Eto @ serasera: ary raha aseho ny firenena?

21. xxx ( 16/09/2008 16:52)
Fa inona ilay ady lazain'ny lohabe fa tsy fantatro?? Fa na izany na tsy izany inona ny zvtr ho reglen'ny fampisehona ny firenena ipetrahana?? Ary mino marina koa ny tenako fa tsy hijanona amin'izay ny mpiandraikitra fa hihitra hatrany hatrany io obligation isan-karazany io.

Tsy tsikera ny zvtr ataoko fa mino aho tsinona fa raha hitarina hoe tsy maintsy apoitra daholy ny momba anao rehetra dia hanimba ity serasera ity izany rehefa elaela eo.
22. ni81 ( 16/09/2008 16:55)

Efa milamina ny momba izany lazain'i lohabe izany e! :)
23. xxx ( 16/09/2008 17:09)
xxx:

mba hevitra inona koa izany???
hanimba ny serasera ahoana, ny fanatsaràna azy no kendrena, amiko tsy misy maharatsy ny fampiseoana ny firenena ipetrahana fa mahatsara zavatra io, ny mpanao ratsy no mahana amin'io voalohany izao.:-D

24. xxx ( 16/09/2008 17:35)
ni81:

Fa inona ilay ady lazain'ny lohabe fa tsy fantatro?? Fa na izany na tsy izany inona ny zvtr ho reglen'ny fampisehona ny firenena ipetrahana?? Ary mino marina koa ny tenako fa tsy hijanona amin'izay ny mpiandraikitra fa hihitra hatrany hatrany io obligation isan-karazany io.

Tsy tsikera ny zvtr ataoko fa mino aho tsinona fa raha hitarina hoe tsy maintsy apoitra daholy ny momba anao rehetra dia hanimba ity serasera ity izany rehefa elaela eo.
Efa milamina ny momba izany lazain'i lohabe izany e! :)

ny dinika atao eh!!!!!!!!!!!!!!!!!

25. ni81 ( 16/09/2008 17:54)
ny dinika atao eh!!!!!!!!!!!!!!!!!
fa angaha moa tsy izy ireo rehetra eo aloha ireo?
26. kelly13 ( 16/09/2008 18:08)
miombon-kvt @ i booboo
27. nomenjara ( 16/09/2008 18:24)
xxx:

ni81:

Fa inona ilay ady lazain'ny lohabe fa tsy fantatro?? Fa na izany na tsy izany inona ny zvtr ho reglen'ny fampisehona ny firenena ipetrahana?? Ary mino marina koa ny tenako fa tsy hijanona amin'izay ny mpiandraikitra fa hihitra hatrany hatrany io obligation isan-karazany io.

Tsy tsikera ny zvtr ataoko fa mino aho tsinona fa raha hitarina hoe tsy maintsy apoitra daholy ny momba anao rehetra dia hanimba ity serasera ity izany rehefa elaela eo.
Efa milamina ny momba izany lazain'i lohabe izany e! :)

quote]ny dinika atao eh!!!!!!!!!!!!!!!!!
[/b]

:-D:-D

[/quote]

28. nomenjara ( 16/09/2008 18:27)
ni81:

H.S kely ity angamba: Ny ahy aloha ny hitako mahatonga ny korontana eto dia io resaka tsikera tsikera ataonareo ao @ sary io e! Koa maninona raha tsy asiana tsikera ny sarin'olona moa tsy mety ve? Mijery fotsiny dia milaza hoe faly mahafantatra sns...fa tsy manao hoe ianao toa ohatry ny sahobakaka, na hoe ianao toa ohatry ny totozy ... (ohatra ireo fa angamba tsy mbola nisy nanao izany). Dia rehefa avy eo dia marary ny fon'ilay tompon'ny sary dia lasa @ zay ny vava isan-karazany.

efa nisy niteny izany ve aky tao hoe ianao otran'ny sahona sy totozy?????

toa ianao tompon'ny sary ihany anie dia afaka mamafa ny tsikera e! ka tsy hitako hoe inona no tokony hampatonga ny olana

29. sitlo ( 16/09/2008 18:33)
izaho pour

ho hitatsika eo ry fanenitra isany

booboo> raha ilay raisonnement-nao dia misy koa ny sarotiny amin\'ny fampisehoana ny fireneny. Fa aleo tonga dia aseho daholo hatramin\'ny ip. 8-)
30. ni81 ( 16/09/2008 18:43)
efa nisy niteny izany ve aky tao hoe ianao otran'ny sahona sy totozy?????
efa nazavaiko kosa hoe: "ohatra ireo fa angamba tsy mbola nisy nanao izany ...":lol:
toa ianao tompon'ny sary ihany anie dia afaka mamafa ny tsikera e! ka tsy hitako hoe inona no tokony hampatonga ny olana
f'angaha ilay olona dia ho eo foana mandritry ny fotoana rehetra hanaovan'ny mpisera ny tsikera moa?
31. kelly13 ( 16/09/2008 18:45)
ra resaka sary indray klou amiko d safidin'ilay tompon-tsary no mampiditra sary e, donc, matoa nanana safidy hampiditra sary d efa mivonona kou hahita tsikera e, na ratsy io na tsara le tsikera! hs fa miala tsiny
32. fahamarinana ( 16/09/2008 19:03)
:arrow: lasa lalina be ilay resaka fa ny ahy manokana rehefa izay ihany no fepetra ho raisina ohatra io dia aleo ndray aza aseho daholo ny firenena sy ny ps ary tsy mahazo miovaova ps sy manao xxx,mba hanafoanana ny lainga hoe tsy zà iny,sy ny fanaratsiana olona miafina ka ho hitan'ny be sy ny bobaka eo hoe iza ilay mpanao azy ary sady ahafahan'ny sasany mamaly koa rahatoa ka lainga be na marina ihany koa ny voalazan'ny xxx ireny...efa hitarina ihany ity resaka ity...
sinon ity tenin'ny hery farany teo ity no hitako raisonnable indrindra.
sefo Hery:
Sosokevitra fahatelo.
Na aseho na tsy aseho. Izany hoe eo amin'ilay hoe Firenena dia misy hoe Aseho ve sa tsy aseho. Raha aseho dia tsy mifidy firenena ianao fa izay firenena tena misy anao no asehon'ny takelaka. Raha tsy tianao haseho izany dia fidinao fotsiny ilay hoe tsy aseho.

Dia miandry ny fiovana sns zany ny mpisera e...:) (l)
33. ni81 ( 16/09/2008 19:06)
lasa lalina be ilay resaka fa ny ahy manokana rehefa izay ihany no fepetra ho raisina ohatra io dia aleo ndray aza aseho daholo ny firenena sy ny ps ary tsy mahazo miovaova ps sy manao xxx,mba hanafoanana ny lainga hoe tsy zà iny,sy ny fanaratsiana olona miafina ka ho hitan'ny be sy ny bobaka eo hoe iza ilay mpanao azy ary sady ahafahan'ny sasany mamaly koa rahatoa ka lainga be na marina ihany koa ny voalazan'ny xxx ireny...efa hitarina ihany ity resaka ity...
sinon ity tenin'ny hery farany teo ity no hitako raisonnable indrindra.
:lol: :lol: :lol:
34. tywa68 ( 16/09/2008 19:12)
Kelly13 : zao saika hampiditra sary d nihemotra :-D :-D sao lasa mahazo totozy eo :lol:

Hery : avelao zay tiana aseho no apetraka fa manjary maha-be olana e (efa hoe mahay mamoron-dainga avokoa, d wain be izay niseho taloha hoe atsy amerika nefa atsy mozambika no mipetraka, manjary rava ny tsenany :-D :-D

35. fahamarinana ( 16/09/2008 19:15)
:arrow: :-D :-D ,tywa koa vao maika manampy trotraka... (l)
36. tywa68 ( 16/09/2008 19:28)
koa hita fa zany koa ! tsy efa nikoropaka haingana nanova zay hoe sao gain eo :-D :-D
37. hery ( 16/09/2008 19:38)
Oupsss.

Sao dia afangaronareo le resaka:

1. Ao amin'ny site namana.serasera.org no nolazaiko. Ao ihany no misy hoe mampiseho ny mombamomba azy. Ary ao aza dia mbola tsy voatery mampiseho ny mombamomba...

2. Tsy manova lalàna aho. http://namana.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p46e8ed7f0e11c fa voalaza ao hoe ny marina ihany no asehon'ny namana rehefa mameno izy ka mba tsy hanahirana ny namana hitady ny marina dia aleo ny ordi no hitady azy.

3. Ny antony dia tsy resaka hoe ady sns akory. Ny antony dia satria misy olona miantehitra amin'ny serasera rehefa hitady namana. Averiko indray, ny site namana no resahiko eto. Misy olona mitady Gasy any Argentine, dia ny serasera no ianteherany amin'izany satria ny serasera no mirehareha hoe ifandraisan'ny Malagasy manerana ny tany... ary misy milaza hoe avy any Argentine. Mba hampiverina izay lanjan'ny serasera nananany taloha izay koa no anton'io.

38. karinah ( 16/09/2008 19:39)
sitlo:

izaho pour

ho hitatsika eo ry fanenitra isany

booboo> raha ilay raisonnement-nao dia misy koa ny sarotiny amin'ny fampisehoana ny fireneny. Fa aleo tonga dia aseho daholo hatramin'ny ip. 8-)
Amiko aloha tsy hitako ny olana amin'ny fampisehoana ny firenena misy ahy, sady tsy ilaozan'ny tsy ho fantatr'olona fona ange oe aiza iny no mipetraka, ny eto surtout lasa réel le resaka virtuel amin'ny alalan'ny fety sy fihaonana ireny ka tsy hitako ny olana, raha tsy oe angaha ilay olona misafidy ny hampiasa ny takelaka ftsn fa tsy te hiaraka amin'ny rehetra rehefa fety. Ny hoe miaro tena fa ny resaka virtuel tsy hay tsy hay dia tsy dia hitako ny hatahorana raha ny firenena hipetrahanao ftsn no aseho, ary rehefa matahotra fantasme dia tsy mamoaka sary fotsiny izao dia tsy fantatr'olona e.
Lafy rstainy aloha , amiko: tsy hitako loatra.
Lafy tsarany: mba tena ho sérieu ilay fifandraisana, ireny fepetra atao any à site sasany ireny aza anie no mahatonga ny gaboraraka sy ny fanararaotana satria tsy hita izay hitazomana ny momba ilay olona raha sanatria manao zavatra tsy mety izy, viol ohatra, na fita-pitakin'ny net izay hita etsy sy eroa.
Izay ny ahy no mba hevitro.

39. nomenjara ( 16/09/2008 19:39)
kelly13:

ra resaka sary indray klou amiko d safidin'ilay tompon-tsary no mampiditra sary e, donc, matoa nanana safidy hampiditra sary d efa mivonona kou hahita tsikera e, na ratsy io na tsara le tsikera! hs fa miala tsiny

ka izay mantsy aky! e! efa mivonona ny saina hoe tatazana daholo izay tsikera azo ao na ratsy io na tsara, raha ratsy dia fafaina raha tsara dia

:D

:-D
40. xxx ( 16/09/2008 19:43)
lasa lalina be ilay resaka fa ny ahy manokana rehefa izay ihany no fepetra ho raisina ohatra io dia aleo ndray aza aseho daholo ny firenena sy ny ps ary tsy mahazo miovaova ps sy manao xxx,mba hanafoanana ny lainga hoe tsy zà iny

io no tena tsara hisian'ny filaminana e! efa lazaiko fa na misy efa tratra izao aza de minia mandà ihany tssss :-D tsy izaho tsy izaho, mino ve mino ve???? :-D
lainga ny momba azy, lainga ny sary lainga ny zavatra hataony rehetra :-D manararaotra manao daninn'ny kibony mitsy satria virtoaly. 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4569