Inona izany sakaizan'izao tontolo izao izany ?
62. ikaretsaka
(
29/09/2008 15:22)
dia androany ve lazaina fa misy souffre any dia rahampitso lasa gaz naturel dia rahafankampitso lazaina fa biogaz dia avy eo lasa charbon? :-D :-D :-D
64. niryna
(
10/10/2008 05:23)
ikaretsaka:ka manaraka ny fomban'izao tontolo izao hianao sa mba efa miezaka ihany fa toa misy mandrirotra etsy sy eroa ka mi-flip-flop tokoa
ka inona ihany hono no tena tian'i niryna hahatongavana e... tsara izao tontolo iΩao sa ratsy izao tontolo izao? mitsimpona genesisy ndray enao eto manko de hoe tsara...
aza mi flip flop ohatran'io hoa
:-$ =)) =))
66. niryna
(
10/10/2008 05:26)
tywa68:
Ika : mi-flip zany anie matahotra e :lol:
ikaretsaka:inona no atahoran'i toi ? raha izaho tsy
ka izay.... inona no atahorany
matahotra fa manana an'i kristy fa ika angaha mbola mihevaheva eny =))
67. prime
(
13/10/2008 09:38)
Tsy misy tokony atahorana ny afobe satria natao ho an'i Satàna sy devoly sy ny forongony izany... saingy tsy azo atao vazivazy satria tena misy ka raha tsy manana an'i Kristy ny olona dia ho any tsy misy hambahamba...
68. fahamarinana
(
13/10/2008 11:16)
:arrow: niryna : tena tapatsinay amin'izany tokoa ve niryna :(
prime ::misaotra nanamafy azy.. :) (l)
prime ::misaotra nanamafy azy.. :) (l)
69. ikaretsaka
(
13/10/2008 23:21)
prime sy niryna> amiko aloha ny hoe mivavaka tsy hoe nohon'ny tahotra mihitsy fa nohon'ny fitiavana e!
raha jerena ny resakareo dahy dia ianareo typen'ilay hoe mivavaka sao lavo, mivavaka sao lasa any @ afobe, mivavaka sao tratran'ny demony...
lasa ohatran'ny hoe Andriamanitra masiaka sy andriamanitra manasazy sy andriamanitra biby fampitahorana ny Andriamanitrareo sy torianareo...
"ndrao bedy raha zao ndrao mananona raha izao"!
Ka mahatonga le olona manao hoe ko raha tsy zazakely zahay ko ampitahorana monster sy ngabesola sy lavatandroka....
Lasa ignorenareo tanteraka ny teny heo "aza matahotra" sy ny hoe "matokia" ary hoe "mifalia" , "zarao ny hafaliana" .."ny fiadanako no omeko anareo" .... (ankoatran'ny hoe mandehana... miasa mampihatra izay sy mizara izay @ manodidina anao) aza no miverina ombieny ombieny @ samy kristianina!
amiko dia izay no nozarain'ny Tompo ho an'ny kristianina sy namporisihiny ho ataon'ny kristianina fa tsy hoe ampitahory ny olona hoe "bedy ianareo ry #$%$##% voaozona ireto raha tsy manaraka ny sitraponay sy ny fombanay"
jereo ihany!

70. tywa68
(
14/10/2008 05:07)
Ika : :D k misy karazan'olona tia mampiseho kokoa ny lafiny ratsy sy lafiny tsara @ fanarahana ny didin'Atra, satria misy olona tsy mihaino raha tsy matahotra ho lasa any @ afobe.
Fa inona no tena important tsy esorina andoha ? Katsaho ny fanjakan'Atra d azonao ny sisa rehetra : satria nahoana ?
Satria ny paradisa katsahina d efa azo atomboka @ fifankatiavana sy ny firalahiana ... ary endrey zany hafaliana rehefa tojo olona mahate-ho tia ! faly sy ravo ka tena mahatsapa fa eo anivo eo i JK. Tsy asiana resabe fa tena mpanara-dia an'i Kristy @ fihetsika sy fiteny :wink:

71. fahamarinana
(
14/10/2008 10:36)
tywa:
Tsy asiana resabe fa tena mpanara-dia an'i Kristy @ fihetsika sy fiteny
:arrow: =D izay no tena lafatra amiko,ndryyyy ,mba rahoviana ihany tokoa vao tena ho toy izay aho ?:-* (l)
72. prime
(
14/10/2008 12:01)
ikaretsaka> Diso fijery ianao fa mbola tsy niteny mihitsy aho hoe, mivavaha sao lasa any amin'ny afobe na dia indray mandeha aza... :D
Andriamanitra dia fitiavana, fa Andriamanitra koa dia marina sy masina, izany no efa fambarako... ka ireto farany odianao tsy raisina no olana fa tsy ilay voalohany izay ekeko ary itoviako hevitra aminao tanteraka...

74. ikaretsaka
(
15/10/2008 16:13)
ikaretsaka> Diso fijery ianao fa mbola tsy niteny mihitsy aho hoe, mivavaha sao lasa any amin'ny afobe na dia indray mandeha aza...:-D :-D
niezaka nitady porofo aho fa mety efa navalon'ny taona angamba fa aleo ilay iraika vavy iry ary fa fafana ny anaranao e
tywa> omeo gaoma aho azafady!
tywa> ny ahy aloha tsy @ alalan'ny tahotra hoe "sao mba ho..... " no hitadiavako ny fanjakan'Atra fa fotsiny hoe satria Izy no efa nitady ahy mialoha!
75. tywa68
(
16/10/2008 05:14)
Ika : tsy asiana resabe hoa fa very ny "essentiel" :-D
Ao no nandre antso d fampitahorana no tena ampitainy, ao ny nampitahorina, ao ny mandeha ampahatsorana, d miaina ny fiainany arak'ilay antso reny, moa ao ny mody marenina, na ao ny manadino d mila manao révision :wink:

78. fijo
(
16/10/2008 20:02)
izay aho vao niditra tato,ity fehezanteny nampidirina eto ity mantsy,dia manimba ,ary tena mandiso lalana ny kristianina maro.
ka eto dia tena anteriko ny hoe,aza arahana araka io voasoratra io ilay izy,fa sao misavoana lasa lavitra.
ka eto dia tena anteriko ny hoe,aza arahana araka io voasoratra io ilay izy,fa sao misavoana lasa lavitra.
79. niryna
(
18/10/2008 01:41)
niryna:
4 Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an'Andriamanitra ny fisakaizana amin'izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao, dia fahavalon'Andriamanitra izy.
ireo fahavalon'Atra dia ireo izay manohitra Azy ary manao atra hafa noho Izy : ny sampy, na zavatra hafa izay oharina amin'ATra na ny atra tsy izy, izay tsy Atra Israely.
Ny zavatra ataontsika ka manome filan'ny nofo ary manohitra ny filan'ny fanahy ka manohitra ny sitrapon'Atra .
Ny fanomezana hasina ny olona na zavatra izay asatanan'Atra ka oharina amiNy izay nahary izao tontolo izao.
Ny asa ataon'i satana ka mahatonga ny olona hiankohoka aminy na ny fanahiny .
Ny fivavahana amin'ny razana na ny maty (matetika dia misy miteny hoe mitahy ny razana ao an-tsimontrano) :roll: ,dia mivavaka sy miresaka ny maty miaraka ny labozia ,na eny am-pasana miantso an'i dada na i neny :roll: sampy na zavatra natao ho endrika ahatsiarovana azy hoy izy ireo . Voararan'Atra avokoa ireo ary voafoaka ao anatin'ny didy folo izay nomeny antsika
80. tywa68
(
18/10/2008 08:18)
hoi i Niryna :
Zay atao rehetra d tsy maintsy atao mifanentana @ilay sitrapon'Atra ary tsy voatery hita mivaingana hoe mety ny anahy fa ny an'i Rakoto sy Randria tsy izy mihitsy (satria hafa2 ny fijery azy).:wink:
Ny zavatra ataontsika ka manome filan'ny nofo ary manohitra ny filan'ny fanahy ka manohitra ny sitrapon'Atra
Zay atao rehetra d tsy maintsy atao mifanentana @ilay sitrapon'Atra ary tsy voatery hita mivaingana hoe mety ny anahy fa ny an'i Rakoto sy Randria tsy izy mihitsy (satria hafa2 ny fijery azy).:wink: