Sambatra ny manana an'i Jesosy

41. niryna ( 18/11/2008 05:50)
ikaretsaka:

misy diso fivavaka letsy dia tsy ny tenany aloha no jereny a..
dia matetika lasa jamba mifampitantana...
io le hoe if you wanna lead somebody, lead'em back to themselves
izany ve hmm mety hitombona angamba ny eritreritrao e.Ity aza jerena kely ,mahatsiaro ilay kristy ve ika ?

http://www.youtube.com/watch?v=_Qnwq-MTWjE&feature=related

Indraindray isika dia mihevitra ny tenantsika fa hoe manao ny marina kanefa dia manadino ilay fahoriana nahazo an'i kristy teo ambonin'ny hazofijaliana .Mahatsiaro ilay fotoana namatsiana azy ve isika rehefa manao ny tsy mety ? mahatsiaro ve isika rehefa manao ny tsy mety ?
42. ikaretsaka ( 18/11/2008 06:07)
Zahako ary @ Blog ko ary:
« Le bonheur est permanent en toi, il est ton essence, ton état naturel, de même que l'amour est ton essence. Ce qui te fait souffrir, c'est l'attachement aux sentiments, aux choses, aux personnes».

Personne ne peut te rendre malheureux si tu es capable de comprendre

le motif des réactions d'autrui.


Le fait qui te contrarie est extérieur à toi. Tu n'en es pas maître, pas plus

qu'il n'est maître de toi. Quand tu te fâches et tu souffres, c'est parce que

tu acceptes qu'il te rende malheureux.

Mais sache-le une fois pour toutes: si personne ne peut faire ton bonheur, personne ne peut davantage faire ton malheur.

Le bonheur est l'une de tes forces et toi seul peux la développer ou la

laisser sans effet.



Pour être heureux tu n'as rien à faire, rien à chercher, mais seulement à te défaire des idées fausses et des illusions qui t'empêchent de voir.

Si tu parviens à t'éveiller et à rester vigilant, tu peux découvrir les

richesses et les chances qui te sont offertes chaque jour, les reconnaître

et les appeler par leur nom.

Tu essaies d'obtenir le bonheur avec les moyens que la société t'a

enseignés: satisfaction des désirs et des besoins que tu te crées. Si

quelque chose te devient difficile ou gênant, tu t'évades. Ainsi, tu te caches derrière les bruits, la consommation, les illusions et tes misères, celles qui ensuite te font honte.





Nous avons été programmés pour être heureux ou malheureux selon le bouton sur lequel on appuie, celui de la louange ou celui de la critique.

C'est ce qui te déconcerte et te fait osciller d'un extrême à l'autre

sans jamais trouver ton équilibre.»
43. prime ( 18/11/2008 10:33)
Raha ny sambatra araka ny lazain'ny Soratra Masina dia misy ambaratongany maro na ao amin'ny TT na ao amin'ny TV...

Fa ny Sambatra araka ny nambaran'i Kristy no mahafehy azy araka izay voalaza ao amin'ny Matio 5:3-11...
44. niryna ( 18/11/2008 16:52)
ikaretsaka:

misy diso fivavaka letsy dia tsy ny tenany aloha no jereny a..
hay ve e,ary hianao io mba ahoana hoy foana ny hafatry ny pasitera .jereko fona izay mahafinaritra ahy sy mifanaraka izay tiako e

dia matetika lasa jamba mifampitantana..
dia anjaranao izany no mitantana azy e
.
io le hoe if you wanna lead somebody, lead'em back to themselves
angaha hianao te hitarika olona ? dia tarito amin'ny fahamarinana tokoa ary e,tsara izany ary aza adino no mivavaka alohany hizarana hitondranao ireo namana e


