Inona moa no mahadiso raha toa ka tsy mpino ny olona iray?

61. Mandefitra ( 03/11/2008 08:01)
Rakapy:
Tsy ny fivavahana Kristianina ihany no mihavaka @ famonjena ny olona fa misy no manao toa izany koa. Na ny tsy mpino aza dia maro no mamonjy ny olomelona tahaka azy. Ary tsy vidiam-bola ihany koa no sady tsy misy rakitra

Tsy azon Rakapy le famonjena resahiko ... raha ny fifanampiana na fifamonjena samy olombelona samy manao an iny aby na Kristianina izy na tsia ... ary amporisihana indrindra aza ny Kristianina hanao zany ...
Fa famonjena atolotra handovana ny fiainana mandrakizay ho an'zay Mino an i Kristy ...

fahamarinana> my mifanerasera @ olona samy hafa tsy olana ka, za zao miara miasa @ hindou, musulman , katolika ...
Fa vazivazy fanoharana ihany no nilazako t@ fijo ny mpisotro toaka sy ny mpifoka sigara, mba tsy hanomezany tsiny be loatra ny olona raha mihataka aminy izy satria tsy mpino ...
samy manana ny principe ny olona tsinn, ary azo antoka f'efa nampahafantatra ny @ Kristy an i Fijo ny fianakams saingy izy no nanda ka dia afa-nenina ireo ... Mety tsy izy loatra fa ny zanany no tsy tiany hahazo influence @ ilay tsy finoana ... de ho tsininy v?
62. ikaretsaka ( 03/11/2008 16:29)

fMazava ho azy fa tsy olana amiko ny hifanerasera @ mpisotro toaka na mpifoka sigara saingy tsy mahasoa ahy : ny fofon-tsigara midonaka eo ve hahasalama ahy? ny azy efa safidy ny hamono tena ... my fofon-toaka sy ny rediredy sy ny teny ratsy sy ny filana ady etc mety hivoaka avy eo refa mamo ry zalahy manginy fotsiny ...


dia ny fahaizanao mi controle izay rehetra izay eo @ tontolo misy anao no maha pino sy tsy mpino na mpino sadasada anao!

"ny finoana ry zanako tsy ny fitsoahana fa ny fiantrehana!"hoy i P Pedro izay!

Raha nanampy ny boka sy ny mpitsindroka zoridira sy ny voan'ny sida sns.. ry Jesoa sy ry Mere Theresa sy ry P Pedro tsy niertitreritra mihitsy izy ireny hoe misy microbe any @ zoridira tsindrohan'ireny na feno teny ratsy ny iainan'ireny na tsy azo kitihina ny habokan'ireny, fa vao mainka aza nifampikasoka t@ miny! iznay ve niheritreritra hoe tsy hahasoa azy izany? NON!

Raha tena mino , dia tsy "ny mahasoa ahy" araka io ambetin-teninao io no mifantoka, fa ny mahasoa ny namana koa... na any @ lafin-javatra tsy ampoizina aza fa mitondra hafaliana tsikitsiky sy fiadanana tsy tsapa eo imason'ny mpisotro toaka aza ny fijoroanao tsy mpisotro miaraka aminy hoe (miala any ianao dia iny indray ra Mandefitra... maka seza inona ny vaovao... sy ny contact aminao sy ry zareo ) ... dia efa naman'ny asa fitoriana lehibe izany, ary maharesy lavitra ny blabla sy ny tsimpona baiboly sy ny toriteny atsy sy aroa
63. rabilabila ( 03/11/2008 18:50)

Tsy manana ny talentany aho ka dia indramiko izy :


