Inona moa no mahadiso raha toa ka tsy mpino ny olona iray?
41. Mandefitra
(
31/10/2008 09:55)
Ka sao dia mifindra le aretina ra fijo a :lol:
Oh hoe za tsy misotro toaka, sarotsarotra ny hiarahako @ mpisotro toaka. Za tsy mifoka sigara, na ny fofon tsigara ndry zalahy aza de mety hampitsoaka ahy.
Fa adidin ny Kristianina ny mitarika ny olona ho ao ambalan'i Kristy, saingy tsy antery fa hasaina ampitiavana izy ka.

42. ravatorano
(
31/10/2008 10:31)
hafa ihany "ny mandefitra " :wink:
marina zany e adidin'ny mpino no mitarika amimpanajana izay tsy mahalala ny momba ny fivavahana Kristianina !
zay ihany fa ny ambiny toa resabe kle satria izao tsisy olona azonao ho terena hino na hanaraka ny finoanao mihitsy fa zay mirevy amin' izay tiany io ary samy mahalala izay tokony hataony ka hiheverany fa hahavonjy azy

43. naughtyboy
(
31/10/2008 13:48)
amiko de tsotra na miverimberina eto io resaka io aza,tsy natao ifandresena lahatra ny finoana sy ny fisiany fa hafatra natao ampitaina ,tahaka ny oe misy lalana diavina eo alohanao arakaraky ny tianao aleha io(safidy) na ivily lalana ,iverina na tsy ho any mihitsy sns..ny finona no fanoroandalana anampy anao ahatongavana @ ilay tanjona na dia ho tratrarina(zv rehetra atao), izay akory tsy midika fa tsy maintsy fivavahana ihany fa fikatsahana ny lalana tsara aleha io resahiko io..
eto aho vao iditra @ fivavahana,ao ko reo loharanompahendrena isankarazany izay karazana sambofiara anampy ny ts1/1 anantaterahana ny dia, fahalalana arapanahy sy aratsaina(moral) daoly izy reny zay malalaka ny isambatan'oul anaiky na itsipaka izany fanampiana izany .Fitaovana ihany izany izy reny zay koloina @ finoana mba tsy ahadiso lalana , ny lalana noresahiko tetsy ambony de tsotra ilay niaviny rehetra ary tsy maintsy hodiany indray andro any fa ny dia eto antany de fandalovana ihany erahamahalala(miankandrefambaravarana ozy ny ntaolo ,ary vovoka hody vovoka ihany ko ..)
Process miatomboka izany ny eto antany fa tsisy ahatratra ilay atao oe paradisa ra tsy any ankoatra ,ny tsy finoany hafa tsy manakana na kely aza ny fisiany atao oe any ankoatra ...tsisy hafa @ le oe na tsy nisy nahita aza izany ntaolo izany de napetrany @ teny lovatsofina ireo fahendrena nahafantarana azy ka iza hino na tsia satria tsy mbola nahita na afaka nanamarina de tsy tantara fa nisy na efa lasa any ambadiky ny tsy hita aza..za manokana manaja ny safidiny ts1/1 nefa kosa inoako fa tsy fahadisoana mampahafantatra izay inoako,tapitra

44. ikaretsaka
(
31/10/2008 14:07)
Mandefitra:
Ka sao dia mifindra le aretina ra fijo a :lol:
Oh hoe za tsy misotro toaka, sarotsarotra ny hiarahako @ mpisotro toaka. Za tsy mifoka sigara, na ny fofon tsigara ndry zalahy aza de mety hampitsoaka ahy.
Fa adidin ny Kristianina ny mitarika ny olona ho ao ambalan'i Kristy, saingy tsy antery fa hasaina ampitiavana izy ka.
fa raha tena hoe hainao sy atokisanao ve ny momba finoanao dia ho voa influencer sy hifindran'izany ianao?
sao kosa sadasada??
raha miaraka @ misotro toaka ve aho dia voatery hisotro toaka?
toy iznay koa ny sigara?
45. fijo
(
31/10/2008 21:08)
aok amoa ry zareo an,
za manana namana pelaka,fa iza no efa nopelahako teto????
za manana namana mpidaina be mihintsy,nefa sigara aza tsy zakako.de aiza ny olana??????asaiko misintaka kely fotsiny izy rehefa hidaina fa tsy voako le fofona de izay.
milaza ianareo fa "adidinareo ny mitarika ny olona hino",nefa tsy zakanareo raha izahay no milaza hoe aza mino".de aiza le fifandeferana eto??????
za tsy mitarika olona tsy hino izany mihintsy,fa tsy ekeko koa raha misy mpino mitarika ny hafa.ampahalalao azy ny finoanao,dia avelao izy hisafidy,fa aza sarihana.fa mora aminay raha izany hisarika olona tsy hino izany.raha toa ka olona mbola mihazohazo.

46. ikaretsaka
(
31/10/2008 21:24)
raha misy mpino mitarika ny hafa.ampahalalao azy ny finoanao,dia avelao izy hisafidy,fa aza sarihana.fa mora aminay raha izany hisarika olona tsy hino izany.raha toa ka olona mbola mihazohazo.
izay manko... ento mora ihany ..abelao izy hisafisy fa raha samy atao amboletra sy jijangilo hanahirana
ary tsy misy tsara miohatra nohon'ny fahalalana sy ny fisafidianana
ireo no talenta sarobisy indrindra nomena anao t@ nahariana anao ja ampiasao
manovoza fahalalana.... fantaro ny zavatra rehetra dia izay vao misafidy
47. kelyb
(
31/10/2008 21:35)
rakaroka:
koa :roll: :-w :-w hono hoe: "zé mino ihany hono no vonjena" :-P
dé refa tsy mino 'zany dé :-w :-w :-w Dia very any am "mandrakizay, sy any am farihy mirehitr'afo sy helo sns ...Dia 'zay no mahatonga lé tory hoe : "mba minoa!" :^) :^) :wink:
Raha efa nampahafantarina ny hoe "izay mino no manana ny fiainna mandrakzay"nefa tsy mety mino dia izay no very. Fa raha ao anatin'ny tsy fahalalana izy dia tsy anjarantsika ny miteny na veryizy na tsia fa an'Andriamanitra irery ihany izany
48. fijo
(
31/10/2008 21:37)
izay mihintsy.
ny filazana hoe"adidinay ny mitarika,nefa tsy avela ny hafa hiteny hoe adidiny ny mizara ny heviny"dia midika fanambaniana io,ka tsy dia lefitro loatra.

49. rakapy
(
31/10/2008 21:45)
" Adidin' ny Kristianina no mitarika ny olona ho any am-balan'i Kristy???"
Dia hoy ny Bhudist, Silamo, Judaist, bahai, Rastafarai, Atheist sns... koa hoe " Adidinay ny mitarika ny olona ho any ambalanay!!!"
Samy finoana ireo ary samy mihevitra ny azy ho masina sy marina avokoa.
Dia eo no mahatonga ilay olana lehibe eto an-tany. Eo no mahatonga ny olombelona hiady sy misavoritaka ary mifamono. Nefa anie raha atao ny kaonty dia toa jamba mifampitatana daholo izy ireo e!

50. fijo
(
31/10/2008 21:49)
ny tena loza sy akaiky dia ity.
"adidinay ny mitarika ny olona ho lasa katolika,dia etsy ankilany misy mikiakiaka hoe adidinay ny mitarika azy ireo holasa protestanta"avy dia daka sy tety arahana sandry mahintsy mihintsy.

51. rakapy
(
31/10/2008 22:01)
Ka io anie Ra Fijo dia ilay resaka efa averim-beriko eto hatr'izay hoe.
BIZNA io finoana io e! Misy "mpanera" toy ny any @ stationement ihany koa ao. Rehefa mahafeno place ao ampiangonana dia misimisy koa izay ny vola miditra.
Ny ahy ny tena mampalahelo ahy dia ity ry zareo sahy milaza fa ao aminy no lalana makany am-paradisa nefa ny fanananao no tangosany ary ianao no asainy mamelona azy mianakavy eto an-tany. Rehafa maty ve moa ianao hafaka ny anao inona intsony na misy na tsy misy ilay paradisa nampanantenaina??? tsy nisy taratasy na assurance nifanarahana.

53. ikaretsaka
(
01/11/2008 00:58)
le hoe "mampahafantatra" mihitsy no novaina ny sens ny e
indraindray le izy lasa natao mitovy dika @ hoe "manery"

54. rakapy
(
01/11/2008 19:05)
Ny tena mahagaga @ ity resaka finoana ity dia ilay fitsarana fa izay tsy mino an'i Jesosy dia tsy mpino!!! hoatran'ny milaza fa tsy misy dikany ny hafa!!!
Eny fa na dia ny samy mpanara-dia an'i jesosy aza dia mbola mifampitsipaka hoe ny JESOSINAY no marina.
Ka moa va tsy ianareo milaza fa tia an'i jesosy ihany no manoso-potaka ny anarany???

56. rakaroka
(
01/11/2008 21:48)
rakapy:
Ny tena mahagaga @ ity resaka finoana ity dia ilay fitsarana fa izay tsy mino an'i Jesosy dia tsy mpino!!! hoatran'ny milaza fa tsy misy dikany ny hafa!!!
Eny fa na dia ny samy mpanara-dia an'i jesosy aza dia mbola mifampitsipaka hoe ny JESOSINAY no marina.
Ka moa va tsy ianareo milaza fa tia an'i jesosy ihany no manoso-potaka ny anarany???
Ilay Jesoa @ izany tahakan'ny personnage modélén-drizareo araka zé itiavany azy. D'autant plus anie wà ny vavaka nampianarin'i Jesoa aza nampifantoka ny
tokony iandrandrana an'Atra plutôt: "Rainay izany any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao,... ny an-drizareo toa i Jesoa no banjinina sy ivavahana. Dia tsy azoko mihitsy marina
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) 8O 8O 8O 8O :?: :?: :?: :?: :roll: 8O
57. ikaretsaka
(
01/11/2008 23:35)
efa ela io resaka hoe misy mi modeler an'i jesoa araka izay itiavany azy eo no efa narosoko teto
io fa niverina indray...
mampi te hihira ilay hoe
'io ary ilay nolazaiko anao tonton
io fa niverina indray...
mampi te hihira ilay hoe
'io ary ilay nolazaiko anao tonton
58. Mandefitra
(
03/11/2008 04:26)
ika:
fa raha tena hoe hainao sy atokisanao ve ny momba finoanao dia ho voa influencer sy hifindran'izany ianao?
sao kosa sadasada??
raha miaraka @ misotro toaka ve aho dia voatery hisotro toaka?
toy iznay koa ny sigara?
Mazava ho azy fa tsy olana amiko ny hifanerasera @ mpisotro toaka na mpifoka sigara saingy tsy mahasoa ahy : ny fofon-tsigara midonaka eo ve hahasalama ahy? ny azy efa safidy ny hamono tena ... my fofon-toaka sy ny rediredy sy ny teny ratsy sy ny filana ady etc mety hivoaka avy eo refa mamo ry zalahy manginy fotsiny ...
Rakapy> maro tokoa ny finoana, fa izay mampiavaka ny finoana Kristianina dia ny famonjena atolotr'Andriamanitra ho an zay mino an'i Kristy. Fahasoavana io, tsy vidiam-bola, tsy amonoan-tena .... ka raha misy mitaky vola aminao mba hahazoanao zany famonjena zany dia misandoka izy.
Rakaroka > Nampianatra tokoa Kristy ny angatahina @ Ray @ anarany => midika finoana an'i Jesosy Kristy io, fa Izy tokoa ilay Irak'Andriamanitra hamonjy zao tontolo izao. Tsy diso koa nefa ny mivavaka @ Kristy @ maha Andriamanitra azy (Telo Zay Iray), toy zay nataon ilay nifantsika teo akaikiny hoe tsarovy aho refa mby @ fanjakanao Ianao, na ry Tomasy zay anisan ny tsy nino raha tsy nahita ka nibaradaka hoe Tompoko sy Andriamanitro.
59. rakapy
(
03/11/2008 06:46)
Mandefitra> Tsy ny fivavahana Kristianina ihany no mihavaka @ famonjena ny olona fa misy no manao toa izany koa. Na ny tsy mpino aza dia maro no mamonjy ny olomelona tahaka azy. Ary tsy vidiam-bola ihany koa no sady tsy misy rakitra!!!
60. fahamarinana
(
03/11/2008 07:35)
:arrow: misy fahamarinany ny any rakapy .Misy tokoa tsy Mpino nefa dia manana fahendrena tanteraka ary mahavita be noho ny hafa...Izany hoe tsy voatery Mpino na olona mivavaka vao mety ho tsara amin'ny fiaraha-monina sns...
Amiko dia choix ihany koa ho an'ny tsi11 no mifidy ny lalana halehany na ho Mpino izy na tsy ho mpino fa kosa raha tena Mpino dia tokony miezaka (na sarotra aza ) miaina araka an'Andriamanitra sy ny Soratra Masina ka tsy ho sadasada araka ny lazain'ika eo ambony eo.Raha tsy mpino moa dia mazava ho azy fa tsara koa raha tsara fihavanana amin'ny rehetra.
mandefitra :marina tokoa fa mety hisy fakam-panahy miaraka amin'ny mpisotro toaka raha tanty ka somary faiblos kely na misy tendance miafina.Zà manokana manana namana mpifoka sigara,misy misotro aza ary misy fotoana iarahana fa mbola tsy nanana tentation na eritreritra akory na indray maka aza hanandrana ,satria koa angamba zà matity.. .:D
Fa raha hoe hiaraka amin'ny tsy mpino indray ,amiko, dia tsy dia olana loatra satria tokony tsy ho voaozongozona ny finoana raha tena mitombina.Tsy mifindra ny" tsy finoana "...ary amiko manokana tsy voatery hifampipetapetaka foana ny Mpino satria raha hizara ianao ,ohatra,dia tsy ho ny mpino ihany fa indrindra ireo izay tsy mahalala na liana te ahalala nefa mbola tsy mpino.
Na izany na tsy izany ny ahy dia tsapako fa tsara kokoa sy sambatra kokoa aho rehefa lasa Mpino,na dia nety aza ny fiainako taloha fa tsy ampy...any [size=13px]Kristy[/size].Fa ahy manokana moa izay !! :)