Inona moa no mahadiso raha toa ka tsy mpino ny olona iray?
81. rakapy
(
05/11/2008 04:25)
Io voalazan'Ika io mihintsy no tsy ampy eo @ ireo izay mitonon-tena fa mpino. Tsy manana fahafohizan-tena izy ireo mba hijery na liana te halala hoe ahoana no fomba fijery na fihevitr''ireo izay tsy mitovy finoana aminy fa tonga dia dia hoe ity no nitaizana ahy dia ity ihany no marina. Ary izay tsy mitovy aminy dia diso avoko.
Amiko dia tsy misy maha-diso ny misabaka raha toa ka hita fa hahasoa anao sy ny mpiara-belona aminao ny fisabakana.
Ny zavatra hitako sy tsapako dia. Mikatasaka mafy ny any am-paradisa sy izay any @ fiainan-tsy hita ireo mpino maro. Hany ka adino ilay mpiara-belona sy ilay toerana izay nomen'ny Nahary azy ireo.
Atao tsinotsinona ohatran'ny" chambre de passage" ilay tany fandalovana sy izay monina ao aminy satria hono te hipetraka eo an-kavanan'ny ray mandrak'izay. :-D :-D :-D :-D

82. Mandefitra
(
05/11/2008 04:51)
Somary afangaronareo ilay zavatra :
Hafa ny fiaraha-monina, hafa ny fiainam-pinoana.
Raha eo @ fiaraha-monina, ny Kristianina indrindra aza no irahina hihavana @ olona rehetra, hanampy ny mahantra sy ny malahelo, hanao ny adidy @ tany amamonina.
Fa raha resaka finoana kosa, personnelle io. @ Kristianina dia Kristy no fahamarinana. Zay nambaran i Kristy no izy, ary Izy koa no manamarina.

83. ikaretsaka
(
05/11/2008 14:22)
ny tena fiainam-pinoana dia ny fampiharana azy @ fiaraha monina aza indrindra indrindra ary ny fifampikasohana @ io aza
fa tsy heo mino dia mitsingevana satria heo \"tsy olon\'izao tontolo izao\"
I jesoa aza no sefon\'ny finoana fa izoa tontolo izao no nohasoaviny ko

84. fijo
(
05/11/2008 22:14)
hoy rakapy:"Mpandefa : rakapy [ Valio ] 01-11-2008 20:05:27
Lohateny : Re : Inona moa no mahadiso raha toa ka tsy mpino ny olona ir
Ny tena mahagaga @ ity resaka finoana ity dia ilay fitsarana fa izay tsy mino an'i Jesosy dia tsy mpino!!! hoatran'ny milaza fa tsy misy dikany ny hafa!!!
Eny fa na dia ny samy mpanara-dia an'i jesosy aza dia mbola mifampitsipaka hoe ny JESOSINAY no marina.
Ka moa va tsy ianareo milaza fa tia an'i jesosy ihany no manoso-potaka ny anarany???"
io dia tena mandreraka ahy amin'ny mpino mihintsy.ary tsy mety mihaiky an'io ny maro amin'ireo

85. prime
(
06/11/2008 10:20)
Ny atao hoe fahotana sy tsy finoana tokoa angamba no tsara azavaina... nefa toa efa voazavan'ny namana maro ihany koa ka na inona ambara na inona rehefa lazaina hoe tsy fahadisoana ny fahotana sy tsy finoana dia safidy malalaka amin'ny "finoana" ihany koa izay...
Ny tsara tsy adino dia Andriamanitra tsy namorona olona ho vesaran'ny fahotana ary tsy nanao ny olona ho amin'ny tsy finoana... :)
Jesosy Kristy jerena dia ampy... :)

88. fahamarinana
(
06/11/2008 10:54)
:arrow: ary tsy nieritreritra an'iny ndray aho...tsara kah... :-D (l)
89. coopsal
(
06/11/2008 11:47)
fijo:
Ny tena mahagaga @ ity resaka finoana ity dia ilay fitsarana fa izay tsy mino an'i Jesosy dia tsy mpino!!!
==> Izaho mahatsapa fa finoana daholo no anaovan'ny olona ny zavatra rehetra :
Raha miantso an-tariby aho, dia finoana no itenenako @ilay olona tsy hitan'ny masoko akory, fa inoako hoe izy tokoa no mireska amiko.
Raha mihinana fanafody aho satria marary, tsy dia ary haiko aby ny réaction chimique sy ny molécule ao! Fa finoana no ihinanako an'ilay fanafody fa hahasitrana ahy.
