Mandefa voandalana
42. xxx
(
03/10/2008 12:03)
ni81:
Miafina ao anaty xxx ao fa mitifitra antsika e! :-D :-D
Aza parano hoa, tsy misy mitifitra anareo 2 izany fa diovy aloha ny sainareo sy fonareo.Tsy andron'ny fifampitifirana zao fa andron'ny fifankatiavana (l) (l) (l) (l) (l) :*
Tiavo ny namanareo sy havanareo dia tsy hametraka olana izany zavatra tsy misy dikany izany.
43. fahamarinana
(
03/10/2008 12:05)
:arrow: andraso haka toerana aho dia hiandry ny mpanao bizna voandro sy glacholet sy tralala.Iza ary zao no antsoiko mba hanafana amin'ny fandihizana ? :-w :-w :-D :-D (l)
44. ni81
(
03/10/2008 12:17)
Aza parano hoa, tsy misy mitifitra anareo 2 izany fa diovy aloha ny sainareo sy fonareo.Tsy andron'ny fifampitifirana zao fa andron'ny fifankatiavanaZao e! tsy misy resaka fitiavana sy tsy fitiavana mihitsy fa rehefa tsy afaka dia tsy afaka na ahoana lazainao na ahoana lazainao. Ianao izany dia ireo lazainao ireo no ataonao, fa ny anay dia ireo efa nolazainay ireo :)
Tiavo ny namanareo sy havanareo dia tsy hametraka olana izany zavatra tsy misy dikany izany.
45. fahamarinana
(
03/10/2008 12:20)
:arrow: mba omeo savony aho rey olona hanadiovako ny saiko sy ny foko a,raha azo atao dia ataovy ph neutre sao tratran'ny allérgie eo ndray.Misaotra fa tena torohevitra mety iny. (l)
46. ni81
(
03/10/2008 12:21)
mba omeo savony aho rey olona hanadiovako ny saiko sy ny foko a,raha azo atao dia ataovy ph neutre sao tratran'ny allérgie eo ndray.Misaotra fa tena torohevitra mety iny.:lol: :lol:
48. xxx
(
03/10/2008 13:59)
fahamarinana:
:arrow: xxx 27: raha mety hi-poster koa ilay olona satria zà efa sendran'ny tsy mety satria manahirana azy koa...tsy question-na fitiavana na inona akory ,ny amiko aloha no resahako eto. (l)
Tsy nitondra entre Tanà et Paris re izy rehefa tsy te hitondra a, izany ve dia tsy ho resahina mialoha, dia tsy ho fantany ve fa entre Nantes et Paris tsy azo aleha vetivety ??? Sa ve dia nolazainy fotsiny ilay hitondra hoe hoento any an-dafy any fa any nareo mihaona ?
Inona ary no tsy itenenana @ ilay namana any Dago hoe "tu me fais chier avec tes voan-dalana" arrête de m'embêter avec ça ?
tsy izay ve no tsotra ? Sa @ izay misy tantaraina aty @ forum ???
Ny tsy misy Mpitia koa ary @ resaka fitiavana mitabataba, ny be mpitia indray manao pbm @ voan-dalàna ... Atao ahoana ihany re ireto ra Olombelona ireto e
:-D
49. fahamarinana
(
03/10/2008 14:09)
:arrow: ary izay vao tratra fa tsy namaky hatramin'ny 1er marina satria ireo voalazanao ireo efa voavaly any ambony any....tsara ilay mitsatsaingoka sy mitsipona eny ho eny..:D Aoka marina !!
tsy misy tantaraina tokoa eto amin'ny forum dia tsy misy ho vakiana sy valian'ny tsy misy atao... :-D :-D =)) .azonao atao koa anie no tsy mamaly rehefa resaka tsy misy dikany e.. :-D :-D nefa mbola lany andro eto foana izato izy...ndana sao voa mafy eo marina moa !:-D :-D... (l)

50. ni81
(
03/10/2008 14:09)
Tsy nitondra entre Tanà et Paris re izy rehefa tsy te hitondra a, izany ve dia tsy ho resahina mialoha, dia tsy ho fantany ve fa entre Nantes et Paris tsy azo aleha vetivety ??? Sa ve dia nolazainy fotsiny ilay hitondra hoe hoento any an-dafy any fa any nareo mihaona ?na dia tsy amiko aza no mivantana ny resaka dia tsy ny olona rehetra any madagasikara akory no ahay hoe firy km NANTES sy PARIS kosa e! eny fa na dia ny mponina eto frantsa aza.
tsy izay ve no tsotra ? Sa @ izay misy tantaraina aty @ forum ???Ka inona no antony alehanao eto raha tsy hiresaka? Ianao aza miafina anaty xxx fa tsy sahy mipoitra @ PS maha ianao anao :roll:
Ny momba ilay namako dia efa noteneniko izy, fa izaho indray tsy manao teny maharary toa anao izany fa teneniko amim-pilaminana ary azavaiko azy fa tsy tokony hanao fandaniana izy fa aleo miandry ny ahatongavako any.
51. fahamarinana
(
03/10/2008 14:12)
:arrow: ni :tsy teny maharary io fa teny am-PITIAVANA hono...tsara hianarana fa efficace... (l)
52. ni81
(
03/10/2008 14:20)
ni :tsy teny maharary io fa teny am-PITIAVANA hono...tsara hianarana fa efficace...am-pitiavana?:roll: hainy ery ny mitsikera antsika hoe be flirony sns... kanefa aza jereo ty fiteny aman'olona :roll:
53. xxx
(
03/10/2008 14:29)
ni81:
Sahirana ny olona any dago hoy ianao? Ka eo indrindra no tsy tokony handany vola @ zany indray fa aleo tazoniny any ny saika ataony dia izay saika handoavana ny colis @ poste koa atambatra dia alefa ho azy ihany avy eo. Tsy midika akory fa tsisy fitiavana raha toa ka mandà, satria tsy afaka hihatsara velatsihy mihitsy nefa tsy hanantanteraka. Tsy ny neninay mihitsy no mandefa zavatra ho ahy ireo fa olona hafa. Saingy sokajiana hoe fianakaviana daholo rehefa mifankatia tsara @ tena.
Materialiste loatra izany fomba fijery izany a!!! satria araky ny hevitrao dia ianao ihany no afaka mampiseho fitiavana satria afaka mandefa vola? Tsinontsinoavinao ny fitiavany fa diniho tsara
Mety ohatrinona par envoi no laninao ? dia hisy ohatrinona raha angonina isa-taona ? Sa mandefa isan-kerinandro izy ? Raha izay ny cas dia na ny volanao aza tsy ilainy akory fa diso hevitra ianao
54. ni81
(
03/10/2008 14:34)
Materialiste loatra izany fomba fijery izany a!!! satria araky ny hevitrao dia ianao ihany no afaka mampiseho fitiavana satria afaka mandefa vola? Tsinontsinoavinao ny fitiavany fa diniho tsaraka tsy ianao ange no mahalala io olona io fa izaho e! Ary tsy araka ny ERITRERETIN'NY SAINAO no alefako any HOE ISAN-TAONA (satria ahy manokana ka tsy aferanao koa) ary maninona ianao raha olona sahy mijoro manazava tsara raha tsy misitrika anaty XXX ao? Satria matahotra ny ho hitan'ny be sy ny maro hoe IZA dia aleo miafina. Tsy sahy miseho satria mitsaratsara fahatany ny toetran'olona.
Mety ohatrinona par envoi no laninao ? dia hisy ohatrinona raha angonina isa-taona ? Sa mandefa isan-kerinandro izy ? Raha izay ny cas dia na ny volanao aza tsy ilainy akory fa diso hevitra ianao
55. xxx
(
03/10/2008 14:51)
Fahamarinana,ni81>>>tsy xxx iray ihany akory no mamaly eto fa maromaro.
Fenoy fitiavana ny fonareo 2 de miova oazy le fisainana (l) (l) (l) :x Ny fitiavan'ilay olona anareo nandefa an'ireny entana ireny jerena. Fa tsy izany koa no hotantaraina asiana resaka be, mba zavatra hafa tantaraina sy hitarainana eto.

56. ni81
(
03/10/2008 15:02)
Fahamarinana,ni81>>>tsy xxx iray ihany akory no mamaly eto fa maromaro.Tsy voatery ianareo hamaly sy hamaky. Ahoana no ahalalanay fa olona samihafa ianareo ireo XXX ireo (raha tsy ianareo ao @ admin ao angaha?)
Fenoy fitiavana ny fonareo 2 de miova oazy le fisainana Ny fitiavan'ilay olona anareo nandefa an'ireny entana ireny jerena. Fa tsy izany koa no hotantaraina asiana resaka be, mba zavatra hafa tantaraina sy hitarainana eto.
Tahaka ny dinika rehetra io. Lazao rehefa hoe TSY MAHAZO MANORATRA SY MAMETRAKA DINIKA FA ANAREO NY SERASERA DIA MIJANONA IZAHAY. Matoa ianareo mamaly ireo tsy miseho fa manao XXX dia mihatsaravelatsihy aminay. Ka rehefa dinika hafa dia miresaka tsara, fa rehefa HITSARATSARA SY HITIFITRA DIA MIAFINA. Sa tsy izay?
Tsy azonareo mihitsy ny resaka tianay ho lazaina. Tsy resaka tsy fitiavana fa mba tsy hanahirana azy ireo (mpandefa) no antony, fa ianareo ny hevitrareo no tananareo, dia izahay koa mitana ny hevitray hatramin'ny farany tompoko o!
57. ni81
(
03/10/2008 15:10)
AVERIKO INDRAY HO ANAREO XXX MILAZA FENOY FITIAVANA FENOY FITIAVANA IREO FA TSY MISY FANKAHALANA OLONA ETO NA KELY AZA FA FIRESAHANA TSOTRA, KA MINO TSARA TSY MINO DIA TOHIZO IHANY ARY TANDREMO MARARY AN-DOHA EO :lol: :lol:
58. xxx
(
03/10/2008 15:12)
ni81:
Fahamarinana,ni81>>>tsy xxx iray ihany akory no mamaly eto fa maromaro.Tsy voatery ianareo hamaly sy hamaky. Ahoana no ahalalanay fa olona samihafa ianareo ireo XXX ireo (raha tsy ianareo ao @ admin ao angaha?)
Fenoy fitiavana ny fonareo 2 de miova oazy le fisainana Ny fitiavan'ilay olona anareo nandefa an'ireny entana ireny jerena. Fa tsy izany koa no hotantaraina asiana resaka be, mba zavatra hafa tantaraina sy hitarainana eto.
Tahaka ny dinika rehetra io. Lazao rehefa hoe TSY MAHAZO MANORATRA SY MAMETRAKA DINIKA FA ANAREO NY SERASERA DIA MIJANONA IZAHAY. Matoa ianareo mamaly ireo tsy miseho fa manao XXX dia mihatsaravelatsihy aminay. Ka rehefa dinika hafa dia miresaka tsara, fa rehefa HITSARATSARA SY HITIFITRA DIA MIAFINA. Sa tsy izay?
Tsy azonareo mihitsy ny resaka tianay ho lazaina. Tsy resaka tsy fitiavana fa mba tsy hanahirana azy ireo (mpandefa) no antony, fa ianareo ny hevitrareo no tananareo, dia izahay koa mitana ny hevitray hatramin'ny farany tompoko o!
Zah manokana tsy admin (l) (l) (l) zany, fa ovay le fonao tia miady sy miantsy fa tsy mety(l) (l) (l).Diovy @ eau de javel ny fonao dia hadio tsara. Ary tsy misy mitifitra anao eto satria tsy fanaovana bande sy role eto akory. Raha mahatsiaro votifitra ianao dia ianao ihany no nitifitra ny tenanao.
Ny zavatra nolazaiko sy naverimberiko dia ny FITIAVAN'NY ILAY OLONA ANAREO NANDEFA IRENY ENTANA IRENY JERENA. DIA MBA VALIO FITIAVANA KOA IZY.
59. ni81
(
03/10/2008 15:19)
Zah manokana tsy admin zany, fa ovay le fonao tia miady sy miantsy fa tsy mety .Diovy @ eau de javel ny fonao dia hadio tsara. Ary tsy misy mitifitra anao eto satria tsy fanaovana bande sy role eto akory. Raha mahatsiaro votifitra ianao dia ianao ihany no nitifitra ny tenanao.FA AHOANA NO HILAZANAO FA HOE TIA MIADY AHO? TSY MBOLA NIADY TAMAN'OLONA AHO NA IN-1 AZA TETO @ SERASERA FA MANAZAVA IO ATAOKO LAZAINAO FA MIADY IO. FA ANGAHA RAHA TSY MANARAKA NY HEVITRAO DIA TIA ADY?
Ny zavatra nolazaiko sy naverimberiko dia ny FITIAVAN'NY ILAY OLONA ANAREO NANDEFA IRENY ENTANA IRENY JERENA. DIA MBA VALIO FITIAVANA KOA IZY.
60. ni81
(
03/10/2008 15:21)
FA IANAO KOA ANGAHA MOA MAHALALA IZAY NATAOKO SY MBOLA ATAOKO AMIN'IO OLONA IO? REHEFA TSIA DIA AZA MITSARA OA