Ny zaza mipetraka ivelan'i madagasikara

41. niryna ( 23/10/2008 17:05)
ssendra:

Fahamarinana: ka ny tiany lazaina angamba ilay hoe hitenenana teny gasy mba tsy hahafantaranlay olona hafa firenena ny zvtr resahina, mety hoe miresaka ilay olona hafa firenena....SATRIA na isika aza hita mitsy ohatra aty aminay misy olona miteny allemand dia hita izao fa miresaka anao ry zareo, hita am fijeriny ohatra de ataony am teny allemand mba tsy ho fantarao ny resahiny manjeraka be...Fa atao ahoana....

samy manana ny fahamarinana avy ny rehetra e,misy tsy tiana ho tenenina ny zanany : azy ho azy iny.Misy firenena kely tsy misy fotoana hitenenana azy fa mianatra izy ohatra:any amin'ny hirahira sy vavaka na zavatra hafa no omena azy dia mandeha eny ihany ny baiko kely.
Fa raha miresaka hoe itenenana gasy ilay vahiny dia araka ny tranga kosa io.Nandeha nitaingina bisikileta izahay telo mianaka,sendra nandalo toerana feno Haitiana ,mahay teny frantsay ireo na teny creole ,mahay teny anglisy koa .Ny tena anefa nandehandeha ka tonga ny zavatra tsy nampoizina,nilain'ireo ankizy marobe ady izahay,notadiaviny alaina ny bisikileta,tsy misy hevitra afatsy miteny teny gasy ny zanakay kosa anefa hoe aza mamaly fa tonga dia mandeha fotsiny :arrow: tena nilainay telo mianaka mihitsy ny teny gasy tamin'io fotoana io
Matetika koa moa dia mitovy ny tenenin'ny ankizy hoe na any dago azy eraky ny arabe miteny frantsay ny ankizy.
Dia aleo angamba samy anao izay saim-pantany amin'ny zanany avy sy mifanaraka ny mahamety ny ray aman-dreniny.

42. ssendra ( 23/10/2008 17:53)
Dia aleo angamba samy anao izay saim-pantany amin'ny zanany avy sy mifanaraka ny mahamety ny ray aman-dreniny

izay mantsy
43. xxx ( 23/10/2008 18:05)
izay no mahatonga ny vadiko tsy mety mandeha fety gasy fa hoy izy hoe > ianareo rehefa tafaraka dia mihanaka eo aho fa miteny @ langue-nareo ianareo dia eo aho!> ary tena nahasorena azy io.Tsapako kosa aloha fa tsy nisy fanajana ho azy izany e! raha toa ve izy miaraka aminao @ ireny fety gasy ireny dia mahita ny namanao ianao dia iny izy no hadino (kely) dia nampalahelo ahy ery nijery azy nandinika anay miwawa be teo nefa tsy misy zavatra fantany na dia pitiny aza.
Zà koa dia manana io olana io ka dia naleoko mipirimpirina fa manahirana. Ny olona sasany mantsy vao miha mandrangitra hoe "izy no te tsy ahay koa" :oops: ampianaro! fa angaha ny fianarana vita ao anatin'ny taona firy?
44. xxx ( 23/10/2008 18:17)
ikaretsaka:

alika aza hay no mi dresser azy ko zaza??
alika dressena kosa ve dia hampitovizana @ zanakao hampianarina e???? pffff

45. xxx ( 24/10/2008 08:16)

Izaho eto Frantsa, couple gasy lahy sy vavy - samy miasa , manan-janaka 2 izahay, ny zanakay vavy miteny gasy tsara , ny zanakay lahy mahazo tsara fa tsy dia miteny loatra, zaza samy itenenana teny gasy izao tsy misy tombo sy hala

Ny tiako lazaina dia na zaza iray kibo sy iray trano aza dia mety misy maha samihafa azy

46. fahamarinana ( 24/10/2008 08:20)
:arrow: marina zay,ny ahy ndray ilay 1 sary gaigy rehefa hirahana fa raha hoe avia homena zvtr dia tena mahay avy hatrany... :) (l)
47. karinah ( 24/10/2008 09:58)
[quote=ni81]
Amiko manokana de ridicule izany, satria nahoana? misy vazaha mpivady ve ohatra de miteraka any Mcar izy de ande tsy hampianariny teny Vazaha ny zanany fa teny gasy? , amiko izany ohatry ny fanaovana tsinontsinona ny tenin-drazana, lasa toa ny valalan'alika ilay tenindrazana amzay, sady mampiome be eee! rah amijery ny vahiny rehetra aho, mahay ny tenindrazany avy ny zanak'izy ireny, ny sinoa ny arabo ny afrikanina ary ny vazaha hafa, fa isika Malagasy ihany no manao tsinontsinona ny tenidrazatsika, mahamenatr'oul be!
tsy mandà ny hevitr'i karinah aho, fa ireo vazaha ireo angamba tsy mahay teny gasy dia tsy maintsy ny teniny no hifampiresahany(haka ohatra aho hoe: frantsay), dia koa fanampin'izany, ny sekoly ianaran'ny ankizy miteny frantsay. Dia ny teny frantsay izany no tena betsaka ataon'ireo zaza fa zara izy raha hifanerasera @ ankizy miteny gasy.
Fa ny ankizy gasy eto frantsa (eto no ataoko ohatra), dia any am-pianarana no androan-tokon'ny fiainany (miteny frantsay) ary kely fotsiny no hiarahana miteny gasy @ RAD dia lasa tsy dia mahay, fa tsy hoe manao valalan'amboa akory sanatria. Asa anefa...
------------------------------------------
Ni, marina aloha izany fa any ivelan'ny trano ny androatokon'ny fiainan'ny ankizy ee, tena marina io, fa raha jerena anefa ny vahiny sasany, samy manana ankizy dolo ihany, nahoana ny zanany miteny tsara ny fitenin-drazany!f'izany eo ihany fa tena mahita aho an, mpivady samy gasy dolo zareo ireo, dia na ao an-trano aza de itenenany teny frantsay le ankizy, de nony efa lehibebe amzay le ankizy de tsy mety mande hanao vacs any m/car fa hoe menatr'oul hono, de izao le ankizy efa mba mi-comprendre teny gasy, de mba mahay teny kely, efa majeur manko de mba afaka manaraka izay safidiny amzay!

;-)
48. karinah ( 24/10/2008 10:16)
xxx:

[quote=karinah]
Amiko manokana de ridicule izany, satria nahoana? misy vazaha mpivady ve ohatra de miteraka any Mcar izy de ande tsy hampianariny teny Vazaha ny zanany fa teny gasy?

Aza dia mora mitsaratsara rey olona ô .
Mino ve nareo fa tena tsy fitiavana teny gasy ilay antony ?

Aiza aty Frantsa kay no misy école mampianatra amin'ny teny malagasy ?
Ny fahalalàko ireny vazaha any M/car ireny mantsy toa mandeha lycée français daholo ny zanany any M/car fa tsy mandeha any @ école malagasy

Misy miteny hoe jereo ny tavaratra : mba jereo aza ny proportion n'ny tavaratra eto Frantsa, immeuble iray manontolo tsy misy afa-tsy tavany ==> betsaka kokoa ny chances hifaneraseran'ny samy tavaratra ==> miteny ny fiteniny kokoa. Eto @ toerana misy ahy 3 ny fianakaviana gasy, tsy misy mitovy génération @ zanako . Izaho adiny firy no miaraka aminy ???

Tsy fantatrareo akory ny ezaka ataon'ilay ray aman-dreny, ny environnement n'ny fiainany isan'andro, ny particularités n'ny ankizy tsirairay @ lafiny rehetra ...
-----------------------------------------
xxx: mety foana io rehefa atao, ny ahy izao ny zanako tsy nahay na i aza, dia natomboko t@ hira kalou, mahay "Tia zaza" h@ voalohany h@ farany, de nampianariko "Zaza manasa tanana", de izy indray aza no mi-demander ahy isaky ny tonga ao an-trano oe hanao ilay hira miaraka hono izahay, ary tena tiany be ilay hira, ny rainy koa miezaka mampianatra azy mots @ fiteniny tsikelikely eo, samy hainy aby izay ampianarina azy. Mety foana io hoa fa mila volonté ftsn angaha.
Fa ny nitenenako oe ridiculedia mahita aho nytenako izao mihintsy fa tsy foronina, mpivady Malagasy, fa tsy itenenany teny gasy ny zanany na ny kely aza, inn moa ny ho fantatr'ilay ankizy am zay teny gasy raha izany no fitaizany azy. Bon, azy iny hoy ny namana tetsy ambony, samy manao izay hitaizany ny zanany, ekena aloha iny, fa ny loza indraindray de manome tsiny ny R&R ilay ankizy rehefa lehibe, izany oe ny sasany izany aza oà an, tsy mety mankany m/car fa oe menatr'oul hono. Dia izy indray no manontany ny R&R oe inn kay ny dikan'ny hoe..."...", farany de tsy maka ohatra lavitra aho fa ny nièces-ko sasany tsy itenenany R&Reniny teny gasy ilay zaza, fa teny italianina(manko any Italia no mipetraka) na ao an-trano na aiza na aiza, de tsy mahay teny gasy lay zaza na ny pitiny aza, soa fa ny sasany sady mahay teny gasy no mahay teny Italiana dia voatery miteny Italiana ry zareo rehefa milalao, .... eo amzay aza ny olana no mipetraka ho an'ilay zanako, satria izy tsy mahay teny Italiana, no tsy mahay teny gasy, raha mba nahay tenygasy anefa mba afaka niresaka tsara na dia t@ le sasany ihany aza, fa de gaga an'ilay R&Rnin'ilay nièce-ko aho hoe nahoana no tsy itenenana teny gasy ilay zaza! izay angamba no fantany fa mety marina, de izahay moa de tsy misy masaky miteny oe mbo ampianaro teny gasy ny zaza fa izay marina tokoa no fantany fa mety koa. Dia ny an'ny tena no ampianarina e! hihi !

49. ds ( 24/10/2008 10:29)
Misaotra an'i xxx32 fa tena voafehinao tsara ilay resaka. Tokony hantsoina ianao rehefa misy famelabelarana (conférence) momba an'io. kanefa moa ianao nampiasa xxx, koa dia hajaina araka izany.
50. Noue ( 24/10/2008 10:49)
xxx:

tsy naharitra aho r'ireto fa mba hiteny a!!!!!
Manao ahoana daholo isika rehetra......
izao ary ny ahy no mba hevitro :
Isika VEHIVAVY malagasy, rehefa aty ivelany, dia MIASA, Mitady vola toy ny lehilahy, hifarim-bonana amin'ny fialam-bola ao an-trano.
Isika VEHIVAVY koa anefa, dia Tsy mba manana mpanampy ao an-trano, fa dia sahanina daholo izao rehetra izao.(tsy hotanisaina : lakozia, pasoka, soa ihany fa tsy maintsy manana machine à Laver le Linge ..... )
Betsaka ny LEHILAHY malagasy no voataiza tamin'ny fomba Malagasy .....
(angamba hiaraha-mahalala io .... mipetra-petraka, mijery Télé .... Mivoaka... Be Torimaso ......)

Ny firenena hafa kosa anefa, ohatra :
Ny sinoa, na japonais manana sekoly mitokana amin'ny andro mitokana, mampianatra teny sinoa ny ankizy sinoa ,
Ny portugais koa, manana sekoly mitokana amin'ny andro mitokana mampianatra teny portugais ,
Ny arabo, izy koa dia manana , ary dia vitsy dia vitsy ianao raha mahita vehivavy arabo miasa, fa na ny Reny, na ny BB sy DDB dia azo ametrahana zaza tsara tokoa.
Ny sinoa sy ny portugais, sy ny hafa koa, ka miteny ny fitenin'ny fireneny ny ankizy, dia mino aho fa na dia miasa aza ny reniny, dia asa mifanaraka amin'ny ora azo hitaizana ny ankizy tsara .
Ary dia tena marina ilay hoe miara-mipetraka eo eo daholo ny olona miray firenena, hany ka miteny amin'ny fiteniny ry zareo, ary dia mifanampy tokoa.

