Eto @ serasera: ary raha aseho ny firenena?

61. sakaizakely ( 20/09/2008 06:28)
ainaheri> za tsy te havoaka fa matahotsa ka :-D :-D :-D

Tokinao:
ny olona mpanaonao foana sy mpiteniteny foana ange ka efa kinga eto @ aterineto e. Ka hahita hevitra foana izy (mamorona ps hafa, sns). Fa dia ireo zazabodo vao nahita aterineto, sy tsy namakafaka no hizara ny "fiainany manokana" @ tsy nahiny.


Mazava angamba izay, tsy hitako izay hanampiana azy =D> =D> =D> =D>


62. xxx ( 20/09/2008 07:19)
Raha ilay hoe : "mba tsy ahafahan'ny sasany manaonao foana no tanjona" dia hoy izaho hoe : ny olona mpanaonao foana sy mpiteniteny foana ange ka efa kinga eto @ aterineto e. Ka hahita hevitra foana izy (mamorona ps hafa, sns). Fa dia ireo zazabodo vao nahita aterineto, sy tsy namakafaka no hizara ny "fiainany manokana" @ tsy nahiny.


ka izay indrindra no tsara hampishoana ny firenena hiaviana, na hamorona ps impiry aza izy ka hita taratra hoe ary toa avy any foana no misy ilay ps hôribla be dia efa mba mahatonga saina ny mpiforum ihany:-p
araka ny efa lazaiko etsy ambony foana hoe na efa tratra izao aza izy dia hoe tsy izaho tsy izaho ihany he he hehe! mandainga be. Mamita-bahoaka:-D
Misy aloha efa tena krapilo mihitsy e! efa tena zàtra ady mitsy ...ary izay no hanararaotany hanaovany ny danin'ny kibony hampiharana ny haratsiana rehetra amin'ny alalan'ny fifandraisana vrtuel.
63. yonikafopl ( 20/09/2008 14:00)
Za kou de momba zato isanjato ilay hampisehoana ny firenena misy, otran any am site hafa tonga de miseho eo akaikin'ny ps eo ny sarin'ny sainampirenena misy anao, sady mba manome endrika kounkou nge le mahita sary saina kely bedabe eee.
fa io araka ny voalazan'ny namana sasany we ze manao ratsy ihany no matahotra ny hisehoan'ny firenena misy azy, inn ngefa ny olana ??tsy enao rery marina nge no any amin'io forenena ipetrahanao io e, ka inn mahamahana anao raha aseho ny firenena??
64. tsiambaratelo ( 23/09/2008 17:36)
ainaheri:

tsiambarathree:
Lafy ratsy>>>>>>> Misy namana mipetraka an-dafy de tsy tiany ho fantany pokona dia lazainy wé Madagascar na ny iray @faritany enina,no misy azy ,tsy te hisehoseho izy


Tsy itako izay lafy ratsiny @ zany,matoa ianao miditra eto vonona ianao zay haneno ny maha anao anao na dia sombiny kely fotsiny aza, fa tsy misy mpaminany akory eto ka; hanokatra ps aho d hisy ahafantatra ve? raha tsy oe hamoaka sary angamba aho na koa ny 1 @ reo admin no milaza zany!! Raha tsy za rery no petraka @ ilay firenena kou.... :lol:



ainaheri>inn njay zany haneno ny momba anao zany=))=)) vazivazy fa zah kopy e :-P
65. tsiambaratelo ( 23/09/2008 17:52)
Yonika>njy sy i ainaheri mahita vocabulaire manapa-tsinay ahy mintsy a,inn zany forenena =)) hé vazivazy a =))ayyy aoka alou ajanona lay fiomehezana fa manevika be zah klé
66. ainaheri ( 24/09/2008 08:46)
tsiambarathree>> amboariko eo f'efa mikozy za zay an =)) =)) =))

Za mbola manohana fona ilay fanehoana firenena, satria tsisy mahakasika ny mombamombanao mihitsy iny,ny antony tsy ianao irery no mipetraka @ ilay firenena,donc amikotsisy tokony ahasakana anehoana an'izany...Araka ilay voalazan'i hery oe hitady oul ianao d aona ny ahafantarana oe any marina ilay olona raha samy mandainga ny fiaviany daholo?
Ny antony anohanako azy d misy oul mifanoratra amiko zay milaza fa any dago,d nangataka num-ny aho kay ilay izy blao,nantsoiko d oul tsy mahalala zany site sera² zany akory no namaly ahy :twisted: :twisted: Lasa ny eritreritro teo oe,io oul mifanoratra amiko io zany mety ety ivelany...Mba matatro iany fa tsy mitondra ho aiza ilay mifandaingalainga :lol:
67. ni81 ( 24/09/2008 08:55)
Za mbola manohana fona ilay fanehoana firenena, satria tsisy mahakasika ny mombamombanao mihitsy iny,ny antony tsy ianao irery no mipetraka @ ilay firenena,donc amikotsisy tokony ahasakana anehoana an'izany...Araka ilay voalazan'i hery oe hitady oul ianao d aona ny ahafantarana oe any marina ilay olona raha samy mandainga ny fiaviany daholo?
Ny antony anohanako azy d misy oul mifanoratra amiko zay milaza fa any dago,d nangataka num-ny aho kay ilay izy blao,nantsoiko d oul tsy mahalala zany site sera² zany akory no namaly ahy Lasa ny eritreritro teo oe,io oul mifanoratra amiko io zany mety ety ivelany...Mba matatro iany fa tsy mitondra ho aiza ilay mifandaingalainga
ka raha toa ka efa izay no tian'ilay olona atao hoe tsy hilaza ny marina momba ny firenena misy azy (mandaingalainga) dia tsy hisy vokany fa afaka hiteny izy hoe aty amerika aho nefa izy ao antsirabe e! :lol:
68. tsiambaratelo ( 24/09/2008 10:48)
ainaheri:
tsiambarathree>> amboariko eo f\'efa mikozy za zay an =)) =)) =)) Za mbola manohana fona ilay fanehoana firenena, satria tsisy mahakasika ny mombamombanao mihitsy iny,ny antony tsy ianao irery no mipetraka @ ilay firenena,donc amikotsisy tokony ahasakana anehoana an\'izany...Araka ilay voalazan\'i hery oe hitady oul ianao d aona ny ahafantarana oe any marina ilay olona raha samy mandainga ny fiaviany daholo? Ny antony anohanako azy d misy oul mifanoratra amiko zay milaza fa any dago,d nangataka num-ny aho kay ilay izy blao,nantsoiko d oul tsy mahalala zany site sera^2 zany akory no namaly ahy :twisted: :twisted: Lasa ny eritreritro teo oe,io oul mifanoratra amiko io zany mety ety ivelany...Mba matatro iany fa tsy mitondra ho aiza ilay mifandaingalainga :lol:
Amboarina hanaovana mofo baolina ve =))=))=))=)) zah njay alou tato aminy namana,ayyi ka i e... ;nanomé fone vrai an zay rehetra nitady izany,de za irarah na aiza izy mipetraka fa refa mahazo SMS sy misy miantso sy mibip foana de faly ery!Manaraka eo ihany ny fahafatarana tsikelikely ny marina;raha wé olon-tina kosa alou no mitoraka bilao mandiso fanantenana de tena mampite hikorikory voamadio mata be miaraka @sira sy sakay! Zah kounkou dakaoro na malaza be mpankahala aza ny pays itadiavanay ravina maintso :-P
69. ainaheri ( 24/09/2008 11:20)
Mety doli zay azo anamboarana azy :lol: :lol:


Ny blem @ ilay izy d sera² no voatonana t@ zay satria tsy maintsy nampitsahiviko azy fa izy no nanome num ahy tao @ sera²,indrisy mou fa ramatoa efa nahazoazo taona zay no namaly ahy,tondé d kenda za ra nilaza izy fa tsy mahalala zany sera² zany:oops: ,hany heriko nilaza hoe;" dsl fa diso num" :-P
70. tsiambaratelo ( 25/09/2008 05:45)
ainaheri:

Mety doli zay azo anamboarana azy :lol: :lol:


Ny blem @ ilay izy d sera^2 no voatonana t@ zay satria tsy maintsy nampitsahiviko azy fa izy no nanome num ahy tao @ sera^2,indrisy mou fa ramatoa efa nahazoazo taona zay no namaly ahy,tondé d kenda za ra nilaza izy fa tsy mahalala zany sera^2 zany:oops: ,hany heriko nilaza hoe;" dsl fa diso num" :-P



ntsôôô,napalahelo njay zany toi kou,nefa kou arabarabao ny ao @phone ao fa tsy fantatra izay ho Rafozanina e =))=))=))
71. ari.malala ( 26/09/2008 09:03)
zay vao hamaly! dakoro 100% amle hoe aseho ny firenena iaviana! aseho ôtômatika fa tsy asiana safidy hoe aseho sa tsy aseho!
72. tsiambaratelo ( 26/09/2008 10:12)
ari.malala:

zay vao hamaly! dakoro 100% amle hoe aseho ny firenena iaviana! aseho ôtômatika fa tsy asiana safidy hoe aseho sa tsy aseho!



=D=D=D
73. tsiambaratelo ( 26/09/2008 10:12)
ari.malala:

zay vao hamaly! dakoro 100% amle hoe aseho ny firenena iaviana! aseho ôtômatika fa tsy asiana safidy hoe aseho sa tsy aseho!



=D=D=D
74. vale ( 28/09/2008 16:53)
Tsy aseho ny firenena, efa mahazo safidy koa na hampiseho sary na tsia, ny taona nahaterhana efa facultatif, de mbola inn ihany no mampatahoatra ny hanehoana ny Firenena misy anao, koa raha tsy enao irery marina no mipetraka ao koh!! :roll: , ary ny hoe tsy te hisehoseho, tsy hitako izay dikan'ny hoe fisehosehoana amin'ny firenena hipetrahana, raha ivelan'i Madagasikara no misy anao, izay no marina ka inn no handaingana oe mipetraka Mkara aho, tsy hitako!! Sady tsy hitako ny maha fisehosehoana amin'izany!! :roll: .. aleo mihintsy aza raha izaho manokana hisy ny mangarahara mba tsy hisian'ny olona mpanjakazaka eee!! mankaleo loatra manko ny mahita ny sasany manao izay danin'ny kibony ho soratana ee!!
Fanehoana hevitra tahaka ny rehetra ihany koa ny ahy iny, fa ianareo ihany no manampan-kevitra . ^:^
75. ari.malala ( 29/09/2008 14:00)
miombon-kevitra tanteraka am vale! aleo aseho e! aseoh ôtômatika hoa fa tsy asiana safidy! faha ny tena idealy aza dia ilay tsy fahafahana manana ps maro satria mahatonga ady saritaka fotsiny iny (somary HS fa ialako tsiny) satria misy dia misy ny olona manana ps maromaro entina andrangitana sy iadivana aman'olona fotsiny!
76. ni81 ( 29/09/2008 14:19)
miombon-kevitra tanteraka am vale! aleo aseho e! aseoh ôtômatika hoa fa tsy asiana safidy! faha ny tena idealy aza dia ilay tsy fahafahana manana ps maro satria mahatonga ady saritaka fotsiny iny (somary HS fa ialako tsiny) satria misy dia misy ny olona manana ps maromaro entina andrangitana sy iadivana aman'olona fotsiny!
O ry ari a! na manana ps 100 aza ilay olona rehefa tsara toetra izy dia tsara toetra foana. Misy olona ato hitako manana ps 5 angamba izy zay (tsy izy na hoe olona hafa no nilaza tamiko hoe zà io, fa haiko @ firesany) fa tsy mbola naninona mihitsy izy hatrizay. Izay niseho taloha t@ zà tsy mpiditra teto no tsy haiko an!
77. xxx ( 30/09/2008 17:41)
Soa iany fa nasianao reserve fa tena tsy ao marina ianao. Ny ps hafa izy miseho ho tsotra sy maka namana be ery, fa ny ps-ny hafa rehefa haneho ny tandrony @ izay izy, sakaizan'ady mihitsy. Sady ny azy koa xxx no tena fanaony fa tsy haneo aminao ny toetra ratsiny izy. Ataony hoe fantatrareo aho manao xxx ity fa tsy tiako avoaka satria tsy tiako hivoaka any @ page d'acceuil. ni81 zany mbola tsy mahalala dia mirary soa fa ny efa mahalala efa :D sy :miam: pop corn sisa refa mivoaka izy. Efa fotoana hihetsehany izao fa mahandrasa kely ange e. Sady izy mahay miatsaravelatsihy refa diso an. Miseho ho victime foana izy. Dia tantarainy izao tantara sy angano t@ roa voalana na roa taona lasa, dia manao vengeance hono izy. Tsy hay intsony na marina na diso fa tonga dia soratra lava be mameno ecran. Tsy haiko na secretera angamba izy fa ra za no manoratra ireny dia adiny iray tsy latsaka. Mety hoe 5 ny ps fantatrao momba azy, fa ny tantatrao???
Ka io na aseho aza ny firenena ny ratsy tsy kely lalana, fa aleo ny tombotsoa no jerena. Mora kokoa ny mitady namana.
78. ni81 ( 30/09/2008 18:17)
Ka io na aseho aza ny firenena ny ratsy tsy kely lalana, fa aleo ny tombotsoa no jerena. Mora kokoa ny mitady namana
Ka izaho aloha tsy mitady namana manokana fa namako daholo izay miresaka eto kou! :lol: Mamaly aho rehefa mahita avaly, mananihany aho rehefa izay koa, mametraka dinika aho rehefa misy tiako ampitaina sns e! Ary maninona ianao no manao xxx milaza io resaka io? F'angaha ianao hanonona hoe i ranona na i ranona moa? Sa ianao minamana @ io xxx hafa lazainao io ihany rehefa miseho @ tena ps-nao? :)
79. ni81 ( 30/09/2008 18:23)
Hanampiko kely: mety ianao nanao xxx76 io mihitsy ange izao ilay lazaiko fa tsy mbola nanao zavatra hafahafa e (nefa manana ps 5) :-D :-D
80. ainaheri ( 02/10/2008 04:55)
ni81>> za mbô atôvy namana manokana hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0906