Mandefa voandalana
61. ni81
(
03/10/2008 15:58)
Diovy @ eau de javel ny fonao dia hadio tsara. Ary tsy misy mitifitra anao eto satria tsy fanaovana bande sy role eto akory. Raha mahatsiaro votifitra ianao dia ianao ihany no nitifitra ny tenanao.IZANY VE TSY OLONA MPAMOSAVY? TAIZA NO NISY NAMPIASA AN'IO? SA IANAO REHEFA TEZITRA DIA MISOTRO MBA HO CALME? :lol: :lol:
63. xxx
(
03/10/2008 16:38)
ni81:
Ahoana no ahalalanay fa olona samihafa ianareo ireo XXX ireo (raha tsy ianareo ao @ admin ao angaha?)
Matoa ianareo mamaly ireo tsy miseho fa manao XXX dia mihatsaravelatsihy aminay.
:oops: :oops: zao le oe vava tsy ambina! mandinihy tena
65. xxx
(
03/10/2008 17:00)
ni81:
Misy @ ireo fianakaviana, na namana maro any dago no faly tokoa mampitondra voandalana ho antsika havana aty ivelany (vary gasy 5kg ohatra). Mahafinaritra sy mahafaly tokoa izany, fa saingy izao no olana kely: ilay olona tonga dia ao Marseille no handalo mandritra ny herinandro fotsiny, ny tena anefa any Nantes no mipetraka ohatra. Dia ny elanelan-tany Nantes-Marseille firy Km? Dia avela ilay entana ho any fa lavitra loatra. Dia sorena avy eo ny fianakaviana, na ireo namana fa hoe izahay mba nandefa sns...dia tsy nalainareo akory ny entana! 8O
Mahaiza mankasitraka :} :}
66. ni81
(
03/10/2008 17:14)
Mahaiza mankasitrakaTsy milaza aminao aho hoe tsy mankasitraka fa ianao no tia fitsarana ny hafa. Tsy hainao izay nataoko taminy.
68. fahamarinana
(
03/10/2008 18:21)
:arrow: :-D :-D efa lasa sakay kouh,taiza ary vieforce teo !! (l)
70. ni81
(
03/10/2008 18:27)
Asa loatra ireo olona tsy mahafantatra be fitsarana manao XXX ireo e! Raha olona tsotra milaza manana FO MADIO maninona raha miseho @ PS dia mifanazava tsotra. Fa izy no tena mila misasa @ EAU DE JAVEL araka ny nambarany eo aloha eo. :-D
71. xxx
(
04/10/2008 09:44)
ni81:
ka tsy ianao ange no mahalala io olona io fa izaho e! Ary tsy araka ny ERITRERETIN'NY SAINAO no alefako any HOE ISAN-TAONA (satria ahy manokana ka tsy aferanao koa) ary maninona ianao raha olona sahy mijoro manazava tsara raha tsy misitrika anaty XXX ao? Satria matahotra ny ho hitan'ny be sy ny maro hoe IZA dia aleo miafina. Tsy sahy miseho satria mitsaratsara fahatany ny toetran'olona.
XXX = c'est mon DROIT ABSOLU , samia manao izay tiany ny @ io, discussion hafa iny fa tsy izay izao no resaka ... io fialàna pas foana raha vao manomboka tsy misy apoaka eto, tsy izaho ny resahina eto fa ianao ny pbm n'ny voan-dalanao
Pour info, izaho sy ilay XXX ivazavazanao @ majuscule atsy dia samihafa fa mitovy hevitra . Vive xxx
Tsy izahay no te hitsara fa ianao no dedaka te hitantara ny fiananao eto :-) , ianao anie no mitantara fa tsy izahay no nisikotra e
Ianao anie izany ilay hoe MIFOSA NAMANA e, lazainao fa aferanao nefa tantarainao eto , sady mifosa mihintsy ianao .
Raha izaho aloha ilay namanao ka hoe mba mitondratondra zavatra any rehefa mody dia omeko ny sôlafa tsotra izao , tahaka ny anaovanao ny alefako, asainao alain'olona dia hoe TAZOMY HO ANAREO, quelle marque d'amitié !!! Fa angaha rehefa voan-dalana sy vola avy any Frantsa ihany vao ifandrombahana sy misy valeur fa ny avy any Mada tsy raharahiana !!!
Hitanao ny fahadedahanao, inona izao no ilazanao fa Ary tsy araka ny ERITRERETIN'NY SAINAO no alefako any HOE ISAN-TAONA te hiteny amiko ianao fa mandefa BE DIA BE ??? Izahay aloha tsy mandefa fa tsy manana betsaka e :oops: :oops: :oops: raha tsy izany ve hikafiry @ alefan'ny avy any
72. ni81
(
04/10/2008 09:59)
IZAY FILAZANAO RY XXX 70 DIA FILAZANAO NA DEDAKA AHO NA TSIA TSY RAHARAHAKO IZAY FITSARANAO. TSY FANTATRO AKORY IANAO ARY TSY MAHAFANTATRA AHY KA LAZAINAO FA MIKAFIRY AHO; F'IZAHO ANGAHA NANGATAKA TANY AMINAREO MIANAKAVY SA NISAMBOTRA TAMINAO? SA IANAO IO ANGAHA MANANA AN'I MADAGASIKARA MANONTOLO SA I FRANTSA MANONTOLO? ENTO MORA RAHAVANA FA TSY DIDIANAO AMIN'IZAY ATAOKO AHO. SAO IANAO NO DEDAKA KA MILAZA FA MANAO IZAO SY IROA NEFA NA 1CENTIME AZA TSY ATAO??????? :-D
73. ni81
(
04/10/2008 10:02)
POTEHO NY ORDI REHEFA TSY MAHAZAKA NY MAHITA MAJUSCULE RY XXX70 a! HITAKO FA ROMOTRA BE TY IANAO! :-D :-D TANDREMO FA SAO MATY TAMPOKA @ HATEZERANA EO KA HO SAHIRANA NY FIANAKAVIANA! RESAKA TSOTRA NO NATAOKO KA MANITATRA TOY NY SIMA MISIOKA EO.
74. ni81
(
04/10/2008 10:11)
XXX = c'est mon DROIT ABSOLU , samia manao izay tiany ny @ io, discussion hafa iny fa tsy izay izao no resaka ... io fialàna pas foana raha vao manomboka tsy misy apoaka eto, tsy izaho ny resahina eto fa ianao ny pbm n'ny voan-dalanaoKA DROIT-KO KOA NY MITENY FA OLONA TSY SAHY MIJORO MISEHO HOE IZAHO RANONA ITY MANAZAVA ITY NA IZAHO RANONA.
Pour info, izaho sy ilay XXX ivazavazanao @ majuscule atsy dia samihafa fa mitovy hevitra . Vive xxxTSY RAHARAHAKO FA IZAHO TSY HITSIMPONA SY HANAVAKA EO FA SAMIA MAHAZO IZAY TENY NOLAZAINY.
Tsy izahay no te hitsara fa ianao no dedaka te hitantara ny fiananao eto , ianao anie no mitantara fa tsy izahay no nisikotra e
Ianao anie izany ilay hoe MIFOSA NAMANA e, lazainao fa aferanao nefa tantarainao eto , sady mifosa mihintsy ianaoEFA NAHAZO HEVITRA AHO TAMIN'NY OLONA HAFA IREO TSY NANAO XXX IREO SADY NANDEFA HAFATRA MANOKANA NY SASANY.
Raha izaho aloha ilay namanao ka hoe mba mitondratondra zavatra any rehefa mody dia omeko ny sôlafa tsotra izao , tahaka ny anaovanao ny alefako, asainao alain'olona dia hoe TAZOMY HO ANAREO, quelle marque d'amitié !!! Fa angaha rehefa voan-dalana sy vola avy any Frantsa ihany vao ifandrombahana sy misy valeur fa ny avy any Mada tsy raharahiana !!!FA ANGAHA IZY MITOVY AMINAO IO? FANTANY NY ZAVATRA NIFANAOVANAY
Hitanao ny fahadedahanao, inona izao no ilazanao fa Ary tsy araka ny ERITRERETIN'NY SAINAO no alefako any HOE ISAN-TAONA te hiteny amiko ianao fa mandefa BE DIA BE ??? Izahay aloha tsy mandefa fa tsy manana betsaka e raha tsy izany ve hikafiry @ alefan'ny avy anyMBA HANAZAVAKO ANAO HIDITRA AMIN'NY ZANAK'ATIDOHANAO FA TSY IZAY VOALAZANAO AKORY NO MISEHO. KOA MAZAVA VE SA TSIA? :)
75. xxx
(
04/10/2008 10:28)
ni81:
IZAY FILAZANAO RY XXX 70 DIA FILAZANAO NA DEDAKA AHO NA TSIA TSY RAHARAHAKO IZAY FITSARANAO. TSY FANTATRO AKORY IANAO ARY TSY MAHAFANTATRA AHY KA LAZAINAO FA MIKAFIRY AHO; F'IZAHO ANGAHA NANGATAKA TANY AMINAREO MIANAKAVY SA NISAMBOTRA TAMINAO? SA IANAO IO ANGAHA MANANA AN'I MADAGASIKARA MANONTOLO SA I FRANTSA MANONTOLO? ENTO MORA RAHAVANA FA TSY DIDIANAO AMIN'IZAY ATAOKO AHO. SAO IANAO NO DEDAKA KA MILAZA FA MANAO IZAO SY IROA NEFA NA 1CENTIME AZA TSY ATAO??????? :-D
vakio tsara izay lazaiko , izahay no mikafiry fa tsy ianao ka, ianao manana be dia be halefa any. Na ny alefan'ny any Mada aza kafiriana ny anay eto, ndryyyy ...
Ianao angamba nanantena hoe hitehaka daholo ny forumistes rehetra @ ity sujet-ko ity , ka hilaza fa tena marina ny an'i ni81 fa ilay namany tena vendrana mihintsy ???
=D =D =D =D
76. xxx
(
04/10/2008 10:30)
Hanokatra sujet aho izao
"Gasy any Frantsa : tsy raharahian-drizareo akory ny zavatra mba alefanay avy aty Dago fa heveriny fa ny alefan-drizareo avy ihany any no milay "
ahoana ny hevitr'i Ni81 @ izay ???
Raha mba mamaky forum eto moa ilay namanao dia ahoana ry hoy izy !!!!
"Gasy any Frantsa : tsy raharahian-drizareo akory ny zavatra mba alefanay avy aty Dago fa heveriny fa ny alefan-drizareo avy ihany any no milay "
ahoana ny hevitr'i Ni81 @ izay ???
Raha mba mamaky forum eto moa ilay namanao dia ahoana ry hoy izy !!!!
77. ni81
(
04/10/2008 10:38)
vakio tsara izay lazaiko , izahay no mikafiry fa tsy ianao ka, ianao manana be dia be halefa any. Na ny alefan'ny any Mada aza kafiriana ny anay eto, ndryyyy ...IZAY ATAONAO DIA ATAONAO FA TSY MISY HIDIRAKO. NA MISY MITEHAKA ETO NA MISY MITOMANY NA MISY MANDIHY TSY AHOAKO
Ianao angamba nanantena hoe hitehaka daholo ny forumistes rehetra @ ity sujet-ko ity , ka hilaza fa tena marina ny an'i ni81 fa ilay namany tena vendrana mihintsy ???
78. ni81
(
04/10/2008 10:40)
Hanokatra sujet aho izaoSOKAFY FA HO AVY EO DAHOLO NY OLONA HAMALY AMIN'IZAY HITIAVANY AZY. VAO MIHA MAMPITOMBO NY MPISERA IZANY :-D
"Gasy any Frantsa : tsy raharahian-drizareo akory ny zavatra mba alefanay avy aty Dago fa heveriny fa ny alefan-drizareo avy ihany any no milay "
ahoana ny hevitr'i Ni81 @ izay ???
Raha mba mamaky forum eto moa ilay namanao dia ahoana ry hoy izy !!!!
80. ni81
(
04/10/2008 10:57)
hoy ny xxx75
Raha mba mamaky forum eto moa ilay namanao dia ahoana ry hoy izy !!!!OADRAY! FA ANGAHA MIAFINA AMINY DAHOLO NY RESAKA LAZAIKO ETO IO! EFA NIANTSO AZY ANTARIBY AHO, DIA NIANTSO AZY KOA ILAY NAMANA IRAY ANY PARIS. FA ANGAHA IZY ITY AFINAFENINA DIA I MIHATSARATSARAVELATSIHY?