Kanefa, raha ny hevitro,dia ny Reny dia tena tompon'andraikitra amin'ny fitaizana raha mbola kely ny ankizy .
Ny ankamaroan'ny ( raha tsy ny rehetra ) Vehivavy Malagasy kanefa dia tsy maintsy miasa. Ny ankizy, dia crèche, na nourrice, na mpiandry zaza ....
efa tsy miteny Gasy izany.
Mifoha maraina avy eo, mikarakara ny ankizy ( haingan-kaingana), mandeha miasa ( mihazakazaka, fa efa tara) dia mihazakazaka ny hariva, fa maika hijery sy hikarakara ny ankizy, fa tsy maintsy matory aloha, hany ka tsy te-hivaky loha intsony, fa satria ny ankizy dia niteny Frantsay nandritrin'ny tontolon'andro, hany ka havanana kokoa, ary raha hitenenana teny Gasy, dia tsy maintsy misy fanazavana, ny tena efa tena reraka sy trotraka ery, tsy te-hivaky loha intsony,
Ka hoy aho hoe, aza dia manome tsiny, sy dia miteny.TSY dia hoe haingitraingitra na fanimbana ny teny Malagasy sy ny sisa akory ....
Mbô MARINA E!!!!!!!!!!
Fa tena tsy araka intsony izany rehetra izany.
Misy Reny angamba sambatra, ka afaka mitaiza ny zanany ao an-trano, ahafahany miteny gasy amin'ny zanany tsara. SAMBATRA izy,
dia SAMBATRA koa ireo izay manan-janaka efa mandeha mianatra, ka afaka mankany Dago amin'ny haute saison, fa tena manaikitra be ny frais, raha olona 4 no jerena. Ary raha tonga any Dago tokoa, dia manararaotra miteny frantsay daholo ny havana rehetra, tsy aleo izay ???
izaho dia ao anatin'izay sokajiny izay, any am-piasana manomboka amin'ny 9h30, hatramin'ny 18h30. Raha tsy izany tsy maharaka ny fandehan'ny fiainana sy ny sisa ato am-piasana, raha toa ka mivoaka amin'ny 17h na ohatr'izany.
Misy andraikitra tsy azonao, raha mieritreritra fa 37h ny ora iasana amin'ny herin'andro. Misaotra mamaky, fa lavabe.
Bedy aho o!

marina aaaaa ! tena marina ireo nolazainao ireo aaaaa! tena mazava tsara mahintsiny !

51. karinah ( 24/10/2008 14:00)
[quote=xxx]

-------------------------------------------
Miala tsiny fa kihaniko kely ny hevitra sasan-tsasany izay voalazan'i xx , misy de misy tokoa ny fahamarinan'ny hoe zara fa mihaona, sns, amiko dia raisiko ho excuses izany.Fa inona moa ny ataon'ireo vahiny ireo rehefa mihaona, fa tsy mifampiresaka @ fiteniny, dia misy hafa amin'izay ve ny fifampiresahanao @ zanakao ao an-trano ao? eny fa na dia ora 1 monja isan'andro aza? mety foana io rehefa hiresahanao ny zaza na adiny 1 isan'andro aza no mihaona. Ary ny weekend ka?! izaho koa mahita fianankaviana vahiny, arabo, afrikanina, arytsy mandeha @ izany association etc izany akory le ankizy fa ny fifampiresahana ao an-trano ihany dia hahaizany ny tenin-drazany. Antomboka amin'ny ao an-trano aloha, mety foana io rehefa hatao, atao miadana eny raha toa efa tsy nozarina h@ fahakeliny ilay zaza, ny ankizy anie mora mandray zavatra e.
Peace.

52. ssendra ( 24/10/2008 14:05)
mitovy hevitra am nou, ds , xxx 32, averiko ndra yfa marina tanteraka ny voalaza.
53. Zafimananadrazana ( 24/10/2008 14:08)
karinah:

xxx:

[quote=karinah]
Amiko manokana de ridicule izany, satria nahoana? misy vazaha mpivady ve ohatra de miteraka any Mcar izy de ande tsy hampianariny teny Vazaha ny zanany fa teny gasy?

Aza dia mora mitsaratsara rey olona ô .
Mino ve nareo fa tena tsy fitiavana teny gasy ilay antony ?

Aiza aty Frantsa kay no misy école mampianatra amin'ny teny malagasy ?
Ny fahalalàko ireny vazaha any M/car ireny mantsy toa mandeha lycée français daholo ny zanany any M/car fa tsy mandeha any @ école malagasy

Misy miteny hoe jereo ny tavaratra : mba jereo aza ny proportion n'ny tavaratra eto Frantsa, immeuble iray manontolo tsy misy afa-tsy tavany ==> betsaka kokoa ny chances hifaneraseran'ny samy tavaratra ==> miteny ny fiteniny kokoa. Eto @ toerana misy ahy 3 ny fianakaviana gasy, tsy misy mitovy génération @ zanako . Izaho adiny firy no miaraka aminy ???