Raha mitaingina fiara aho, tsy voatery hanana porofo fa io sofera io dia tsy olona voan'ny androbe na tena mahay mitondra tsara, na koa tena azo antoka ilay fiara! Fa finoana no itaingenako ka tsy miahiahy akory aho hoe sao sanatria mivadika ny fiara.
Finoana no tsy mampatahotra ahy fa mety hilatsahana tai-kintana zah tia miraoziraozy @ alina eny an-kalamanjana iny.
Fa ankoatra izay, ny tena voasoratra ao @ Filazantsara dia 2 ny iraka nampanaovin'ny Ray an'i Kristy :
1- "Hanao ny sitrapon'(ny Ray) izay naniraka Azy" [Jaona 6:38]
2- "Mamita ny asan(' Andriamanitra)" [jaona 4:34]
Ary Kristy naniraka ny mpianany, tahaka ny nanirahan'ny Ray an'i Kristy ihany.
NB :
1- "Ny sitrapon'(ny Ray) izay naniraka ahy dia : mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy" [Jaona 6:40]
2- "Ny asan' Andriamanitra dia ny finoana an'i Kristy (izay nirahin' Andriamanitra)" [Jaona 6:29]
90. prime
(
06/11/2008 12:09)
Mandefitra:... :-D
Milay kosa le slogan vaovao an.
Miala tsiny ry rahalahy fa mba nindrana fotsiny ny an'i hery aho amin'ilay hoe "Tsiky dia ampy"...
Miala tsiny ra-hery a... :)
coopsal> Deraina mandrakariva Andriamanitra amin'izany ambaranao izany... ^:^
91. coopsal
(
06/11/2008 13:10)
fijo:
Eny fa na dia ny samy mpanara-dia an'i jesosy aza dia mbola mifampitsipaka hoe ny JESOSINAY no marina.
Ka moa va tsy ianareo milaza fa tia an'i jesosy ihany no manoso-potaka ny anarany???"
==> Tena izany koa ry fijo no nampisalasala be ahy momba an'ity baiboly ity ah! Hoy aho tao am-poko hoe "raha misy marina ve izao Jesosy izao dia avelany hiady toy izao ireo mpanara-dia ireo nefa izy niteny hoe mifankatiava?". Misy antony maro hafa koa e, na dia ny fiainako manokana aza, izaho ilay kristiana nafana fo be kanefa izaho isan'ny lohany t@izany nanoso-potaka ny anaran'i Jesosy izany.
Fa ankehitriny kosa aho raha mino, dia satria rehefa nangetaheta ny foko raha tena nisy marina Izy ary "aoka hoporofoiny amiko fa misy izy", dia namaly ahy Izy, namaly ny fanontaniako.
Dia mino aho. Ary rehefa nino aho vao nahafantatra fa kay ny mahatonga ireo miady sy manala baràka ireo dia satria tahaka ahy ny betsaka, tsy nino akory fa lasa couleur religieuse ilay kristianisma na catholicisme na protestentisme na sectisme koa!
FANOHARANA 1
T@ fifidiana ben'ny tanànan' Antananarivo farany teo, rehefa nandeha ny propagandy dia toa nahita izany aho (araka ny habetsaky ny olona manatrika sy mihorakoraka mafy, ny t-shirt ... sns) fa i Hery Rafalimanana (izay candidat ny TIM) no ho lany. Kinanjo noho ny nivoaka ny valim-pifidianana dia i Andry Rajoelina no lany ary tena montsana tanteraka ny isam-baton'ny TIM.
Maro koa ireo mihorakoraka hoe Kristiana ... saingy tsy dia voatery mandatsa-bato ho an'i Kristy ao @ isoloir (ny fony mangina) izy ireny.
Ka ny résultats dia mifanohitra amin'i Kristy foana e!
FANOHARANA 2
Henoko t@ fotoana nampafampana ny grevy 1991 ireny rehefa tonga ny fifidianana fa toa nisy hono mpomba ny antoko A nody niseho ho mpanohana ny antoko B, ary niteny t@ vahoaka tsy manam-pahalalana hoe "Raha tianao i B dia tehirizo any aminao ny bilétà-ny, fa ilay A tsy tianao ataovy ao anaty valopy ary ario any anaty vata".
Voalaza koa fa nisy ny olona nanao T-SHIRT misy sarin'ny candidat C (kanefa tsy mpomba azy akory) ary nigafy nandrovitra affiche-n'ny candidat hafa, hany ka ny candidat C no voahoso-potaka.
Tsy mba toy izany ve ny ataon'izay fahavalon' Andriamanitra, ary voasoratra ao @ Baiboly ny @ fanahy mpamitaka karazany 3 [Apokalipsy 16:13]
Afaka hanome fanoharana foana aho! Kristy koa nanome fanoharana foana, fa efa niteny t@ Jiosy mpanara-dia (kanefa tsy nino) Izy hoe
"tsy misy mahay manatona ahy raha tsy taomin'ny Ray izay naniraka ahy". [Jaona 6:44]
Izany no itenenako hoe, na homeko anao aza ny fanoharana be mitohaka @ tenda, tsy hahay hino an'i Kristy ianao raha tsy manatona ny Ray (Andriamanitra) izay naniraka an'i Kristy @ fonao.
Hoy ianao tetsy ambony hoe : "Izy ihany no mahalala ny marina", ekeko izany, ary ambony noho izaho, Kristy no efa nilaza izany an.
Fa mino aho, noho izay efa niainako sy iainako, fa afaka ary tian' Andriamanitra hahalala Azy (izay hany tokana marina sady loharanon'ny fahamarinana) ianao! Fa ianao sisa no misafidy na te hahalala azy na tsia.
92. ikaretsaka
(
06/11/2008 16:21)
fa le mpanara dia an'i jesosy miady an-toerana eo ihany.... fa ahoana no tonga de
no natao reference nefa finoana @ ankampobeny no resahina?
naninona tsy ny coran na ny thorah na ny bokin'i mormon na ny bokin'i Bab na i Baha Ullah ohatra?
ireny koa miresaka momban'i Jesosy mantsy
\Tena izany koa ry fijo no nampisalasala be ahy momba an'ity baiboly ity ah! Hoy aho tao am-poko hoe "
no natao reference nefa finoana @ ankampobeny no resahina?
naninona tsy ny coran na ny thorah na ny bokin'i mormon na ny bokin'i Bab na i Baha Ullah ohatra?
ireny koa miresaka momban'i Jesosy mantsy
94. ikaretsaka
(
06/11/2008 23:37)
je crains l'homme d'un seul livre,,,Si nous résolvons les problèmes de la foi par seule voie d'autorité, nous posséderons certes la vérité mais dans une tête vide !
Hoy i Masindahy Thomas izay
Hoy i Masindahy Thomas izay
95. prime
(
07/11/2008 08:33)
Ka tsy aleo ve "tête vide" tafiditra any an-danitra toa izay "tête pleine" any amin'ny fahaverezana...
Hoy Jesosy:
"Ary raha ny tananao no manafintohina anao, tapaho izy; fa tsara ho anao ny hiditra kilemaina any amin'ny fiainana noho ny manana tanana roa, nefa hariana any amin'ny helo*, dia any amin'ny afo tsy azo vonoina. [* Gr. Gehena]" Marka 9:43
"Ary raha ny tongotrao no manafintohina anao, tapaho izy; fa tsara ho anao ny hiditra mandringa any amin'ny fiainana noho ny manana tongotra roa, nefa hariana any amin'ny helo." Marka 9:45
"Ary raha ny masonao no manafintohina anao, esory hiala izy: fa tsara ho anao ny hiditra toka-maso amin'ny fanjakan'Andriamanitra noho ny manana maso roa, nefa hariana any amin'ny helo;" Marka 9:47

96. coopsal
(
07/11/2008 09:19)
Ikaretsaka:
naninona tsy ny coran na ny thorah na ny bokin'i mormon na ny bokin'i Bab na i Baha Ullah ohatra?
==> Izaho tsy notezaina t@ izany rehetra izany fa ny baiboly no hitako hatrizay ka nampisalasala ahy.
Ankehitriny aho efa tsy misalasala intsony ny amin'i Kristy araka ny anambaran'ny baiboly azy, dia tsy hitako izay mbola hitadiavako "tsaratsara kokoa"!
Tsy hitako koa izay intérêt hametrahako ny olona @ fisaritahana hoe "ahoana marina eee!", nefa aho mino fa i Kristy no fahamarinana.
Tsy manery na iza na iza hino izany aho! Manana ny safidiny ny olona, fa izaho no mahafantatra izay inoako dia izay! Ary manambara izay inoako aho, manazava @ olona mba hanafoanana ny fahadisoan-kevitra ny @i Kristy izay inoako.
97. rabilabila
(
07/11/2008 09:53)
Izaho tsy notezaina t@ izany rehetra izany fa ny baiboly no hitako hatrizay ka nampisalasala ahy.
Io fehezanteny io no milaza fa tsy SAFIDY ny nahatonga anareo ( ny ankabeazany) ho kristianina.
Ny safidy = choix mantsy dia mi-impliquér mazava ho azy propositions maro .
Ianareo kanefa tsy nanana propositions maro fa teraka tao ,ary ianao ary mbola mandà tsy hijery ny mety ho marina any amin'ny hafa donky tsy safidy ny anareo.
==> ny tentative-nao hanazava izany dia efa subjective .
Vous prêchez pour votre chapelle tout en ignorant les chapelles des autres=la définition même de la subjectivité.
98. coopsal
(
07/11/2008 10:24)
NY FISIAN\' ANDRIAMANITRA
==> Nisy fotoana tsindraindray aho nieritreritra hoe \"d tena misy tokoa ve izany Andriamanitra izany e?\".
Nisy lehilahy filozofa iray izay : Voltaire ny anarany! Nisalasala be ny @Andriamanitra izy! Fa hoy izy :
L\'univers m\'embarrasse, et je ne puis songer
Que cette horloge existe et n\'ait point d\'horloger.
Nanana mpampiasa izay aho izay tonga athé! Laviny tanteraka ny fisian\' Andriamanitra. Nefa mpahazo azy ny miteny hoe
\"Qu\'est-ce qui t\'es arrivé? Touché par la grâce divine?\". na koa hoe :
\"Dame nature m\'a donné ...\".
==> Ny fahatsapako, tsy dia ny fisian\' Andriamanitra no tena tsy inoany, fa tsy mampino azy ny fomba fanehoan\'ny olona maro mpino ny mikasika an\' Andriamanitra. Hany ka aleony mampiasa anarana hafa (dame nature, na la chance, na le hasard!).
Mampahatsiaro ahy ilay voasoratra izany :
\"1 Fa ... hisy koa mpampianatra sandoka ... eo aminareo, izay hahatonga mangingina sain-diso mahavery ary handa ny Tompo Izay nividy azy aza ka hahatonga fahaverezana tampoka ho an\'ny tenany.
2 Ary maro no hanaraka ny fijejojejoany; ka ireny no hitenenan-dratsy ny làlan\'ny fahamarinana.\" [2Petera 2]
Ny Mathématiques izay antsoina fa science par excellence dia misy ny antsoina hoe \"axiome\" sy \"postulat\", izay zavatra tsy hay porofoina fa misy ny toa hita mazava ho azy hoe marina, misy kosa tsy hita mazava no sady tsy azo porofoina kanefa dia fototra iorenan\'ny raisonnement sy théorème marobe, izay ampiasaina @ taranja manomboka @ physique, mandalo @ économies ka hatr@ langues mampiasa azy ireny! Nefa inoana ary ampiasaina.
==> Tsy voatery hay porofoina ny fisian\' Andriamanitra, fa ny fahatsapana no mahatonga ahy hino koa.
Ny zavatra rehetra dia azo eritreretina hoe \"par hasard\".
Hoy ilay namako izay hoe \"Maninona no eto @ planète terre isika fa tsy any @ planète Mars ohatra?\" ... Fa raha tany @ planète mars isika dia ho nipetraka ihany ny fanontaniana toy izany.
Par hasard ve ireto zavatra ireto :
- ny distance ny tany @ masoandro (toa hoe 150 millions d\'AU moa?) dia mahatonga ny tany hanana ny hafanana/ hatsiaka, toe-tany hahazoan\'ny zava-boahary miaina!
- ny vitesse de rotation ny tany dia (8600 km/ 24heures). Hoy ny mpandinika hoe raha mihodina haingana kokoa noho izay ny tany dia mety hiendaka ny atmosphère, ary raha mihodina miadana kokoa noho izay dia mety haharitra loatra ny hatsiaka @ alina ka hivaingana aby, ary ny hafanana @ atoandro ka hiempo aby!
- Ny olombelona irery ihany mivarotra sy mividy, manoratra @ taratasy, mianatra fitenim-pirenena hafa, mamorona fitaovam-piadiana isan-karazany (ny biby manana fiadiana voajanahary daholo).
Tsy haiko aloha ho anareo, fa ity iray ity no mba mahalasa saina ihany :
Raha kisendrasendra no nampisy izao rehetra izao (fa tsy nisy Andriamanitra mpahary).
Kisendrasendra koa izany ny fisian\'ny olombelona.
