Inona izany sakaizan'izao tontolo izao izany ?
44. ikaretsaka
(
25/09/2008 02:28)
sipa ny dikan'izany "sakaiza" izany any atsimo atsinanana
de ampela ia loatsa sy manakory zao "tontolo izao" ee
de ampela ia loatsa sy manakory zao "tontolo izao" ee
45. niryna
(
25/09/2008 17:40)
zefalah:angaha moa mora arahina,mila miezaka ny manaraka ny tenin'Atra hatrany isika ka sa ?
niryna ==> manao ahoana
Andriamanitra nandefa baiboly mba ho sorodalana ho any kristianina.
iaraha malala nefa ny fiovan ny zavatra iainan ny zanak olombelona.
dikan zany ny baiboly ilaina fanazavana,fa tsy hoe lay ao anaty baiboly ao mihinsy no ho tanerahana.
iza moa ilay izao tontolo izao ?
hoy ianao ==> Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin'izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray
afaka miaina ka sa tsy ho velon-komana ? hi,hi
ka raha tsy ho tian zao tontolo zao v ianao afaka iaina?
Andriamanitra nandefanao eto antany mba anompo azy... ary ny valin fanoponao dia ny paradisa...ary Andriamanitra tsy miena na mitombo @ fanoponao.he,he =D izay indrindra misy antony avokoa no nahatonga antsika ety dia ny fanompoana Azy aloha sa ???
aleo aloha omeko holy kiss kely hianao :-*
matoa izy nandefa anao ety an tany dia ny hiiavanao an zao tontolo izao.
aoka ahazao koa...fa izy nandrara ny fijangajangana , kosa namela atsika hifanambady...
za zao manao zay position tiako @ vadiko..ntrongolika mdaboka sns...fa vadiko..ary tsy ho tantaraiko an iza n iza zay ataonao.marina izany fa dia nisitrika niafina tokoa izy ireo rehefa nanota nangalatra ny voakanzo ho voarara .....toy izany koa isika ,mihevitra isika fa tsy misy mahita ny toetra ratsintsika kanefa tsy misy miafina Aminy
za aloa tia filan nofo,saingy @ lalanAndriamanitra ,tia an zao tontolo zao saingy @ lalan Andriamanitra.[/quote[ efa nahazoana tso-drano io ka ,no sady voasoratra ao amin'ny soratra masina koa hoe ra lehilahy hajao ny vadinao,omeo fahafaniratena izy .....toy izany koa ny vehivavy ...omeo ....mitovy io no voasoratra ao fa teny maontina hi,hi.
[quote]
matoa Andriamanitra nanamboatra an Eva ho an Adam
dia tsy fady zany ny fady lay mahazatra ny olona ankehitriny le misolosolo
ray iany de ampy.
Atra dia tia antsika tokoa ary marina izany fa isika no be siasia e
farany....Andriamanitra dia tsy hifahavalo @ olona,fa ny olona no maka vahavalo anandriamanitra
tsis olona vahavalo n Andriamanitra, sa enao?
hehehehe
veloma o!!!
misaotra zefa a
:-*
46. niryna
(
25/09/2008 17:42)
diamondra27:
ny teny rehetra ao amin'ny baiboly dia mila fandinihina ary mila hay ihany koa ny version contradictoire momba ilay tianao ho fanttara fa tsy tokony hionona amin'izay voavaky na voatsimpona fotsiny .
complementaire izany ny an'i rakapy sy niryna ka ny azo raisina amin'izany dia izao: eto amin'izao tontolo izao isika napetrak'Atra mba hanjaka eto fa tsy ho tia izao tontolo izao mihoatra lavitra noho ny fitiavatsika an'Atra .
misaotra aky a
47. niryna
(
25/09/2008 17:45)
ikaretsaka:
dia ahoana ny hahafahana manjaka raha tsy tia?
ka ny resaka resahina eto anie ry ika tsy hoe tsy tia fa ny hoe misakaiza an'izao tontolo izao e ? Telo no fahavalon'ny kristiana dia ny filan'ny nofy (flesh),ny izao tontolo izao (the world) ary satana ...
dia inona no ataon'izao tontolo izao ireo ?
48. ikaretsaka
(
25/09/2008 18:43)
niryna:
? Telo no fahavalon'ny kristiana dia ny filan'ny nofy (flesh),ny izao tontolo izao (the world) ary satana ...
dia inona no ataon'izao tontolo izao ireo ?
aminao izay fa ny tena izy dia tsy misy nametra mihitsy, eny na Atra hoe izao no fahavalon'ny kristianina na izao! tsara avokoa ny zava-boaarin'Atra, ary maharatsy Azy sy maniratsira Azy Tanteraka ny fisainana sy ny fanasokajiana hoe misy Ratsy ny zavatra Nohariany!
tsy mitombona ny hoe olona faratampon'ny tsara rehetra ka hahary zavatra ratsy izany!
Hazavaiko:
Ireo zavatra 3 ireo dia hary tanan'Atra aby: izao tontolo izao dia Izy no namorona sy nahary azy, ny nofo dia Izy no namorona azy, Eny, na izao satana lazalazainao izao aza dia Izy kao no mbola namorona Azy
1)tsy fahavalo ny nofo matoa na ny Teny aza tonga nofo!
2)tsy fahavalo Izao tontolo izao matoa isika napetraka eo amin'izao tontolo izao
3) tsy fahavalo i Satana matoa noharian'Atra sy mbola navelany niriaria mandrakizao fa tsy nofongorany tsy hisy any!
ny fosika dia ny Ignorance, ny stubborness ary ny tsy fahaizana mandanjalanja sy mampiasa araka ny tokony ho izy ny zavatra rehetra nomeny manodidina anao ka manjary mitarika tsy fahaizana miara miasa sy mampiasa io zavatra miendrika fanomezana io hanasoavanao ny tenanao sy ny manodidina anao
!
Na omena Anjely tapitr'ohatra aza ianao ka ignorenao iny, lavinao, ary vokatr'izany dia tsy hainao ny miara miasa aminy, dia izya no tsy mety indrindra!
49. prime
(
26/09/2008 10:29)
ikaretsaka:... dia hoy ny tenin'Andriamanitra amin'ny anaran'i Jesosy :
1)tsy fahavalo ny nofo matoa na ny Teny aza tonga nofo!
"16 Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo ianareo.17 Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanaroeo manao izay zavatra tianareo." Galatiana 5:16-17
"19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana,20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra." Galatiana 5:19-21
"Fa izay an'Kristy Jesosy dia efa nanombo ny nofony mbamin'ny faniriany sy ny filany tamin'ny hazo fijaliana." Galatiana 5:24
ikaretsaka:... dia hoy ny tenin'Andriamanitra amin'ny anaran'i Jesosy :
2)tsy fahavalo Izao tontolo izao matoa isika napetraka eo amin'izao tontolo izao
"Raha naman*'izao tontolo izao ianareo, dia ho tia ny azy izao tontolo izao; fa satria tsy naman*'izao tontolo izao ianareo, fa Izaho efa nifidy anareo tamin'izao tontolo izao, dia halan'izao tontolo izao ianareo. [*Gr. avy amin']" Jaona 15:19
"Efa nomeko azy ny teninao; ary halan'izao tontolo izao izy, satria tsy naman*'izao tontolo izao, tahaka Ahy (Jesosy) tsy naman*'izao tontolo izao. [*Gr. avy amin']" Jaona 17:14
"Tsy naman* izao tontolo izao izy, tahaka Ahy (Jesosy) tsy naman*'izao tontolo izao. [*Gr. avy amin']" Jaona 17:16
ikaretsaka:... dia hoy hatrany tenin'Andriamanitra amin'ny anaran'i Jesosy :
3) tsy fahavalo i Satana matoa noharian'Atra sy mbola navelany niriaria mandrakizao fa tsy nofongorany tsy hisy any!
"Mahonòna tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;" I Petera 5:8
Dia ahoana izany? sahinao ny manohitra izay ambaran'ny tenin'Andriamanitra fa fahavalo avokoa ireo?
Miambena ra-ika dia ibebaho izao lazainao izao satria matoa soratanao izao dia sady ao am-ponao no inoanao rahateo... fa Kristy tsy nampianatra izao ambaranao izao, ny fiangonana kristiana (ny ekar sy ny zezoita koa ao anatiny) tsy mampianatra fampianaran-diso toa izao ambaranao izao ka itompoanao teny fantatra fa tsy fahavalon'ny mpanaradia an'i Kristy ny nofo sy izao tontolo izao ary Satana...
50. niryna
(
26/09/2008 10:30)
rakaroka:
Ny manahirana @ fampianarana dia tahaka ny notovanana izany. Raha manao hoe "Tiava an'i Jehovah Atrao @ fonao rehetra sns ary ny faharoa izany "TAHAKA" fa tsy hoe latsak'izany aza na faharoa dia "tiava ny namanao".
Ka niova izany io didy io noho ity lalàna vao notsipinina taty aoriana? :roll: :?: 8O 8O 8O
Miova ahoana ? Mampianatra ny lalana nisy i kristy fa tsy nanova izay no fahafantarako azy rakorako a.
Ohatra ity a "Aza mijangajanga hoy ny didy folo " ka dia nataony ho fantantsika fa na tsy mijangajanga aza isika kanefa manana fitsiriritana olona any anaty (plaisire ao anaty saina io ka miteraka antsika hisaina zavatra hafa an'iny olona iny dia efa mijangajanga hoy Kristy
sa ahoana ?
51. niryna
(
26/09/2008 10:40)
rakapy:
Raha dinihina izany ny voalazanao dia tsaratsara kokoa ny tsy miaina raha tsy te ho fahavalon'A/tra?
ny fahafantarako azy dia tsy niteny mihitsy Atra hoe aza miaina.Nanao ny zaatra rehetra izy fa rehefa tonga kosa ilay lavarambo dia nanova ny planin'Atra tamin'ny fiainantsika
Tafiditra amin'izany ohatra ny fampiasana ny sain'ny olona ka nahatonga azy ireo hanohitra ny tenin'Atra na anome azy toerana ambony noho Atra.
Dia alaiko ohatra koa ny fanafody, tsy misy maharatsy azy fa rehefa tonga ao am-pon'ny manampahaizana ny eritreritra dia lasa navadiny ho famonoana zaza tsy manan-tsiny ilay izy(abortion)
Ny fampianarana any an-tsekoly ? tsy misy maharatsy azy koa ,fa misy ihany koa tsy manaiky hidiran'ny fampianarana ny tenin'Atra na koa voasasa ny lohan'ny ankizy dia mivoana amin'izay tsy izy ilay fampianarana
Ny fanamboarana ny zava-maniry dia lasa miova ho fisotroana toaka na rongony manimba ny ati-dohan'ny olona .
Ny TV sy ny Radio sasany izay ankehitriny isaorana ny Tompo fa misy fandaharana fivavahana sy fampianarana fivavahana ,fitaizana ara-panahy ,ary mbola feno koa ireo commercial feno sary vetaveta ,mitanjatanjaka etsy sy eroa ,ny film porno ,ny boky feno sary vetaveta feno .
Ireo dia fitaovana ampiasain'ny satana avokoa ka ny olona no ampiasainy amin'izany.
Eny tafiditra hatrany am-piangonana aza,mampianatra diso na mamitaka fiangonana na efa voaantso hitondra aza ...ohatra daholo ireo .
ireo no lavin'Atra tsy tokony ataontsika ... sa ahoana ?
52. niryna
(
26/09/2008 10:43)
ikaretsaka:
izay ka ono mahagaga ahy ry rakaroka
aza atao mahagaga fa fiainana hiainantsika io ry ika a ,tsy avelan'Atra hisakaiza amin'izao tontolo isika araky ny voasoratra sy tsimpona ooooopppsss
Hianao ihany dia mahafantatra ny tsara sy ny ratsy ,ny tokony atao sy ny tsia.
Ny namana hiarahana na tsia
Ny hinoana na tsia '
Tsy afaka ny hanana tompo roa isika hoy i kristy :D
53. niryna
(
26/09/2008 10:52)
rakapy:io ry ika fa mamaly ny hevitrao rakapy a ...dia anjaran'ny tsi11 no maka izay tandrifiny e ? :D
Ka ilay teny hoe "Izao tontolo " mihintsy anie raha ny fijeriko azy no raisin'ireo xana hoe sens negatif. Ilay izao tontolo izao anefa dia midadasika be ny heviny. Ao ny tsara, ary ao koa ny ratsy. Ao ny fantatra, ao koa ny tsy fantatra sns...
ka inona ilay izao tontolo izao aloha e
Amiko manokana dia tsy misy maha ratsy ny fitiavana an'izao tontolo izao satria "Iza no nanome azy antsika?".
Ka raha ny zavatra nomeny aza tsy tinao, tsy hajainao=D io izao fa misy voalazanao..tsy tianao:arrow:tiava ny namanao tahaka ny tenanao,manaova soa amin'ny fahavalonao fa raha manao izany hianao dia hanangana vain'afo eo an-tampon-dohany ,tsy hajainao:arrow:ny tenantsika ohatra dia tempolin'Atra ,tsy koloinao :arrow:izay mahakolokolo tokoa no manana ny soa ,ary ny soa fianatra e .
, tsy koloinao
Mino marina ve ianao fa tena tia AZY? .Sa ilay tahotra ny ao ambadik'ity fiainana ity no manery anao hitia azy? :-D :-D :-D
tsy mazava
54. niryna
(
26/09/2008 10:53)
rakapy:
lay izao tontolo izao anefa dia midadasika be ny heviny. Ao ny tsara, ary ao koa ny ratsy. Ao ny fantatra, ao koa ny tsy fantatra sns.
fahamarinana:=D
:arrow: mba itovizako hevitra koa io voalazan'ny rakapy io..mbola eto antany tokoa isika aloha izao.Raha manana ny Fanahy Masina voalaza ombieny dia amiko afaka mamantatra ny ratsy sy tsara ka afaka miala aminy koa.Dia tokony hiambina ny tena fa koa tsy hiaina ao anatin'ny tahotra lava.Manjary tena tsy dia hitako hoe inona no atao eto fa tsy aleo tonga dia any ho any ihany raha any ihany no tena paradisa,na hoe passage aza eto ... :( (l)
55. niryna
(
26/09/2008 11:01)
rakaroka:
Marina ny fanamarihan-dRakapy sy "Fahamarinana e: => matoa wa isika "terrien" dia miaina ny zavatry ny tany aloha ary manaraka ny lalàna mifehy izany rehetra. Sady ilay Nahary anie nahita fa "TSARA" avokoa izay nataony koa nahoana no akifika ftsn tahaka izao izany aty aoriana?... Na Izy Nahary aza ni-admirer izany, tsy normaly raha "esorina amintsika ny "admiration" fa dia "tiavina "jiaby jiaby e" !
=D
Atra dia nahafantatra fa tsara avokoa izay zavatra nataoNy....
:D
Genesisy 1
1Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany. ... 12 Ary ny tany naniry ahitra sy anana mamoa samy araka ny karazany avy, ary hazo mamoa izay manam-boa ao aminy, samy araka ny karazany avy. Ary hitan'Andriamanitra fa tsara izany.
56. ikaretsaka
(
27/09/2008 02:41)
ka inona ihany hono no tena tian'i niryna hahatongavana e... tsara izao tontolo iΩao sa ratsy izao tontolo izao? mitsimpona genesisy ndray enao eto manko de hoe tsara...
aza mi flip flop ohatran'io hoa
aza mi flip flop ohatran'io hoa
58. niryna
(
28/09/2008 05:20)
ikaretsaka:
ka inona ihany hono no tena tian'i niryna hahatongavana e... tsara izao tontolo iΩao sa ratsy izao tontolo izao? mitsimpona genesisy ndray enao eto manko de hoe tsara...
aza mi flip flop ohatran'io hoa
:D
