Sambatra ny manana an'i Jesosy

101. niryna ( 03/12/2008 17:00)
ikaretsaka:

ny fahalalana hoe mpanompon'Atra ve de ny fakana 19? sy ny filazalazana aman'olona pli vava?



:cry: :cry:
ratonga a . tsy =)) io fa :cry:
102. niryna ( 03/12/2008 17:06)
bor2lais:

"Sambatra ny manana an'i Jesosy" no lohateny.
Ny fanontaniana mifampitohy aminy tsara apetraka angamba dia ity : "misy milaza azy manana an'i Jesoa nefa mahatsapa tena tsy sambatra ve ? "


feno ny siny ka nangetaheta aho dia nomeny rano,noana aho dia nomeny sakafo ,voky ny vatako sy ny fanahiko satria nampihariko ny hoe izay mitady dia ahita sy ny hoe tiava an'i Jehovah Atra amin'ny sainao rehetra ,ny fanahinao rehetra ary ny fonao rehetra ka raha ataoko tokoa izany isan'andro dia tsy ho tafiditr'i satana intsony ny baolina fa ny teniNy no ampinga hiadiko azy io
:D
ny fahoriana, olana amin'ny fiainana, aretina ? lalana andalovana io fa ny fanahy tsy ho very no tsy hitovizana ka na inona mahazo ahy dia feno ny fahasambarako aloha ary tsy matahotra aho na varatra mipoaka fa eo ambanin'ny fifehezan'Atra aho .. mahatoky izany koa ve hianao ? :D
103. ikaretsaka ( 03/12/2008 21:04)
ny fitsaboana aretina kao dia naman'ny fitsaboana fanahy ry niryna an

Nous sommes tous le Corps du Christ. Nous sommes tous le Christ sous l'apparence d'êtres humains qui ont besoin d'aide.
La parole à dire, la vérité à faire connaître. Le chemin à parcourir. La lumière à diffuser. La vie à vivre. L'amour à aimer. La joie à répandre. Le sacrifice à offrir. La paix à donner. Le pain de vie à manger. L'affamé à nourrir. L'assoiffé à rassasier. L'être nu à vêtir. Le sens abri à loger. Le malade à guérir. L'isolé à aimer. L'indésirable à accueillir. Le lépreux pour laver ses plaies. Le mendiant pour lui sourire. L'ivrogne à écouter. Le malade mental à protéger. Le tout-petit à embrasser. L'aveugle à guider. Le muet pour parler à sa place. L'estropié pour marcher avec lui. Le drogué à secourir. La prostituée à sortir du danger et à secourir. Le prisonnier à visiter. Le vieillard à servir. Pour moi c'est servir Jesus
M Teresa






"misy milaza azy manana an'i Jesoa nefa mahatsapa tena tsy sambatra ve ? "

vakio ny dark night an'i Mere theresa

104. niryna ( 06/12/2008 18:21)
[quote=ikaretsaka]
ny fitsaboana aretina kao dia naman'ny fitsaboana fanahy ry niryna an

ka misy koa ny aretina tsy sitrana fa ny fanahy no voavonjy .,Misy koa na tsy mpino aza dia manao fahagagana manasitra avy amin'ny finoany hafa fa ny famonjena dia avy amin'ilay mpanasitrana,mpitsabo,mpanafaka ary mpiambina ny fanahy tsy ho very any amin'ny maizina,mpanome ny fiainana mandrakizay raha mino azy .. iza izany ? KRISTY IRERY IHANY NO HANAFAKA ANTSIKA AMIN'NY FAHOTANA KA AHAZOANA FIAINANA MANDRAKIZAY RAHA MINO SY MANAIKY AZY HIANAO .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0121