Mandefa voandalana

101. tsiambaratelo ( 05/10/2008 20:08)
ni81:
Ny ahy dia tonga dia lazaiko fa tsy andefasana afatsy entana tsy mora simba ary azo avela ela ao amin\'ny zokinay fa lasa fivezivezena lava eo.Dia tonga koa dia lazaiko fa tsy afaka hanafarana entana satria tsy hiakatra koa aho hanatitra an\'iny any paris ,fa kosa rehefa mandeha any dago aho dia miezaka be mitondra zvtr ho an\'ny fianakaviana (akaiky indrindra indrindra satria efa 2x izany raha isaina ny roa tonta )
Efa lazaina akia izy fa dia mbola misy mandefa mafy loha foana a! Marina fa tsy mora simba ny vary, fa ny halavirana e! Ka raha vary 5kg ve tsy aleo tonga dia mividy eny an-tsena na dia tsy vary gasy aza toy izay handany carburant lavitra be eo! Hafa indray raha toa ka efa nanana vinavina hoe ho any @ ilay toerana mihitsy! :roll:
102. bazylou ( 05/10/2008 21:19)
iemessagerie@yahoo.fr , madagascarcolis.tk ,
MAndefasa mail na antsoy ny 01 43 81 31 26 dia hazavainy anao.
:wink: :wink:
103. xxx ( 06/10/2008 08:03)
ni81:
Ny ahy dia tonga dia lazaiko fa tsy andefasana afatsy entana tsy mora simba ary azo avela ela ao amin'ny zokinay fa lasa fivezivezena lava eo.Dia tonga koa dia lazaiko fa tsy afaka hanafarana entana satria tsy hiakatra koa aho hanatitra an'iny any paris ,fa kosa rehefa mandeha any dago aho dia miezaka be mitondra zvtr ho an'ny fianakaviana (akaiky indrindra indrindra satria efa 2x izany raha isaina ny roa tonta )
Efa lazaina akia izy fa dia mbola misy mandefa mafy loha foana a! Marina fa tsy mora simba ny vary, fa ny halavirana e! Ka raha vary 5kg ve tsy aleo tonga dia mividy eny an-tsena na dia tsy vary gasy aza toy izay handany carburant lavitra be eo! Hafa indray raha toa ka efa nanana vinavina hoe ho any @ ilay toerana mihitsy! :roll:

[/quote]


Ho hitanao tsara indray andro any fa hitady an'ireo havanao sy namanao ireo ianao, ary ahatsiaro azy ireo, tsy mahavita tena irery ianao. Tsy vitan'ny vola, carburant, sy ny eboebo akory ny fiainana.............
Mahantra be fitiavana ny olona any dago. Tsy resaka fahamafisandoha akory izany fa resaka fitiavana ka mianara aloha mitia fa ny fitiavana sy ny fandeferana ilainao eo @ fiainana rehetra
:P
104. xxx ( 06/10/2008 08:06)
105. xxx ( 06/10/2008 08:07)
106. Noue ( 06/10/2008 08:15)
fa inona ihany aza ity ataonareo eeeeee???? :^) :^) :^) :^)
107. kalazagasy ( 06/10/2008 09:13)
ni81:
Misy @ ireo fianakaviana, na namana maro any dago no faly tokoa mampitondra voandalana ho antsika havana aty ivelany (vary gasy 5kg ohatra). Mahafinaritra sy mahafaly tokoa izany, fa saingy izao no olana kely: ilay olona tonga dia ao Marseille no handalo mandritra ny herinandro fotsiny, ny tena anefa any Nantes no mipetraka ohatra. Dia ny elanelan-tany Nantes-Marseille firy Km? Dia avela ilay entana ho any fa lavitra loatra. Dia sorena avy eo ny fianakaviana, na ireo namana fa hoe izahay mba nandefa sns...dia tsy nalainareo akory ny entana!


Mazava be kosa ranga io olana elanelantany io a, ary afaka hi-comprendre tsara an'zay olana izay ny mpandefa.

Za zao raha andefasan'io xxx io famantaranandro 1 avy any aminy ka hoe any Tamatave no alaina fa nande sambo ilay olona nitondra azy fa tsy eto Tàna dia, na dia ngeza be aza ilay fitiavana nandefa dia ialako tsiny aminy fa sady mandany ny fotoanako no mahavizana, ny frais laniko hakàna an'lay izy koa efa mahazo famantaranandro 3 na 4 milay be. Raha kalabe ndray a d mety nandehanako avion Aller-Retour mihitsy no sady nahazo fisaorana mitafotafo xxx. :lol:
108. kalazagasy ( 06/10/2008 09:34)
bazylou:
iemessagerie@yahoo.fr , madagascarcolis.tk ,
MAndefasa mail na antsoy ny 01 43 81 31 26 dia hazavainy anao.


Sùr fa tsy ni81 irery no misedra io olana fa marobe, tsy any France iany fa hatrany @ firenena hafa.
Efa misy vahaolana milay be io nomen'bazylou io.
109. xxx ( 06/10/2008 12:00)
kalazagasy:


Mazava be kosa ranga io olana elanelantany io a, ary afaka hi-comprendre tsara an'zay olana izay ny mpandefa.

Za zao raha andefasan'io xxx io famantaranandro 1 avy any aminy ka hoe any Tamatave no alaina fa nande sambo ilay olona nitondra azy fa tsy eto Tàna dia, na dia ngeza be aza ilay fitiavana nandefa dia ialako tsiny aminy fa sady mandany ny fotoanako no mahavizana, ny frais laniko hakàna an'lay izy koa efa mahazo famantaranandro 3 na 4 milay be. Raha kalabe ndray a d mety nandehanako avion Aller-Retour mihitsy no sady nahazo fisaorana mitafotafo xxx. :lol:


Mino aho fa i kalazagasy tsy handefa famataranandro any T/ve dia asainao alain'olona avy any Tanà satira ianao mahalala tsara fa tsy évident izany .

Tsy ny olona rehetra any Madagasikara no mahalala fa mifanalavitra Nantes sy Marseilles. Amboary ny communication @ namanareo sy ny havanareo fa mbola tsy tafitanareo ny hoe tsy afaka haka an'izany any nareo e

Etsy andanin'izany , ny sary omen'ny aty ivelany ny any Mada dia ohatran'ny hoe azo atao foana ny mankary sy mankatsy : tany ananona izahay, tary izahay ... ka aiza moa no tsy ataony hoe ento any an-dafy any ity dia any alain'ny havanay

P.S. lasa xxx koa i ni81
110. kalazagasy ( 06/10/2008 12:38)
xxx:
Mino aho fa i kalazagasy tsy handefa famataranandro any T/ve dia asainao alain'olona avy any Tanà satira ianao mahalala tsara fa tsy évident izany .

Ka tsy évident koa hoe za eto Tana dia andefa famantaranandro mankany Tamatave halain'olona avy eto Tana ihany.
Na izany aza, dia tsara alo raha efa azonao tsara @zay ilay olana elanelantany.



xxx:
Tsy ny olona rehetra any Madagasikara no mahalala fa mifanalavitra Nantes sy Marseilles. Amboary ny communication @ namanareo sy ny havanareo fa mbola tsy tafitanareo ny hoe tsy afaka haka an'izany any nareo e

Adinonao fa efa nanoratra an'ito izy tany ambony tany, efa naverinao nadika teo ambony kely teo aza :

ni81:
Efa lazaina akia izy fa dia mbola misy mandefa mafy loha foana a!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1103