^:^ ^:^
45. niryna ( 18/11/2008 16:53)
. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 14-11-2008 17:37:09
Lohateny : Re : Sambatra ny manana an'i Jesosy
Voalaza teo :
Eny manana namana tokoa isika dia Jesosy izany.
Izay manala ny fahotantsika sy ny fahoriantsika

efa éla nivavahana ihany vé nareo mpivavaka reo dé mbola tsy hafaka ihany izao faotana sy fahoriana ao zao é, ngà tena vraky bé mintsy, tena bokony kosa i rezezo milanja azy rehetra ao an!!
cutie:

blablablabla :-D :-D :-D :-D :-D



:D
46. niryna ( 18/11/2008 16:55)
ikaretsaka:

firy containers isan'olona tokoa le :^)


io indray ika fa haningana sahady .Mahatsiaro sambatra ve hianao manana an'i Jesosy aloha e ? mba zarao ny testimony ry ika a
:wink:
47. ikaretsaka ( 18/11/2008 17:02)
mba manontany ohatran'ny manontany rehetra re ...

za hoa tsy mila mi testimony satria ny fiainako tsy fiainanao..
raha miteny aho hoe izao ny nataon'i jesosy ahy dia tsy midika akory iznay fa hataon'i jesosy aminao koa ilay izy... each person is different..
ko raha tsy piecena tonabilina izy ity koa hoe tantarao hhoe ny nanaova'ny mecanicien ny silentbloc ny 4l anao mba hanaovako ny anahy koa? ntssss
48. niryna ( 18/11/2008 17:06)
cutie:

ka ny fahoriana sy ny ota nge tsy maintsy misy foana raha mbola eto an-tany.
Refa lasa any an-danitra daholo ngamba isika vo afaka io :-D :-D :-D :-D :-D

marina izany cutie a,misy ny fieritreretan'ny olona fa rehefa manatona an'Atra isika dia tsy hisy intsony ny fahoriana kanefa ny tenin'Atra dia nanambara tamintsika fa andalo fisedrana isika,eny mety hisy hanenjika sy ankahala antsika tokoa aza noho isika mitory ilay tenin'Atra .Na dia izany aza dia ny teny izay nomeny foana ataovy ao an-tsaina ho bagages-ntsika Tsy andao anao aho na amela anao ho irery
Ary amin'ny maha olombelona mifona nofo sy ra antsika dia tsy maintsy misy zavatra tsy mety ataontsika foana ary mety misy fakampanahy
mety tsy ho voatohitra koa aza ,eny fa na dia tezitra ka manao lolom-po amin'iny olona iny aza dia efa fahotana,miasa kanefa tsy manao ny marina na mangalatra ora fiasana ,na mihevitra fa hoe tsy mijery ilay ,mpampiasa dia manao tsirambina ohatra dia efa fahotana avokoa izany,maro e,fa ny maha samihafa antsika dia ilay fanahy masina miaraka amintsika no mampahatsiahy antsika,manome antsika guilt rehefa manao ny tsy mety isika ary dia miova manaraka izay koa isika na mifona aingana.

ratonga:

efa éla nivavahana ihany vé nareo mpivavaka reo dé mbola tsy hafaka ihany izao faotana sy fahoriana ao zao é, ngà tena vraky be mihitsy ?
ny fivavahana dia tsy anala ny fahoriana sy fahotana ihany fa firaisana amin'Atra ,fahalalana fa misy ilay Atra izay hiankihinako amin'ny fiainako isan'andro ary tsy matahotra intsony aho na inona mitranga satria miaraka amiko izy ,ataovy ny fanandramana ratonga a :-*
49. niryna ( 18/11/2008 17:20)
ikaretsaka:

izay..nobody's perfect..




^:^ ^:^ =D> =D>
marina tokoa izany ,tsy misy marina na iray aza .
no not one ....na iray aza .....afatsy i kristy irery ihany .Ahoana no ahasahianao milaza izany ry niryna ?
na ny fahafatesana aza dia tsy nahatohitra azy (ny fitsanganany tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo)
aleloia ^:^
ikaretsaka:
fa misy nilaza izay heo vao mainka mahatonga ny olona hivaralila ny fanesehana ao an-dohany idee hoe enao zao sy zao io!
inona aloha izany olona mivaralila izany e


ilay olona sasany dia mety mandray izay teny omena azy ary tsy izay teny omena azy akory ho an'ny hafa no mbola tsy fantany na mbola tsy henony na tsy mbola mazava aminy fa rehefa te hanakotra ny varavaran'ny fony dia tonga ho azy ao aminy io satria ny fanahy no manomboka miaraka aminy,mitoetra ao aminy .

