Ho foana eo amin'ny rakibolana ny fijangajangana...

61. ikaretsaka ( 16/10/2008 20:37)
izay mihitsy mantsy..apetraho tsara ilay petrakevitra..ataovy mifandraika tsara...
fa tsy manao resaka ohatran'io hoe paoma no resaka ka poara no tsimpona avoaka..de rehefa anontaniana de heo he.. a samby voankazo ireo a!
62. tywa68 ( 17/10/2008 09:38)
ao anaty arona 1 daholo ny voankazo e :°)
63. prime ( 17/10/2008 11:09)
ikaretsaka:
tsy haiko na izaho angamba no tsy mahay mitsimpona sy mandray ilay hevitra taingina... fa apetraho tsara ny petrak\'hevitr\'i prime dia mba ho mora voaray ihany
... Ahoana ny maha-hevitra taingina azy? hazavao hoe! :wink:
tywa68:
Raha te ho fantatra d tantarao tsara moa fa aza masiaka e azonao ampiana sary koa
... Efa fambarako ry tywa fa tsy misy ilàna ny fahafantarana ahy loatra fa Kristy ihany no mitoetra sy ambarako...

Ary tsy misy resaka masiaka fa ny anay sy ikaretsaka efa mahazatra io ka aza gaga ianao... sady tsy misy hasosorana no tsy misy hatezerana fa samy manana ny heviny sy ny fomba fanambarany...
fijo:
sao dia tsy mazava kosa ny nanehoana ilay hevitra?eto mantsy dia samy mamaly arakaraky ny ahazoany ilay petrakevitra ny tsirairay.
... Ekeko ilay fanamarihana saingy na ahoana fandraisana petra-kevitra na ahoana, mialoha ny hamaliana dia tsara ny mamaky tsara aloha...
ikaretsaka:
izay mihitsy mantsy..apetraho tsara ilay petrakevitra..ataovy mifandraika tsara...
fa tsy manao resaka ohatran\'io hoe paoma no resaka ka poara no tsimpona avoaka..de rehefa anontaniana de heo he.. a samby voankazo ireo a!
... Rehefa tena zohina dia tsy azonao ny resaka satria tsy vakianao tsara ilay lohateny sy lohahevitra...

Mazava tsara ny lohahevitra : \"manomboka mihafoana eo anivon\'ny rakibolan\'ny fiarahamonina ny atao hoe fijangajangana na mpijangajanga...\"

Hevitra fototra : \"tsy misy intsony ny fijangajangana sy ny mpijangajanga raha eo anivon\'ny fiarahamonina noho ny antony maro... ary azo atao avokoa ny mitsiriritra vehivavy, mitsiriritra vadin\'olona, mangalabadin\'olona, mividy vehivavy iraisana, miray amin\'ny vadin\'olona, miray amin\'ny vadin\'olona voasaotra, olona nisao-bady sy miverina manambady olon-kafa indray... sns ary mety rahateo izany raha eo amin\'ny fiarahamonina hany ka tsy ilaina intsony ireo rakibolana ireo fa toa izay miteny azy ireo indray no mahazo loza sy henjehina ho toy ny olona tsy mandroso, tsy mahalala ny fanao, tara, tsy maharaka... ka dia foana ho azy eo amin\'ny rakibolan\'ny fiarahamonina ireo teny ireo\"

Olana fototra : \"Ahoana ny hevitr\'Andriamanitra mikasika ireo? (dia voambara ny tenin\'Andriamanitra vitsy2 mahakasika izany)\"

Olana miseho etoana amin\'ny serasera : Tsy ilaina ny Soratra Masina satria ilay baiboly mihitsy no tsy ampy... tsy ilaina ny mpitory filazantsara satria mandeha mifanohitra amin\'ny lalan\'ny besinimaro izy ireo ary miseho ho mahalala sy mananatra nefa tsy mahatsapa tena... tsy ilaina ny firesahana ny lohahevitra mahakasika ny fijangajangana satria mifanohitra amin\'ny hetsiky ny fandrosoana amin\'izao fotoana izao eto amin\'izao tontolo izao... sns

Tanjona : Fandinihan-tena ary fandalinana izay tena hevitr\'Andriamanitra...

