Mpino kristiana????

101. ikaretsaka ( 25/08/2008 02:39)
le new creation church aloha toa bizna koa
sady mifangaro mantsina ao aby na voanjo alika na paketomisma (pate kaontista) na batista na

de famoahana cd sy dvd sy multimedia no maika kokoa nohon'ny famonjena ny fanahin'ny olona
toa rebareba ivelany fotsiny.. mba nanontany olona tao aho fa tsy fantany akory ny nataony!
fa fijery manokana ny ahy iny fa aleo tsy idirana lalina 8)
izy samy vanjo alika aza efa samy tsary dakoro
http://www.mychristiansite.com/churches/pastordavis/morethanapurpose.html
102. ikaretsaka ( 25/08/2008 02:46)
fa fijeriko manokana koa.. lasa entertainment le izy fa tsy vavaka tsony
lasa hijery concert ny olona fa tsy "hiangona"
103. prime ( 26/08/2008 07:40)
LD> tsy haiko loatra ny momba izay... misaotra mizara...

ikaretsaka> :)
104. prime ( 19/09/2008 13:57)
cutie:
o ry prime a de we zazen ve no nataonao t@ zany
aza mampiresaka wa
... Tsy mampiresaka aho fa tena nanao mihitsy ka mahalala ihany na dia ny ampahany aza...
fijo:
hoy prime:"Tsy io ihany no nataoko fahiny fa mbola ratsy noho izany aza..."fa ngaha ratsy io ??????????mampanahy rah aizay no fahitan'i prime azy.
satria ny bodisma dia tsy mba mitsara finoan'olona,fa manaparitaka ny fahendrny.
... Raha fantatrao Jesosy Kristy dia hazava aminao ny toeran'ny "zen" sy ny mahasamihafa azy amin'ny "méditation" kristiana ary ny tontolon'ny fanahy miasa eto amin'izao tontolo izao...

Tsy fitsarana no ilazako hoe ratsy aza ny nataoko fahiny fa fijoroana vavolombelona... fa tsy "zen" ihany no efa nataoko fa niasa tamina fanahy ratsy mihitsy aza... efa nambarako teo aloha fa zanaka mpanandro sy zafikelina mpimasy ny tenako ary nanana fifandraisana manokana tamina sampy ny razako... ny "zen" sy ny "méditations orientales" ary ny pratika isankarazany amin'ny fiantsoana fanahy dia efa hitako... isaorako mandrakizay Jesosy nanafaka ahy tamin'izany...

LazaDaddy> Inona no vahaolana aroson'ise? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2941