Sambatra ny manana an'i Jesosy
61. ratonga
(
18/11/2008 21:40)
:-D :-D :-D zay dray dronky vô hita i heidi an!!!:-*
ika> :-D sùra mintsy ah fa elàh ty ko tena taizan'ny zézouita, hita taratra eny ihany mantsy :lol: :lol:
ika> :-D sùra mintsy ah fa elàh ty ko tena taizan'ny zézouita, hita taratra eny ihany mantsy :lol: :lol:
62. heidi
(
18/11/2008 21:45)
ika> sùra mintsy ah fa elàh ty ko tena taizan'ny zézouita, hita taratra eny ihany mantsyin no dikanzany zao :-D
65. ikaretsaka
(
18/11/2008 22:09)
ratonga >kiiiii tratra le :?
heidi> ny zezouita rehefa mandeha tsy tia misaringotra baggages izany!
dia ireto no caractere-na jesuit
heidi> ny zezouita rehefa mandeha tsy tia misaringotra baggages izany!
dia ireto no caractere-na jesuit
To a young man who wishes to be a Jesuit, I would say:
Come if serving Christ is at the very center of your life.
Come if you have broad and sufficiently strong shoulders.
Come if you have an open spirit, a reasonably open mind and a heart larger than the world.
Come if you know how to tell a joke and can laugh with others and … on occasions you can laugh at yourself.
66. rabilabila
(
18/11/2008 22:11)
dia hoe "mankanesa aty amiko ianareo izay mavesatr'entana" no naverimberiny fa nanao exces ny lanjan'entan'ilay sipa.
..
:-D :-D :-D :-D
67. rabilabila
(
18/11/2008 22:14)
Come if you have an open spirit, a reasonably open mind and a heart larger than the world.
Inona no dikan'ny "raisonnable" eto Ika ? :oops:
68. ikaretsaka
(
18/11/2008 22:48)
rabilabila:
Come if you have an open spirit, a reasonably open mind and a heart larger than the world.
Inona no dikan'ny "raisonnable" eto Ika ? :oops:
reasonaBLY=raisonnablement
izany hoe malala tsaina kanefa manaraka raisonement
69. caprio
(
19/11/2008 20:35)
Ny vavaka dia hilaina eo @ fihainana,ary ny olona tia vavaka dia mitraka mandrakariva na dia tojo ny mafy aza,Atra dia maneho ny heriny tokoa ho antsika izay mifikitra aminy,tsarovy ny fahagagana rehetra t@ny andron'i Jesosy,fa tsy mbola foana tsy akory ireny fa azontsika hiahinana tsara ankehitriny,koa mamporisika antsika mandrakariva ny tenako mba hivavaka fa izany no ahitana ny tena fahasambarana (l) (l)
71. cutie
(
19/11/2008 22:29)
60. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 18-11-2008 22:40:10
Lohateny : Re : Sambatra ny manana an'i Jesosy
zay dray dronky vô hita i heidi an!!!
ika> sùra mintsy ah fa elàh ty ko tena taizan'ny zézouita, hita taratra eny ihany mantsy
hay ve ratonga hitako mandalo eto nefa ny mail-ko tsy mety valiana :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
72. fijo
(
19/11/2008 22:53)
mitovy ihany izany nareo sy ratonga ko,samy mandalo fatsy mamaly mail :-P
73. ikaretsaka
(
19/11/2008 22:58)
cutie:
60. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 18-11-2008 22:40:10
Lohateny : Re : Sambatra ny manana an'i Jesosy
zay dray dronky vô hita i heidi an!!!
ika> sùra mintsy ah fa elàh ty ko tena taizan'ny zézouita, hita taratra eny ihany mantsy
hay ve ratonga hitako mandalo eto nefa ny mail-ko tsy mety valiana :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
aza mialona ee
74. fijo
(
19/11/2008 23:02)
ngaha misy ankialona izany eto e,ampiakaro ny vera dia milamina ka,ny rany no hiraisana
75. caprio
(
20/11/2008 21:27)
Misy ny mpivarotra dia milaza amintsika we andramo kaloha dia ho hitanao ny tsirony,zany we tsy manery anao hividy izy akory,dia tahaka izany koa Atra,izay tsy manery antsika velively fa efa voasoratra we andramo ka izahao fa tsara jehivah,dia mbola mampahery antsika hatrany mba hivavaka fa io vavaka io no tena ahitana fahasambarana,koa hoantsika izay mbola tsy mahafantatra we ahoana no tena fomba fivavaka dia raiso ny baiboly fa ampianatra anao an-zany io boky io, ary tsy afaka miala @baiboly isika fa na izany Atra zany aza tsy fantatsika raha tsy nisy ny baiboly,koa Atra anie homba antsika mandrakariva (l)
78. fahamarinana
(
21/11/2008 10:32)
ika:
To a young man who wishes to be a Jesuit, I would say:
Come if serving Christ is at the very center of your life.
Come if you have broad and sufficiently strong shoulders.
Come if you have an open spirit, a reasonably open mind and a heart larger than the world.
Come if you know how to tell a joke and can laugh with others and … on occasions you can laugh at yourself.
:arrow:mba adikao moa fa tsary miteny anglisy agnay...misaotra e !(l)
79. ikaretsaka
(
21/11/2008 23:07)
:
.
hoy aho" io le hoe if I'd lead somebody, I'd lead'em back to themselves"
Novalian'i Niryna hoe
angaha hianao te hitarika olona ? dia tarito amin'ny fahamarinana tokoa ary e,tsara izany ary aza adino no mivavaka alohany hizarana hitondranao ireo namana e
io efa nolazaiko an'i niryna io no ataoko raha hitondra ny olona @ fahamarinana aho
satria raha fahamarinana araka ny ahitako azy no lazaiko heo fahamarinana nka iny no afafiko amain'ny olona taritiko dia diso aho.. satria iny lazaiko fa marina amiko iny dia TSARY HO VOATERY HO MARINA AMIN'ILAY OLONA
80. niryna
(
22/11/2008 01:37)
ikaretsaka:
mba manontany ohatran'ny manontany rehetra re ...
za hoa tsy mila mi testimony satria ny fiainako tsy fiainanao..
raha miteny aho hoe izao ny nataon'i jesosy ahy dia tsy midika akory iznay fa hataon'i jesosy aminao koa ilay izy... each person is different..
ko raha tsy piecena tonabilina izy ity koa hoe tantarao hhoe ny nanaova'ny mecanicien ny silentbloc ny 4l anao mba hanaovako ny anahy koa? ntssss
=)) =)) samy mizara izay fahasoavana nomeny ka ,na ny dianao aty an-dafy aza dia tsy tonga taty izaho ,hianao raha tsy ny sitrapony.marina ve aloha izany sa tsia ? dia afaka mizara koa hoe misaotra anao aho Atra noho ity sera ity fa nianatra zavatra marobe mikasika izany fitiavanao anay izany ,izany izao dia efa mijoro aho eto .. ;-)