Fanontaniana :
1. Inona marina ny atao hoe fijangajangana?
Samy manana ny heviny io araka ny finoana, ny firehana, ny fitaizana azon\'ny tsirairay ka tsy misy hoe ny an\'iza no diso na ny an\'iza no marina fa malalaka ny dinika... ny Silamo manana ny azy, ny Kristiana manana ny azy, ny finoana hafa manana ny azy, ny fivavahan-drazana manana ny azy (maro ny fady teo amin\'ny Malagasy raha ny mikasika ny atao hoe fijangajangana)
2. Raha mihafoana izany ankehitriny dia mitondra ho amin\'ny ahoana?
Etoana no nampisy adihevitra ny amin\'ny valintenin\'i ikaretsaka manokana satria ianao dia milaza ho zezoita ary mafàna fo amin\'ny fampianarana iorenan\'ny ekar, raha fehezina dia kristiana mifototra amin\'ny fampianaran\'ny ekar... ny ekar nefa tsy manao bontolo toa anao ka tsy mandray andraikitra sahy miteny hoe fohano fotsiny ny fijangajangana sy ny fitsiriritana dia milamina io... ary izay hevitrao izay dia manatona akaiky dia akaiky ny vohin-kevitra ankehitriny eo anivon\'ny fiarahamonina izay manafoana rahateo, ilay teny aloha, vao ilay hevitra fototra mihitsy hoe \"fijangajangana\" sy \"mpijangajanga\"...

Toy ny miteny koa hoe, fohano ny fangalarana dia tsy misy olana intsony fa izaho afaka maka ny anao, ianao afaka maka ny an\'ny hafa, tsy misy bedy...

Toy ny miteny hoe, fohano ny famonoan\'olona dia tsy misy intsony olana fa afaka mamno izay tiany vonoina ny tsirairay...

Asa na aiza marina ilay hevitra taingina amin\'ny fahasahina miteny hoe fohano ny fijangajangana sy ny fitsiriritana dia milamina io... asa re, milamina amin\'ikaretsaka angamba???

Ka rehefa tsy maharesy lahatra ilay ambaranao dia aza ilay lohahevitra na ilay foto-kevitra no lazaina ataingina sy mivoana sy tsy mifandraika... rehefa anontaniana ianao hoe inona no mampivoana sy tsy mifandraika sy taingina dia toa tsy misy loatra fa dia bontolo fotsiny hoe fohano ny fijangajangana sy ny fitsiriritana dia ampy... na ny Malagasy fahiny aza nivavaka tamin\'ny razana dia manaja tsara izany atao hoe fahadiovana izany ary manana hevitra lalina ny amin\'ny atao hoe fijangajangana dia ianao zezoita mahafatrapo indray va no hiteny hoe hevitra taingina sy mivoana sy tsy mifandraika fa fohano dia ampy???... :)
64. ikaretsaka ( 17/10/2008 16:24)
aho fa ianao no mi forcer zavatra tsy mifandraia de hitarinao le izy ka..efa hatrany amboalohany aho no nanontany hoe aiza ny mampifandraika petrak'hevitra

Hoy ny renihevitra: "manomboka foana"

Reality check:
manomboka foana?? tena izany tokoa ve? Yes? no? maybe? so? aiza ny porofo sy ny petra-kevitra? tsray misy avy aminao!

Ok passons:
supposons ary hoe izany: dia ahoana no nahafoana azy?? ny vokatry ny filazana fotsiny ny hoe AZA mijangajanga ve? de ny fampitahorana (eo ianao izao tratra @ le mampitahotra) hoe maty enao vo mijangajanga ho'zy jesosy?
Reality check 2--->tsary izany!


solution narosoKO-> "aza mitatatata aloha fa jereo ny ny manodidina"
satria:
1)raha tompoinao teny heo foana: tena iznay ve ny nahafoana na ny hanafoanana azy? TSIA!
2) raha tianao ho foana sy te hitompo teny fatratra ianao hampahomby momba ny hahafoana zavatra tsy mbola foana ? ny solution drastic ampiasaina! satria nahoana? io ambony io ny antony

NB: tsy misy maha zezoita izany na loteranina na ekar na adventa na sekta na krispijo na vanjo alika na athee... fa resaka fijerena ny zavatra mitranga tsotra fotsiny!
65. niryna ( 17/10/2008 22:33)
ikaretsaka:
tsy haiko na izaho angamba no tsy mahay mitsimpona sy mandray ilay hevitra taingina... fa apetraho tsara ny petrak'hevitr'i prime dia mba ho mora voaray ihany
... Ahoana ny maha-hevitra taingina azy? hazavao hoe! :wink:
tywa68:
Raha te ho fantatra d tantarao tsara moa fa aza masiaka e azonao ampiana sary koa
... Efa fambarako ry tywa fa tsy misy ilàna ny fahafantarana ahy loatra fa Kristy ihany no mitoetra sy ambarako...[/quote] :roll:
prime:

Ary tsy misy resaka masiaka fa ny anay sy ikaretsaka efa mahazatra io ka aza gaga ianao... sady tsy misy hasosorana no tsy misy hatezerana fa samy manana ny heviny sy ny fomba fanambarany...[quote=fijo]sao dia tsy mazava kosa ny nanehoana ilay hevitra?eto mantsy dia samy mamaly arakaraky ny ahazoany ilay petrakevitra ny tsirairay.
...
Ekeko ilay fanamarihana saingy na ahoana fandraisana petra-kevitra na ahoana, mialoha ny hamaliana dia tsara ny mamaky tsara aloha...
:D
ikaretsaka:
izay mihitsy mantsy..apetraho tsara ilay petrakevitra..ataovy mifandraika tsara...
fa tsy manao resaka ohatran'io hoe paoma no resaka ka poara no tsimpona avoaka..de rehefa anontaniana de heo he.. a samby voankazo ireo a!
..
prime:
. Rehefa tena zohina dia tsy azonao ny resaka satria tsy vakianao tsara ilay lohateny sy lohahevitra...

Mazava tsara ny lohahevitra : "manomboka mihafoana eo anivon'ny rakibolan'ny fiarahamonina ny atao hoe fijangajangana na mpijangajanga..."

Hevitra fototra : "tsy misy intsony ny fijangajangana sy ny mpijangajanga raha eo anivon'ny fiarahamonina noho ny antony maro... ary azo atao avokoa ny mitsiriritra vehivavy, mitsiriritra vadin'olona, mangalabadin'olona, mividy vehivavy iraisana, miray amin'ny vadin'olona, miray amin'ny vadin'olona voasaotra, olona nisao-bady sy miverina manambady olon-kafa indray... sns ary mety rahateo izany raha eo amin'ny fiarahamonina hany ka tsy ilaina intsony ireo rakibolana ireo fa toa izay miteny azy ireo indray no mahazo loza sy henjehina ho toy ny olona tsy mandroso, tsy mahalala ny fanao, tara, tsy maharaka... ka dia foana ho azy eo amin'ny rakibolan'ny fiarahamonina ireo teny ireo"

Olana fototra : "Ahoana ny hevitr'Andriamanitra mikasika ireo? (dia voambara ny tenin'Andriamanitra vitsy2 mahakasika izany)"
mazava tsara fa misaotra .
prime:


Olana miseho etoana amin'ny serasera : Tsy ilaina ny Soratra Masina satria ilay baiboly mihitsy no tsy ampy... tsy ilaina ny mpitory filazantsara satria mandeha mifanohitra amin'ny lalan'ny besinimaro izy ireo ary miseho ho mahalala sy mananatra nefa tsy mahatsapa tena... tsy ilaina ny firesahana ny lohahevitra mahakasika ny fijangajangana satria mifanohitra amin'ny hetsiky ny fandrosoana amin'izao fotoana izao eto amin'izao tontolo izao... sns
marina izany,izay indrindra no tsy mahakivy antsika mitory fa na iza mino na iza mahita ho tsikeraina na iza mamadika ilay sujet ,tsy maintsy misy olona mandray ny fahamarinana foana ary isika koa dia mandray izay fahamarinana avy amin'ny hafa,misaotra prime a .
prime:

Tanjona : Fandinihan-tena ary fandalinana izay tena hevitr'Andriamanitra...

Fanontaniana :
1. Inona marina ny atao hoe fijangajangana?
Samy manana ny heviny io araka ny finoana, ny firehana, ny fitaizana azon'ny tsirairay ka tsy misy hoe ny an'iza no diso na ny an'iza no marina fa malalaka ny dinika... ny Silamo manana ny azy, ny Kristiana manana ny azy, ny finoana hafa manana ny azy, ny fivavahan-drazana manana ny azy (maro ny fady teo amin'ny Malagasy raha ny mikasika ny atao hoe fijangajangana)
2. Raha mihafoana izany ankehitriny dia mitondra ho amin'ny ahoana?
mazava tsara ny tianao ho tenenina
prime:

Etoana no nampisy adihevitra ny amin'ny valintenin'i ikaretsaka manokana satria ianao dia milaza ho zezoita ary mafàna fo amin'ny fampianarana iorenan'ny ekar, raha fehezina dia kristiana mifototra amin'ny fampianaran'ny ekar... ny ekar nefa tsy manao bontolo toa anao ka tsy mandray andraikitra sahy miteny hoe fohano fotsiny ny fijangajangana sy ny fitsiriritana dia milamina io... ary izay hevitrao izay dia manatona akaiky dia akaiky ny vohin-kevitra ankehitriny eo anivon'ny fiarahamonina izay manafoana rahateo, ilay teny aloha, vao ilay hevitra fototra mihitsy hoe "fijangajangana" sy "mpijangajanga"...

Toy ny miteny koa hoe, fohano ny fangalarana dia tsy misy olana intsony fa izaho afaka maka ny anao, ianao afaka maka ny an'ny hafa, tsy misy bedy...

Toy ny miteny hoe, fohano ny famonoan'olona dia tsy misy intsony olana fa afaka mamno izay tiany vonoina ny tsirairay...

Asa na aiza marina ilay hevitra taingina amin'ny fahasahina miteny hoe fohano ny fijangajangana sy ny fitsiriritana dia milamina io... asa re, milamina amin'ikaretsaka angamba???
:D =D
prime:
Ka rehefa tsy maharesy lahatra ilay ambaranao dia aza ilay lohahevitra na ilay foto-kevitra no lazaina ataingina sy mivoana sy tsy mifandraika... rehefa anontaniana ianao hoe inona no mampivoana sy tsy mifandraika sy taingina dia toa tsy misy loatra fa dia bontolo fotsiny hoe fohano ny fijangajangana sy ny fitsiriritana dia ampy... na ny Malagasy fahiny aza nivavaka tamin'ny razana dia manaja tsara izany atao hoe fahadiovana izany ary manana hevitra lalina ny amin'ny atao hoe fijangajangana dia ianao zezoita mahafatrapo indray va no hiteny hoe hevitra taingina sy mivoana sy tsy mifandraika fa fohano dia ampy???... :)
tsy ny sujet-nao ry prime no olana fa izy mihitsy an, samy nandray sy mizara izay nomena azy avy isika rehetra fa tsy tiany,tsy zakany ary tsy zakan'ny eritreriny ny tenin'Atra dia izay rehetra mitory ny tenin'Atra dia avy foana izy amin'ny angady sy harona.Sorry ry ika fa izay no fahitako azy eto ary tsy vao indray mandeha fa izay rehetra rehetra mitory ny fahamarinana

66. ikaretsaka ( 17/10/2008 22:37)
de ilain'i niryna averina copy paste ve izany vaio rakatry ny fahafaha-misainany?
ny petra-kevitrao aroso raha mba manan-tsaina mametraka arguments ianao fa aza manao boloky eo fotsiny
67. tywa68 ( 18/10/2008 08:12)
Ika : tsy olana f'efa fantatra d raiso zay "mifandraika" aminao :lol:
68. ikaretsaka ( 18/10/2008 15:36)
za tsy tia an'io "ze metimety amiko" ihany io ..indrindra @ resaka ara pinoana

"raha izay metimety aminao momban'ny finoana ihany no alainao sy hajainao fatratra fa izay tsy mety aminao de hodianao fanina sy tsy rarahianao...dia tsy ilay finoana intsony no inoanao fa ny tenanao"
(st Augustin.. ao @ Consortia monachorum)
69. tywa68 ( 18/10/2008 19:02)
Ika : marihako fa rehefa hoe raiso d na tsara iny na ratsy d EKEO ny dikany : anjaranao sisa no mijery na mieritreritra fa maninn sns...mety tsy hahazo valiny mahafapo anao enao fa hahay hionona @izay satria "mino sy manantena". Zany hoe hainao ny miaina mandra-pahatongan'izay fotoana andrasana zay.:lol:
70. ikaretsaka ( 19/10/2008 15:58)
ny dikan'ny hoe mino sy manantena ange ry tywa tsy hoe mionona e!
fa hoe mitadiava lalandava
71. tywa68 ( 20/10/2008 09:02)
ka mionona aho @izay anjarako fa matoa iny no azoko d efa voasoratra zay e :lol: sa hiady ny anjaran'olona koa ?
72. prime ( 20/10/2008 11:01)
ikaretsaka:
aho fa ianao no mi forcer zavatra tsy mifandraia de hitarinao le izy ka..efa hatrany amboalohany aho no nanontany hoe aiza ny mampifandraika petrak\'hevitra

Hoy ny renihevitra: \"manomboka foana\"

Reality check:
manomboka foana?? tena izany tokoa ve? Yes? no? maybe? so? aiza ny porofo sy ny petra-kevitra? tsray misy avy aminao!
... Eo izao ianao dia efa tsy mamaky tsara...

Ny teny no manomboka mihafoana fa tsy ny fijangajangana sy ny mpijangajanga... \"les termes d\'adultère n\'ont plus aucun sens\"... :lol:

Dia hoe tsy misy petra-kevitra sy porofo??? mbola tsy mamaky tsara indray koa...

Miresaha aman\'olona tsotra ianao dia ho hitanao, na any am-piasana io, na eny an-dalambe, na eny ambony fiara fitaterana dia ho hitanao fa tsy misy dikany intsony sy tsy misy heviny intsony izany hoe, \"mijangajanga\"... amin\'ny ankapobeny dia tsy misy mampiasa intsony akory na izany teny izany aza, maneho avy hatrany ny tsy firaikana intsony amin\'izany ary iheverana mihitsy aza ho lany andro...
ikaretsaka:
Ok passons:
supposons ary hoe izany: dia ahoana no nahafoana azy?? ny vokatry ny filazana fotsiny ny hoe AZA mijangajanga ve? de ny fampitahorana (eo ianao izao tratra @ le mampitahotra) hoe maty enao vo mijangajanga ho\'zy jesosy?
... Dia mbola tsy mamaky tsara hatrany... iza no miteny hoe ny hahafoana azy no tanjona tsy ianao ihany??? :-D

Sady tsy mbola niteny aho hoe ahoana ny nahafoana azy no tsy niresaka izany rahateo fa nametraka \"réflexion\" fotsiny hoe ahoana ny hevitrareo?

Ny hoe fampitahorana dia ianao no mahita ny tenin\'Andriamanitra ho fampitahorana fa amiko ny tenin\'Andriamanitra nambara vitsy2 ireo dia fankaherezana aza...

Fa aminao aza dia ny fiverenana ho toy ny biby,...ny fanafoanana ny \"ethic\",... ny fanafoanana ny fanambadiana no vahaolana... dia asa re hoe aiza ho aiza ilay hevitra taingina??? :-D
ikaretsaka:
solution narosoKO-> \"aza mitatatata aloha fa jereo ny ny manodidina\"
satria:
1)raha tompoinao teny heo foana: tena iznay ve ny nahafoana na ny hanafoanana azy? TSIA!
2) raha tianao ho foana sy te hitompo teny fatratra ianao hampahomby momba ny hahafoana zavatra tsy mbola foana ? ny solution drastic ampiasaina! satria nahoana? io ambony io ny antony
... Vahaolana tsy taingina sy misy petra-kevitra mazava =
ianao ihany:
na
-rehefa tsy misy mifanambady intsony hono ny olona dia foana ho azy ny fijangajangana e

-foanana ilay ethic dia miverina @ toetra maha biby hoe tsy asiana olana ny @ hoe iza no rain\'ilay teraka fa rehefa te hiteraka dia mitady lahy dia miray dia....
ianao ihany hatrany:
ny hoe mijagajanga dia heo manao firaisana tsy ara-dalana non?
de 2 ny cause hialana aminy:

na tsy miray
na foanana ny lalana...

lojika be anie izane e
... Ka ny mahagaga dia ny nahatonga ny fandraisanao azy hoe inona no vahaolana ny amin\'ny fijangajangana??? nefa dia tsy izany velively no lohahevitra rahateo...

Ka sao ilay tsy famakiana tsara no olana fa tsy ny petra-kevitra sy ny mahataingina na tsia ny lohahevitra... :)
73. ikaretsaka ( 20/10/2008 16:08)
porofoy aza ny tsy mampitombona ny petrak'hevitra e! tsy voaporofon'i prime ange io lojika io hatreto e

ny nanontaniako an'i prime hatr@ voalohany anie de ny hoe ny fanaovana sy ny fivoizana ny hoe "aza" ve dia "mahafoana" zavatra iray?
raha miteny aho hoe aza misy i prime ve de midika tsy hampisy an'i prime intsony ny teniko?
petrak'hevitra no ilaina ...
tohero!

74. tywa68 ( 20/10/2008 16:11)
koa raha tsy manao magie² nareo koa :-D :-D
75. ikaretsaka ( 20/10/2008 16:16)
ka izay le zavatra lazaiko hatrany amboalohany (jereo ny hafatra 15) fa itarin'i prime e
76. tywa68 ( 20/10/2008 16:30)
Ika : lay fomba fijery foana no aroso eto fa efa fantatra ny tokony atao :lol:
77. ikaretsaka ( 20/10/2008 16:38)
ka ny sasany mino maziimazii koooo! :-D :-D :-D
78. tywa68 ( 20/10/2008 16:45)
d magie2 = raha ratsy ny zava-mitranga d :evil: :°) zah aloha tsy manandrana akory e :lol: tsy mila (fa mionona @anjarako) :wink:
79. prime ( 22/10/2008 08:54)
ikaretsaka:
porofoy aza ny tsy mampitombona ny petrak'hevitra e! tsy voaporofon'i prime ange io lojika io hatreto e
... Efao izay tianao hatao sy tokony hataonao ra-ika fa aza ahodinkodina ny resaka ka ianao nilaza ny petra-kevitra ho tsy mitombina indray no sahy mitady porofo... :-D
ikaretsaka:
ny nanontaniako an'i prime hatr@ voalohany anie de ny hoe ny fanaovana sy ny fivoizana ny hoe "aza" ve dia "mahafoana" zavatra iray?
... Ka aza ahodinkodina hoy aho ny resaka satria tsy ny fanafoanana ny fijangajangana no tanjona... :-D

Ny tenin'Andriamanitra dia mazava ny hoe : "aza mijangajanga" (didy iray @ didy X)... tsy manontany ny hevitrao izany hoe mety sa tsy mety? na hoe ahoana ny hevitrao ny amin'izany? na hoe ahoana ny hanafoananao ny fijangajangana? na hoe inona ny vahaolana mba azonao atao hanafoanana ny fijangajangana? fa ianao no DIDIANY, izaho no DIDIANY, ny olona mino sy manaiky Azy no DIDIANY...

Baiko izany, hankato ianao tsara, tsy hankato ianao dia safidy malalaka io fa ny Azy dia efa nambarany ny heviny... :)
ikaretsaka:
raha miteny aho hoe aza misy i prime ve de midika tsy hampisy an'i prime intsony ny teniko?
petrak'hevitra no ilaina ...
tohero!
:-D

Mba mamakia tsara hoy aho, ianao ihany aza dia miteny azy hoe "aza misy" ka tsy izany ve no dikan'izany??? :-D

Ny tenin'Andriamanitra tsy miteny hoe "aza MISY ny fijangajangana" fa hoe "aza mijangajanga"... :lol: :-D
80. ikaretsaka ( 22/10/2008 21:46)
tsy haio hoe iza no mamay sy tsy mahazo tsara amin'izao
lohahevitra: "ho foana ny fijangajangana""
avy eo "Mandosira ny fijangajangana"

ka foana ve izy de handosirana e???
ataovy serieux hoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2009