Ny zaza mipetraka ivelan'i madagasikara
83. ni81
(
24/10/2008 18:28)
ni81>teny tsy fantatra kakasa hiteny zà hoe mpampianatra teny jiosy ngaha i kelly :-D :-D
85. xxx
(
27/10/2008 09:37)
Ity indray cas hafa, eto Frantsa ihany . Ilay namanay izay ilay lehilhy ihany no miasa fa ilay ramatoa mitaiza zaza. Dia notezainy 100% teny gasy ilay zanany voaloany tao an-trano, kanjo nony niditra maternelle dia "traumatisé" tanteraka satria tsy nahay teny frantsay . Vetivety ihany izy dia nahay, fa ny olana dia voa mafy ny sainy na morale , @ izao fotoana izao dia tsy mi réagir mihintsy izy raha vao misy miteny gasy eo anilany eo , manao déni tanteraka
Dia ny zaza roa taty aoriana dia full french fa tsy nanandrakandrana teny gasy intsony ilay ray aman-dreny.
Dia ny zaza roa taty aoriana dia full french fa tsy nanandrakandrana teny gasy intsony ilay ray aman-dreny.
87. fahamarinana
(
27/10/2008 15:24)
:arrow: naika hiteny koa aho hoe somary special koa !!
kelly : hafa koa ilay teny tsy fantatra an.. :-D (l)
kelly : hafa koa ilay teny tsy fantatra an.. :-D (l)
88. ssendra
(
27/10/2008 16:39)
kelly : hafa koa ilay teny tsy fantatra an..:-D :-D :-D
KELLY zay efa sahiranaa mitaiza beuh! :°)
89. ikaretsaka
(
27/10/2008 17:09)
xxx:
Ity indray cas hafa, eto Frantsa ihany . Ilay namanay izay ilay lehilhy ihany no miasa fa ilay ramatoa mitaiza zaza. Dia notezainy 100% teny gasy ilay zanany voaloany tao an-trano, kanjo nony niditra maternelle dia "traumatisé" tanteraka satria tsy nahay teny frantsay . Vetivety ihany izy dia nahay, fa ny olana dia voa mafy ny sainy na morale , @ izao fotoana izao dia tsy mi réagir mihintsy izy raha vao misy miteny gasy eo anilany eo , manao déni tanteraka
Dia ny zaza roa taty aoriana dia full french fa tsy nanandrakandrana teny gasy intsony ilay ray aman-dreny.
cas special indray izay..
i zandrinay kely dia tahak'io heo talohan'ny nandehanany nianatra dia 100% teny gasy satria zahay rehefa tany an-trano dia miteny gasy
fa ny azy indray tsy lasa traumna fa mainka aza noraisiny ho fierte sy avantage le heo izy miteny teny hafa tsy misy mahay, hoe afaka manompa sns
fa vetivety koa izy dia nahay teny angalisy nony nianatra
90. ssendra
(
27/10/2008 17:19)
ka normalement tokony tsy ho hisy olana ny amin'iny ka.....NA DIA teny hafa aza ny hifampiresahan'ny mpianakavy ao antrano na zaza vao teraka no hiresahana, tokony tsy hanana olana izy refa mande any ampianarana
ka tokony jerena akaiky ihany ilay zaza raha manao anzay cas hafa kely izay.
ka tokony jerena akaiky ihany ilay zaza raha manao anzay cas hafa kely izay.
91. kelyb
(
31/10/2008 19:02)
Manohana ny hevitrao aho hoe tokony ampianarina teny gasy ny ankizy. Any am-pianarana izy mahay miteny frantsay ho azy eny foana.
92. kelyb
(
31/10/2008 19:09)
nounou -na ankizy mianadahy izay ray russe ary reny française aho, mpetraka eto France ry zareo. Fa bilingue izy dahy. Isaky ny hariva dia ao anati'ny emploi du temps-ndry zareo ny mianatra russe kely (mamaky boky, miresaka), indrindra rehefa tonga aloha ny dadany dia raikitra ny resaka amin'ny teny russe. Marihiko fa ny reniny koa dia mahay teny russe. Ary izaho aza lasa nanana notion russe satria nampianarin'izy dahy. Rehefa tonga moa ny grand-parents russes dia tsy misy resaka afa-tsy en russe ao an-trano, ireo grand-parents tsinon ntsy mahay miteny frantsay. Tiako holazaina hoe misy initiative ny RAR ihany mampianatra ny zanany ny tenin-drazany, sinon dia tsy hahay ireo
93. niryna
(
31/10/2008 23:45)
xxx:
Ity indray cas hafa, eto Frantsa ihany . Ilay namanay izay ilay lehilhy ihany no miasa fa ilay ramatoa mitaiza zaza. Dia notezainy 100% teny gasy ilay zanany voaloany tao an-trano, kanjo nony niditra maternelle dia "traumatisé" tanteraka satria tsy nahay teny frantsay . Vetivety ihany izy dia nahay, fa ny olana dia voa mafy ny sainy na morale , @ izao fotoana izao dia tsy mi réagir mihintsy izy raha vao misy miteny gasy eo anilany eo , manao déni tanteraka
Dia ny zaza roa taty aoriana dia full french fa tsy nanandrakandrana teny gasy intsony ilay ray aman-dreny.
ka mety ho tsara raha ny iray no miteny gasy azy dia ny iray no miteny ilay tenim-pirenena misy azy,amin'izay mandray roa ilay zaza raha vao manomboka miteny sy mahazo resaka .Io dia marobe ny dokotera no manoro ny reny raha mbola vao kely ny zaza.
Tsy tokony hifanome tsiny angamba isika raha toa ka tsy afaka ny izara ny tenintsika ny sasany e safidy io . Izaho nahita fa tamin'ny mbola kely ny zanany dia nampianariny hirahira(miainga vao maraina be sy ireny hira fanao rehefa milasy ireny na ireny hiran'ny ntaolo ireny (vorompotsy miara-dia ,sy bonjour madame la guitare a ) ary hira ao anaty fihirana sasantsasany dia avy eo nampianariny teny frantsay teny izy nandritra ny taona maro,ny rainy indray niteny anglisy azy ary izao ilay zaza mahay teny gasy (mananana accents) fa maro ihany no fantany na dia tsy mitovy ny fahalalan'ireo teraka tany dago aza fa afaka miaraka ny ankizy tsara mihitsy izy rehefa mody any sady faly koa ny ankizy mianatra teny anglisy aminy moa izy miboredidredika teny gasy kely eo no sady misy CD amin'ny teny fianarana malagasy koa nomen'ny namany azy dia iny koa no hianarany ary miampy ny teny espagnol izay nianarany tany am-pianarana . Zaza iray mahay teny efatra . Fa raha tsy zatra niteny tamin'ny tenintsika tokoa isika dia toa miankanakana miteny ,tsy manao fanahiniana fa toa tsy mety tsara :D izay no hitako tamin'io rain'io zaza io :cry: