AVERENO NY ANAY,IO NY ANAREO(ISRAEL-LIBAN)

81. endrika01 ( 30/07/2008 07:22)
Tohizako ny mombamomba any Liban hatr@taona 630 dia ireo filoha fantatro hatr@ 1960 ,mety misy ilaina azy ihany hoany ireo mianatra Droit she akory! Sy ireo liana momba ity pays ity t@Terminal zay tsy nahay ny histoire ny Orient sy Moyen-Orient zany mihitsy, :wink:
82. endrika01 ( 30/07/2008 07:22)
Tohizako ny mombamomba any Liban hatr@taona 630 dia ireo filoha fantatro hatr@ 1960 ,mety misy ilaina azy ihany hoany ireo mianatra Droit she akory! Sy ireo liana momba ity pays ity t@Terminal zay tsy nahay ny histoire ny Orient sy Moyen-Orient zany mihitsy, :wink:
83. endrika01 ( 30/07/2008 07:23)
Tohizako ny mombamomba any Liban hatr@taona 630 dia ireo filoha fantatro hatr@ 1960 ,mety misy ilaina azy ihany hoany ireo mianatra Droit she akory! Sy ireo liana momba ity pays ity t@Terminal zay tsy nahay ny histoire ny Orient sy Moyen-Orient zany mihitsy, :wink:
84. naughtyboy ( 31/07/2008 18:20)
amaliko ihany io resaky Sarkozy io fa aleo aloha resahina kely ny fifandraisany Israely sy frantsa atr@ zay ,efa atr@ ny androny Louis 14(1638-1715)nitondra t@ fomba (monarchy=fitondrany mpanjaka)"C' est moi l' etat "mo no fiteniny lery zay..no niatomboka ny fifandraisany zareo.
1869 mo no namita ny Suez canal,tsara ny fihavanany nony raikitra mo ny fibodoany egyptian ny seranantsambo Suez sy niampy ny adiny Algeria t@ frantsa de simba ny fihavany frantsa sy reo arabo sasany.
efa niseho io voalazany Sarkozy io satria firehankevitry De Gaulle(Gaulism) io
,Ny tenany Gen.De Gaulle no nitovy hevitra t@ io 1967 taorinany "six days war"ra nobodoiny Yisrael ny Lebanon sy Jerusalem ary nanameloka sy nandatsaka vato( veto ) anasazina any Yisrael tao @ firenena mikambana(U.N.Security .Council)mbola nitohy anefa ny fandraharahana aratoekarena ny roa tonta tao aorina

85. naughtyboy ( 03/08/2008 18:18)
endrika >Sarkozy anie de mahalala tsara fa tsisy fandriapahalemana zany ao afovoany atsinanana ao ra mbola misy firenena vahiny mitsabaka ankolaka na mivantana @ ady ao fa mba te ho tsara fihavanana @ 2 tonta fotsiny lery indrindra ny arabo satria efa akamany ny Jiosy,tsy fanovana any Jerusalem ho renivohitry ny firenena 2 zay tsy ho tanteraka mandrakizay akory no vahaolana fa zay maha-diplomat anlery voaolhany ndrindra..
86. endrika01 ( 28/08/2008 19:21)
naughtyboy:

endrika >Sarkozy anie de mahalala tsara fa tsisy fandriapahalemana zany ao afovoany atsinanana ao ra mbola misy firenena vahiny mitsabaka ankolaka na mivantana @ ady ao fa mba te ho tsara fihavanana @ 2 tonta fotsiny lery indrindra ny arabo satria efa akamany ny Jiosy,tsy fanovana any Jerusalem ho renivohitry ny firenena 2 zay tsy ho tanteraka mandrakizay akory no vahaolana fa zay maha-diplomat anlery voaolhany ndrindra..



Miombon-kevitra:D:D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073