Cher Rabbi Jacob, cher Rabbi Delafon, chers imams aeternam, chers popes philanthropes, très chers archimandrites, chers gourous, muftis, lamas, Cher Benoît, cher Dalaï, bref, monsieur le Curé, sachez-le, je suis croyant. Très croyant ! Croyez-moi… J’aurais jamais cru croire à ce point. C’est de famille. Conçu à la missionnaire, j’ai été élevé sous la mère supérieure, nourri, en protestant, au lait pasteurisé, puis, grâce au ciel, baptisé à la clairette de Dieu, au Saint-Emilion, à la bénédictine, à la Chartreuse, au spiritueux, je communie sous les deux espèces, à l’eau-de-vie et au pin parasol, je rends grâce à l’absinthe vierge, j’avale des chapelets et des chapelets de Jésus. De Morteau. Oui, Jésus est mort tôt, à 33 ans ! Mais attention, pas de favoritisme ! J’ai pris soin de diversifier mes croyances, on ne sait jamais, il ne faudrait pas qu’un Dieu se sente délaissé. J’ai les fois, comme on dit. Je passe d’une foi à l’autre, en toute infidélité. Il m’arrive de pratiquer plusieurs fois par jour ! J’ai même atteint des records, lors d’une année particulièrement sabbatique : exactement mille deux cent trente quatre fois, en une seule année : extension, génuflexion, prosternation ! J’étais sur les genoux… Je suis comme le chrétien de base, le chrétien des Alpes : je suis convaincu que depuis le premier rhum sur la terre, du Negrita je crois, il y a quelque part, au dessus de nos têtes, un gros alambic qui nous distille la bonne parole et nous envoie pour nous purifier l’esprit-de-vin divin. Oh, qu’on ne se méprenne pas : pour moi, tous les dogmes sont égaux ! J’ai le feu au culte, j’ai le rite dans la peau, je prie à l’unité, je prie au kilo, je prie à la tonne, les yeux au ciel, la tête tournée vers la Mecque et les pieds tournés vers le mécréant. Grâce à Dieu, ma vie a un sens, ma voiture une essence, ma libido une excroissance et ma cave un Sancerre ! Je vis à Dieu cent à l’heure : je me prélasse avec des prélats, je vais dans des hammams avec des imams et des rabbins turcs, j’écoute de la musique religieuse orthodoxe, la musique pope, je courre les bals mosquée, les pince-messes, les défilés de prêtre-à-porter, je fredonne des tubes catholiques, pontifie à loisir, kiffe les califes, admire les émirs, je fréquente des sommités sémites, des autistes taôistes, des sous-fifres soufis, je pars en vacances en papamobile-home accompagné de sultanes occitanes en soutane fumant des gitanes mahométanes, pas au méthane, mahométanes ! J’achète des foulards islamiques chez Hermès, je vais dans les concerts ecclésiastiques où j’attrape au vol les petites calottes jetées par les évêques ! Les cardinaux des quatre coins du monde me déboussolent, je me fais des cures de curés, des piqûres d’abbaye, des grogs de synagogues, je prends des bains de Saint-Siège, je me drogue aux pagodes, me parfume aux basiliques, me grise d’églises, m’enivre aux grands livres, ashram graal sikh éthique et collégiale, curé curé rasta man, ashram graal… j’aperçois un chanoine qui traverse devant moi : c’est mon jour de chance ! J’ai eu la médaille de bonze, aux Jeux Œcuméniques de Salt Lake city, j’ai appris la moto avec le mollah Omar et je pétarade avec un camarade séfarade, ah c’que c’est naze, je bois des bières trappistes, je mange de la chaussée aux moines, j’ai même obtenu l’Aïd à domicile ! J’ai poussé des études sur les dieux gréco-romains jusqu’au niveau Bacchus + 5 ! Tous les jours, Jéhovah au bistro, Allah bonne franquette ! Pilier de bar-mitsva, les pieds sous les Tables de la loi, je me soûle de religions : je sirote des sourates, me pochtronne aux tantras, je me pinte aux versets sacrés, je m’arsouille au jus de psaume, je me camphre à la charia, je me charge au talmud. Après force méditation transcendantale et labiodentale, je m’endors dans les bras d’une doudou Hindou aux doudounes dum-dum et au culte vaudou, en chantant la Cabale du pêcheur du père Cabrel, pleurant tous les lacrima-christi de mon corps, bercé par le yin et le yang, le ding le ding et le dong, avec sous le bras un thermomètre au Dieu Mercure, et sur la langue un petit bout du dieu de la guerre… un Mars ! Je suis un prosélyte zélé, j’arbore tous les signes ostentatoires de mes croyances : je vais au turbin en turban, sikh et sobre, salut les kippas, je mets les voiles, j’adore les tchadors, croix de bois, croix de fer, si je mens je vais en enfer ! Je colle religieusement un Judas sur chacune de mes portes, y compris celle qui donne sur la rue, c’est une porte casher… indécrottable jusqu’au bouddhiste, je collectionne les Bouddhas noirs, les Bouddhas blancs, les Bouddhas antillais, je reste zen, je crois en l’au-delà, enfin de là-haut… ou Lao-Tseu, je n’sais plus, j’hésite, jésuite… j’ai l’esprit un peu Confucius, j’ai des diarrhées Krisna, je me roule des joints dans du papier bible, je fume indifféremment du chiite ou du sunnite, je suis un illuminé accroc aux prises de Coran, je me suis même branché sur le sectaire : liqueur de Mandarom, clair de Moon, un verre de Mormon et deux doigts de fiente- au-logis… Parfois je me dis : trop, c’est trop ! Certains soirs de blues, je songe à me désintoxiquer : pouvoir rentrer dans un bar, sans être obligé de mettre la main au bénitier, regarder le Brahman bien en face et lui dire : « Servez-moi un athée bien chaud » « Au saint chrême, à la torah, avec une étoile, un croissant ? » « Non, un athée nature… avec un nuage de légèreté… »
 
VINCENT ROCA


64. rakapy ( 03/11/2008 19:46)
Mandefitra> Azoko tsara ilay famonjena izay faritanao. Fa ny tiako ho soritana dia hoe tsy izay mino an'i Jesosy irery ihany no handova ny fiainana mandrakizay fa na dia ireo izay tsy mino azy koa dia manana io finoana io koa. Mba hanotanio anie ireo mpiara miasa aminao Hindu sy Muslim ... ireo fa dia izay ihany koa no antony hinoany ny finoany.
Mitovy @ company mpitatitra io finoana io ka samy manana ny biraony aby ka nefa ny destination dia iray ihany. Ary ireo mpanera dia tsy maintsy manatsara ny company-ny ary misarika olona ho any aminy avokoa .
Fa ny hitako tsy mety dia ilay hoe: Ny FINOANAY IHANY NO MAHAZO NY FIAINANA MANDRAKIZAY. Toa midika izany amiko fa tsy misy dikany ny an'ny hafa?
Dia izany tokoa ve no atao hoe Zanak'A/tra e?
65. ikaretsaka ( 03/11/2008 20:23)
ny ahy ny finoako @ io de hoe sao ho gaga ny kristianina raha mahita silamo any am-paradisa..na ny silamo mahita kristianina any amparadisa na ny baha'i na ny mormon..rehefa mahita ny tsy ohatra azy any @ izay misy azy any @ fiainan-ko avy any...
dia aleo dia ny ety an-tany d'efa mizatra mifanerasera
66. rabilabila ( 03/11/2008 20:42)
ikaretsaka:

ny ahy ny finoako @ io de hoe sao ho gaga ny kristianina raha mahita silamo any am-paradisa..na ny silamo mahita kristianina any amparadisa na ny baha'i na ny mormon..rehefa mahita ny tsy ohatra azy any @ izay misy azy any @ fiainan-ko avy any...
dia aleo dia ny ety an-tany d'efa mizatra mifanerasera


koa raha sanatria ,hono , ka i Baal , na i Zeus , na i Aphrodite ................no mitsena dia ahoana kle!! Bediabe mantsy ny andriamanitra hatramin'izay nisian'ny olombelona!!!


67. ikaretsaka ( 03/11/2008 20:46)
ka izay no anaovako hoe aza ferana amin'izao ihany na ny izahay ihany na isika ihany...
tsray mbola nisy tany manko ka nanontany heo ino ro finoanareo ka niverina nilaza izany
68. rakaroka ( 03/11/2008 21:40)
Ilay "conception"n'ny "finoana" mihitsy no samy manana ny "angle" hijereny azy e! Ka eto @ angle-ko dia mahatsapa "différentes formes" hiheveran'ny faritra samihafa araka izay "ahatarafany izany" fa sur le fond misy ""Centre de l'univers" . Dia nisy koa fijery mihevitra fa ny "terrien" dia manana "mission"
d'élévation spirituelle manatratra ilay endrika "divine", ary ny rehetra no natao hihazo izany, fa malalaka ny fotoana araka ny safidy...Ary ny manana niveau spirituel élevé no "tafaray @ ilay Andriamanitra Ray", ny mbola tsy tonga @ izany moa dia "manatsara ny fiainana atrehina" manatratra ilay hoe "aoka ho tanteraka ianareo ..."
69. fahamarinana ( 04/11/2008 05:12)
:arrow: sady ho finoana iray hoy Izy any amparany any : tsy voafetra hatreto hoe ny an'iza fa ho hita rehefa mby ny fotoana.Izaho koa dia tsy dia tia mitonona loatra hoe zà zao na hanaratsy ny finoan'ny hafa na hitsara fa dia ny amiko manokana dia "mpanara-dia any Kristy " aho dia ampy izay...ny any hafa tsa haiko loatra ! :) (l)
70. coopsal ( 04/11/2008 08:50)
ikaretsaka:

fomba fijery inona aloha no tian'i koopsal avoaka...
tadidio fa ny hoe mino=tsy voatery ho kristianina

==> Marina izany, ary taomiko mba hanambara eto arak'izay farany mazava ny solon-tenan'ny finoana tsirairay. Fa ho ahy manokana dia efa nolazaiko mialoha ny hoe "ny finoana an'i Kristy, araka ny ambaran'ny baiboly".

Kristy nijaly sy maty noho ny fahotan'ny olona ary natsangan' Andriamanitra ho velona 3 andro taorian'ny nahafatesany. Izay no inoako ary hazavaiko amin'ny fomba sy ny fanoharana maro eto, satria fantatro fa be koa ny mpisandoka ary mandiso ny tena fanambarana.

Mba te hanamarika fotsiny aho eto hoe izay no finoako, koa tsy hitako izay hisehoako ho neutre! Raha miseho ho neutre aho eo anatrehan'ny olon-drehetra dia tsy inoako akory izany ilay izy.
Izaho mino an'i Kristy ho Zanak' Andriamanitra, ho tenin' Andriamanitra velona ka amin'ny alalany irery ihany Andriamanitra no miteny @ olona. Koa inoako noho izany ilay nolazain'i Kristy hoe : "Izay menatra ahy eo anatrehan'ny olona, izaho kosa mba ho menatra azy eo anatrehan'ny Raiko sy ny anjely any an-danitra".
Fahiny aho saro-piaro t@ maha kristiana ahy. Nitatatata mafy rehefa nandeha ny fanekem-pinoana isan-kalahady. Saingy rehefa eo anatrehan'izao tontolo izao dia niseho ho neutre! Nanenjika ireo izay nijoro t@ maha kristiana azy.
Rehefa nanana porofo aho fa velona tokoa Jesoa, ary tamin'ny alalany no nahatsapako fa Andriamanitra dia miteny amin'ny olona tsirairay, dia izay aho vao nanomboka nahafantatra izay tena ambaran'ny baiboly, ary inoako fa ambaran' Andriamanitra amin'ny olona.

Izaho mino tanteraka, fa ny fitoriana ny filazantsara na ny fijoroana vavolombelona tsy fanerena ny hafa hino sy hanaiky! Izaho koa aza mba tsy noterena nino, ary raha noterena aho dia tsy nino, fa rehefa nandre an'i Kristy aho dia nino Azy, ary mino fa marina izay (no)lazainy.
71. coopsal ( 04/11/2008 09:42)
rakapy:
Coopsal> Hafa kely koa iny hoe VISA makany an-danitra iny. De na cytoyen aza ve de mila VISA koa? Sao dia fihevitr'olombelona ny anao fa ilay fahamarinana dia Izy ihany no mahala azy.

