Eto @ serasera: ary raha aseho ny firenena?

41. ni81 ( 16/09/2008 19:45)
hoy i tsiky dia ampy
Oupsss.
:) mazava be fa misaotra o!
42. nomenjara ( 16/09/2008 19:50)
tywa68:

koa hita fa zany koa ! tsy efa nikoropaka haingana nanova zay hoe sao gain eo :-D :-D


oayyy! ary aleo ovaiko koa ny ahy fa ny ahy tsy marina fa any mahajanga fa tsy tanà

:-D wain be eo!
matetika tokoa rehefa hiditra membre amin'ireny site vazaha ireny fa tsy maintsy zavatra marina daholo no soratanao ao afa tsy ny taona ohatra fa indrindra ny toerana ipetrahana io raha tsy marina ianao miditra ao dia tsy mety vita mitsy ny famoronana ny compte nao, efa tratra matetika aho mantsy.
43. ratonga ( 16/09/2008 20:19)
ity tenin\'ny hery farany teo ity no hitako raisonnable indrindra.

Hoy i sefo Hery:
Sosokevitra fahatelo.
Na aseho na tsy aseho. Izany hoe eo amin\'ilay hoe Firenena dia misy hoe Aseho ve sa tsy aseho. Raha aseho dia tsy mifidy firenena ianao fa izay firenena tena misy anao no asehon\'ny takelaka. Raha tsy tianao haseho izany dia fidinao fotsiny ilay hoe tsy aseho.

mitovy hevitra @ i fama....:lol:
ra zah manokana alou dé tsy olana amiko na aiza na aiza fa solosoloiko fôna ny ahy ny firenena hatramizay, refa mba té irozirôzy dé ovaina zara ara mba hafaka mandé etsy sy éroa eto:-D :-D :-D
44. vale ( 16/09/2008 21:39)
:lol: :-D :-D :-D ratonga! :lol:
45. sakaizakely ( 16/09/2008 21:43)
vale> ratonga zao tena mbola variana be mamaky plan ary ambadika ary ;-)

zany oe somary nibolisatra tary am Dunes izy ka asa raha ho tafaverina au point de départ ihany =)) =)) =)) =))
46. orona ( 17/09/2008 05:02)
Tsy tia hahita aho :-D :-D :-D
47. vale ( 17/09/2008 11:13)
petitesakaiza> :lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :lol: sodé ozy ratonga oe tsy manaikitra ny trondro ve? =)) =)) =)) :-$ :lol:
48. vale ( 17/09/2008 11:15)
... :-D :-D :-D tafaverina ato ihany izy fa mila guide!...; :lol:
49. tsiambaratelo ( 17/09/2008 12:05)
hery:
Hatramin\'izao dia mbola mionona amin\'izay apetraky ny namana tsirairay isika amin\'ny toerana misy azy. Izay mameno ny mombamoba azy dia afaka mampiseho hoe aiza no toerana misy azy, dia izay ihany no niaretan\'ny rehetra na marina na lainga. Hatramin\'izao dia ny admin ao @ namana (pratiquement olona 3) ihany no mahita hoe aiza marina ny tena toerana misy ny namana iray. Ny eritreritra dia hoe hitarina io fa tsy ny admin fotsiny no mahita hoe aiza ilay olona. Tsy haseho ny ip fa ny toerana na firenena misy azy. Inona ny lafy ratsiny sy lafy tsarany? (... tsisy ok arany :-p)
Lafy ratsy>>>>>>> Misy namana mipetraka an-dafy de tsy tiany ho fantany pokona dia lazainy wé Madagascar na ny iray @faritany enina,no misy azy ,tsy te hisehoseho izy :-D.Lafy tsara>>>>>>>>tsy ahafinaritra ve ny fahalalany namana iray ny firenena tena ipetrahanao ny culture misy ao @io firenena io,sns.Fa lainga lainga alou fa maro be ny namana mipetraka an-dafy fa izy tsy iteny wé aty an-dafy,fa ny faritany ipetrahany any Dago no lazainy é,mba ialana @le namana sasany tsy minamana na mitafa raha tsy par interet:-P:-D :P
50. ratonga ( 17/09/2008 12:15)
tongava any @ Palmeraie ry Vale fa andrasanay sy titsakaiza any é! :-P :-D i Kellyterezy ko hono ha avy any, tsy mila guide zany fa ny direksiô an'i Kysdress arahana dé tonga any =)) =)) =))
51. xxx ( 17/09/2008 12:21)
8O 8O
Fa lainga lainga alou fa maro be ny namana mipetraka an-dafy fa izy tsy iteny wé aty an-dafy,fa ny faritany ipetrahany any Dago no lazainy é
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ka gasy tsinn de ny gasy avy any dago daholo :-D :-D :-D :-D :-D :-D
52. vale ( 17/09/2008 23:41)
ratonga:

tongava any @ Palmeraie ry Vale fa andrasanay sy titsakaiza any é! :-P :-D i Kellyterezy ko hono ha avy any, tsy mila guide zany fa ny direksiô an'i Kysdress arahana dé tonga any =)) =)) =))


Ratonga> d
e tsy maintsy oentinao any amle toerana bedebee zay koh!..
:-D :-D :-D .... :°)
53. lohataona ( 18/09/2008 13:57)
Asehoy re rasefo fa izahay ao @ ilay tany midadasika be feno olona iny dia samy tambanivohitra aby e! :) :)
54. lohataona ( 18/09/2008 13:58)
Atagny ambala aby!
55. ainaheri ( 18/09/2008 17:38)
Tena miombo-kevitra tanteraka aho ry hery aa,aleo marina atao an'zay mba ho matotra koukou,zany oe aoka ny ip hijanona sekiré porofosonely :lol: :lol:
56. tsiambaratelo ( 18/09/2008 18:33)
:-w:-w:-w:wink:
57. ainaheri ( 19/09/2008 04:57)
tsiambarathree:
Lafy ratsy>>>>>>> Misy namana mipetraka an-dafy de tsy tiany ho fantany pokona dia lazainy wé Madagascar na ny iray @faritany enina,no misy azy ,tsy te hisehoseho izy


Tsy itako izay lafy ratsiny @ zany,matoa ianao miditra eto vonona ianao zay haneno ny maha anao anao na dia sombiny kely fotsiny aza, fa tsy misy mpaminany akory eto ka; hanokatra ps aho d hisy ahafantatra ve? raha tsy oe hamoaka sary angamba aho na koa ny 1 @ reo admin no milaza zany!! Raha tsy za rery no petraka @ ilay firenena kou.... :lol:
58. Xp ( 19/09/2008 12:35)
ainaheri>>> :lol: :lol: :lol:

tena ho tratra amin'izany ben laden tstyyyyyyyyy
59. Tokinao ( 19/09/2008 16:35)
Mba te hanamarika tranga mety hiseho fotsiny :
Misy @ olona sasany : tsy tiany ho hita ny firenena misy azy noho ny antony momba ny asa, ao koa ireo tsy te haneho izany noho ny antony maro.

Raha ilay hoe : "mba tsy ahafahan'ny sasany manaonao foana no tanjona" dia hoy izaho hoe : ny olona mpanaonao foana sy mpiteniteny foana ange ka efa kinga eto @ aterineto e. Ka hahita hevitra foana izy (mamorona ps hafa, sns). Fa dia ireo zazabodo vao nahita aterineto, sy tsy namakafaka no hizara ny "fiainany manokana" @ tsy nahiny.

eritreritra ka alefa :) fa ny admin no tompkn'ny teny farany e :)



60. ainaheri ( 19/09/2008 18:50)
Aleo ivoaka sefo aa,za tena manohana zato isanjato,ny antony manko mba hialana @ eritreritry ny sasany,fa ny tsy azoko oe inn ny manahirana raha fantatry ny oul ny firenena ipetrahanao? Matahotra ny ho kobo ireny be ps sy kifetsifetsy ireny!!! Aleo ivoka sefo mba ho matotra kokoa ny serasera aa!!
D asio tsiky fotsiny ho an'izay tsy mankatoa :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0323