Eo koa no mbola mijery taratra sy mianatra mahalala ny tenin'Atra ka .Farany mbola tsy tonga ny antsony,mbola mihaino izy aloha fa rehefa mitady an'Atra na iza na iza dia ahita Azy tokoa ka ^:^

Ahoana hoy ny vaovao mahafaly izay zaraina @tsika isan'andro ?
Izay mitady dia ahita,izay mandondona dia ho vohana ...Matio 7:7 ataovy ary ny fanandramana e :D
50. niryna ( 18/11/2008 17:23)
caprio:

misaotra niryna dia mahereza ary ny tompo anie homba anao mandrakariva,ary tsarovy fa misy olona mihaino anao foana ary misy koa ny manohitra,koa ampitaho hiany izay mahasoa fa izay no ahalalana fa mpanompon'Atra enao



:cry: tsy misy fisaorana e .
_______________________________________________________
Ny tompo anie hitahy antsika tsirairay hatrany e.

Izao fotsiny no tsara ho tadidiantsika rehetra ,efa nomena antsika ny teny ka tsy afaka ny hiteny intsony na izaho na isika hoe tsy naheno izany izahay . Izay henontsika dia tsy afaka ny hiteny isika intsony isika hoe tsy naheno izany aho . :-* :-*
51. niryna ( 18/11/2008 17:26)
ikaretsaka:

ny fahalalana hoe mpanompon'Atra ve de ny fakana 19? sy ny filazalazana aman'olona pli vava?
raha ny fizarana ny tenin'Atra no eritreretan'ika hoe maka 19 dia arabaina dia afaka maka koa hianao e na 20/20 aza fa raisina an-tanandroa


=D> =D>
52. ikaretsaka ( 18/11/2008 17:30)
eeee diso ianao...
iznay koa no noheritreretin'ny fariseo anefa!
53. niryna ( 18/11/2008 17:35)
caprio:

De ny mbola hafantarana fa mpanompon'Atra hiany koa hianao,dia tsy mamaly mintsy ho an'ireo izay mitondra teny manafitohina,koa tohizo ny dinika niryna fa misy vonona ny hiaino anao foana dia mahereza an



:D :D eny tsy tokony hamaly tokoa isika raha mpanompon'Atra satria ahoana ? misy maro no mbola tsy mahalala ary efa marobe ny efa mahalala ka miova tsikelikely eto daholo isika rehetra e,izaho koa anie mba manana ny kilemako e,fa ny tenin'Atra no ampinga hoentiko miady dia averimberiko foana ny hafatr'Atra talohany nandefasany ahy ho eto .
Inona no mitranga raha i kristy no teo amin'izao toerako izao ? moa ve izy
mamaly faty ireo tsy mahalala azy ? Tsia no valiny.Tolorana fitiavana hatrany izy ireo satria mbola misy anie ny ao anaty maizina e,misy tsy mahalala hoe ao anatin'ny maizina izy dia hiady aminy ahoana ny tena.
Ny fahamarinana dia tena mandratra ho antsika tsi11 avy tafiditra amin'izany koa ny tenako saingy ny fahalalana ny marina dia anafaka ahy ,hianao ,isika rehetra amin'ilay fanandevozan'ilay satana.
Tadidio fa ireo olona miaraka aminy dia tsy ataony inona ,fa ireo rehetra izay niala teo aminy no attakeny foana.too bad saingy ny zavatra mitranga toa izao dia vao maika manamafy ilay finoana an'i kristy satria izao no atao hoe santionan'ny fisedrana ka vonona ve aho,hianao hilanja ny hazofijaliaNy ? Eny tompoko
:D
54. ikaretsaka ( 18/11/2008 17:39)
de hitakizinotra sy hitokona eo de tsy hamaly eo?

