Ny zaza mipetraka ivelan'i madagasikara
21. xxx
(
23/10/2008 10:55)
ssendra:
Fahamarinana: ka ny tiany lazaina angamba ilay hoe hitenenana teny gasy mba tsy hahafantaranlay olona hafa firenena ny zvtr resahina, mety hoe miresaka ilay olona hafa firenena....SATRIA na isika aza hita mitsy ohatra aty aminay misy olona miteny allemand dia hita izao fa miresaka anao ry zareo, hita am fijeriny ohatra de ataony am teny allemand mba tsy ho fantarao ny resahiny manjeraka be...Fa atao ahoana....
ssendra>Tena azonao mintsy ny tiko lazaina :lol:
Zah zao metisy vazaha , ny volokoditro fotsy fa ny voloko somary mena no ngita fa mahay teny gasy tsrara satria ny mamako gasy. De tany @ metro nisy sipagasy2 niresaka rehefa nahita anah de ozy le iray "taikiringy io rity an" de namaly le namany hoe "tsy taikiringy io fa tsotsoka lany mofo ets...". Nihomezako fotsiny de nataoko izy 2vavy hoe " @ manaraka indray anky an!" hihihi
tsy atao mahatezitra fa lasa fimezana :-D
22. ssendra
(
23/10/2008 11:12)
19. Mpandefa : booboo [ Valio ] 23-10-2008 12:53:01
Lohateny : Re : Ny zaza mipetraka ivelan'i madagasikara
ny ahy tsy hitako loatra izay olana na miteny na tsy miteny malagasy ilay zaza. Izay fiteniny eo no fantatry ny rad-ny fa mety kokoa amin'ny zanany. Safidy ilay izy, dia tsisy hoe safidy tsara na ratsy izany - na miteny malagasy na tsia - fa izay fantatry zareo fa " mety " @ fitaizana ny zanany ( tsisy rad te hanan-dratsy zany @ gl ) .
marina mitsy aloha io e! tsy asina zistoara bze hoe izao na izao rehefa tsy ampianarina teny gasy ilay zaza, safidy mihintsy, fa raha izaho no manana zaza dia ampianariko itenenako teny gasy moa izany...HITAKO izany satria misy namako izay rehefa mande madà zareo dia mihaona am lay kouzin kely sy kouzine sahirana be lay zaza tsy mahay teny gasy mihaono ny olona miresaka dia miteny mihintsy hoe sorena be aho fa ajanony ny resakareo fa tsy haiko... HIHIHIH
23. nikah
(
23/10/2008 11:13)
Tsara ihany ny mampianatra ny tenindrazana ny zaza na dia tsy any dago aza fa tsy hay zay avadiky ny rahapitso.Zava-niseho t@ olona fantatro ty lazako ty.Teraka tany France lay zaza,ary tsy niteny afatsy ny teny francais,nody tany dago ry zareo noho ny antony tsy fantatro,teo @ 6ans teo lay zaza t@ zay,dia nampianarina tany @ ecole vazaha foana na dia tany dago aza.(Lycee international ).Nivoaka ary ny lalana taty aoriana fa ny mpianatra @ lycee francais ihany no afaka mahazo ny BACC frantsay.Hampidirina @ Lycee francais anefa tsy mora,na resaka ara bola na ny concours.Dia nalefa niditra @ ecole priveé gasy.Imagineo hoe classe de terminal hanao bac ilay ankizy t@ io fa tena tsy nahay ny filiere malagasy mihitsy,satria na ny manoratra teny gasy aza tsy hainy,efa in-3 nanao bacc vao afaka .(Mbola nanao cours malagasy tsinona ka)
24. ssendra
(
23/10/2008 11:14)
Misy namanay izay, allemand ilay rangahy dia russe ny vadiny, dia en anglais zareo no mifampiresaka. Dia ilay rangahy tsy miteny afa-tsy allemand @ ilay zaza, ilay ramatoa en russe dia vao mivoaka ny trano ilay zaza dia en anglais ( pays anglophone zareo no mipetraka ). Fa tsy sahirana mihitsy ilay zaza mi-naviguer entre ireo langues 3 samy hafa ireo.
izay mitsy ny fanao azy e! izy mbola vao teraka iny de resahana am langue nao...Misy cas otran'io koa...ILAY vadiny espagnole, lay sipa gasy, fa sady mahay teny gasy espagnole no français tsy olana mitsy
25. ssendra
(
23/10/2008 11:18)
ssendra>Tena azonao mintsy ny tiko lazaina
Zah zao metisy vazaha , ny volokoditro fotsy fa ny voloko somary mena no ngita fa mahay teny gasy tsrara satria ny mamako gasy. De tany @ metro nisy sipagasy2 niresaka rehefa nahita anah de ozy le iray "taikiringy io rity an" de namaly le namany hoe "tsy taikiringy io fa tsotsoka lany mofo ets...". Nihomezako fotsiny de nataoko izy 2vavy hoe " @ manaraka indray anky an!" hihihi
tsy atao mahatezitra fa lasa fimezana
ary anay tarana-tsinoa tsary mahay teny sinoa na nny piitiny aza :-D itako domazy be ny tsy niresahana io teny io :-D
26. sakaizakely
(
23/10/2008 12:16)
haritianah:
hengitrengitra ny RAD malagasy ny fahitako azy
pok pok ouz orona zay
Misy miteny hoe jereo ny tavaratra : mba jereo aza ny proportion n\'ny tavaratra eto Frantsa, immeuble iray manontolo tsy misy afa-tsy tavany ==> betsaka kokoa ny chances hifaneraseran\'ny samy tavaratra ==> miteny ny fiteniny kokoa.
ny tavaratra koa tsy référence, tsy faka tahaka. Jereo ny echec scolaire ny zanaky ry zareo
ni81:
Maro amin\'ireo tavaratra koa no miteny @ teniny fa tsy mahay miteny frantsay loatra
za kou vo saika hiteny, sady ampiako hoe tsy lehibe tsy kely fa tsy ampy fahaizana ny tenin\'ny tany ipetrahany akory ireny
aty aminay zanaka tavany sy gena no mameno ny cours de soutien \"compréhension\" (lasa obligatoire ankehitriny ho an\'ny mpampianatra de raisindreo daholo ny ankizy misy lacunes rehetra) nefa vo zaza maternelle :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
tsy ampy support culturel ny fiteny malagasy ko an\'iza ny tsiny ?
ny tavany sy ny gena maro an\'isa mora mifanerasera maharay TV @ câble, ny tavany sady manana sekoly fianarana teny arabo de mora be amindreo ny mifampiteny am teniny
Taiza no mbola nisy sekoly gasy nitsangana ivelan\'ny madagasikara ? ny samy gasy mbola any Dago aza no tena be aingitraingitra am fitenenena vaza entre samy gasy, fandefasana ny ankizy am sekoly manao fampianarana am teny vaza, ny manana mamonjy lyfra
ny ahy tsy aingitraingitra fa ny teny akaikin\'ny foko kokoa, izany hoe hahaizako mamoaka bebe kokoa ny tiako hambara no ampitaiko aminjanako aloha
Aty ny boky tantara mahafinaritra, ny kilalao (jeux d\'éveil) ho an\'ny ankizy de am tenimbozà avokoa, aiza no ahafahako manipy teny gasy entre n\'ireny rehetra ireny ? fa raha nahita am teny gasy ve za tsy efa nataoko hahaizanjanako miteny gasy kokoa. Fa ny kely hainy de efa ampy ahy, mahazo hoe neny petakorona de efa faly ah kou inn :-P
na tsy hahay hiresaka teny gasy aza ny zanako, rehefa sambatra sy mahay ze fitenenana ahafahany manitatra fianarana dia ampy ahy zay
za mirarà an ze tsy afapo any ? :-D :-D :-D :-D
27. xxx
(
23/10/2008 12:27)
nikah:
Tsara ihany ny mampianatra ny tenindrazana ny zaza na dia tsy any dago aza fa tsy hay zay avadiky ny rahapitso.Zava-niseho t@ olona fantatro ty lazako ty.Teraka tany France lay zaza,ary tsy niteny afatsy ny teny francais,nody tany dago ry zareo noho ny antony tsy fantatro,teo @ 6ans teo lay zaza t@ zay,dia nampianarina tany @ ecole vazaha foana na dia tany dago aza.(Lycee international ).Nivoaka ary ny lalana taty aoriana fa ny mpianatra @ lycee francais ihany no afaka mahazo ny BACC frantsay.Hampidirina @ Lycee francais anefa tsy mora,na resaka ara bola na ny concours.Dia nalefa niditra @ ecole priveé gasy.Imagineo hoe classe de terminal hanao bac ilay ankizy t@ io fa tena tsy nahay ny filiere malagasy mihitsy,satria na ny manoratra teny gasy aza tsy hainy,efa in-3 nanao bacc vao afaka .(Mbola nanao cours malagasy tsinona ka)
Ilay izy anie tsy hoe tsy ampianarina e, aoka mihintsy hazava , ampianarina fa tsy arak'izay antenaina ny vokatra , izay fotsiny satria ny environnement tsy dia misy mi favoriser ilay teny gasy
Resaka zaza any Madagasikara io teneninao io mantsy, zaza manana ny environnement feno hianarany teny gasy kanefa tsy nomena azy ilay izy
28. ssendra
(
23/10/2008 12:30)
fahamarinana:
:arrow: HSkely fontsiny,mahita ny soratan'ny xxx11 io aho fa zà ndraik'andro tany amin'ny magazay nilahatra teo amin'ny caisse dia nisy vazaha tonga,ohatran'ny hoe hisongona zany dia niteny tam ilay vadiko aho hoe itony olona itony koa dia tsy mba mahalala fomba fa avy dia o eo hono...dia novaliany mora aho hoe manao ahoana tompoko o,tsy ho eo akory f'aza matahotra.Da menatra avao aho ,vavy be ity !!!.Ny tiako lazaina hoe misy tokoa vazaha miteny gasy (ireny zanatany generations maro ireny e) fa mety vitsiana angaha. :) (l)
=)) =)) =)) =)) raha izaho koa da menatra mitsiny raha tratraanzany :-D
29. sariaka5
(
23/10/2008 14:43)
Mora ny miteny fa sarotra ny manatanteraka e! za mpampianatra ary raha ny rariny sy ny hitsiny dia tokony hahay teny gasy mazava madio ny zanako , zao anefa ny olana, za miteny gasy ato antrano ,izy mamaly @ teny frantsay , efa tambazana rahonana ampifilaina io zvt rehetra io fa tsy mety ka akory atao, rehefa le zaza no tsy mety hiteny dia tsy afaka manery azy ianao,izy tsy hoe zaza dondrona ka kamo hieritreritra fa tena zaza mahay sy hikoizan'ny vazaha(9ans t@ fidirana teo efa CM²), tokony izany hahay tsara io teny io izy satria hatreo @ faha 4ans izy efa niteny gasy tsara fa nanomboka teo ary efa-taona lasa izay dia tsy niteny intsony izy, tsindraindray fotsiny no mba hahenona azy miteny gasy nefa mazava tsara somary misy accent kely fotsiny fa efa mahafapo,malahelo ny tena nefa ataonao ahoana no hanery azy hoe mitenena,miezaka fotsiny manambitamby hitenenany fa mbola tsy tara,izahay aloha miezaka miteny gasy foana hatramin'izao
30. xxx
(
23/10/2008 15:06)
tsy hitako loatra hoe aiza ny olana raha tsy mahay teny gasy ny ankizy! samy mahafantatra ny tokony ataony ny ray aman-drenin'ny zanany.
ny vadiko ve vazaha, ny zanako teraka taty ivelany, mianatra aty, aty daholo ny fiainany rehetra dia ho tereko hiteny gasy ve izy? izahay mivady tsy miresaka teny gasy dia ahoana?
izay no mahatonga ny vadiko tsy mety mandeha fety gasy fa hoy izy hoe > ianareo rehefa tafaraka dia mihanaka eo aho fa miteny @ langue-nareo ianareo dia eo aho!> ary tena nahasorena azy io.Tsapako kosa aloha fa tsy nisy fanajana ho azy izany e! raha toa ve izy miaraka aminao @ ireny fety gasy ireny dia mahita ny namanao ianao dia iny izy no hadino (kely) dia nampalahelo ahy ery nijery azy nandinika anay miwawa be teo nefa tsy misy zavatra fantany na dia pitiny aza.
ka ny zanako kosa aloha dia tsy ho tereko velively zany hoe tsy maintsy miteny gasy e! nony lehibe izy dia anjarany no misafidy raha hianatra na tsia fa dia eto aho hampianatra azy. Sady efa misy koa ny internet misy lesona mora hihanarana teny gasy.

31. ssendra
(
23/10/2008 15:43)
efa tambazana rahonana ampifilaina io zvt rehetra io fa tsy mety ka akory atao, rehefa le zaza no tsy mety:-D :-D :-D :-D miafara amin'ny FANDrahonana mitsy ve???
32. ssendra
(
23/10/2008 15:47)
izay no mahatonga ny vadiko tsy mety mandeha fety gasy fa hoy izy hoe > ianareo rehefa tafaraka dia mihanaka eo aho fa miteny @ langue-nareo ianareo dia eo aho!> ary tena nahasorena azy io.Tsapako kosa aloha fa tsy nisy fanajana ho azy izany e! raha toa ve izy miaraka aminao @ ireny fety gasy ireny dia mahita ny namanao ianao dia iny izy no hadino (kely) dia nampalahelo ahy ery nijery azy nandinika anay miwawa be teo nefa tsy misy zavatra fantany na dia pitiny aza.
INY aloha mateti-pitranga e! vao mifakahita ra malagasy kely de adino ilay miteny vaza ary koràna be mitsy re izao :lol: fa misy ny mahazàka mihaino ilay vadiny am teny gasy misy tsy mahazàka, ao ny manao hoe izay indray mande kely iny izy no mihaona am mpiray tanindrazana aminy aleo hanala ny fony eo izy hiresaka , fa ny vadinao koa angamba seul tsy nisy niresahana dia nahatsiaro irery de nampalahelo, miaraka au moins couple roa otran'ireny dia tsy hisy loatra ilay olana sy alahelo....
33. xxx
(
23/10/2008 15:51)
tsy naharitra aho r'ireto fa mba hiteny a!!!!!
Manao ahoana daholo isika rehetra......
izao ary ny ahy no mba hevitro :
Isika VEHIVAVY malagasy, rehefa aty ivelany, dia MIASA, Mitady vola toy ny lehilahy, hifarim-bonana amin'ny fialam-bola ao an-trano.
Isika VEHIVAVY koa anefa, dia Tsy mba manana mpanampy ao an-trano, fa dia sahanina daholo izao rehetra izao.(tsy hotanisaina : lakozia, pasoka, soa ihany fa tsy maintsy manana machine à Laver le Linge ..... )
Betsaka ny LEHILAHY malagasy no voataiza tamin'ny fomba Malagasy .....
(angamba hiaraha-mahalala io .... mipetra-petraka, mijery Télé .... Mivoaka... Be Torimaso ......)
Ny firenena hafa kosa anefa, ohatra :
Ny sinoa, na japonais manana sekoly mitokana amin'ny andro mitokana, mampianatra teny sinoa ny ankizy sinoa ,
Ny portugais koa, manana sekoly mitokana amin'ny andro mitokana mampianatra teny portugais ,
Ny arabo, izy koa dia manana , ary dia vitsy dia vitsy ianao raha mahita vehivavy arabo miasa, fa na ny Reny, na ny BB sy DDB dia azo ametrahana zaza tsara tokoa.
Ny sinoa sy ny portugais, sy ny hafa koa, ka miteny ny fitenin'ny fireneny ny ankizy, dia mino aho fa na dia miasa aza ny reniny, dia asa mifanaraka amin'ny ora azo hitaizana ny ankizy tsara .
Ary dia tena marina ilay hoe miara-mipetraka eo eo daholo ny olona miray firenena, hany ka miteny amin'ny fiteniny ry zareo, ary dia mifanampy tokoa.
Kanefa, raha ny hevitro,dia ny Reny dia tena tompon'andraikitra amin'ny fitaizana raha mbola kely ny ankizy .
Ny ankamaroan'ny ( raha tsy ny rehetra ) Vehivavy Malagasy kanefa dia tsy maintsy miasa. Ny ankizy, dia crèche, na nourrice, na mpiandry zaza ....
efa tsy miteny Gasy izany.
Mifoha maraina avy eo, mikarakara ny ankizy ( haingan-kaingana), mandeha miasa ( mihazakazaka, fa efa tara) dia mihazakazaka ny hariva, fa maika hijery sy hikarakara ny ankizy, fa tsy maintsy matory aloha, hany ka tsy te-hivaky loha intsony, fa satria ny ankizy dia niteny Frantsay nandritrin'ny tontolon'andro, hany ka havanana kokoa, ary raha hitenenana teny Gasy, dia tsy maintsy misy fanazavana, ny tena efa tena reraka sy trotraka ery, tsy te-hivaky loha intsony,
Ka hoy aho hoe, aza dia manome tsiny, sy dia miteny.TSY dia hoe haingitraingitra na fanimbana ny teny Malagasy sy ny sisa akory ....
Mbô MARINA E!!!!!!!!!!
Fa tena tsy araka intsony izany rehetra izany.
Misy Reny angamba sambatra, ka afaka mitaiza ny zanany ao an-trano, ahafahany miteny gasy amin'ny zanany tsara. SAMBATRA izy,
dia SAMBATRA koa ireo izay manan-janaka efa mandeha mianatra, ka afaka mankany Dago amin'ny haute saison, fa tena manaikitra be ny frais, raha olona 4 no jerena. Ary raha tonga any Dago tokoa, dia manararaotra miteny frantsay daholo ny havana rehetra, tsy aleo izay ???
izaho dia ao anatin'izay sokajiny izay, any am-piasana manomboka amin'ny 9h30, hatramin'ny 18h30. Raha tsy izany tsy maharaka ny fandehan'ny fiainana sy ny sisa ato am-piasana, raha toa ka mivoaka amin'ny 17h na ohatr'izany.
Misy andraikitra tsy azonao, raha mieritreritra fa 37h ny ora iasana amin'ny herin'andro. Misaotra mamaky, fa lavabe.
Bedy aho o!

35. booboo
(
23/10/2008 16:16)
ny teny akaikin'ny foko kokoa, izany hoe hahaizako mamoaka bebe kokoa ny tiako hambara no ampitaiko aminjanako aloha
io lazain'i Sakaizakely io no hitako hoe tena zava-dehibe. Ny ankoatra izay amiko manokana dia tsy dia tena hoe antony lehibe loatra fa noho ilay fiainana dia zay mampety² sy mampa-mora² kokoa ny fifandraisana no lasa ampiasaina ( fahazarana angamba no ilazana an'izany, tsy haiko loatra ... )
36. ikaretsaka
(
23/10/2008 16:27)
amiko le izy hakamoana no betsaka de arodana any @ asa ny fiaLANA ZIGLA
dia rehefa week end ve na avy miasa de tsary?
aty aminay izao tsy misy chreche chreche manokana izany fa miteny espagnols ny zanaka latinos, miteny koreanina sy japoney ny zanak'ireny olona ireny nefa miasa ny ray amandreniny! ary manenjika asa 2 aman 3 aza!
za mahafantatra zaza gasy teraka taty fa miteny gasy tsara mihitsy

37. ssendra
(
23/10/2008 16:32)
Ka raha kamo mianatra na tsy mety hianatra loatra ilay zaza anie mandreraka ihany e! hitako am nièce ko io! mora leo izy de tsy mety tsony, io aza misy rahonana mitsy fa tsy mety hianatra hono lay zaza :-D
38. ikaretsaka
(
23/10/2008 16:46)
alika aza hay no mi dresser azy ko zaza??
le izy hita sy miteny hoe gasy hono izy de ompain'ny ankizy na resahan'ny ankizy de :roll: :roll: :roll: 8O fotsiny no mampihomehy mampalahelo
vao mainka aza anefa anie mampitombo ny koltorany sy ny fahaizany ny fahaizany an'io e...

39. ssendra
(
23/10/2008 16:54)
ka alika kosa natao ho dresser-na mitsy sinon avy koa izy hipetraka hiaraka hisakafo aminao eo amboni latabatra eo :-P
ka zay ...ILAY IZY hipitrapitra fotsiny fa misy koa ny ankizy anie refa miaraka milalao na tsy mifakahazo aza ny fiteny de baiko moana sy mi meme eny de vita fa , fa rehefa lehibe izy vao ho sorena ....Am tsy fahaizna anefa te hahafantatra ilay fiteny
le izy hita sy miteny hoe gasy hono izy de ompain'ny ankizy na resahan'ny ankizy de fotsiny no mampihomehy mampalahelo
ka zay ...ILAY IZY hipitrapitra fotsiny fa misy koa ny ankizy anie refa miaraka milalao na tsy mifakahazo aza ny fiteny de baiko moana sy mi meme eny de vita fa , fa rehefa lehibe izy vao ho sorena ....Am tsy fahaizna anefa te hahafantatra ilay fiteny
40. ni81
(
23/10/2008 16:54)
Ka raha kamo mianatra na tsy mety hianatra loatra ilay zaza anie mandreraka ihany e! hitako am nièce ko io! mora leo izy de tsy mety tsony, io aza misy rahonana mitsy fa tsy mety hianatra hono lay zazaio koa tena ankizy betsaka no voany
Marina dia marina koa ny lazain'i xxx32, ary ilay tenin'i Ika kosa dia mety tsara raha toa ka afaka hifarimbona ny mpivady, fa kosa misy ange olona sasany ka eo @ w.e vao tena manana asa betsaka ao an-tokantrano ao raha miasa foana mandritry ny herinandro e! Raha toa ka efa lehibebe ny ankizy dia tsy olana loatra fa raha maro madinika tena raharaha be manaraka ny arabe :lol: :lol: