AVERENO NY ANAY,IO NY ANAREO(ISRAEL-LIBAN)

61. endrika01 ( 24/07/2008 07:27)
naughtyboy>marina ,10.400km2 ny velarany taniny LIBAN,Izay voadidina ny Syrie hatrao Antsinanana sy Avaratra,ny ranomasina Méditerranée avy ao Andrefana,ary ISRAEL avy ao Atsimo.1$=1.507 LL (livres libanais==>fa tsy pounds). Raha jerena akaiky ara-jeografia dia mizara faritra 4;dia ny LITTORAL MEDITERRANEEN ;LA CHAINE DU MONT-LIBAN;LE PLATEAU DE LA BEKAA;LA CHAINE DE L ANTI-LIBAN.>>>>>>>>>>eo @plan juridique ndray a,le Liban est une république unitaire à régime parlementaire libéral.Cette république est divisée administrativement en cinq lesquels regroupent des (départements et arrondissements).:-w:-w:-w
62. tsimati ( 24/07/2008 08:50)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ary ny jiosy naughtyboy indray zao :-D :-D :-D
63. naughtyboy ( 24/07/2008 16:15)
endrika > fanitsina kely ny atao oe livres libanais de lebanese pounds @ teny anglisy :D ,ary ny maridrefy napetrako etsy ambony @ velarantany ko de ahitsy (sq.km=km2 fa tsy sq.meter=m2..),mafana loatsa ny andro ,aleo kalo hodimbiasany hafa manakolazaina fa za ampangatsitsika ny tendako @ becks mbola iverina fa tsy taitsa tsy maika.. :°)
64. tsimati ( 24/07/2008 17:09)
Azo ahitsy ngah nefa zay efa hoe hadikao fa avy @ coco-be. hahaha :-D :-D :-D
65. naughtyboy ( 24/07/2008 17:28)
..mbola tsy azony zanety ihany nga oe tsy mety ny misopapa na manao boloky fa aleo mikaroka ary ko minambary aza misy latsaka :-D :-D
66. tsimati ( 25/07/2008 05:54)
Mihinambary aza misy katraka? hahaha. Rakoto spapa mandika boky sa tsy nijery tsara nandika ? hahaha mizara fahalalana ve ry jiosy naughtyboy ooo?
67. naughtyboy ( 25/07/2008 12:31)
tsy fombako zany mangalatahaka zany fa ny tsy mahatakadavitra toa anao ngambany no mankafy zany ka mazotoa..misy ny atao oe mikaroka tsy teny vao2 akory io fa foba entiny ny liambaovao mijery ny zvmisy, saotra tompoko :lol:
68. karavasy ( 25/07/2008 12:42)
Mikaroka aiza ? halazanay amin-dRakaroka an ?
69. naughtyboy ( 25/07/2008 12:52)
ndana mahazo any fa nga misy manakana anao mo eo =)) efa mbo vaiantitra ihany nefa manao fisainana zaza 20 ranonorana =)) =)) =)) =)) te hiresaka politika nefa atody be tsisy afitsoka , inn mo fa tsy ny mpanao hatsikana politika eto serasera fa tsy de lasa lavitra =)) lavitry ny afo ny kitay..
70. tsimati ( 25/07/2008 17:38)
mampisa kitay ngah ny jiosy ? Sa manakitay na mifoka rongony no tiana hambara ?
71. endrika01 ( 26/07/2008 06:34)
tsimati:
mampisa kitay ngah ny jiosy ? Sa manakitay na mifoka rongony no tiana hambara ?
Fa aona kosa ry zareo no tsy hanana kitay ry i tsimati,sady manao aferana rongony @Hezbollah,reo anie manao vazaha mifampialona e,le soldat ny Israel nalaindry zareo reny anie lazainy fa sefo ny mpivarotra drogue e.Mahalala anzany ny Hezblh de midika fa nifanao affaires taminy.:-D:-D:-D
72. naughtyboy ( 26/07/2008 13:14)
..reny no antsoina hoe tsilalaonteny na fanoharana(parabole) ramatoa zanety @
teny malagasy, ra adika tsotra de toy zao :
ho any olona te hamindro eo anilany afo raha mangitsy nefa ny kitay aza tsy mirehitra de lazaina fa aminy fa" lavitry ny afo ny kitay " ka mila ampirehetina aloha ny kitay vao afaka mamindro..tsisy hafa @ io no ataonao eto te hiresaka politika oh. de ny jiosy no anotanina ra mampiasa kitay na ko manakitay na mifoka rongony no lasa resaka :°) :-D :-D mazava v :D
73. naughtyboy ( 26/07/2008 16:40)
lasa nivaona ny resaka fa aleo averina misy fanamarihana kely omeko eto momba le oe iza reo arabo reo sy ny mikasika ny palestine,Ysrael

ny arabo mo ra ny fototra 1 niaviny de reo antsoina oe \"bedouin nomad\" zay foko mitambatra maro2 noho reo ny firenena samihafa misy azy ary ny mpitarika azy reny arapoko de ny sheikh = zokiolona (atrany sisiny Sahara ,Sinai,negev,ramonasina mena sns..)
-ny Negev bedouin oh.de reo arabo hita ao palestine sy Yisrael
-al murrah ny saudi arabia,murrad ny ao Yemen,berber ny ao algeria
-bani rasheed rashaida ny ao Kuwait,egypt,sudan,lybia sns..

Palestine njay de avy teny grika palaistine na Filastin(filistina)@ hebreo zay tany ampiandohana nahitana west bank,gaza ,lebanon,canaan..

Reo Canaanites no mponina voalohany tao Palestine zay voamarina ao @ baiboly zay tsy azo ialana,lahatsoratra momba any Egypt taloha(ttsy nosoratany mpanjaka Pharaoh Akenaton 1350 B.C) sy ny tahiry voarakitra momba ny fanjakany Yisrael sy Judah
nifandimby ary reo fanjakana nanjaka tao mandrapiveriny Yisraelis taranak\'i Abraham(egyptian,persian,assyrians,Yisarelis,greek,roman,de tonga ny byzantines,ottoman,roman) mbola hitohy


:D
74. tsimati ( 26/07/2008 17:24)
Dia avy aiza na teraka taiza Abraham ry dadabe ? :-D :-D :-D
75. naughtyboy ( 27/07/2008 12:29)
mamakia boky aza fa lany andro mihoagahoaga fotsiny ,1 @ reny biblical context ao @ genesis zay reference lehibe @ reo fiaviny .The three patriarchs of jewish people "Abraham,Isaac,Jacob"..
76. tsimati ( 27/07/2008 13:05)
Dadabe moa taranaka jiosy iiii? Tsy jerena ve ny zanak'ikala hafa dadabe sa tsy taranak'ireny ?
77. naughtyboy ( 27/07/2008 14:40)
tsisy anjaranao no midikiditra @ zany na kely aza fa ahy manokana ,ny hevitra tinao ampitaina ra zakanao ny resaka eto halalinina de vita kabary.. :lol:
78. tsimati ( 27/07/2008 16:14)
Kabarin-drainibari mitroka kitaiiii va ? :-D :-D :-D
79. naughtyboy ( 27/07/2008 16:29)
vavany maty andrano re zao =)) =)) tohizo ny maina fa tsara zanety a :@
80. endrika01 ( 27/07/2008 21:23)
Ahoana ny hevitrao ary t@ teniny Pr Sarkozy wé:il ne peut y avoir de paix sans la reconnaissance de JERUSALEM comme capitale des deux Etats,(dia Israel-Palestine zany):-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.014