AVERENO NY ANAY,IO NY ANAREO(ISRAEL-LIBAN)

21. endrika01 ( 18/07/2008 13:41)
Misy Israelienne anié eto Liban,miasa ary ambany atsinanana ary ,any ARAYA,Route de Damas,mifandray @manodidina,ary izy ireo na nisy ady aza teto Liban,de teto foana,ary niteny mintsy fa aleonizy ireo eto toy izay any Israel:-w:-w:-w
22. naughtyboy ( 18/07/2008 15:29)
ie tsy mahagaga ny momba ny Lebanon raha ahitana israelis satria faritra ao avaratranony Israel(Eretz Yisrael): Syria avaratra atsinanany,Jordan atsinanany,Egypt atsimoandrefany ,ary West bank sy Gaza trip.. nekeny U.N ny rafitra britanika izarana any Palestine 1948 ho tany iombonany arabo sy jiosy zay vanimpotona nampahaleo tena any Israel.
Israel ndray mo fantatra erantany ho fonenany jiosy voalohany erantany
( 1st Jewish state) nanomboka teo de nihitatra ny adilahy ny arabo sy Israelis,miisa 7.28 tapitrisa (millions)izy reo ampahatelony malagasy ra ny isa nefa ao antiny 44 ny filaharany ao anaty firenena mandroso,Jerusalem
no renivohitra ary Tel Aviv no renivohitry ny toekarena(main financial center)..mbola hitohy :lol:
23. naughtyboy ( 18/07/2008 17:38)
endrika>namako avy any tel aviv(Yisraeli) de nanamafy fa misokatra ny varavarany politika ao Yisrael na arapinoana na kolotsaina ho any reo kristiana sns..
tsisy hafa ny tranga @ reo Israeli ao Lebanon nefa de mankahala ny Palestiniana iringiriny ka mety mitovy @ lazainao
24. endrika01 ( 18/07/2008 17:47)
Tena manao fangalam-piery mintsy ry zalahy reto ka.Ny Cretienne Libanais ndray zany zao no lasa mpanelanelana.Araho angé ity é JEUDI SOIR(omaly)ISRAEL MENACES DES LIBANAIS PAR TELEPHONEndryyy fa aona sahady ndray zany?:-w:-w:-w
25. tsimati ( 19/07/2008 00:30)
Allo naughtybay manana namana any telaviv an ? Misongadina mihintsy ny Malagasy an ? Tena manantena anareo izahay an ? sa tsy izany ry endrika01 tena mendrika tsara ny resaka an ? Sady henoindry zalahy an ?
26. endrika01 ( 19/07/2008 05:58)
tsimati:
Allo naughtybay manana namana any telaviv an ? Misongadina mihintsy ny Malagasy an ? Tena manantena anareo izahay an ? sa tsy izany ry endrika01 tena mendrika tsara ny resaka an ? Sady henoindry zalahy an ?
tsimati>avilao mintsy hiampita lay message é,we ajanony ny fandatsaha-dra,samia maka ny tandrify azy.Ny zaza menavava zay tonga teto an-tany,avelao mba hiaina,ny zaza amam-behivavy avelao mba hiaina,ny fitaovam-piadiana isan-karazany,avelao mba haka aina=D=D=D
27. tsimati ( 19/07/2008 06:55)
Mitondra hoe olona avy Madagasikara ve le mpandefa message. Milay an ? endrika01 an ? Malagasy milay marina an?
28. endrika01 ( 19/07/2008 07:53)
tsimati>zah zao manana namana Malagasy any Irak;ireo Malagasy ireo kosa ve raha mahita we aiza ny lesoka eo @fiaraha-monina?Malalaka tsara izy ireo ny mikaondoha miaraka @ireo tompon Andraikitra isan-tsokajy!Mety mba ho tonga saina ihany izy ireo,na ho liana @velakevitra aroso ny hafa!Asa aloha e,tsihaiko.
29. tsimati ( 19/07/2008 10:30)
Na izaho miteny tsoriko aminao fa manana fifandraisana Min'ny karazan'olona samihafa fijery avy @ faritra samihafa Iraq. Tamin'ny andro nanantonana an'i Dadatoa tsy tononiko anarana dia sahafa ny fihetsik'ireo saingy sarotra ho anao ny miditra amin'izany. Isiaka Malagasy dia tena anisany malalaka, indrindra ireo izay mivoaka ny taniny ary azo lazaina fa mahay mihaino sy mamakafaka havia sy havanana. Miteny aminao kosa aho fa simba ary maty amin'ny tsy ampoizinao ianao raha heverinao fa sahalan'ny mampita hevitra amin'ny Malagasy ny mampita hevitra amin'ny Silamo amin'ny akapobeny. Samy Malagasy no miady hevitra eto ka manarana fo saingy fitiavana Malagasy no hilazako fa aza midimiditra raha ny tena Silamo no hiresahina mivantana. Hafa ny resaka avo ara-diplomatika fa ny samy olon-tsotra afaka mandrasarasa anao eo no eo ny olona. Ka tohizo raha tsy mahatoky. Torohevitra ny ahy satria hiainako ary fantatro antsipiriany ny fihetsika. Koa mahereza ary mamakafaka ary manatona akaiky satria manandoa ny Malagasy.
30. endrika01 ( 20/07/2008 11:12)