Raha kisendrasendra ny fisian\'ny olombelona kanefa ny olombelona mi-programmer zavatra mba handeha araka izay ilainy :
- @ informatique dia programmé daholo ny zavatra rehetra, hoe rehefa mi-clique @ bouton Alefaso aho dia mandeha any @ serveur ity message ity ... sns
- Ny génétique dia mahita fa misy programme izay mandrindra ny fanamboarana ny cellule tsirairay @ tenan\'ny olona (na ny zava-manananaina hafa).
- Ny mpiantafika mialoha ny hiady dia manao tetikady!
- Ny mpanao trano dia mahafantatra hoe hataoko toy izao ny trano, izao ny fitaovana ilaiko, izao no vola mety ho laniko, izao ny isan\'ny mpiasa, izao ny fotoana mety ho lany!
Ka mahazendana ihany ireo zavatra niforona t@ kisendrasendra hanamboatra drafitra.
NA izany na tsy izany! Ndeha ekeko fa tsy misy porofo mivantana asehoko anao eto fa misy Andriamanitra.
Fa ianao ve manana porofo mivantana aseho ahy fa tsy misy Andriamanitra?
Raha tsy misy mantsy Andriamanitra kanefa aho mino dia tsy fatiantoka ho ahy izany.
Fa raha ty ka misy tokoa ilay Andriamanitra ary tena mifandray @ zava-boahariny marina Izy ary miresaka @izy ireo, kanefa aho tsy mino! Dia ho menatra mafy tsy hahajery na iza na iza aho @ fotoana hifankahitanay marina!
Izaho mino ka! Tahaka ny inoako ny théorème de pythagore ary ampiasaiko hikajiana halaviran-dalana na hamoahana vahaolana indraindray @ fiainako na @ asako,
Izaho mino an\' Andriamanitra mpamorona, ary mino fa tsy hoe namorona Izy d navelany hidebr ny noforonony, fa Izy no manome ny zavatra rehetra izay ilain\'ireo noforoniny ireo.
Inoako fa ny olombelona dia noforoniny niavaka t@ rehetra, satria tiany hanana ny endriNy (manjaka @ zava-boahary rehetra, fitiavana, masina, feno fifaliana sy fiadanam-po).
Inoako fa nisy fahavalo (satana) izay nanimba ilay endrik\' Andriamanitra tao @ olona, ka lasa sarin\'i \"kaisara\" (= izao tontolo izao) no tao aminy, ary izany dia hahatonga azy ho menatra sy hanenina mafy any aoriana rehefa mifankahita @ilay lazainy fa Rainy izy kanefa tsy mitovy endrika @ny.
Inoako fa nitafy nofo tokoa io Andriamanitra io mba hanambara amin\'ny olona ny fitiavany azy ireo tsy handeha @izany fahamenarana sy nenina mandrakizay izany. Ary io nofo (olombelona, antsoiko hoe Jesosy) io no nanatanteraka ny famerenana ilay endrik\' Andriamanitra ao @ olona, t@ alalan\'ny nanaovana Azy ho endriky ny fahamenarana ka nahatona t@ hazo fijaliana.

99. ikaretsaka
(
07/11/2008 15:17)
prime:
Ka tsy aleo ve "tête vide" tafiditra any an-danitra toa izay "tête pleine" any amin'ny fahaverezana...
Hoy Jesosy:
"Ary raha ny tananao no manafintohina anao, tapaho izy; fa tsara ho anao ny hiditra kilemaina any amin'ny fiainana noho ny manana tanana roa, nefa hariana any amin'ny helo*, dia any amin'ny afo tsy azo vonoina. [* Gr. Gehena]" Marka 9:43
"Ary raha ny tongotrao no manafintohina anao, tapaho izy; fa tsara ho anao ny hiditra mandringa any amin'ny fiainana noho ny manana tongotra roa, nefa hariana any amin'ny helo." Marka 9:45
"Ary raha ny masonao no manafintohina anao, esory hiala izy: fa tsara ho anao ny hiditra toka-maso amin'ny fanjakan'Andriamanitra noho ny manana maso roa, nefa hariana any amin'ny helo;" Marka 9:47
raha tety vide ra prime no tonga any ka tsy fantatr'i prime akory hoe aiza ity misy ahy ity de ahoana??? :-D :-D
NB: maso sy tongotra no resahan'i Jesoa @ marka fa tsy hoe raha adala sy bado sy tsy ampy fahalalana!
ary tadidio fa no condamnen'i Jesoa foana aza ny adala sy votsa saina sy ignorant!
->>diso tsimpona indray "ra mpiforcer hifandraika" eto!
100. fijo
(
07/11/2008 21:55)
kay kay kay,inona indray ity mifaly amin'ny loha poakaty ity le????loza be