Sambatra ny manana an'i Jesosy
21. cutie
(
15/11/2008 17:48)
Ny fanontaniana mifampitohy aminy tsara apetraka angamba dia ity : "misy milaza azy manana an'i Jesoa nefa mahatsapa tena tsy sambatra ve ? "
tsara kosa le fanontaniana :-D
ny valiny ngamba tonga de we tsy xstiana matoa mahatsapa an'zay :-D :-D :-D :-D
23. caprio
(
15/11/2008 19:22)
sambatra ny olona tena miaraka marina @Atra eo @fihainana,ary tsarovy fa ny olona rehetra dia mahalala an'Atra,fa kosa samy hafa ny we miaraka @Atra sy ny we mahalala an'Atra,koa mahereza mivavaka sy mamaky ny tenin'Atra dia ho tsapanao fa miavaka ny manompo azy sy ny tsy manompo azy,de mahereza doly ooooo
24. ni81
(
15/11/2008 19:22)
sambatra ny olona tena miaraka marina @Atra eo @fihainana,ary tsarovy fa ny olona rehetra dia mahalala an'Atra,fa kosa samy hafa ny we miaraka @Atra sy ny we mahalala an'Atra,koa mahereza mivavaka sy mamaky ny tenin'Atra dia ho tsapanao fa miavaka ny manompo azy sy ny tsy manompo azy,de mahereza doly ooooomarina izany
27. ikaretsaka
(
16/11/2008 00:07)
io ry zanako dia samy manana ny fomba fiarahany amin;Atra dia samy manana ny fomba iarahan'Atra aminy koa!
ny hoe sambatra sy tsy sambatra dia tsy ho haintsika ary tsy ho takatry ny saintsika velively , satria samy manana ny tontolo nomen'Atra ho azy.. na ny miaraka na ny tsy miaraka aminy dia iarahany foana!

29. tywa68
(
16/11/2008 12:16)
Mba ho olona mendrika an'ilay fitiavan'Atra anie isika ka hahazo an'ilay harena tsy mety lò ! amen :-*
31. ikaretsaka
(
16/11/2008 16:22)
le heo "sambatra" manko relatif be fa aza raisina heo rehefa tsy mitovy @ ny tena de tsy sambatra!
possible be mihitsy ny misy zavatra mahasambatra ilay olona lazaintsika hoe tsy sambatra any
possible be mihitsy ny misy zavatra mahasambatra ilay olona lazaintsika hoe tsy sambatra any
32. rijadolly
(
16/11/2008 18:33)
"Sambatra ny manana an'i Jesosy" no lohateny.
Ny fanontaniana mifampitohy aminy tsara apetraka angamba dia ity : "misy milaza azy manana an'i Jesoa nefa mahatsapa tena tsy sambatra ve ? "
tena marina izany less !
Efa tena vendrana matoa mbola tsy faly ihany @ izany .
sambatra ny olona tena miaraka marina @Atra eo @fihainana,ary tsarovy fa ny olona rehetra dia mahalala an'Atra,fa kosa samy hafa ny we miaraka @Atra sy ny we mahalala an'Atra,koa mahereza mivavaka sy mamaky ny tenin'Atra dia ho tsapanao fa miavaka ny manompo azy sy ny tsy manompo azy,de mahereza doly ooooo
marina izany
amen
Mba ho olona mendrika an'ilay fitiavan'Atra anie isika ka hahazo an'ilay harena tsy mety lò ! amenMisy fandrefesana ve any aminareo hoe manao ahoana ny ato anatiko mamaky ireo? (l) (l)
35. prime
(
17/11/2008 08:31)
Ny tena fahasambarana sy fiadanana miaraka amin\'Andriamanitra tsapako koa, (manampy izay efa nambaran\'ny namana rehetra ireo) dia ilay valim-bavaka sy fitahiana amin\'ny fotoana sy ny toerana rehetra, hatramin\'ny antsipiriam-piainana izay tsy heverin\'ny tena akory aza indraindray, ary anehoany ny mahaIzy Azy ka matetika dia mihoatra lavitra noho izay takatry ny saina ny fitiavany... (tsy fihevitr\'olombelona tokoa ny fiheviny) :)
Ankoatr\'izany dia ilay famindrampony mitoetra mandrakariva, izay tena tsapa hatrany anaty manome fifaliana sy fiadanana na dia amin\'ny ady sarotra indrindra aza... nefa na dia amin\'ny ady sarotra indrindra koa aza dia mbola haino ilay tanan\'Andriamanitra mitantana sy miaro ary manome hery... :)

36. rahery08
(
17/11/2008 08:37)
Izay nandray Azy dia nomeny hery ho tonga Zanak'Andriamanitra: tsy maha-sambatra ve zany:
« Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika. » (Romana 8:37)
Tsy maha-sambatra ve izany?
« Anaka, ... lehibe Izay ao aminareo noho izay ao amin'izao tontolo izao. » (1 Jaona 4:4) manana fanjakana tsy azo ampirohorona: Tsy mahasambatra ve izany?
Ny manana an Jesosy dia tena sambatra:
Manana antoka ny @ ho avy izy, tsy eto ihany, fa hatrany an-danitra,
« Raha amin'izao fiainana izao ihany no anantenantsika an'i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika. » (1 Korintiana 15:19)
Ilay Tompon'ny fahefana rehetra Any an danitra sy ety an tany no miaraka aminy: TENA SAMBATRA IZAY MANANA AN JESOSY

38. ikaretsaka
(
17/11/2008 16:32)
tsara angamba raha mino ilay hira hoe "inona no atao hoe fiadanana" iny ianareo an
iza moa no mihira an'izy iny ry tywa
(izao ianao izoa dia manana anjara fiadanana)
iza moa no mihira an'izy iny ry tywa
(izao ianao izoa dia manana anjara fiadanana)
39. caprio
(
17/11/2008 20:13)
Tena mafinaritra mintsy ry reto refa mahatsapa zay we sambatra ny miaraka @Atra,ary tena misy valim-bavaka sy fahagagana mintsy eo @fihainana,izay tsapanao nefa tsy hinoan'ny hafa ,koa amiko aloha dia tsy misy ambara betsaka fa resy lahatra tanteraka ny @izany aho,de mbola mampahery antsika atrany (l) (l) (l)
40. niryna
(
18/11/2008 05:45)
Eny manana namana tokoa isika dia Jesosy izany.
Izay manala ny fahotantsika sy ny fahoriantsika
ratonga:
efa éla nivavahana ihany vé nareo mpivavaka reo dé mbola tsy hafaka ihany izao faotana sy fahoriana ao zao é, ngà tena vraky bé mintsy, tena bokony kosa i rezezo milanja azy rehetra ao an!! :-D :-D :-D
mety ho diso angamba ny eritreritrao raha izany ? raha tsy mivavaka amin'Atra izany ratonga dia mivavaka amin'inona ? ary raha milaza hianao fa mbola tsy afaka ihany ve ny fahotana na ny fahoriana ,izany angaha moa no hafatr'i kristy tamin'ireo mpanaradia azy ?