Ny zaza mipetraka ivelan'i madagasikara

61. ssendra ( 24/10/2008 14:55)
xxx54: mi comprendre tsara ilay voalazanao koa izaho , izaho alou trsy manana zazà fa na izany aza enjika ihany ny ahy na tsy misy zaza aza, kou maika fa ny misy zaza tsy haharaka an'izany tokotrany satria ny fanarahana ny fianarany ao antrano etsy andaniny, ny fotoana kely adiny iray izany tsy hahaizany teny gasy mitsy, hitako io am lay couzine ko izay.....HANY KA raha tsy regulier ny fampianarana izany dia samy lasa kamo na ny RAD na ny zaza...
IZAHO koa tsy mahita izany hoe ridicule na excuse....TSY NY ankizy ihany no sahaniny anefa nrefa tonga ao atrano ny ny vadinao ny tokatrano ny tenanao koa tsy hadino ny adidy isakarazany donc tsy misy ridicule mitsy ny tsy fampianarana ny zaza na tsy fananana fotoana ampianarana ny zaza teraka andafy ny teny malagasy.....
MITOVY HEVITRA amin'ny xxx32, ds , noue , xxx54, ary i ni81 :wink: :-D
62. Noue ( 24/10/2008 15:00)
izao ary ny ahy no mba hevitro :
Isika VEHIVAVY malagasy, rehefa aty ivelany, dia MIASA, Mitady vola toy ny lehilahy, hifarim-bonana amin'ny fialam-bola ao an-trano.
Isika VEHIVAVY koa anefa, dia Tsy mba manana mpanampy ao an-trano, fa dia sahanina daholo izao rehetra izao.(tsy hotanisaina : lakozia, pasoka, soa ihany fa tsy maintsy manana machine à Laver le Linge ..... )
Betsaka ny LEHILAHY malagasy no voataiza tamin'ny fomba Malagasy .....
(angamba hiaraha-mahalala io .... mipetra-petraka, mijery Télé .... Mivoaka... Be Torimaso ......)

Ny firenena hafa kosa anefa, ohatra :
Ny sinoa, na japonais manana sekoly mitokana amin'ny andro mitokana, mampianatra teny sinoa ny ankizy sinoa ,
Ny portugais koa, manana sekoly mitokana amin'ny andro mitokana mampianatra teny portugais ,
Ny arabo, izy koa dia manana , ary dia vitsy dia vitsy ianao raha mahita vehivavy arabo miasa, fa na ny Reny, na ny BB sy DDB dia azo ametrahana zaza tsara tokoa.
Ny sinoa sy ny portugais, sy ny hafa koa, ka miteny ny fitenin'ny fireneny ny ankizy, dia mino aho fa na dia miasa aza ny reniny, dia asa mifanaraka amin'ny ora azo hitaizana ny ankizy tsara .
Ary dia tena marina ilay hoe miara-mipetraka eo eo daholo ny olona miray firenena, hany ka miteny amin'ny fiteniny ry zareo, ary dia mifanampy tokoa.

Kanefa, raha ny hevitro,dia ny Reny dia tena tompon'andraikitra amin'ny fitaizana raha mbola kely ny ankizy .
Ny ankamaroan'ny ( raha tsy ny rehetra ) Vehivavy Malagasy kanefa dia tsy maintsy miasa. Ny ankizy, dia crèche, na nourrice, na mpiandry zaza ....
efa tsy miteny Gasy izany.
Mifoha maraina avy eo, mikarakara ny ankizy ( haingan-kaingana), mandeha miasa ( mihazakazaka, fa efa tara) dia mihazakazaka ny hariva, fa maika hijery sy hikarakara ny ankizy, fa tsy maintsy matory aloha, hany ka tsy te-hivaky loha intsony, fa satria ny ankizy dia niteny Frantsay nandritrin'ny tontolon'andro, hany ka havanana kokoa, ary raha hitenenana teny Gasy, dia tsy maintsy misy fanazavana, ny tena efa tena reraka sy trotraka ery, tsy te-hivaky loha intsony,
Ka hoy aho hoe, aza dia manome tsiny, sy dia miteny.TSY dia hoe haingitraingitra na fanimbana ny teny Malagasy sy ny sisa akory ....
Mbô MARINA E!!!!!!!!!!
Fa tena tsy araka intsony izany rehetra izany.
Misy Reny angamba sambatra, ka afaka mitaiza ny zanany ao an-trano, ahafahany miteny gasy amin'ny zanany tsara. SAMBATRA izy,
dia SAMBATRA koa ireo izay manan-janaka efa mandeha mianatra, ka afaka mankany Dago amin'ny haute saison, fa tena manaikitra be ny frais, raha olona 4 no jerena. Ary raha tonga any Dago tokoa, dia manararaotra miteny frantsay daholo ny havana rehetra, tsy aleo izay ???
izaho dia ao anatin'izay sokajiny izay, any am-piasana manomboka amin'ny 9h30, hatramin'ny 18h30. Raha tsy izany tsy maharaka ny fandehan'ny fiainana sy ny sisa ato am-piasana, raha toa ka mivoaka amin'ny 17h na ohatr'izany.
Misy andraikitra tsy azonao, raha mieritreritra fa 37h ny ora iasana amin'ny herin'andro. Misaotra mamaky, fa lavabe.
"ds":
Misaotra an'i xxx32 fa tena voafehinao tsara ilay resaka.
tsy misy kihanina fa dia marina ireo aaaaa! tena voafehina marina aaaaa! misaotra eeeee
63. xxx ( 24/10/2008 15:05)
ssendra:

xxx54: mi comprendre tsara ilay voalazanao koa izaho , izaho alou trsy manana zazà fa na izany aza enjika ihany ny ahy na tsy misy zaza aza, kou maika fa ny misy zaza tsy haharaka an'izany tokotrany satria ny fanarahana ny fianarany ao antrano etsy andaniny, ny fotoana kely adiny iray izany tsy hahaizany teny gasy mitsy, hitako io am lay couzine ko izay.....HANY KA raha tsy regulier ny fampianarana izany dia samy lasa kamo na ny RAD na ny zaza...
IZAHO koa tsy mahita izany hoe ridicule na excuse....TSY NY ankizy ihany no sahaniny anefa nrefa tonga ao atrano ny ny vadinao ny tokatrano ny tenanao koa tsy hadino ny adidy isakarazany donc tsy misy ridicule mitsy ny tsy fampianarana ny zaza na tsy fananana fotoana ampianarana ny zaza teraka andafy ny teny malagasy.....

justement ! ianao aza tsy manan-janaka mi-comprendre ilay situation ! ary tena marina io we
"ssendra":
TSY NY ankizy ihany no sahaniny anefa nrefa tonga ao atrano ny ny vadinao ny tokatrano ny tenanao koa tsy hadino ny adidy isakarazany donc tsy misy ridicule mitsy ny tsy fampianarana ny zaza na tsy fananana fotoana ampianarana ny zaza teraka andafy ny teny malagasy.....



64. ssendra ( 24/10/2008 15:22)
xxx62: kanefa klou ny fotoana hidirana net hamaliana forum hita ihany an! :-D
fa zao... HO an'izay vehivavy tsy miasa manampotoana tsara dia adalàny ny azy raha te hampianatra ny zanany teny gasy anefa kamo, fa raha otran'ny sakaizakely dia manana raison ihany koa izy raha tsy dia important loatra ny fampianarana ny teny malagasy ny zanany...
SAMY MANAO izay tiany fa tsy ridicule amiko na hoe excuse....
65. ssendra ( 24/10/2008 15:25)
fa raha izaho no nananjanaka dia izy vao teraka resahiko am teny gasy foana ato atrano mandritra ny fotoana hiaoanana na any ivelany mandritra ny fotoana any ivelany,
66. xxx ( 24/10/2008 15:32)
ssendra:

xxx62: kanefa klou ny fotoana hidirana net hamaliana forum hita ihany an! :-



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ka ny hevitry ny maro hono maha...koh ! :-D :-D :-D :-D :-D
67. booboo ( 24/10/2008 15:41)
ny anà kounkou hiresahako teny malagasy fa io no manavanana anà kokoa hampitaina ny fihetsem-poko na ny hevitro @ ankapobeny sns ( refa manompa ihany vô teny tsy fantatra :°) ). Dia na miresaka @ zanak'olona hafa tsy miteny malagasy aza zà ndraindray dia tafateny teny malagasy amin-dreo ho azy.

Ny an'ny hafa fiteny hafa no manavanana sy pratique kokoa aminy, sady tsapan'ilay zaza foana ange hoe avy @ fo no hitenan'ny rad an'ilay fiteny na teny sinoa io na gasy na frantsay na martien... izay no zava-dehibe indrindra amiko manokana klou ê !
68. Noue ( 24/10/2008 15:57)
izaho koa aloha dia tsy hitako izay maha ridicule sy hoe excuse zany eeeee ! samy manana ny fiainany io aaaaa ! ary na iza faly na izy ho tezitra dia izay mahasoa ny zanako no ataoko voalohany aaaa ka ridicule @ inona sy excuse @ inona io ,?????[quote="booboo"]Ny an'ny hafa fiteny hafa no manavanana sy pratique kokoa aminy, sady tsapan'ilay zaza foana ange hoe avy @ fo no hitenan'ny rad an'ilay fiteny na teny sinoa io na gasy na frantsay na martien... izay no zava-dehibe indrindra amiko manokana klou ê ![/quote="sakaizakely"]tena marina io aaaa!
za mirarà an ze tsy afapo any ?
izaho koa hirarà izay tsy afapo @ zany ??? ny ahy aloha no jereko voalohany aaaa! ka amiko tsy hitako hoe ridicule na excuse @ inona ilay izy aaaaa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

fa io nolazain'xxx32 etsy ambony io no tena mahafehy azy eeeeee! kozy eeee!
69. ikaretsaka ( 24/10/2008 16:39)
ka mahasoa ny zanakao ve le tsy mahay teny gasy sa tsia?
70. xxx ( 24/10/2008 17:13)
ssendra:

xxx54: mi comprendre tsara ilay voalazanao koa izaho , izaho alou trsy manana zazà fa na izany aza enjika ihany ny ahy na tsy misy zaza aza, kou maika fa ny misy zaza tsy haharaka an'izany tokotrany satria ny fanarahana ny fianarany ao antrano etsy andaniny, ny fotoana kely adiny iray izany tsy hahaizany teny gasy mitsy, hitako io am lay couzine ko izay.....HANY KA raha tsy regulier ny fampianarana izany dia samy lasa kamo na ny RAD na ny zaza...
IZAHO koa tsy mahita izany hoe ridicule na excuse....TSY NY ankizy ihany no sahaniny anefa nrefa tonga ao atrano ny ny vadinao ny tokatrano ny tenanao koa tsy hadino ny adidy isakarazany donc tsy misy ridicule mitsy ny tsy fampianarana ny zaza na tsy fananana fotoana ampianarana ny zaza teraka andafy ny teny malagasy.....
MITOVY HEVITRA amin'ny xxx32, ds , noue , xxx54, ary i ni81 :wink: :-D


Eissyyyyyyy eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee hahahaha
71. ni81 ( 24/10/2008 17:22)
Eissyyyyyyy eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee hahahaha
mba zarao ry xxx69 ny mampime hiarahan-tsika mitokelaka a! aleo aloha dia efa himeme kou zà :-D :-D :-D
72. ssendra ( 24/10/2008 17:37)
ni81:

Eissyyyyyyy eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee hahahaha
mba zarao ry xxx69 ny mampime hiarahan-tsika mitokelaka a! aleo aloha dia efa himeme kou zà :-D :-D :-D



:-D :-D :-D :-D :-D
73. ni81 ( 24/10/2008 17:39)
ssendra koa kay nanampy anay eto koa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
74. ssendra ( 24/10/2008 17:44)
ny ahy indray raha mananjanaka tsy hoe gasy aho dia tsy maintsy ampinariko teny gasy ilay zaza, fa otran'ny mba tiko izany izy hahay hiresaka amiko amin'ny fiteniko....misy izay nièce keliko izay vao an 1/2 izy fa mampimme be rehefa hitarika ahy ho any anjaridaina ohatra manoao hoe ndaouàty hihihi! io foana mantsy no atan'ilay reniny azy refa ao antrano....MANARA-body kely iny ...Andao aty no tiany lazainy fa otran'io fanoratako azy io ny fanononany azy....DIA ilay miteny gasy kely otran'zay no itiavako azy mafatifaty ery.....
FA IZAHO koa ity mba be firesaka ery hoe ataoko anzao anefa refa tena hoe misy zaza mety tsy ho haraka akory izany miteny gasy izany, mora ny miteny refa tsy an'ny tena ilay izy odoyé! :-D :-D :-D mba hevitra fotsiny :°)

68. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 24-10-2008 18:39:18
Lohateny : Re : Ny zaza mipetraka ivelan'i madagasikara
ka mahasoa ny zanakao ve le tsy mahay teny gasy sa tsia?

ilay hoe mahasoa , mety ilainy ihany rehefa mba mande madà izy kanefa ny olona any anie miteny frantsay SY ANGALISY daholo afaka hifampiresahana, fa lay miteny italiana sy sinoa kosa angamba ho sahirana raha tsy mahay teny gasy ....
fa na izany aza tsy hitako izay olana raha tsy mahay teny gasy izy.
75. kelly13 ( 24/10/2008 17:51)
ny zanako klou d tsoriko fa d mi-comprendre fotsiny e, miteny gasy tsy ao intsony aminy. Rehefa mibedy azy aho d miteny gasy beuuu, d refa manambitamby azy kou za d miteny gasy beuuuu, sinon d teny firantsay dol ny ato antrano! tsy hitako alou oe aiza ho aiza ny olana. Ny olana kou nge tsy misy fa isika olombelona no mampisy ny olana e! sa diso aho?
76. ssendra ( 24/10/2008 18:02)
Ny olana kou nge tsy misy fa isika olombelona no mampisy ny olana e! sa diso aho?
BIEN DIT :-P
77. Noue ( 24/10/2008 18:03)
kelly13:

tsy hitako alou oe aiza ho aiza ny olana. Ny olana kou nge tsy misy fa isika olombelona no mampisy ny olana e! sa diso aho?
tsy diso ianao kaaa ! fa marina zany aaaaa! isika olombelona mahintsiny no manisy ny olana eee! le plus important ve tsy izay hoe tena ahazahoan'ireo zaza ny tiana lazaina ????


78. kelly13 ( 24/10/2008 18:10)
ny ahazoany izay tiana lazaina ms surtt ny tena important (amiko manokana) d ny manome fitiavana b azy (ka na teny gasy io na teny frantsay na teny anglisy na teny jflofyeff) io no lehibe d lehibe. (l)
79. ssendra ( 24/10/2008 18:18)
ny fitiavavana ny fanabeazana azy araka ny tokony ho izy ny hahatafita azy amin'nyfiainana :°)
80. ni81 ( 24/10/2008 18:22)
ary inona izany teny jflofyeff? :roll: :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1277