Mandefa voandalana

21. bazylou ( 01/10/2008 23:25)
Alefasoa min'ityry zareo e,
na avyany na mankany mada dia ataony daholo
iemessagerie@yahoo.fr

azo antoka e, 3 na 4 jour au maxi de livre na aiza na iaza ianao eto france
22. tsiambaratelo ( 02/10/2008 06:16)
bazylou:

Alefasoa min'ityry zareo e,
na avyany na mankany mada dia ataony daholo
iemessagerie@yahoo.fr

azo antoka e, 3 na 4 jour au maxi de livre na aiza na iaza ianao eto france

23. tsiambaratelo ( 02/10/2008 06:16)
bazylou:

Alefasoa min'ityry zareo e,
na avyany na mankany mada dia ataony daholo
iemessagerie@yahoo.fr

azo antoka e, 3 na 4 jour au maxi de livre na aiza na iaza ianao eto france

24. ni81 ( 02/10/2008 06:59)
Misaotra an'i bazylou e!
Dia efa io izany ry tsiambara3 no anafaro ilay koba ho hanin-tsika a! :lol:
25. bazylou ( 02/10/2008 12:57)
ie mandefa koba koa izy
26. ainaheri ( 02/10/2008 14:30)
bazylou>> sady maka no manatitra ny entanao izy (livraison à domisily)
Tsy mandoa ladoany tsony ianao,afatsy oe mandefa zvtr beuu valera be reny angamba,nefa @ zay ftona zay afaka mifanaraka nareo @ sarany ,aloha aty finda!!
Anontanio tsara alou izy sao efa niova ny fitsipika,ito ny liens mety ahazoana azy http://forum.lixium.fr/v-8682335.htm Ny fixe iany angamba no mandeha,ny finday efa niova angamba!!
27. niryna ( 02/10/2008 16:56)
ni81:

Misy @ ireo fianakaviana, na namana maro any dago no faly tokoa mampitondra voandalana ho antsika havana aty ivelany (vary gasy 5kg ohatra). Mahafinaritra sy mahafaly tokoa izany, fa saingy izao no olana kely: ilay olona tonga dia ao Marseille no handalo mandritra ny herinandro fotsiny, ny tena anefa any Nantes no mipetraka ohatra. Dia ny elanelan-tany Nantes-Marseille firy Km? Dia avela ilay entana ho any fa lavitra loatra. Dia sorena avy eo ny fianakaviana, na ireo namana fa hoe izahay mba nandefa sns...dia tsy nalainareo akory ny entana! 8O

angamba mila manazava ireo olona ireo hianao fa ny fahafantarany dia toy ny hoe 5km any ny toerana misy ny hafa
:D
28. xxx ( 03/10/2008 10:12)
ni81:

Misy @ ireo fianakaviana, na namana maro any dago no faly tokoa mampitondra voandalana ho antsika havana aty ivelany (vary gasy 5kg ohatra). Mahafinaritra sy mahafaly tokoa izany, fa saingy izao no olana kely: ilay olona tonga dia ao Marseille no handalo mandritra ny herinandro fotsiny, ny tena anefa any Nantes no mipetraka ohatra. Dia ny elanelan-tany Nantes-Marseille firy Km? Dia avela ilay entana ho any fa lavitra loatra. Dia sorena avy eo ny fianakaviana, na ireo namana fa hoe izahay mba nandefa sns...dia tsy nalainareo akory ny entana! 8O

Ny ahy aloha dia manao sacrifice aho handefasan'ilay olona ny entana @ postes e, tsy ho entana @ taonina anie izany na ho inona na ho inona e

Rehefa misy fitiavana dia mety foana. Izahay tany Moramanga no nipetraka, dia nony nianatra tao Tanà dia indraindray mamanay mandefa yaourt na gateau na zavatra hafa @ olona miakatra . Any Tanà ve dia tsy hisy yaourt na gateau fa hafa ihany izany hoe nalefan'i Neny izany !

Izao aty ivelany, dia torak'izany, indraindray gazety aza alefan'i Neny , fa faly foana mandray dia aloa vola ny frais n'ny postes e

Arakaraky ny tsirairay io
29. xxx ( 03/10/2008 10:30)
Ny ahy koa dia tsy asiako olana na kely aza ny fandoavana vola hangalana ireny entana ampitondrain'ny fianakaviana ho ahy ireny satria arakin'ny voalaza etsy ambony dia FITIAVANA MITAFOTAFO (l) (l) daholo no ao ambadik'ireny, ary raha mahita ny fahasahiranan'ny olona any dago isika dia tsy hanisy olana an'izany fa raisina ankafaliana. Ry zareo aza mba nahafoy vola sy andro nampitondra ka ny tokony ataontsika dia raha mahay mamaly fitia. Sahirana ny olona any dago kanefa mbola mahafoy hoantsika ka aza dia be filirony loatra fa tsy mety, ny pouvoir d'achat ny olona any ambany dia ambany mihoatrin'ny antsika kanefa mbola mahavita miala vola ihany ry zareo!, fitiavana daholo ireny e! Aza dia saro-tiavina sy compliquer-na ny fiainana.

Araho fitiavana sy tsiky fotsiny oa

:* :*
30. fahamarinana ( 03/10/2008 10:35)
:arrow: xxx 27: raha mety hi-poster koa ilay olona satria zà efa sendran'ny tsy mety satria manahirana azy koa...tsy question-na fitiavana na inona akory ,ny amiko aloha no resahako eto. (l)
31. ni81 ( 03/10/2008 10:51)
Ny ahy koa dia tsy asiako olana na kely aza ny fandoavana vola hangalana ireny entana ampitondrain'ny fianakaviana ho ahy ireny satria arakin'ny voalaza etsy ambony dia FITIAVANA MITAFOTAFO daholo no ao ambadik'ireny, ary raha mahita ny fahasahiranan'ny olona any dago isika dia tsy hanisy olana an'izany fa raisina ankafaliana. Ry zareo aza mba nahafoy vola sy andro nampitondra ka ny tokony ataontsika dia raha mahay mamaly fitia
tsy misy mandà ny hevitrareo rehetra ange hatramin'izao e! ary tena fantatra ny fahasahiranan'ny olona any dago fa kosa tsara ho fantatry ny olona any koa fa raha toa ka olona mipetraka any MAEVATANANA dia tsy handeha haka entana 500g eny IVATO na dia te hamaly fitia tahaka ny inona aza. Ny olona nampitondrainy ilay entana angaha ho hitanao hoe aiza ho soloina ny volany? Dia izy ve efa mitondra dia mbola handoa frais an'iny colis iny koa? Izay ange ilay izy fa nareo toa faly hanazava ny toy izao sy izaroa. Mahalala ny atao @ havana any ny tena fa tsy afaka ny hidradradradra an'izany eto fa mba sekiré... :)
32. fahamarinana ( 03/10/2008 11:17)
:arrow: ni : tsy hainjareo angaha fa na handefa colis aza ilay olona ka hiala vola aloha vao ho remboursé avy eo,izay manko no isany olana hitako sy ny fahasahiranana ho azy en+ koa.
Mahavariana koa ilay fitsarana olona ataon'ny xxx28 :raha mahay mamaly fitia, be filirony loatra , saro-tiavina ,compliquer-na ny fiainana .Ianao mahavita dia mahafinaritra,deraina be mihints ,=D> be dia be ary mismisia ny tahaka anao .Zà tsy afaka dia ahy zany,tsy afaka hilazanao akory fa tsy manam-pitiavana aho.Resaka hanina ve no hi-mesurer-na ny fitiavana olona ? Aza matahotra fa mbola misy FITIAVANA beuhhhh azoko omena sy azoko aseho amin'ny fianakaviako any dago...ngoda be mihintsy,marina hany izanyyyy.(l)

33. ni81 ( 03/10/2008 11:23)
Ka izany ange ry fahama no hilazako hoe: mahalala ny atao @ havana fa tsy afaka ny hidradradradra an'izany eto fa sekiré e... :lol:
34. fahamarinana ( 03/10/2008 11:27)
:arrow: ni :sa hanokafana dinika ndray hoe inona no vitanareo tamin'ny fianakavianareo amin'izay misy porofo fa tia azy ianareo ? :wink: (l)
35. xxx ( 03/10/2008 11:34)
fahamarinana:

:arrow: ni : tsy hainjareo angaha fa na handefa colis aza ilay olona ka hiala vola aloha vao ho remboursé avy eo,izay manko no isany olana hitako sy ny fahasahiranana ho azy en+ koa.
Mahavariana koa ilay fitsarana olona ataon'ny xxx28 :raha mahay mamaly fitia, be filirony loatra , saro-tiavina ,compliquer-na ny fiainana .Ianao mahavita dia mahafinaritra,deraina be mihints ,=D> be dia be ary mismisia ny tahaka anao .Zà tsy afaka dia ahy zany,tsy afaka hilazanao akory fa tsy manam-pitiavana aho.Resaka hanina ve no hi-mesurer-na ny fitiavana olona ? Aza matahotra fa mbola misy FITIAVANA beuhhhh azoko omena sy azoko aseho amin'ny fianakaviako any dago...ngoda be mihintsy,marina hany izanyyyy.(l)

Asio fandeferana, fitiavana ary comprehension (l) (l) (l) ny fiainana de mandeha oazy. Mihoatra ny fasahiranan'ny olona any izany tsy misy dikany. Tsy mitsara anao aho akory fa problemanao izany fa ny anay rehefa mandefa ny Neninay sy ny Zokinay dia raisinay sy alainay foana na dia handoavanay vola be aza sady tsy asianay fimenomenona fa alainay @ fo feno fitiavana koa(l) (l) (l) (l). Ireny no anisan'ny fomba entin'ny havana any dago manambara sy mampiseho ny fitiavana ary ny tsy fanadinony anao.

(l) (l) (l) (l).

36. ni81 ( 03/10/2008 11:34)
Sahirana ny olona any dago kanefa mbola mahafoy hoantsika ka aza dia be filirony loatra fa tsy mety, ny pouvoir d'achat ny olona any ambany dia ambany mihoatrin'ny antsika kanefa mbola mahavita miala vola ihany ry zareo!, fitiavana daholo ireny e! Aza dia saro-tiavina sy compliquer-na ny fiainana.
Araho fitiavana sy tsiky fotsiny oa
Be filirony? Samby @ jeriny io!
Tsy izay hoe mety sy tsara fanaonareo akory dia tsy maintsy hoe izay zany! fa kosa izay mampilamina sy mampirindra no atao. Iza moa no tena mahafantatra na tena izany marina no ataonao io? Na te hitifitra anay eto fotsiny dia milaza fasitara?
Sahirana ny olona any dago hoy ianao? Ka eo indrindra no tsy tokony handany vola @ zany indray fa aleo tazoniny any ny saika ataony dia izay saika handoavana ny colis @ poste koa atambatra dia alefa ho azy ihany avy eo. Tsy midika akory fa tsisy fitiavana raha toa ka mandà, satria tsy afaka hihatsara velatsihy mihitsy nefa tsy hanantanteraka. Tsy ny neninay mihitsy no mandefa zavatra ho ahy ireo fa olona hafa. Saingy sokajiana hoe fianakaviana daholo rehefa mifankatia tsara @ tena.
37. xxx ( 03/10/2008 11:43)

Aza parano, ahona moa no hitifarako anao ! tsy misy milalao "bande sy role" aminao eto ka handany andro hifampitifitra.
FA FITIAVANA ny NANDEFASANY ZAVATRA HOANAO DIA RAISO AMPITIAVANA KOA. Ze olanao manokana any no asa..regler-ou mangingina any
38. ni81 ( 03/10/2008 11:46)
tsy misy olana hafa mihitsy ra-xxx o
39. fahamarinana ( 03/10/2008 11:53)
:arrow: oadray,o ry ni a, havanjy angaha i xxx ka toa ohatran'ny hanery anjy zany koa,ohatran'ny hoe efa fantany fa fitiavana no nadefasany azy fa tsy hoe tsy fahalalany fa tsy tafa tsika maka ilay zvtr any... :-D :-D lasa mampihomehy be ilay dinika akia ry ni fa nivadika parano.Tena parano ve tsika roa ?? :-D :-D (l)
40. ni81 ( 03/10/2008 11:56)
oadray,o ry ni a, havanjy angaha i xxx ka toa ohatran'ny hanery anjy zany koa,ohatran'ny hoe efa fantany fa fitiavana no nadefasany azy fa tsy hoe tsy fahalalany fa tsy tafa tsika maka ilay zvtr any... lasa mampihomehy be ilay dinika akia ry ni fa nivadika parano.Tena parano ve tsika roa ??
=)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1317