==> Ka io anie ry ingahy rehefa tsy anananao ny porofo hahafahanao mino fa tena ilay Andriamanitra tokoa no mamaly (na ilay masina maria, na ilay Jesoa kristy) dia izay daholo e! Ny tsifinoanao koa fihevitr'olombelona.
Milaza fotsiny ny tena atao hoe filazantsara araka izay nandraisako azy tamin'i Kristy izay inoako fa velona aho (fa maro ny fivavahana sy ny fitoriana milaza fa filazantsara nefa fitaka ... tahaka ny vola sandoka!).

FANOHARANA 2
Voalaza fa ny antsoina hoe "frantsay" dia izay olona teraka tany lafrantsa ary frantsay ny ray aman-dreniny.
Firy taona Ikaretsaka no tany etazonia izao? na ny sasany @nareo tany frantsa? citoyen ve nareo? Rehefa malagasy ianareo dia misy fepetra arahina izay vao afaka mizaka ny zom-pirenena frantsay, na amerikana (arakaraka ilay firenena).

Tsy misy hafa amin'izany ny fanambaran'ny finoana isan-karazany (raha tsy diso aho) dia izao no ambarany :
Ny olombelona dia mpanota (citoyen du monde pecheur), raha te ho tonga @ paradisa izy dia misy fepetra arahiny! Araka izay itakian'ny lalàna ao @ io paradisa io (izany hoe ny lalàn' Andriamanitra).
Ity kosa no mampiavaka ny ambaran'ny baiboly :
- vaovao ratsy : tsy misy mahafeno ny fepetra hahatonga ho zanak' Andriamanitra ny olombelona @ asany sy ny fiainany ary ny heriny! Na tsongoin'olom-bolo izy, na mpanao asa soa izy, na mpifady hanina sy mpivavaka izy, na mahalala fomba izy, na humaniste izy na inona!
- vaovao mahafaly (évangile) : tian' Andriamanitra ho citoyen du paradis ny olombelona, ka nalefany ny ZANANY LAHITOKANA hividy @ rany ny citoyenneté ho an'ny olona.
Ny dikan'izany dia izao, la citoyenneté pour le paradis dia efa voavidy ho an'ny olombelona rehetra, fa mba handraisana izany citoyenneté izany (tahaka ny CNI na VISA) dia ny mino an'io Zanak' Andriamanitra io.
Holazaiko amin'ny fomba tsotra kokoa :
Ny fepetra takian'ny fanjakàn'ny lanitra mba handehan'ny olombelona any dia feno ho an'izay mino an'i Jesosy.
Ny fomba itenenana azy ao @ baiboly dia toy izao :
"Izay rehetra mino ny anarany (Jesoa Kristy) dia nomeNy hery ho tonga zanak' Andriamanitra ... fa naterak' Andriamanitra"[Jaona 1:12,13]
"Izay rehetra mino fa Jesosy no Kristy dia naterak' Andriamanitra"[1 Jaona 5:1]

Izay ny amin'ny antsoina hoe filazantsara! Mazava ho azy fa raha misy olona mieritreritra fa afaka ho tonga any @ paradisa @ fiezahany hiaina tsara eo anivon'ny fiaraha-monina na karazam-pinoana hafa dia manana safidy malalaka izy hanao izay tratry ny heriny! Izaho koa aza mba efa nisaina toy izany!
Ny garantie ho ahy fa hahazo ny paradisa aho dia tsy ny ezako sy ny fivavahako akory, fa ny promesse napetrak' i Jesosy hoe "Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay" [Jaona 3:36].
Ary ny garantie ho ahy fa marina tokoa izany dia ny nahenoako an'i Kristy namaly ny vavako ka nanomboka ninoako fa velona marina Izy.
72. fahamarinana ( 04/11/2008 09:48)
:arrow: coopsal : ranadahy ao amin'ny Tompo ! resaka neutre sns kosa angamba hoy aho dia choix-ny tsi11,tsy midika avy hatrany fa tsy sahy hijoro amin'ny Finoany izy na tsia...en general no resahako eto !
Tsara dia tsara ny fitoriana sy fijoroana vavolombelona ary sambatra ianao nomena fahasoavana mahavita izany.Misaotra any Tompo ! Zà manokana ohatra no resahako dia tsy ho hitan'ny coopsal hijoro vavolombalona etsy sy eroa satria mbola tsy tonga ny fotoanany.Betsaka ohatra ny zvtr nolaviko taloha nefa tonga eo aho izaho...Dia hilaza tokoa ianao va fa tsy inoako akory i Kristy !!! Aoka marina ! Na ny voalaza aza dia hoe samy manana ny fizaram-pahasoavana nomen'Andriamanitra azy...Impiry naverin'ireo namana teto moa izay tokoa.
coopsal:
Izaho mino tanteraka, fa ny fitoriana ny filazantsara na ny fijoroana vavolombelona tsy fanerena ny hafa hino sy hanaiky!

:arrow: marina tanteraka ny voalazanao fa ny zava-miseho eto anie ry coopsal dia ilay fomba fanehoana azy,misy samy manana ny azy :ao ny be drikina ka na toherina kely (satria ohatra tsy mazava,na misy diso,na koa ilàna fandinihan-tena ) dia efa lasa mitsara hoe nareo tsy mpino sns...mivoana e!!! ,ao ny avy hatrany dia mazava sy miditra,ao ny be hanihany nefa dia azo raisina ihany koa,ao ny tsy manao toko sy andinininy maro nefa koa mazava,ao ny tia manao toko sy andininy lava ary azo raisina satria mifanaraka tsara amin'ny dinika...ao ny tena à coté tanteraka hany ka mampiova ilay tena Hevi-dehibe tiana hampitaina.
Zay ilay izy r'ise fa rehefa tonga ilay andro mba hitoriana sy hijoroana dia na ny tenako aza ho faly ihany koa...fa Izy no mahalala ilay andro! :D (l)
73. Mandefitra ( 04/11/2008 09:55)
Ny ahy ndray aloha ra fahamarinana dia tiako kokoa aza ny fanehoana ampahibemaso ny tena finoanao, ny fiainanao izany, ny faharesen-dahatrao mitsy e.
Ny olona mody hoe neutre anie, rehefa tena dinihako aza ireny no tena mampibaribary ny firehany ...
Ka mijoroa raha tena mpanara-dia an 'i Kristy tokoa ianao :
"Izay menatra ahy eo anatrehan'ny olona, izaho kosa mba ho menatra azy eo anatrehan'ny Raiko sy ny anjely any an-danitra".
74. fahamarinana ( 04/11/2008 10:15)
:arrow: mandefitra :Ranadahy ao amin'ny Tompo : ny fomba fijoroko manokana anie ,raha holazaina, dia tsy amin'ny fitantarako ny fiainako,na ny fanokafako dinika dia fenoiko toko sy andininy maro,na ny fitantarako izay hitako ataon'olona,sns fomba maro azo atao,tsy resaka fahamenarana koa sanatria sa mahamenatra va ny miaraka amin'ny Kristy raha ny hafa fa tsy ianareo...satria nahoana hoy ise : na ny tenako aza mbola mandalina ka maka betsaka amin'izay zarainareo eto...ka ho tsiniko ve ny tsy fahalalako sy fitadiavako fanampim-panazavana sa ho fahadisoako ..aoka ranadahy fa rehefa efa resy lahatra aho ,amiko, dia efa dingana lehibe izay,ny dingana hafa manaraka mbola ho avy ihany,raha sitraky ny Tompo.
Raha tahaka izao fanerena ankolaka ataonareo izao (ialako tsiny raha diso eritreritra aho ary hifonako be dia be aminareo mirahalahy ireo ) hoe :mijoroa,mijoroa ...dia tena ho sarotra tanteraka !!!
Mampahatsiahy ahy ilay namako iray izay nareo... :? (l)
75. fahamarinana ( 04/11/2008 10:42)
:arrow: naika adino ,izany akory tsy milaza fa tsy mijoro aho,fa saingy amin'ny fomba hafa fontsiny...sa ve diso rahatoa ka izay ? Io aloha no vita hatreto fa raha misy fiovana dia Isaorako ny Tompo koa.Inona moa no tsy vitany amin'ny olona iray na zà handà be ity aza efa novainy tsikelikely...F'aza atao tery vay manta ka raha tanty tsy efa androany dia tsy izy izay fa manjary mampa =(( ny sasany efa mora kivikivy izay...Andriamanitra mahita ny ataon'ny tsi11 tokoa e! :( (l)
76. Mandefitra ( 04/11/2008 11:00)
hehehe samy manana ny fahazoany ilay "manery" tokoa izy ty ...
Inn mo zaho na coopsal no afaka hanery anao ? fa raha zay no fandraisanao azy de hialana tsiny indrindra ka.
Eto anie dinika e : mazava ho azy fa tsy hitovy hevitra mitsy ny tsirairay, ary tsisy afaka hanery anizaniza fa fampisehoana hevitra dia izay.

Fa @ finoana, tsy dia tsara loatra ny misabaka. Rehefa an i Kristy ianao dia an i Kristy. Rehefa mafana ianao dia mafana ... ny eo anelanelany tsy ankasitrahan ny Tompo tokoa ...
77. fahamarinana ( 04/11/2008 11:17)
:arrow: amiko ny atao hoe misabaka dia milaza fa an'ny Kristy nefa manao fiainana tsy mendrika tanteraka ihany koa .Ekeko tanteraka ilay hoe eo anelanelany tsy ankasitrahan'ny Tompo fa ny définitions-ny atao hoe mafana mihintsy angamba no tsy itovizantsika.
Somary mampatahotra ihany anie izany hoe :raha hanaraka any Kristy dia tonga dia mafana fa raha eo antenantenany dia tsy ankasitrahany,izany hoe ireo eo am-piandohana izany toa tsy hanana chance ihany satria ho diso eny foana.Na tsy hiteny ireo niditra dia nitsoaka noho ny fitenenana tahaka izao.Fa samy manana ny fahazoany ilay atao hoe "manery" tokoa fa amiko aloha dia tahaka izay ny nadraisako azy ary efa nialako tsiny aza raha tsy mitovy fihevitra isika tery ambony.
Amiko na dinika aza ry mandefitra,eny tsy hitovy hevitra ndraindray fa misy zvtr sitonina ao anatiny fa tsy ho fandaniana andro sy fampiadiana karajia sns...na ho fampisehoana hevitra dia tsy sanatria fandaniana andro koa.Zà koa moa mazana mandray zvtr am-po (izay ilay resaka atsy ambadika hoe olon'ny fo ).. :wink: (l)
78. Mandefitra ( 04/11/2008 11:22)
ary zay zany le sary fo kely menamena io :-P
79. fahamarinana ( 04/11/2008 11:30)
:arrow: :-D :-D :-D aoka marina fa mbola mamely mafy foana nareo.. (l)
80. ikaretsaka ( 04/11/2008 14:51)
Mandefitra:

hehehe samy manana ny fahazoany ilay "manery" tokoa izy ty ...
Inn mo zaho na coopsal no afaka hanery anao ? fa raha zay no fandraisanao azy de hialana tsiny indrindra ka.
Eto anie dinika e : mazava ho azy fa tsy hitovy hevitra mitsy ny tsirairay, ary tsisy afaka hanery anizaniza fa fampisehoana hevitra dia izay.

Fa @ finoana, tsy dia tsara loatra ny misabaka. Rehefa an i Kristy ianao dia an i Kristy. Rehefa mafana ianao dia mafana ... ny eo anelanelany tsy ankasitrahan ny Tompo tokoa ...


Le manery sy neutre tokao angamba no probleme eto
fa momban'ny ilay heo misabaka snsn lazain'i mandefitra io sy hoe rehefa an'i Kristy dia an'i Kristy, dia midika koa hoe azo atao tsara ny maka place kely dia mijery avy eny @ toeran'ireny lazaintsika tsy an'i kristy ireny ny antsika soi disant sy misoratena ho an'i Kristy, hanampy kokoa @ fahatsapan-tena lalina sy mampa lalina ny finoana aza izay ... fa manjary tsy misokatra mihitsy isika dia tsy tsy mahatsapa tena mihitsy raha eo @ io toerantsiak io foana foana no mijery

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088