Eto @ serasera: ary raha aseho ny firenena?

81. xxx ( 02/10/2008 11:34)
ni81:

Hanampiko kely: mety ianao nanao xxx76 io mihitsy ange izao ilay lazaiko fa tsy mbola nanao zavatra hafahafa e (nefa manana ps 5) :-D :-D
efa nolazina an'i Ni81 ny tranga hafa ataon'ireny manana ps be dia be ireny, ka mbola mananihany toy ny mody tsy mahalala ihany izy. Sa namany angamba.:roll:


82. ni81 ( 03/10/2008 13:25)
efa nolazina an'i Ni81 ny tranga hafa ataon'ireny manana ps be dia be ireny, ka mbola mananihany toy ny mody tsy mahalala ihany izy. Sa namany angamba.
Namany @ ahoana e! Efa fantatro ny olona RATSY LOHA eto @ serasera, na dia noheverin'ny sasany aza fa hoe IZAHO io olona io. Satria hono mamaly sy manome torohevitra io olona io fa ny ambadik'izay dia LIONA MITAFY HODI-JANAK'ONDRY... Mbola mamerina hatrany aho raha misy manana io fisalasalana io fa izaho dia ni81 fa tsy olona hafa teo aloha nanova PS.
83. yonikafopl ( 07/10/2008 18:31)
74. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 29-09-2008 16:00:41
Lohateny : Re : Eto @ serasera: ary raha aseho ny firenena?
miombon-kevitra tanteraka am vale! aleo aseho e! aseoh ôtômatika hoa fa tsy asiana safidy! faha ny tena idealy aza dia ilay tsy fahafahana manana ps maro satria mahatonga ady saritaka fotsiny iny (somary HS fa ialako tsiny) satria misy dia misy ny olona manana ps maromaro entina andrangitana sy iadivana aman\'olona fotsiny!


ra le we tsy afaka mamorona ps maro ngamba mety ho sarotra ihany ny fomba hanakanana azy,satria raha resaka IP, dia mampanaelo be le oll mpiditra cyber zany, raha resaka email njay afaka mamorona email bedabeeeuuuhh , tsy hisy fika hanakanana io, fa ilay fampisehoana otomatika ny firenena no hitako hevitra mahaomby kokoa.
84. endrika01 ( 09/10/2008 11:27)
70%manaiky:roll:
85. ainaheri ( 20/10/2008 19:34)
Oviana ihany ilay izy vao ivoaka ee?? Ary ilay émoticon mbola tsy mety iany ao @ hafatra an :lol:
86. ni81 ( 20/10/2008 19:50)
Oviana ihany ilay izy vao ivoaka ee?? Ary ilay émoticon mbola tsy mety iany ao @ hafatra an
iny koa mba saika ho lazaiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1344