Mpino kristiana????

81. cutie ( 16/08/2008 14:19)
cutie an,izao dia efa lasa ka.
:wink: :wink: :wink: :wink:
82. cutie ( 16/08/2008 14:20)
misy fotopisainana zen milaza hoe "ici et maintenant"ary io dia ilay efa averimberinay sy ika foana hoe ataovy tsara ny androany nao,fa tonga tsara hoazy ny hampitso.aza maika sy manahy ny ampitso,fa izay ahatsara ny androany atao,fa rah atanteraka izay dia hilamin any hampitsonao.

tena efa tao marina i fijo raha zany :-D
83. ikaretsaka ( 16/08/2008 17:24)
misy an\'izay ange ry cutie hoe ..
un jour a la fois e

tomorrow is mystery
yesterday is history
today is a gift
84. cutie ( 16/08/2008 20:41)
aleo hilamina de hisesy zany :-D
85. ikaretsaka ( 16/08/2008 23:52)
izay mihitsy
86. cutie ( 17/08/2008 13:44)
hay ve e za ve nahalala :)
ny ahy manko tsy maintsy we zao de zao foana ny zava-drehetra efa hatramizay mitsy :-D :-D :-D :-D :-D
87. ikaretsaka ( 18/08/2008 05:09)
za aza mpanao plan ny asako fa indraindray tsy maintsy tratran'io aleo hilamina de hisesy io androany aloha.. rehefa sendra tsy mifanaraka @ plan anao ny fitrangan'ny zavatra androany
88. prime ( 18/08/2008 11:03)
cutie:
Tsy misy resaka mi vider esprit sy ny tariny zany io fa resaka concentration fotsiny
... Mbola ho tonga amin'izay ianao raha tena hiditra lalina fa tsy maninona hoe mbola ilay "phase de concentration" aloha izao...
fijo:
prime,ka rehefa libre ngaha le esprie de voasakana tsy hino ny finoany intsony?????tsy misakana azy izany,fa mety vao miha hampino kokoa ilay olona efa mino.
... Ny kristiana tsy mandalo io rehefa manao méditation satria amin'ny finoana kristiana dia tsy misy izany "esprit vide" izany fa na ny Fanahy Masina ny ao na Satàna...
fijo:
misy fotopisainana zen milaza hoe "ici et maintenant"ary io dia ilay efa averimberinay sy ika foana hoe ataovy tsara ny androany nao,fa tonga tsara hoazy ny hampitso.aza maika sy manahy ny ampitso,fa izay ahatsara ny androany atao,fa rah atanteraka izay dia hilamin any hampitsonao.
... Misaotra mizara...
niryna:
marina izany ary dia mila manatona an'i kristy isika izao fa tsy fantatra izay fahatongavan'ny fahafatesana na rahovianla na rahoviana,mila mihomana ,mila miambina
... Misaotra mampatsiahy... tena goavana be io fiainana ao amin'ny fiambenana io...
ika:
prime>tsy i jesosy irery ihany fa ny trinite ka....
... Iray ihany ireo... fa Jesosy no efa nomena ny fahefàna rehetra any an-danitra sy ety an-tany...
89. prime ( 19/08/2008 10:09)
ikaretsaka:
za aza mpanao plan ny asako fa indraindray tsy maintsy tratran'io aleo hilamina de hisesy io androany aloha.. rehefa sendra tsy mifanaraka @ plan anao ny fitrangan'ny zavatra androany
... Tsy tompony tokoa fa mpindrana...
90. ikaretsaka ( 19/08/2008 15:18)
Hoy i ika:
prime>tsy i jesosy irery ihany fa ny trinite ka....

hoy i prime
... Iray ihany ireo... fa Jesosy no efa nomena ny fahefàna rehetra any an-danitra sy ety an-tany...



prime> raha ny tanana ve no manao ny asany dia ny tongotra no omen-boninahitra?
91. prime ( 20/08/2008 07:21)
ikaretsaka> Iray ihany ireo... rehefa tsy azonao izany dia tsy ho azonao mihitsy hoe iza io Andriamanitry ny kristiana io...
92. cutie ( 20/08/2008 13:14)
prime [ Valio ] 18-08-2008 13:03:26
Lohateny : Re : Mpino kristiana????
Hoy i cutie:
Tsy misy resaka mi vider esprit sy ny tariny zany io fa resaka concentration fotsiny
... Mbola ho tonga amin'izay ianao raha tena hiditra lalina fa tsy maninona hoe mbola ilay "phase de concentration" aloha izao...

fa nga moa i prime efa tao no sahy miteny an'io?? sady sur mitsy :-D :-D :-D :-D
93. prime ( 21/08/2008 11:50)
cutie> Efa nilaza ny momba ahy aho dia ho fantatrao hoe iza...

Tsy io ihany no nataoko fahiny fa mbola ratsy noho izany aza... tsy efa nambarako va izany???
94. cutie ( 21/08/2008 13:50)
tsy nahita an'zany za fa avereno :-D
95. ikaretsaka ( 21/08/2008 14:39)
prime:

ikaretsaka> Iray ihany ireo... rehefa tsy azonao izany dia tsy ho azonao mihitsy hoe iza io Andriamanitry ny kristiana io...


ny vatana no tenenina (TRINITE) fa tsy mety izany hoe ny tanana (ny FM) no nanao ny asany dia ny tongotra (Jesoa) !

mitovy tsy misy hafa amin'ny heo raha marary nify ianao tsy ho any @ gyneco (ataovy serieux hoa de mandraisa ohatra @ fiainana fa mbola eto an-tany)
:-D :-D ! satria hoe samy doko ihany ny dentiste sy ny gygy
96. prime ( 22/08/2008 11:53)
cutie:
tsy nahita an'zany za fa avereno
... Tsy mety fa manalava resaka fotsiny... sady tsy izaho loatra no "important" fa ilay Jesosy...
ika:
ny vatana no tenenina (TRINITE) fa tsy mety izany hoe ny tanana (ny FM) no nanao ny asany dia ny tongotra (Jesoa) !
... Dia ahoana ny finoanao ilay nanambaran'i Kristy ny tenany nanao hoe :
"Izaho sy ny Ray dia iray ihany." Jaona 10:30

Dia hoy koa Izy :
"Ary hoy Jesosy: Izaho no Izy; ary ho hitanareo ny Zanak'olona mipetraka eo ankavanan'ny Hery sady avy eo amin'ny rahon'ny lanitra." Marka 14:62

Adinon'i Ika ve ilay fanontaniana goavana napetraky ny Apostoly Filipo? nanao toy izao amin'ny anaran'i Jesosy : "8 Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay.9 Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanareo hoe: Asehoy anay ny Ray?10 Tsy mino va ianao fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko? Ny teny izay lazaiko aminareo, dia tsy avy amiko izany lazaiko izany; fa ny Ray mitoetra ato amiko no manao ny asa.11 Minoa Ahy fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko; fa raha tsy izany, dia minoa Ahy noho ny asa ihany aza." Jaona 14:8-11

"Ary Jesosy nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany;" Matio 28:18

"fa tao aminy no nahariana ny zavatra rehetra any an-danitra sy ety ambonin'ny tany, dia ny hita sy ny tsy hita, na fiandrianana*, na fanjakana, na fanapahana, na fahefana, Izy no nahariana ny zavatra rehetra, sady ho Azy izany; [* Gr. seza fiandrianana]" Kolosiana 1:16

"mba ho amin'ny anaran'i Jesosy no handohalehan'ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra, na ny ety an-tany, na ny any ambanin'ny tany," Filipiana 2:10

Jesosy mihitsy no tompon'ny voninahitra fa tsy misy tongotra sy tanana azo anoharana Azy...

Ka na ny trinite no omena voninahitra, na Jesosy no omena voninahitra dia iray ihany izany... manambara ny mha-Izy Azy, ilay Andriamanitra Tompon'ny Tompo sy Mpanjankan'ny Mpanjaka...
97. cutie ( 22/08/2008 13:46)
o ry prime a de we zazen ve no nataonao t@ zany
aza mampiresaka wa :-D :-D :-D :-D :-D
98. fijo ( 22/08/2008 21:11)
hoy prime:"Tsy io ihany no nataoko fahiny fa mbola ratsy noho izany aza..."fa ngaha ratsy io ??????????mampanahy rah aizay no fahitan'i prime azy.
satria ny bodisma dia tsy mba mitsara finoan'olona,fa manaparitaka ny fahendrny.
99. ikaretsaka ( 23/08/2008 18:12)
.. Dia ahoana ny finoanao ilay nanambaran'i Kristy ny tenany nanao hoe :
"Izaho sy ny Ray dia iray ihany." Jaona 10:30


Iray ihany=Andriamanitra
100. LazaDaddy ( 25/08/2008 02:25)
prime> indrisy fa ny fiangonana lehibe ankehitriny mihitsy no minia tsy miresaka ny "sanctification" mba hisintonany ireo olona lazainy fa "seeker". Sao hono manafitohina ny olona fa tsy rarahany loatra raha Andriamanitra no tafitohina.

Ohatra amin'ireo fiangonana ireo: Willow Creek, USA (Rick Warren, Bill Hybels), New Creation Church, Singapore (an'i Joseph Prince), Church Growth Movement, USA (Bill Hybels), etc...

Matio 24:10-11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0846