Tsy fantatrareo akory ny ezaka ataon'ilay ray aman-dreny, ny environnement n'ny fiainany isan'andro, ny particularités n'ny ankizy tsirairay @ lafiny rehetra ...
-----------------------------------------
xxx: mety foana io rehefa atao, ny ahy izao ny zanako tsy nahay na i aza, dia natomboko t@ hira kalou, mahay "Tia zaza" h@ voalohany h@ farany, de nampianariko "Zaza manasa tanana", de izy indray aza no mi-demander ahy isaky ny tonga ao an-trano oe hanao ilay hira miaraka hono izahay, ary tena tiany be ilay hira, ny rainy koa miezaka mampianatra azy mots @ fiteniny tsikelikely eo, samy hainy aby izay ampianarina azy. Mety foana io hoa fa mila volonté ftsn angaha.
Fa ny nitenenako oe ridiculedia mahita aho nytenako izao mihintsy fa tsy foronina, mpivady Malagasy, fa tsy itenenany teny gasy ny zanany na ny kely aza, inn moa ny ho fantatr'ilay ankizy am zay teny gasy raha izany no fitaizany azy. Bon, azy iny hoy ny namana tetsy ambony, samy manao izay hitaizany ny zanany, ekena aloha iny, fa ny loza indraindray de manome tsiny ny R&R ilay ankizy rehefa lehibe, izany oe ny sasany izany aza oà an, tsy mety mankany m/car fa oe menatr'oul hono. Dia izy indray no manontany ny R&R oe inn kay ny dikan'ny hoe..."...", farany de tsy maka ohatra lavitra aho fa ny nièces-ko sasany tsy itenenany R&Reniny teny gasy ilay zaza, fa teny italianina(manko any Italia no mipetraka) na ao an-trano na aiza na aiza, de tsy mahay teny gasy lay zaza na ny pitiny aza, soa fa ny sasany sady mahay teny gasy no mahay teny Italiana dia voatery miteny Italiana ry zareo rehefa milalao, .... eo amzay aza ny olana no mipetraka ho an'ilay zanako, satria izy tsy mahay teny Italiana, no tsy mahay teny gasy, raha mba nahay tenygasy anefa mba afaka niresaka tsara na dia t@ le sasany ihany aza, fa de gaga an'ilay R&Rnin'ilay nièce-ko aho hoe nahoana no tsy itenenana teny gasy ilay zaza! izay angamba no fantany fa mety marina, de izahay moa de tsy misy masaky miteny oe mbo ampianaro teny gasy ny zaza fa izay marina tokoa no fantany fa mety koa. Dia ny an'ny tena no ampianarina e! hihi !

An'isan'ny tena mahamenatra ny mandre fa misy Malagasy tsy mahay teny Malagasy! Eny nanazava ianareo fa maro ny antony mety mahatonga izany! Mety mandefitra kely ihany aho raha hoanareo Malagasy namana mipetraka any ivelany any no miteny izany, fa hoan'ireto havana eto Madagasikara eky! Mampalahelo, tena mampalahelo fa raha tsy misy ny fanovana sy fandraisana andraikitra dia ho lasa teny tsy fiteny (langue morte hoy ny vahiny) ny teny Malagasy. Nisy mpivady, tera-tany allemande ilay ramatoa ary safiotra Malagasy - Frantsay ilay rangahy. Talohan'ny nahatongavany teto Madagasikara dia tany Sénégal ry zareo no nipetraka ary tany no niteraka ny zanany voalohany! Nony tonga teto izy ka niara-niasa taminay dia gaga dia gaga aho raha nandeha namangy tany an-tranony fa ilay zanany voalohany dia miteny sy mahafantatra tsara, tsy misy diso na kely aza ny: teny Allemand, teny Frantsay ary indrindra indrindra ny Teny Malagasy! Ilay zanany faharoa, sady miteny allemand sy frantsay tsara no manomboka miteny malagasy kelikely! Enin-taona ilay zokiny ary 18 ilay zandriny tamin'izany! Rehefa nanontaniana ny antony nahaizan'ny zanany fiteny maro toy izany ireo mpivady dia tsotra fotsiny no navaliny ahy: "Samy te hanandratra ny maha-allemand sy maha-malagasy anay izahay roa. Ny fiteny frantsay dia fiteny ampiasaina matetika ato an-trano nefa tsy atao latsa-danja ihany koa iretsy fiteny roa hafa iretsy." Marihina fa Malagasy Ray sy Frantsay Reny ilay rangahy! Dinidiniho ihany lehireto a! Asandrato ny Tenintsika fa io no maha isika antsika! Aza menatra ny ho Malagasy rehefa any ivelany any fa tano sy arovy tsy ho very ny antsika fa ny an'ny olona anie ka tsy homeny e! Dia mazotoa miady hevitra ary!

54. ni81 ( 24/10/2008 14:09)
mitovy hevitra am nou, ds , xxx 32, averiko ndra yfa marina tanteraka ny voalaza.
ary zà tsy notenen'indry :( nefa mba niteny momba an'i xxx32 :? :)
55. xxx ( 24/10/2008 14:14)
fa inona kay no manjo an'i karinah e?????? mba mamaky izay lazain'ny hafa ve ianao ???? ny anao ihany no hasisika @ ity RIDICULE aahhh weeee !!! am ity EXCUSE aahhhhh weee !
samy manana ny fiainany sy manao izay mahatsara ny fiainany ny olona ry karinah ah ! samy manana ny fahasahiranany avokoa ny tsirairay ary matoa milaza ireo voalazan'i xxx32 ireo izy dia fiainana mino aho fa pmaro ny mihaina tahak'izao aty ivelany , izaho anisany ary tsy hitako izay maha RIDICULE sy EXCUSE @ inona nefa ????? izay ahaizan'ny zanakao teny gasy ary atao tsara fa ny olona rehetra tsy oatra anao akory ! manam-potoana bdb ianao hampianarana azy ????? tsara zany !!! fa aza forcénao ny olona @ ity hoe ridicule a oé ! excuse a oé ! dia diniho miadana ity voalzan'i xxx32 ity dia ho azonao tsara ny zavatra nolazainy!
Isika VEHIVAVY malagasy, rehefa aty ivelany, dia MIASA, Mitady vola toy ny lehilahy, hifarim-bonana amin'ny fialam-bola ao an-trano.
Isika VEHIVAVY koa anefa, dia Tsy mba manana mpanampy ao an-trano, fa dia sahanina daholo izao rehetra izao.(tsy hotanisaina : lakozia, pasoka, soa ihany fa tsy maintsy manana machine à Laver le Linge ..... )
Betsaka ny LEHILAHY malagasy no voataiza tamin'ny fomba Malagasy .....
(angamba hiaraha-mahalala io .... mipetra-petraka, mijery Télé .... Mivoaka... Be Torimaso ......)

Ny firenena hafa kosa anefa, ohatra :
Ny sinoa, na japonais manana sekoly mitokana amin'ny andro mitokana, mampianatra teny sinoa ny ankizy sinoa ,
Ny portugais koa, manana sekoly mitokana amin'ny andro mitokana mampianatra teny portugais ,
Ny arabo, izy koa dia manana , ary dia vitsy dia vitsy ianao raha mahita vehivavy arabo miasa, fa na ny Reny, na ny BB sy DDB dia azo ametrahana zaza tsara tokoa.
Ny sinoa sy ny portugais, sy ny hafa koa, ka miteny ny fitenin'ny fireneny ny ankizy, dia mino aho fa na dia miasa aza ny reniny, dia asa mifanaraka amin'ny ora azo hitaizana ny ankizy tsara .
Ary dia tena marina ilay hoe miara-mipetraka eo eo daholo ny olona miray firenena, hany ka miteny amin'ny fiteniny ry zareo, ary dia mifanampy tokoa.

Kanefa, raha ny hevitro,dia ny Reny dia tena tompon'andraikitra amin'ny fitaizana raha mbola kely ny ankizy .
Ny ankamaroan'ny ( raha tsy ny rehetra ) Vehivavy Malagasy kanefa dia tsy maintsy miasa. Ny ankizy, dia crèche, na nourrice, na mpiandry zaza ....
efa tsy miteny Gasy izany.
Mifoha maraina avy eo, mikarakara ny ankizy ( haingan-kaingana), mandeha miasa ( mihazakazaka, fa efa tara) dia mihazakazaka ny hariva, fa maika hijery sy hikarakara ny ankizy, fa tsy maintsy matory aloha, hany ka tsy te-hivaky loha intsony, fa satria ny ankizy dia niteny Frantsay nandritrin'ny tontolon'andro, hany ka havanana kokoa, ary raha hitenenana teny Gasy, dia tsy maintsy misy fanazavana, ny tena efa tena reraka sy trotraka ery, tsy te-hivaky loha intsony,
Ka hoy aho hoe, aza dia manome tsiny, sy dia miteny.TSY dia hoe haingitraingitra na fanimbana ny teny Malagasy sy ny sisa akory ....
Mbô MARINA E!!!!!!!!!!
Fa tena tsy araka intsony izany rehetra izany.
Misy Reny angamba sambatra, ka afaka mitaiza ny zanany ao an-trano, ahafahany miteny gasy amin'ny zanany tsara. SAMBATRA izy,
dia SAMBATRA koa ireo izay manan-janaka efa mandeha mianatra, ka afaka mankany Dago amin'ny haute saison, fa tena manaikitra be ny frais, raha olona 4 no jerena. Ary raha tonga any Dago tokoa, dia manararaotra miteny frantsay daholo ny havana rehetra, tsy aleo izay ???
izaho dia ao anatin'izay sokajiny izay, any am-piasana manomboka amin'ny 9h30, hatramin'ny 18h30. Raha tsy izany tsy maharaka ny fandehan'ny fiainana sy ny sisa ato am-piasana, raha toa ka mivoaka amin'ny 17h na ohatr'izany.
Misy andraikitra tsy azonao, raha mieritreritra fa 37h ny ora iasana amin'ny herin'andro
ary raha manam-potoana ianao na tsy miasa tahaka ny hafa indraindray miasa 40h/semaine dia mifalia dia hampianaro miteny gasy tsara ny zanakao fa tsy misy an'izany hoe ridicule sy excuses zany eto !
56. Zafimananadrazana ( 24/10/2008 14:14)
Misy fanazavana fanampiny hoan'ny hafatra nalefako teo: 18 volana (na herin-taona sy tapany) ilay zaza zandry olona. 18 fotsiny no voasoratro etsy ambony! Aza tsiny indrindra!
57. karinah ( 24/10/2008 14:27)

------------------------------------------------

8O 8O 8O 8O sodé enao no misy manjo anao, milaza ny hevitro aho, tsy voatery hanaraka ny hevitrao ô!! ^:^ ^:^ ^:^
58. karinah ( 24/10/2008 14:33)

------------------------------------------------------------------------------
AZAFADY KELY fa TSY NA-MORSE AN'IZA2 AHO. hanomboka indray ry anti-karinah izay! tsoriko aminao fa zaho miteny aminao fa ny fotoana hiarako @ zanako dia ny halina ihany satria izy mandeha CANTINE. Ary tsy mamorcé n'iza2 aho fa rehefa tsy zakanao ny hilazako hoe RIDICULE sy fitadiavana AXCUSE no betsaka de ndana akapoy ny vato ny loha fa izay no fahazoako azy satria NAHONA MET AMIN'NY HAFA nefa TSY METY AMIN'NY HAFA anefa SAMY ZARA FA MIHOANA AMIN'NY ZANANY AVOKOA. Tsy mahatanty kihana oe de izay tsorina de EANO IO MINTSY NO MANERY AHY RAHA NY FAZOAKO AZY.

:evil: :evil: :evil:
59. ssendra ( 24/10/2008 14:37)
53. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 24-10-2008 16:09:05
Lohateny : Re : Ny zaza mipetraka ivelan'i madagasikara
Voalaza teo :
mitovy hevitra am nou, ds , xxx 32, averiko ndra yfa marina tanteraka ny voalaza.
ary zà tsy notenen'indry nefa mba niteny momba an'i xxx32

hay aky tena tsy hitako tao anatin'ny maro njy ao aza fa i ni81 kou e! :-D :-*
60. ni81 ( 24/10/2008 14:39)
hay aky tena tsy hitako tao anatin'ny maro njy ao aza fa i ni81 kou e!
=)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8508