AVERENO NY ANAY,IO NY ANAREO(ISRAEL-LIBAN)

41. naughtyboy ( 21/07/2008 19:15)
:-D :-D :-P latsaka foana za refa miresaka @ zanety ty,tsy iova maintsiny ka ...tsy tsara ny misopapa fa ny mampivelatra saina no ahazahoana tombony koko satria natao ampiasaina ikaroka fa tsy hotolorana fotsiny..de mazoto mitady fa sao lany rora ampitoerana eo :°)
ra omeko anao ny valiny de tsy misy ny fanotaniana :-D :-D =))
marina io voalazany L.D io mamintina reo voalaza saingy fanampiny teo anelanelany 1948 sy 1967 zay niparitahany fankahalany arabo mitambatra ny jiosy ka nadroahany azy reo nahatonga le fiteny oe mody @ taniny ny jiosy,
misy mo reo mihevitra fa noho ny fidirany sivilizasiona tandrefana nananibohitra ny tany arabo rehetra no nampitroatra ny reo fanjakana mandala ny silamo zay maro an\'isa ao reo firenena afovoany atsinanana nefa misy le fiteny manao oe \" ny vy tsy mikitrana irery...\"
1956 de nisotasota ny egypsiana naka ankeriny ny toby seranantsambo\" Suez canal company \" ary nobodoiny koa ny Gulf of Aqaba zay seranana ampiasainy israelis koa arabarotra sy fiarovana, notafihany reto farany reto ary Sinai Pennisula zay tany feheziny egypsiana sy Gaza strip de azony ,niditra antsehatra @ zay ny bekintana(Pdt Lyndon B.Johnson) sy ny firenena mikambana ary sovy(Soviets Union teo ambany fitondrany Nikolai Podgorny) ka nandefa vatamiaramila sy fitaovampiadina United Nation Emergency Force andamina ny raharaha ,ny egypsiana teo ambany fitondrany mpanjaka Hussein ihany mo no azo natosika teo @ taniny fa ny Israelis tsy namela reto rasil vahiny iditra ao @ azy :-P
)ct 1967 niaranihoko ko i Jordan anampy any Egypt sy Syria ary nampiany Iraq, Kuwait, Libya, Morroco, Algeria, Pakistan ,Saudia Arabia zay notohanany kanjo ny Israelis no tonga volohany ny fanafihana Es Samu (west bank) \"Operation Focus\" ka niafara fandreseny israelis ary nahazahoany any Golan Height sy reto voalaza tetsy aloha iarovany tena @ reto arabo io zany no rafitra geopolitic any Israel atr@ zao,anisany nitarika tafika
t@ reny ady reny mo i Ariel Sharon(Maj.General) ary Israel Tal(Maj.Gen) anisany reo mahery fo t@ tantarany tafika Israely
Ra ny rafitra fiarovana sy fanafihana jeografika(geo-strategic defense)no jerena de nitombo tany 300 km ny avy ao atsimo Israely,60 km any atsinanana,ary 20 km any atsimo zay nilainy zareo afaka 6 taona taty arina 1973
zay ady nitohy ndray ..
Nidera reo miaramilany sy ny fahamboniany Israelis aratafika mo i Itzhak Rabin t@ io de nilaza fa \" Our soldiers in all other branches,who overcome our ennemies everywhere despite the latter\'s superior numbers and fortifications-all these revealed not only in coolness courage in battle but ..an understanding that only their personal stand against the greatest danger woul achieve victory for their country and for their families.. \"
\" Ny miaramilantsika(Israelis)@ sampana rehetra ,mandresy reo fahavalo na avy aiza na aiza na eo aza ny fahakelezany isa sy ny fahamafisany reo fahavalo de mampiseho ny fahatsorany herimpony ao amperin\'ady fa.. ny fahalalany fa ny fanoherany avy aminy manokana de hitondra fandresena tsy ho any fireneny ihany fa reo ankohonany..)..atreo kalo ;-) :-D
42. endrika01 ( 21/07/2008 21:16)
Andraso kely alou,hi hi hi hay ve Rasiligaoma lasa nitsoaka rifatra any Eropa e,lasa any Bastile njay ve?Vazivazy!Iza njay ary no afaka milaza misimisy momba any Palestine hatrany aloha be ka hatr @ Yaser Arafat ka mandrakizao!Ny hany fantatro fotsiny dia tany 1 no iarahany 2tonta mipetraka fa nosarahina tamboho betton be,Israel te haka ny tany Palestiniana,ny Palestine te haka ny any Israel tonga @le we Hitsikitsika tsy mandidy foana fa ao raha:-P
