Inona moa no mahadiso raha toa ka tsy mpino ny olona iray?
21. ikaretsaka
(
29/10/2008 19:28)
mba tsetsatsetra sy fanamarihana ny ahy ka..misy de misy tokoa ny mihevitra fa karazan'ny zandarma sy surveillant izao andriamanitra izao
22. rabilabila
(
29/10/2008 20:42)
rijadolly:
Rabilabila HS@ le fanontaniako izay te tsy hino intsony>>>>>tsy nahafapo ahy ny valiny satria mbola ao le fahotako taloha fa tsy afaka miantona ao antampon-dohako ao.
Manitatra njay ika an! sa mamily resaka?
Mampalahelo ianao izany raha tsy maha-dépasser an'ilay miantona ao an-tampondohanao .
Ary fanapahan-kevitra ny tsy finoana fa tsy fe fitiavana tsy hino akory .
23. ikaretsaka
(
29/10/2008 20:46)
za vo saika hiteny hoe le fanontaniana ve no tsy mipasse sa ilay olona no mikatso sy mi borne tena
24. fijo
(
29/10/2008 21:51)
izay e,tsy misy mahadiso io,fa rah amisy manome tsiny anao kosa,satria tsy mitovy finoana aminy dia mba avererno aminy koa ny fomba jijeriny e
25. rakapy
(
29/10/2008 22:34)
Tena marina io voalazan'i Fijo io. Ny tena manahirana @ ny olona mpino sasany mantsy dia ilay fomba fi-considerer-ny ny olona iray izay milaza fa tsy mitovy finoana aminy na tsy mino. Tsy mba afaka ny hi-accepter ny hevitry ny hafa mihintsy ry zareo.
Raha sendra tafara-dia t@ ity ramatoa xana be finoana iray ny tenako tao anaty taxi-brousse indray andro. Mbola tsy nifankala izahay. Nanaka-dresaka tamiko izy ary dia novaliko am-panajana sy noraisiko @ maha izy azy ny resany. Tany an-tenatenan-dalana anefa dia nitsahatra tsy niresaka intsony ity ramatoa raha nolazaiko fa tsy mitovy finoana aminy ny tenako. Ary na veloma aza saika tsy nataony nohon'ny tonga tany @ izay nalehanay izahay. Gaga sy nanotany tena aho hoe "Izany ve no xana aminy?"
A/tra tsy hitanao any ve no hankahalanao ny olombelona izay tsy inona fa zava-bohariny? Ary ny tena namparikoriko ahy dia izy nilaza fa tokony hiangona any @ fiangonany hono aho mba ho voavonjy! :-D :-D :-D
Raha sendra tafara-dia t@ ity ramatoa xana be finoana iray ny tenako tao anaty taxi-brousse indray andro. Mbola tsy nifankala izahay. Nanaka-dresaka tamiko izy ary dia novaliko am-panajana sy noraisiko @ maha izy azy ny resany. Tany an-tenatenan-dalana anefa dia nitsahatra tsy niresaka intsony ity ramatoa raha nolazaiko fa tsy mitovy finoana aminy ny tenako. Ary na veloma aza saika tsy nataony nohon'ny tonga tany @ izay nalehanay izahay. Gaga sy nanotany tena aho hoe "Izany ve no xana aminy?"
A/tra tsy hitanao any ve no hankahalanao ny olombelona izay tsy inona fa zava-bohariny? Ary ny tena namparikoriko ahy dia izy nilaza fa tokony hiangona any @ fiangonany hono aho mba ho voavonjy! :-D :-D :-D
26. ikaretsaka
(
29/10/2008 22:47)
ka tsy afaka mizara lalana ve ary ny sarety sy ny taksi brosy sy ny Fiaran'Ikaretsaka e :wink: :wink:
27. niryna
(
30/10/2008 12:44)
rakaroka:
koa :roll: :-w :-w hono hoe: "zé mino ihany hono no vonjena" :-P
dé refa tsy mino 'zany dé :-w :-w :-w
:D =D
marina izany ,tsy misy mahadiso raha toa ka tsy mpino ny olona ka Mino inona? inona no nahatonga azy hino io mbola tsy fantatra io ny inony, sy zavatra noheveriny ho hinoany io.Moa ve izy mino ny fisian'Atra,moa ve mino izy fa izay rehetra mino an'ny Zanaka ihany no mahazo ny fiainana mandrakizay ? manaiky azy ho tompo sy mpamonjy ? sa mino ny tsangambato na taon'ny asantananan'ny olona sa manaiky an'i dada Rabe sa mino ny mpimasy sa mandeha mijery tanana na mijery ny ho aviko amin'ny alalan'ny famakiana karatra ,sa manompo sikidy sa mijery horoscope dia mino izay voalaza ao sa mino inona tokoa re e sa manao atra ny biby sa ny masoandro sa ny olona mitovy ny asantanana nataon'Atra azy ? sa ny volany sa ny hareny sa ny fahaizana amam-pahalalany ? finoana jiaby ireo.
io teny ambony lazainao io dia ho an'ireo izay olona mangetaheta ny tenin'Atra ka ,aza mivaky loha raha tsy te ho voavonjy amin'ny andro fara fialanao ety ka.
Inona no ataon'ny olona raha tsy te ho voavonjy izy ? nothing ....tsy manao na inona na inona ka .
Inona kosa no teny ao amin'ny soratra masina izay nangatahin'ireo olona marobe tamin'ireo mpianatr'i kristy rehefa nilatsaka tamin'izy ireo ny fanahy masina ka afaka nizara ny tenin'Atra tamin'ny fiteniny avy iry ireo ?
Izay mino sy atao batisa no vonjena
dia ahoana ny tohiny
izay ihany ve ?
Izay ihany ,tsy mila manao na inona na inona fa mino an'ilay zanak'Atra nidina tety an-tany namonjy ny fanahiko ,ny fanahinao izay maloto ka mila mibebaka mba ho diovina.MIno ny fitsanganany tamin'ny maty ary mino koa fa mbola hiverina indray Izy
aha ! hay ve izay fotsiny e ... izay foana izany no dradradraina eran-tany lava eto ? [b] mandehana amin'izao tontolo izao ka ataovy mpianatro ny firenena rehetra fa izay rehetra [u] mino sy atao batisa no hovonjena
dia ahoana indray izany aho raha manankarena,manao soa ny rehetra ,miditra any am-piangonana,mizara ny tenin'Atra ,mampianatra izay kely mba fantatro ,mizara ny mahantra ,manao asan'Atra ? Mahazo famonjena koa izany aho raha ireo no ataoko ? ENY RAHA MINO ILAY KRISTY VELONA AHO,RAHA MINO AZY AHO SY MANAIKA AZY HO ANDRIAMANITRA ,RAHA MANAIKY AZY HO TOMPOKO SY MPAMONJIKO IZY ,ENY VOAVONJY AHO SATRIA EFA NIBEBAKA ,NY RANY NO EFA NANADIO AHO TSY HO ANY AMIN'NY FAHAVEREZANA.
HAY VE IZAY MONJA E !
IZAO INDRAY AZA E,INONA NO ATAOKO RAHA TSY TE AHAZO IZANY FANJAKANA FANJAKANA LAVA RESAHIN'IREO KRISTIANA ETO LAVA IZANY AHO ? NOTHING ....TSY MANAO NA INONA NA INONA FA MIJANONA AMIN'IZAO TOERANA MISY ANAO TSY MINO AN'I KRISTY IZAO.
DIA AHOANA RAHA ?
E E ANY AN-KOATRA TOTOSAINA FA EFA NOMENA ALOHA IZAY NY HAFATRA FA TSY METY MANDRAY HIANAO KA
DIA AHOANA IZANY K'TY ?
INONA NO MIANDRY AHY ? TSY FANTATRO :roll:
IZAY REHETRA TSY MINO KOSA DIA EFA VOAHELOKA SAHADY
io izany no tenin'Atra nomen'izay rehetra tsy mino Azy ka aza mivaky loha raha tsy mila famonjena saingy fantatro fa tian'Atra ho voavonjy isika ary noporofony antsika izany dia ny nanomezany ny Zanany ho mpanavotra antsika
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. Jaona 3:16
ahoana indray re ity e
Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka [Gr. hitsara] izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao.
vita tompoko ! misaotra anareo aho naharitra hatramin'ny farany
:-* :-* :-*
28. bobone
(
30/10/2008 14:28)
Rakaroka: tena marina iny hoe mino dia any @ farihy mirehtra afo e! ka efa fantatra ny hanjo ny tsy mino ka inona indray aza no mampisalasala ano tsy hino sa te voahendy an! ananona!
