'io, Azy io, ary Izy no miasa... ny mpino dia \"iraka\" fotsiny ihany fa sady tsy tompony, no tsy manam-pahefana ny amin\'io na dia iray dia aza raha tsy avy Aminy, Izy Tompo ihany...
Mazava fa ny hiaro ny anareo no ataonareo eto , araky ny filazan\'i Prime hoe : mitory filazantsara ,mampianatra ,................donc point de vue subjectif foana , izay no hanaovako hoe : infantilisation et insulte à l\'intelligence .
Averiko indray, \"infantilisation et insulte à votre intélligence\" hoy ianao, dia mahagaga ihany izany ambaranao izany... raha ny olona manam-pahendrena sy manam-pahalalàna ary manam-pahaizana toa anao no mieritrerita toy izany... satria izahay tsy dia manana izany harem-be toa anao izany aza dia mahalala sy miezaka ihany ny hahay hihaino ny hafa... raha ianao milaza ho manana izany indray no tsy manana hery sy fahafahana hihaino ny hafa dia iza no heverinao hihaino anao raha ianao aza tsy mahay mihaino ny hafa, na dia heverinao fa tsy manana toa anao aza ny manoloana na miresaka aminao?
Io \"faculté d\'écoute et de compréhension et altruisme\" io no fototra iaingana sy hamantarana ny olona manam-pahaizana... ka raha io aza manahirana anao dia mahagaga ihany, f\'andrao efa \"complexes envers les chrétiens\" ilay izy ka izay lazainy dia toa \"insulte à l\'intélligence\" avokoa no handraisanao azy... raiso am-pitiavana ny resaka... ny Ntaolo Malagasy aza tsy nanam-pahaizana toa anao nahay niteny hoe \"ny mamy hano, ny mangidy ario\", ka inona no olana?
Ny hoe \"subjectif\" ilay resaky ny kristiana dia fomba fijery anao izay... fa ny kristiana dia \"objectif\" mihitsy rehefa irahan\'ny Tompo hitory ny Vaovao Mahafaly satria miantoka ny famonjena ny fanahin\'ny maro izany ary manome sy mizara fiainana, ilay tena izy na ny amin\'izao na ny ho mandrakizay...
Rabila:... Io ilay efa fambarako mandrakariva, hoe izay fihevitrareo dia aza afindra hoe fihevitry ny hafa... Ny mpitory filazantsara dia tsy mitodika amin\'ny tena fa mitodika amin\'i Jesosy, dia izay ihany... raha idirana lalina kely kokoa dia olona \"efa maty\", niara-maty sy nohomboana tamin\'i Kristy ny mpino kristiana, ary efa niara-natsangana Taminy rahateo, ka tsy izy intsony no velona fa Kristy... ary izay ataony sy heveriny dia izay anirahan\'i Kristy azy...
Eto nefa ,na dia tsy ny maha AT ahy aza no zaraiko sy lazaiko fa ny zavatra misy any an-kafa dia ny anareo ihany no asesikareo.Vous ramenez tojours à vous , votre dieu , votre bible .........
Ka ilay izy tsy hoe \"ramener à notre Dieu\" ny resaka fa ilay \"Dieu en question\" mihitsy no mibaiko hoe tsy maintsy hambara ny Vaovao Mahafaly... tsy ny olona no misintona ny resaka ho any Aminy fa Izy mihitsy no midina manatona ny olona ka maniraka ny mpanompony hanambara ny asany...
Rabila:... Ka tsara anie izany ry Rabila... mbola tsara lavitra izany noho ilay milaza tena ho kristiana nefa na ilay baiboly fototra aza tsy vakiana ary lazaina ho tsy ampy sy lany andro, indrisy...
Averiko ary tsy sasatra mihitsy aho no mamerina azy fa ao anatin\'ireo boky atao hoe Baiboly , coran , rig Veda .......dia feno soratra , hevitra , ohabolana , tantara , mahafinaritra , mampieritreritra , mampangotsoka , mampitsiky , manome lesona , mananatra ......................................................... izay mitovy saranga tanteraka raha ny tantaran\'ny zanak\'olombelona no zohiana .Ary amin\'ny mahaolombelona ahy , na dia tsy mino aza ny tenako , dia tsongoiko daholo izay heveriko hitondra soa ho ahy mba hanasoavako ny hafa ary tsy aharatsy ahy eo anatrehany ....................................ary izay no mampijoro ahy hatramin\'izao , ny mampijoro ny zanako ary tsy hananako lonjony amin\'ny hafa na inona lokony , na firehan-keviny , na finoany , na firazanany .......
Izay ihany!!
95. ikaretsaka
(
27/11/2008 14:51)
... Ka tsara anie izany ry Rabila... mbola tsara lavitra izany noho ilay milaza tena ho kristiana nefa na ilay baiboly fototra aza tsy vakiana ary lazaina ho tsy ampy sy lany andro, indrisy...
ny tena tsara lavitra ra prime dia ny tsy fiononana eo fotsiny an
ny baiboly fototra (araka ny nolazainao) dia fototra tokoa fa aiza ny rindrina, aiza ny tafo???
Ny mpitory filazantsara dia tsy mitodika amin'ny tena fa mitodika amin'i Jesosy,
eo le mampiboriaka kay.. ka iza no itoriana? i Jesosy va?
angaha tsy ny olona?
izany hoe ny fitombenana izany no atondrondra any @ olona fa ny toriana ary @ jesosy?
aoka letsy le
farito hoe @ iza ianareo no mitodika rehefa mitory fa misangojy le
96. rabilabila
(
28/11/2008 09:55)
Mazava ny tianao ahatongavana... fa ilay hoe minia tsy mijery ny Hebreo na tsy mandinika ny fahendrena avy aminy no mahagaga ahy kely... f\'angaha nisy ny baiboly raha tsy nisy aloha ny torah? f\'angaha Kristy tonga tamin\'ny foko hafa raha tsy tamin\'ny firenen\'Israely? f\'angaha nisy ny fivavahana sy ny fomba kristiana amin\'ny ankapobeny raha tsy nisy ny fivavahana jodaisma sy ireo zanany maro? Andriamanitr\'iza moa ilay Andriamanitry ny kristiana, moa tsy Andriamanitr\'i Abrahama sy Isaka sy Jakoba ihany va?... ka minia tsy mijery ahoana?... sao fijerinao manokana lahy izany fa raha ny mpino kristiana ka tena mpanaradia marina an\'i Kristy dia tsy mbola nanamaivana na nanao tsinontsinona ny Hebreo sy ny fivavahan\'ny Hebreo tamin\'ny Andriamaniny velively...
Ny fototra tsy itovian\'ny Jodaisma sy ny kristianisma dia tokana ihany, Jesosy Kristy no ilay Mesia hoy ny iray... Jesosy Kristy Mpaminany Lehibe hoy ny iray fa ilay Mesia mbola andrasana..
Na inona nefa hamaritana an\'i Jesosy na inona, na inona fomba samihafa na inona, Andriamanitra manana ny fiheviny..
Mea culpa !! Marina ny zavatra lazainao raha ny momba ny hebreo no resahina .
Diso ny fomba ni-présenter-ko azy satria ny zavatra tiako nahatongavana teo dia ireo fahendrena nisy eran-tany ary nikolokolo antsika hatramin\'izao fotoana izao dia valin\'ny fandinihan\'ireo mponina hampilanto ny fiaraha-monina . Ary valables daholo ireo fahendrena ireo na ho an\'ny sumeriens , ny ejipsiana , ny Malagasy , ny Hebreo .
Ireo validités-ny ireo no tsy hitanareo ary fahadisoako koa no \"NAIVE\" nieritreritra ny hizara aminareo votom-pinoana ny zavatra misy any an-kafà , satria mazava ho azy fa ny credos-nareo dia ny hanindraindra ny anareo ary tsy misy hanomezako tsiny ny amin\'izany .
Tiako faritana kely ny dikan\'ilay hoe \" insulte à l\'intelligence\" :
Je ne prétends jamais à la Vérité absolue ni à même à la vérité relative. Je vous donne mon avis, mes coups de gueule, sans plus. J\'en connais d\'autres qui font de la propagande et qui, pourtant, disent se classer dans la catégorie \"fivavahana -finoana\" fa tsy \" fizaram-pinoana\" . Ceux-là insultent notre intelligence...
Averiko indray, \"infantilisation et insulte à votre intélligence\" hoy ianao, dia mahagaga ihany izany ambaranao izany... raha ny olona manam-pahendrena sy manam-pahalalàna ary manam-pahaizana toa anao no mieritrerita toy izany... satria izahay tsy dia manana izany harem-be toa anao izany aza dia mahalala sy miezaka ihany ny hahay hihaino ny hafa... raha ianao milaza ho manana izany indray no tsy manana hery sy fahafahana hihaino ny hafa dia iza no heverinao hihaino anao raha ianao aza tsy mahay mihaino ny hafa, na dia heverinao fa tsy manana toa anao aza ny manoloana na miresaka aminao?
Io \"faculté d\'écoute et de compréhension et altruisme\" io no fototra iaingana sy hamantarana ny olona manam-pahaizana... ka raha io aza manahirana anao dia mahagaga ihany, f\'andrao efa \"complexes envers les chrétiens\" ilay izy ka izay lazainy dia toa \"insulte à l\'intélligence\" avokoa no handraisanao azy... raiso am-pitiavana ny resaka... ny Ntaolo Malagasy aza tsy nanam-pahaizana toa anao nahay niteny hoe \"ny mamy hano, ny mangidy ario\", ka inona no olana?
A mettre encore dans ma naiveté de croire qu\'en donnant d\'autres perspectives ,d\'autres façons de voire et d\'apprehender les choses ,je permettrai à certains d\'oublier les clichés et autres et de voir les choses d\'un autre point de vue .
Complexes envers les chrétiens dites-vous ? Oh non !! loin de là , la seule chose qui me complexe est peut-être mon nez , et encore !! beaucoup le trouve joli.
:wink:
97. prime
(
28/11/2008 10:23)
Rabila> Misaotra anao nitondra fanazavana fanampiny fa vao maika mihamazava ny tianao ahatongavana... tsy indray mandeha koa ny namana rakaroka no nitondra hevitra te-hanokatra ny fomba fijery amin'ny sehatra hafa kokoa (na avo kokoa hoy izy izay)...
Raha ny amiko manokana dia tsy misy maharatsy izany velively fa mampanan-karena ny dinika aza ny toy izany... fa ny fanamarihana nentiko kosa hatramin'izay rehefa miseho ilay tranga dia nametraka ilay resaka ho fifanakalozan-kevitra ka samy malalaka mitondra ny heviny fa tsy fanaratsiana an'Andriamanitra sy fanenjehana ny kristiana ho "dondrona" sy "tery saina" sy "zazakely" akory no hampisokatra ny adihevitra etoana rehefa tsy manaiky izay ambaranareo ny mpino... ny kristiana dia ekena fa tsy manam-pahaizana, na manam-pahalalana, na manam-pahendrena araka ny eto amin'izao tontolo izao ary efa nampahafantarina azy izany satria tsy manana anjara eto amin'izao tontolo izao intsony rahateo izy ireo fa izay hitany sy tsapany sy iainany no ambarany araka izay anirahan'ny Tompony azy...
Mankasitraka ny ezaka ataonao... nefa tsy mitsahatra koa milaza aminao fa "Tia anao Jesosy"... (na dia tsy tianao aza ny ilazàna izany dia ambara ihany satria mbola fotoanany izao) tsy propagandy izany an, fa tena marina...
Mahereza hatrany... ny Tompo anie hamangy anao...

98. ikaretsaka
(
28/11/2008 16:32)
Aoka nama le ironie fa tssssss mipoitra ewo indray ra nez ry bila an :/ :-D :-D :-D :-D
99. niryna
(
03/12/2008 16:58)
prime:
... Ka tsara anie izany ry Rabila... mbola tsara lavitra izany noho ilay milaza tena ho kristiana nefa na ilay baiboly fototra aza tsy vakiana ary lazaina ho tsy ampy sy lany andro, indrisy...
ikaretsaka:dia zarao aza ny rindrina ny tafonao e,tena mbola tsy nahita aho na fantsika kely aza ooopss
ny tena tsara lavitra ra prime dia ny tsy fiononana eo fotsiny an
ny baiboly fototra (araka ny nolazainao) dia fototra tokoa fa aiza ny rindrina, aiza ny tafo???
Ny mpitory filazantsara dia tsy mitodika amin'ny tena fa mitodika amin'i Jesosy,marina izany ary ny tsy mpino ny filazantsara dia mamafy ny tsipolitra eny rehetra eny ka izay manaiky hipetrahan'ny tsipolitra no voa fa rehefa afafiny ny tsipolitra dia raiso dia ario any amin'ny afo kely e
eo le mampiboriaka kay.. ka iza no itoriana? i Jesosy va?
angaha tsy ny olona?
izany hoe ny fitombenana izany no atondrondra any @ olona fa ny toriana ary @ jesosy?
aoka letsy le
farito hoe @ iza ianareo no mitodika rehefa mitory fa misangojy le
[/quote]
:D :D
100. niryna
(
03/12/2008 16:59)
ikaretsaka:
misy diso fivavaka letsy dia tsy ny tenany aloha no jereny a..
dia matetika lasa jamba mifampitantana...
io le hoe if you wanna lead somebody, lead'em back to themselves
:cry: :cry: