Inona izany sakaizan'izao tontolo izao izany ?
81. niryna
(
24/10/2008 03:48)
fahamarinana:
:arrow: niryna : tena tapatsinay amin'izany tokoa ve niryna :(
prime ::misaotra nanamafy azy.. :) (l)
:D :D
82. niryna
(
24/10/2008 03:50)
prime:
Tsy misy tokony atahorana ny afobe satria natao ho an'i Satàna sy devoly sy ny forongony izany... saingy tsy azo atao vazivazy satria tena misy ka raha tsy manana an'i Kristy ny olona dia ho any tsy misy hambahamba...
misaotra anao ,marina tanteraka
83. niryna
(
24/10/2008 04:02)
ikaretsaka:hi,hi tsy ilay fitsimponana no olana fa hianao tsy tia ny tenin'Atra ka ,ndry mampitoma :cry:
ka inona ihany hono no tena tian'i niryna hahatongavana e... tsara izao tontolo iΩao sa ratsy izao tontolo izao? mitsimpona genesisy ndray enao eto manko de hoe tsara...
aza mi flip flop ohatran'io hoa
ny tiako ahatongavana dia ny fizarana ny tenin'Atra ho an'izay mandray.MIfanampy raha mahalala izany ,mampahafantatra izay tokony ho tsara ho fantatra ka .
satria raha ny filazan'ny soratra masina tokoa mantsy dia hoe 15 Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin'izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray. 1 Jaona 2:15-16 mbola eo izao isika hatramin'izao
" Love not the world neither the things that are in the world.if any man love is not in him for all that is in the world,the lust of the flesh,and the lust of the eyes,ande the pride of life it is not of the father,but is of the world 1 John 2:15-16
16 Fa ny zavatra rehetra eo amin'izao tontolo izao, dia ny filan'ny nofo sy ny filan'ny maso ary ny rehaka momba izao fiainana izao, dia tsy avy amin'ny Ray, fa avy amin'izao tontolo izao.
84. niryna
(
24/10/2008 04:18)
ikaretsaka:hianao angamba no matahotra fa tsy mbola nisy nampatahotra anao teo .Sa ilay tenin'Atra omena no mampatahotra anao ? Tsy misy noforonina ireny fa izay voasoratra ao amin'ny soratra masina no omena ka
prime sy niryna> amiko aloha ny hoe mivavaka tsy hoe nohon'ny tahotra mihitsy fa nohon'ny fitiavana e!
izay ve no fandraisanao azy,izay izy izany aminao satria ny vavanao no namoaka an'io tao am-ponao an fa tsy avy aty amiko
raha jerena ny resakareo dahy dia ianareo typen'ilay hoe mivavaka sao lavo, mivavaka sao lasa any @ afobe, mivavaka sao tratran'ny demony...
hmm ! Atra dia fitiavana ry ika a ka nasehony tamintsika izany.Ny fanontaniana dia hoe moa ve isika mandray izany teniNy izany ? Fitiavana Izy ka ary voasoratra ao amin'ny bokiNy koa izany Ity no porofo mibaribary nasehoNy antsika 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
lasa ohatran'ny hoe Andriamanitra masiaka sy andriamanitra manasazy sy andriamanitra biby fampitahorana ny Andriamanitrareo sy torianareo...
Dia ahoana ny tohiny ?
17 Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka [Gr. hitsara] izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao. Jaona 3:16-17
85. niryna
(
24/10/2008 04:23)
tywa68:
hoi i Niryna :
Ny zavatra ataontsika ka manome filan'ny nofo ary manohitra ny filan'ny fanahy ka manohitra ny sitrapon'Atra
Zay atao rehetra d tsy maintsy atao mifanentana @ilay sitrapon'Atra ary tsy voatery hita mivaingana hoe mety ny anahy fa ny an'i Rakoto sy Randria tsy izy mihitsy (satria hafa2 ny fijery azy).:wink:
marina ny teninao ka .fizarana ny tenfin'Atra hoy aho no ataontsika.Ny nofo manohitra ny fanahy ary izay zavatra tian'ny nofo ka tsy mahatohatra izany isika dia manohitra ny fanahy izany . Na ny hira koa aza dia milaza izany hoe izahay an'i paoly ,izahay an'i kaisara ......tsia dia tsia hoy ihany ny hira fa isika rehetra dia an'i kristy .Kristy no toriana :D
86. ikaretsaka
(
24/10/2008 19:05)
ka fantaro aloha hoa izay vao zaraina fa tsy zarazaraina fahatany akory
87. prime
(
27/10/2008 10:17)
Ary ika ve nefa mba mamantatra koa sa te-hiala fotsiny dia ny tokony ataon'ny tena asaina ataon'ny hafa?
88. ikaretsaka
(
27/10/2008 22:15)
zany no antony mbola ianarako izao ka.. te hamantatrabebe koko fa efa nahalala hoe tsy mbola ampy ny tokony hozaraina
90. niryna
(
28/10/2008 17:06)
ikaretsaka:=D
ka fantaro aloha hoa izay vao zaraina fa tsy zarazaraina fahatany akory
marina tokoa izany,raha tsy mahafantatra tsy izara ka,izay ilay vavolombelona anisany iray omena ny namana ,inona no nahatonga anao resy lahatra ka nahatonga anao nizara izany fahasoavana nomen'Atra anao izany ? Moa ve ny soa ihany no azontsika aminy sa ny ratsy koa ? i
zay ilay hoe Theodicy= fa maninona,fa ahoana,inona no antony fanontaniana tsy misy fitsaharany kanefa tsy ahitana valiny :arrow: why ,how come ,if there is God why....... ????
91. niryna
(
28/10/2008 17:09)
ikaretsaka:
zany no antony mbola ianarako izao ka.. te hamantatrabebe koko fa efa nahalala hoe tsy mbola ampy ny tokony hozaraina
=D> =D> ^:^ ^:^ Ny fahasoavan'ny tompo anie ho ao aminao ary hitarika anao ahita ny marina,aza kivy tsy mora ny mitady ny marina sy manaraka an'i kristy kanefa ny Tenany no efa nanome antsika fahatokisana fa tsy andao antsika izy na amela antsika irery .Mahereza ika a :-*
92. fahamarinana
(
29/10/2008 12:18)
:arrow: hs kely monja : kay,ela ny ela ka nahazo ilay ^:^ sy =D> avy amin'niryna i ika !! Ilay resahanareo dahy lava taloha iny e ! :D :wink: (l)
96. ikaretsaka
(
30/10/2008 23:03)
efa ela no nivoaka..
tywa> so de holy..s..... eo koa fa aleo hilam
tywa> so de holy..s..... eo koa fa aleo hilam
97. fahamarinana
(
31/10/2008 13:41)
:arrow: ika :efa ela nosokafana ho any Kristy hoe fa tsy nivoaka fa lasa ohatran'ny hoe nipatsoaka aia koa ise!
tywa :tena nahazo holly kiss tokoa akia,sambatra ika. :) (l)
tywa :tena nahazo holly kiss tokoa akia,sambatra ika. :) (l)
99. niryna
(
07/11/2008 19:51)
fahamarinana:izay no mahatonga hoe toy ny rano mitete eo ambon'ny vato ny teny izay omena ka raha mandray azy ny olona dia tsy maintsy misy tafiditra foana ka. omena ba kely izy satria manomboka mianatra sy mandalina ny tenin'Atra amin'izay,toa izany koa ny tena ka izay kely nomeny no zaraina dia maka izay tenin'Atra avy amin'ny hafa koa
:arrow: hs kely monja : kay,ela ny ela ka nahazo ilay ^:^ sy =D> avy amin'niryna i ika !! Ilay resahanareo dahy lava taloha iny e ! :D :wink: (l)