29. rijadolly
(
30/10/2008 15:20)
rabilabila:Ary toa tsy valianareo woa le fanotaniako te ho tsy mpino e! za ve r'se de tetavinareo hitsoraka dans le vide fotsiny fa tsy misy afaka hanome toky ahy akory,za anie ka te ho namanareo ra hitako fa any amin'tsy finoana ny lalana e!
Mampalahelo ianao izany raha tsy maha-dépasser an'ilay miantona ao an-tampondohanao .
Ary fanapahan-kevitra ny tsy finoana fa tsy fe fitiavana tsy hino akory .
Misy zavatra miantona wao ao ambonilohako ahoana ny hanalako azy?
-gadra ve?
-Hafatry ny samy variana ve?
-Ra mpino ilay nasiako ratsy,ampy azy ny hitenenako hoe efa niova aho?
30. rakapy
(
30/10/2008 16:47)
Ny tsy mpino dia tsy hitarika ny mpino hoe: AZA MINO. Fa ireo mitono tena ho mpino no matetika mitarika hoe MINOA.
Ny tiako ambara dia ny hoe minoa ianao raha izay no tianao fa aza mitarika na manameloka izay tsy mino satria dia tsy misy ninon'inona fantatrao na dia toy ny voa-pasika iray aza izay ao ambadik'ity fianana ity. Ny hono hono no terenao sy hinoanao ho fahamarinana ka hitsaranao ny mpiara-belona aminao izay tsy mitovy hevitra aminao. Asa angaha izay ilay filozofian'ny finoana
Ny tiako ambara dia ny hoe minoa ianao raha izay no tianao fa aza mitarika na manameloka izay tsy mino satria dia tsy misy ninon'inona fantatrao na dia toy ny voa-pasika iray aza izay ao ambadik'ity fianana ity. Ny hono hono no terenao sy hinoanao ho fahamarinana ka hitsaranao ny mpiara-belona aminao izay tsy mitovy hevitra aminao. Asa angaha izay ilay filozofian'ny finoana
31. coopsal
(
30/10/2008 17:08)
rakapy:
Inona tokoa moa no mahadiso na maha fahotana ny tsy finoana?
==> Finoana ny Filazantsara no tianao anontaniana eto?
Izao aloha no atao hoe filazantsara (na vaovao mahafaly = evanjely) :
- Izay olombelona ateraky ny nofo aman-dra rehetra dia manota (= mandika ny Lalàn' Andriamanitra).
- Izay manota rehetra dia voaheloka araka ny Lalàn' Andriamanitra ihany, Ary ny fanamelohana dia fijaliana (henatra, fanenenana, hatezerana, tahotra, tsiny) mandritra ny mandrakizay (izay antsoina hoe afobe)
- Tian' Andriamanitra ny olombelona ka nandefasaNy ny Zanany Lahitokana hilanja ny sazy takian'ny Lalàn' Andriamanitra noho ny fahotan'ny olombelona. Ka izay rehetra mino izany (an'io ZanaNy io) dia mahazo famotsoran-keloka (grâce).
Ny hoe fahotana ve ny tsy mino ny filazantsara sa tsia ?
Ny finoana ny filazantsara no ahazoana famelana ny heloka rehetra hatramin'izay vaventy indrindra, ary raha tsy mino ny filazan-tsara dia tsy voavela na dia ny heloka faran'izay madinika indrindra aza.
Fanoharana
T@ taona 2005 aho nanana fikasana be mihitsy ho any Lafrantsa :
- Hanohy fianarana (3è cycle)
- Hamonjy ny olon-tiako izay efa nosarahina tamiko hatraty Mada (d hiara-hipetraka tsy hisy mpanelingelina intsony izahay roa)
- Hiasa ka hanangom-bola dia hiverina aty Mada hanorina tokan-trano sy orinasa mba hanomezana asa ny mpiray tanindrazana.
Mazava ho azy fa nila nikaroka ny toeram-pianarana, ny mpiantoka, pasipaoro sy izay vola ilaina rehetra! Ary hitako daholo ireo rehetra ireo fa ny VISA no tsy nety azoko!
D tsy lasa aho! Na dia fenoko aza ny fepetra hafa rehetra, ny fahazoan-dalana hiditra an'ilay firenena no tsy azoko koa tsy afaka nankany aho.
Nimenomenona aho hoe "tsy rariny mihitsy no ataon'ireo ao @ consulat de France ireo" ... sns! Saingy na himenomenona aza aho, ny lalàna frantsay no mandidy ka tsy afaka hanoatra aho!
Toy izany, araka ny baiboly, ny Lalàn' Andriamanitra! Mila VISA mba hahazoan-dalana miditra any @ Paradisa. Ary ny fomba tokana ahazoana izay VISA izay dia ny finoana an'i Kristy. Mihoatra noho izany aza ny finoana an'i Kristy satria izao no voasoratra :
"Ary izay nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak' Andriamanitra, dia izay mino ny anarany"[Jaona 1:12].
Taloha aho nisalasala raha marina tokoa izany na tsia, fa ankehitriny aho manana porofo ka ananako antoka fa marina izany. Dia izao izany porofo izany :
Ananako ankehitriny ny porofo fa velona marina ilay antsoina hoe Jesoa Kristy (araka ny voasoratra hoe natsangan' Andriamanitra telo andro taorian'ny nahafatesany).
32. ikaretsaka
(
30/10/2008 17:36)
fomba fijery inona aloha no tian'i koopsal avoaka...
tadidio fa ny hoe mino=tsy voatery ho kristianina
tadidio fa ny hoe mino=tsy voatery ho kristianina
33. rakapy
(
30/10/2008 17:41)
Coopsal> Hafa kely koa iny hoe VISA makany an-danitra iny. De na cytoyen aza ve de mila VISA koa? Sao dia fihevitr'olombelona ny anao fa ilay fahamarinana dia Izy ihany no mahala azy.
34. ikaretsaka
(
30/10/2008 18:02)
izay ..sao ny miheritreritra fa tsara papier eo no refusen'i md piera ko
35. rabilabila
(
30/10/2008 19:06)
Aiza ny sarety sy ny voara Rakapy fa tena misy mitady ticket ndray ato !! ndao hanokona aloha fa tsssss!!!! dia mitondrà kitay hanaovantsika masikita :-D :-D :-D
36. ikaretsaka
(
30/10/2008 19:14)
rakapy:
Ny tsy mpino dia tsy hitarika ny mpino hoe: AZA MINO. Fa ireo mitono tena ho mpino no matetika mitarika hoe MINOA.
Ny tiako ambara dia ny hoe minoa ianao raha izay no tianao fa aza mitarika na manameloka izay tsy mino satria dia tsy misy ninon'inona fantatrao na dia toy ny voa-pasika iray aza izay ao ambadik'ity fianana ity. Ny hono hono no terenao sy hinoanao ho fahamarinana ka hitsaranao ny mpiara-belona aminao izay tsy mitovy hevitra aminao. Asa angaha izay ilay filozofian'ny finoana
mahagaga tokoa oo??
37. rakapy
(
30/10/2008 20:14)
Rabila> ny sarety sisa no voatazoko ato andrano fa ny voara sy ny aomby ary ny tany fandraofana kitay dia efa lasan'ny mpanao fivavahana matanjaka avokoa. Ny saretiko aza mbola tadiavin-dry zareo hoe ovay toamabila hono fa efa lany andro. :-D :-D :-D
39. fijo
(
30/10/2008 20:54)
mahagaga tokoa,fa misy ny mpino,(ato amin'ny fianakaviana dia efa ahitako izany)vao mahalala izy fa tsy mpino aho,dia toa manahirana azy ,na ny hiresaka amiko aza.
mila mba hampianarina mifandray amin'ny hafa ngamba ny (mpino)sasany
mila mba hampianarina mifandray amin'ny hafa ngamba ny (mpino)sasany