43. rahiratra ( 22/07/2008 01:00)
Ok naughtyboy. Dia ahoana ny ady tao Madagasikara ve tsy hain'i naughtyboy. Ny jeneraly aza retirety tsy nahita ady ve ? Sao zay no tsy nampandroso ?
44. endrika01 ( 22/07/2008 05:53)
Rahiratra>ataoko angamba aloha fa resaka Proche-Orient sy Orient no miompana be ato,fa isika tsy miresaka Madagascar fa azontsika atao ny mampiditra lohahevitra mikasika ny Nosintsika;ary mino aho fa ahaliana ny namana rehetra(resaka ady t@fanjanahantany,iza avy ireo mpanjaka ny filoha nitondra ny Nosintsika,ny jery todika teo @fitondran\'ireo Filoha nifandimby,ny faharetany teo @toerany,ny zvt tsara sy tsy nety,....)ajanoko hatreo aloha sao lasa hors sujet:-P
45. endrika01 ( 22/07/2008 09:09)
LazaDaddy:
Tsimati> http://shoebat.com/bio.php sy vakio miadana fa olona nobeazina tao anatin\'ny fankahalana sy terrorisma io ranamana io. Ary anisan\'ny mpitarika ny vahoakany tamin\'izany ny fianakaviany.
Ny fanotaniana mipetraka dia we:INONA NO NAHATONGA ANILAY 6DAYS WAR?nahoana no niara-nanafika any ISRAEL ny firenena Arabo nitambatra?Averina itodihana ny lasa,il y a 2000ans ,tantara efa talohany androny TOMPO.Ny fandroahanireo Romaina ny Jiosy,t@zany fotoana izany izy ireo no tokony niady mafy mba hiazona ny taniny!Efa tafapetraka tao ireo Palestiniana,vao niverina indray ny Jiosy ,izay tsy maty tany Eropa, nividy tany tamindry zareo Anglais,dia naverinireo taminy ny tany nozanahiny,refa injay fa mba nahazo vahana kely dia natao zay hialanireo Palestiniana teo @tany Palestine,ary teo no nahatonga ny Arabo rehetra niray hina, hanafika ny Israeliana. Mba iverenany Palestiniana @taniny!De efa voalaza ery ambony fa nozaraina ho Etat 2 independante io tany io,dia nisy ny ISRAEL ary nisy koa PALESTINE.Fa ry zareo ISRAELIANA nampiasa herisetra mba hangalana hatrany hatrany sombintany @any Palestine. :-w:-w:-w
46. naughtyboy ( 22/07/2008 12:27)
misy tsy ekeko ny teninao farany ry endrika, reto jiosy reto anie de vahoaka azony tsindry hazo lena @ fandroahana na taiza nisy azy na taiza ny bekintana ihany ngambany atr@ zao no tsy mbola nandroaka azy reo na ny sovietika aza nandripaka azy reny t@ androny Staline ra tsy ho lazaina ny nadripahany Hitler, sy nandrobany ny fananany izy reo tao Eropa..ka amiko de rariny ra miaro tena @ ny israelis @ reo arabo mpananibohitra sy mpampihorohoro ny fanjakany(radical Islamist) satria fireneny io, ra ny eritreritry reto arabo reto farany reto no zohina de ny amongotra any Yisrael tsy ho ao anaty planeta intsony no tanjony sy reo vahoakany ..
Efa ela no fantatry ny jiosy ny fikomiany arabo t@ izy reo t@ alalany reo sampampitsikilovana (Mossad)anisany tsara rafitra indrindra @ iny faritra afovoany atsinanana iny ,inn no nahatonga le 6 days war
Efa nanao zay azony ataony ny israelis t@ dinika ambony latabatra(ara diplaomatika sns..)sy nanome vahaolana ny arabo fa ny palestinian(eo ambany fitondrany (Palestine Liberation Organisation)fa ry zareo no sarotiavina ka mandroaka sy mampihorohoro reo jiosy,
1965 nosedrainy tafika anabakabaka(Israeli Defense Force)ny sisintany syrians zay faritra saropady @ fiarovana ny jiosy ,2 taona taorinan\'io de nihaona reo mpisolo tena ny arabo mikambana tao Khartoum nikaondoha ny hanafihana reto jiosy 1967 de nanolotra marimaritra iraisana ny israelis any reo arabo manodidina ,
fandriampahalemana sy tany averina @reo mpifanolobodirindrina nanomboka t@ Anwar el-Saddat filohany Egypt ,ary fizankantena any Palestine(autonomy) fa tsy fahaleovantena(independence) nefa nolaviny arabo daholo ne vahaolana nentiny jiosy
Teo raikitra ny rombony 6 days war ary nandresy mazava ny israelis ..
,ny momba any Yasser Arafat mpitarika io antoko PLO io ndray de @ manaraka

47. tsimati ( 22/07/2008 13:16)
Amin'ny manaraka fa haka spapa indray aloha. Hahaha. Hampindramina boky ve ry dadatoa a ? :-D :-D :-D
48. tsiambaratelo ( 22/07/2008 14:20)
tsimati>zah ampinjamo boky raha misy ijerevana soupapa :-P
49. tsimati ( 22/07/2008 15:05)
Ny jiosy naughtyboy no mety hakaiky anao ka any aloha maka alohan'ny hitanisainy azy fa izaho ambanivohitra tsisy fiara fa miampita lakana.hahaha :-D :-D
50. naughtyboy ( 22/07/2008 21:52)
fanalana azy ny eto zanety fa tsy anton'asa akory fa aiza no toerany sainy ty mitapitapy ty e ,hatsikana no mba hay sa misy hevitra avoaka ngaha i zanety de avoahy hatr@ zao tsisy atokona fa tsy rora ho lanina fotsiny no betsaka, aleoko be mokony misy ambara toy zay bala rora tsisy apoaka :-D :-D :-D :-D :-D
lavitry ny afo ny kitay ,tsy ho lasa lavitra mintsiny ty zanety ty :-D :-D :-D fa ny moly atao be ambosika ,sahiko ny mipari eto fa tsisy araky zanety
ny resaka de tonga ila vaniny nefa aleoko folamandefitra ,miresaka @ endrika misy mokony ampiasaina toy zay zanety tsisy atidoha :-D :-D
hotohizako ry endrika ny resaka faza matahotra :lol: :lol:
51. LazaDaddy ( 22/07/2008 22:36)
endrika01:
Fa ry zareo ISRAELIANA nampiasa herisetra mba hangalana hatrany hatrany sombintany @any Palestine
Endrika> Rehefa namaky an'io aho dia lasa saina hoe fa angaha ianao nianatra tamin'ny "jardin d'enfants" sy "ecole primaire" tamin'ny firenena Arabo? Toy io voalazanao io mantsy ny "fanasana atidoha" ampianarina ny ankizy any. http://www.pmw.org.il/schoolbooks.html dia ery ambany ery ilay lahatsoratra hoe: "the truth about palestinian schoolbooks"
52. tsimati ( 23/07/2008 01:25)
Tena marina ny anao ry jiosy naughtyboy fa tohizo ny lesona omena an'i endrika raha toa ka voasasa atidoha tany amin'ny "jardin d'enfants" sy "ecole primaire" tamin'ny firenena Arabo araka ny tenin'i LazaDaddi endrika. Dia mba mamaky koa ny tsy manakatokona ary mba mahalala kely satria lesona milay avy amin'ny be mokony. :-D :-D :-D
53. naughtyboy ( 23/07/2008 10:05)
tsimati > tsisy hevitra mazava fa manaradrenirano..hevitrao mikasika io raharaha io aposaka fa tsy boloky mitanisa tsianjery avy @ L.D ra milay zanety a...aza be fialonana any endrika fa izy de manana hevitra mijoro ,ary fanazavana no ilainy fa tsy fampianarana ny toa anao ..

endrika >erahamahalala fa arabo no maro an\'isa ao afovoany atsinanana(middle east),kolotsaina,rafitra fiarahamonina,tontolo politika ao de mitodika @ fanoherana ny firehankevitra tandrefana sy fanalana reo jiosy ao @ taniny(upraising of the arab countries against the jewish & the western neo-conservative) eo niatombohany lonilony t@ taonjato lasa teo
tsy azoko ianteherana loatra ny fomba fijeriny arabo fa ny antony nahatonga ny fifankahalana no mahalina ahy koko ifanakalozankevitra :lol:
54. endrika01 ( 23/07/2008 10:34)
Zah zao miandry namana hanome soupapa mikasika any Palesitina.Tsy mbola ampy ahy ny fahalalana ao anaty io tantara io,zah zao mahalala be be kokoa momba any Liban sy ireo mpitondra rehetra nifandimby teo,tsy maintsy fantarina aloha we iza ISRAEL?LIBAN,PALESTINE ny tantarany hatrany am-piandohana,teo antenatenany,aminizao fotoana izao,hi hi hi,:D:D:D
55. tsiambaratelo ( 23/07/2008 12:47)
:-D:-D:-D
56. endrika01 ( 23/07/2008 13:55)
Tamizah mbola garabola t@ecole ny Arabo dia nolazaina anay fa t@1947 ny O.N.U dia nizara ho etat 2 any PALESTINE.Dia tsy iza izany fa ny Arabo sy ny Juifs.Ny 1948 ny Etat ISRAEL no nahazo ny fahaleovantenany.Iza moa ireo Arabo ireo?Tsy iza akory fa ireo Palestiniana izay tsy maintsy nanaiky zay tapaky ny O.N.U we hozaraina ny taninareo,mba omeo zay tsy manana.Eny ozizy ny Palestiniana.TOHIZO njay ary:-D:-D:-D
57. tsimati ( 23/07/2008 15:46)
Omeo ny spapa fa miandry amin'ny taratasy sy penina aho na koa manao "copy & paste" naughtyboy iiiiiii dia vakiana alohan'ny hatory. mahay lesona ny mpianatra an ? naughty jiosy :-D :-D :-D
58. naughtyboy ( 23/07/2008 18:17)
zanety > tsara refa mahay manavaka ny atao oe resaka ,averina ihany fa ny miresaka de misy ventiny ambara ary ny tsy manakolazaina toa anao de mihaino fa tsy mitabataba @ zv tsy hay :D :D mitapo t@ naughty enao eto ka ny hevitra atao mavesatra fa tsy ny vava no mipetsopetsona... :°) :wink:

endrika >tsara ho fantatra ngambany ny momba2 azy reo, misy fanokafambavony ty kely anombohana ny momba any Lubnan
ary hitohy palestine sy Yisrael ary ny fanazavana ny arabo @ manaraka

Arajeografika ,politika ,sns..de toy zao ny ambangovangony @ zao fotoana ra tsy iverina lavitra be @ tantara :

-Lebanon de fanjakana repoblikana (Al Jumhyirah al Lubnanyiah) voafaritry ny ranomasina mediteraniana,eo ampovoany Yisrael sy Syria nahaleo tena t@ 22nov.1943 ,mirefy 10.400 sq.meter(m2)

. miisa 5.875.406 ny mponina ao (2006),teny ampiasainy Armeniana,frantsay ,anglisy

. mitentina $ 3654 lavitrisa (billion)ny vatsy kitapombolampanjakana ao aminy

. firenena mifandraharaha arabarotra aminy @ fanondranana vokatra ivelany frantsa 13%,china 5%, alema 11.7%,U.K sy U.S mitambatra10.5%

. ny tombany vola ahodiny vokatry rafitra fanajarina aratoekarena vaovao antsoina oe HARARI taona 2000( economic & financial infrastructure) de : $ 4.414 lavitrisa(billion)

. ny takalo ny sandambola ao aminy 1 $ =1507.5 lebanese pounds t@ fotoana niakarany inflation 2004

.ny isany vatamiaramila azo ampiasaina an\'ady de 1.5049.087 eo ambany fifehezany Lebanese Army Force ary ny Hizbalah no mitana ny fitaovampiadiny zay sampana tafika ao Syria (radical shia organisation)

miala tsiny fa ho tapaka kely fanazavana ny ambiny @ manaraka fa miantso ahy adidy ..
:wink:
59. tsimati ( 24/07/2008 01:25)
Kay kay kay fahalalana re izao. Sady hadika no asiana soratra ery ambany hoe mpanoratra naughtyboy-nalaina tao @ serasera- loha-hevitra sns hahahaha. :-D :-D :-D
60. endrika01 ( 24/07/2008 07:26)
naughtyboy>marina ,10.400km2 ny velarany taniny LIBAN,Izay voadidina ny Syrie hatrao Antsinanana sy Avaratra,ny ranomasina Méditerranée avy ao Andrefana,ary ISRAEL avy ao Atsimo.1$=1.507 LL (livres libanais==>fa tsy pounds). Raha jerena akaiky ara-jeografia dia mizara faritra 4;dia ny LITTORAL MEDITERRANEEN ;LA CHAINE DU MONT-LIBAN;LE PLATEAU DE LA BEKAA;LA CHAINE DE L ANTI-LIBAN.>>>>>>>>>>eo @plan juridique ndray a,le Liban est une république unitaire à régime parlementaire libéral.Cette république est divisée administrativement en cinq lesquels regroupent des (départements et arrondissements).:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083