misy hira katolika izay manao hoe

Fa i Jesoa Tompo filohantsika tsy nety nandefitra ny tsy rariny... ary tsy mba voafatotry ny henamaso..
55. ratonga ( 18/11/2008 20:00)
ika:
caprio> ny hahafantarana fa mpanompon'Atra dia tsy ny hoe isaky ny misy remarques ataon'ny olona momban'ny tena akory dia raisina foana ho "teny fanafintohinana" fa ny fandinihana ireny remarques ireny ary ny fijerena ny tena sy ny fanontaniana ny tena sy ny konsiansy lalandava manao hoe tena izany tokoa ve?
Izay no "self awarenes" nafaran'i Jesoa sy ny dimbiny foana rehefa miteny f izy ny heo "lazaiko marina dia marina aminareo.... ary efa azony ny valisoany"!

marina mintsy letsy zany, ny fahitako ny bobaka eto dé to litany no betsaka :°)
niryna:
mety ho diso angamba ny eritreritrao raha izany ? raha tsy mivavaka amin'Atra izany ratonga dia mivavaka amin'inona ? ary raha milaza hianao fa mbola tsy afaka ihany ve ny fahotana na ny fahoriana ,izany angaha moa no hafatr'i kristy tamin'ireo mpanaradia azy ?

izay fitasaratsaranao zay mintsy no laviko :twisted: ary ngà mo dé tsy maintsy mivavaka:?: manaova soa @ manondidina anao dé efa ampy izay
56. ikaretsaka ( 18/11/2008 20:36)
le famaritana ilay hoe mivavaka ..ho an'ireo jambam-pinoana no hitako misy zavatra tsy mazava ry ratonga an
lasa ohatran'ny mitsingevana izany ka adinony fa na ny asa tsotra sy ny tasks eo @ fiainana adavanandro aza ange ka efa naman'ny vavaka e...
fa aminy rehefa mila mikipy kely manao mason'akoho sy miondrika ao anaty boky sy manao pli vava vao hoe mivavaka!
57. ratonga ( 18/11/2008 21:04)
le famaritana ilay hoe mivavaka ..ho an'ireo jambam-pinoana no hitako misy zavatra tsy mazava ry ratonga an
lasa ohatran'ny mitsingevana izany ka adinony fa na ny asa tsotra sy ny tasks eo @ fiainana adavanandro aza ange ka efa naman'ny vavaka e...
fa aminy rehefa mila mikipy kely manao mason'akoho sy miondrika ao anaty boky sy manao pli vava vao hoe mivavaka!
marina mintsy zany
nisy sipa fantatro zay tany toulouse talou ary wa, mpivavaka b izy io, isaky ny miresaka dé wé "zao ouzy i djesôsy", nanala fanadinana teny @ fac ary ity izy dé tsy hafaka fa lozana mivavaka ny androtokon'ny fotonany nefa hianatra no nalé taty, dé ozizy nony nahita ny valimpanadinana wé tena efa azoko an-tsaina mintsy ah wé tsy ho hafaka fa alohan'ny andé exam hono izy nanokatra baiboly, pages oazar, dé ny soratra novakiny tao hono wé "hisedradra ny mafy ary hijaly ny zanak'oul", tena portawak mintsy :-D
58. heidi ( 18/11/2008 21:13)
hummm sali ratonga, lasa mpivavaka be an! 8-) :-D :-D :-D :-D
59. ikaretsaka ( 18/11/2008 21:23)
ny ahy indray indraimande izay ny hitako le any @ comptoir i ana avion ireny

dia hoe "mankanesa aty amiko ianareo izay mavesatr'entana" no naverimberiny fa nanao exces ny lanjan'entan'ilay sipa...

avy eo izy nimenimenina tanaty roplam fa nandoha surplisy de za no nomena tsiny satria zaho moa mba maivan'entana (entana misionera e) ny entako t@ izay hoe tsy nanampy azy... de heo mba samy gasy ihany ve..blablabla....

ho'zy aho anankampo hoe sitrako tokoa saingy izhao tsy Jesoa aloha voalohany indrindra! .. fa ara diplomatika dia mody nataoko heo za hoa manara-dalana sady mba mpivavaka toa anao ihany koa ka hanahirana ahy ny handainga ..satria ny fanontaniana voalohany napetraky ry zareo de ny hoe "ianao ihany ve no namatratra ny entanao"

ka raha nitondra ny entanao aho kanefa nanao heo "eny" dia maloto amin'ny konsiansiko satria nandainga!
60. heidi ( 18/11/2008 21:28)
tena portawak mintsy
=)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087