Marina dia marina izany,indrindra ry zareo Silamo ,lazainy fa olona irahina ianao
hitsikilo ny tetik'asan-dry zareo.Zao anefa ny aty
ireo RAY AM-PANAHY dia tena manana anjara toerana avo nohon'ny mpitondra firenena.
:D :D :D
31. endrika01 ( 20/07/2008 11:14)
naughtyboy:

ie tsy mahagaga ny momba ny Lebanon raha ahitana israelis satria faritra ao avaratranony Israel(Eretz Yisrael): Syria avaratra atsinanany,Jordan atsinanany,Egypt atsimoandrefany ,ary West bank sy Gaza trip.. nekeny U.N ny rafitra britanika izarana any Palestine 1948 ho tany iombonany arabo sy jiosy zay vanimpotona nampahaleo tena any Israel.
Israel ndray mo fantatra erantany ho fonenany jiosy voalohany erantany
( 1st Jewish state) nanomboka teo de nihitatra ny adilahy ny arabo sy Israelis,miisa 7.28 tapitrisa (millions)izy reo ampahatelony malagasy ra ny isa nefa ao antiny 44 ny filaharany ao anaty firenena mandroso,Jerusalem
no renivohitra ary Tel Aviv no renivohitry ny toekarena(main financial center)..mbola hitohy :lol:

TOHIZO e,mianjy zah
:D :D
32. tsiambaratelo ( 20/07/2008 13:47)
mmmmhhh,mahaliana:D
33. naughtyboy ( 20/07/2008 15:32)
O.K :wink: reo manampaharetana de mahazo valisoa foana @ fampanatenana zany,mitohy ny tantara
Taona 1948 de vaky ny adiny arabo sy jiosy(holy war ),firenena arabo 5 no nanao angaredona any Yisrael : Egypt,Syria,Lebanon(Palestine),Iraq zay tafika mitambatra natsoina oe Arab Liberation Army(Jaysh al-inqahd al arabi) tonga ko moa ny Yemen tato aorina nanampy tosika azy reo
Ra jerena akaiky ny hery aratafika(military assessments) ny 2 tonta de toy zao nandritra ny ady :
-niisa 23000 ny arabo mikambana(Egyptian 10000,Transjordania 4500,3000 Iraqis,
3000 syrians,lebanese sy saudi arabian ary reo nilatsaka antsitrapo hiady 5000)
ny famatsiana fitaovampiadina mo de fidirambola ho anreo mpamokatra azy reny zay nahitana ny czech,frantsa mpanohana ny arabo na ny britanika aza namatsy tank reo iraqis(matilda ,mark 4)ny syrian nahazo fiaramanidina mpiady
30 spitfire,hawker hurricane 4,ary 20 mpandatsaka bomba C24s crude bombers..
-Ny Jiosy(Yishuv)ndray de nanana vatamiaramila 35000(Haganah) ahitana vhv sy lehilahy (18-25 taona)voahofana sy voasedra manokana @ ady toy tony,nisy tafika antsokosoko hafa (mercenaries)nanampy azy reo stern sy urgun 3000
Ny mpanohana ny Israelis mo de mazava fa reo frantsay sy ny amerikana ary ny mpanaraka azy(allied countries)ka mahataonga azy reo ho matanjaka indrindra aratafika ao afovoany atsinanana ao (israelis military superpower)
(le namako avy ao tel aviv nolazaiko tetsy aloha io mo de rasily t@ haganah na israeli commando fa nitsoaka eto eropa lery fa leony ady @ zao fotoana tsy t@ io vanin\\\'andro io akory fa vao haingana kely zay )

Tsy naharesy tosika ny Israely reto arabo ra ny tarehimarika taorinany io ady(aftermath casualties)no jerena ,
Niisa 6373 ny isarelis maty zay 1 % ny isany vahoaka israeliana ny arabo sy ny akamany mo de nahatratra 15000 zay avo heny in3 ra oharina reo voalohany
teo zany de nitohy ny disadisa ary na teo aza ny fanelanelanana diplaomatika nataony firenena mikambana sy ny mpanjaka Abdullahze te hiaro ny faritra west bank sy gaza trip de nihombo ny ady atr@ zao atreo aloha misy hisainana.. :lol:
34. tsimati ( 21/07/2008 00:12)
Oh ry naughtyboy a! Tsara ilay mampita fahalalana saingy mba hapetao ny nakanao (source) ireo sa niainanao ireo ry dadatoakely. Ampianaro ny Gasy be fahalalana fa apetaka hatrany ny "source" fa tsy hoe ianao no nanoratra ireo sa mbola misy ahitsy izay. Izay no tena hoe mampita fahalalana satria afaka mijery mivantana ilay "source" izay liana.
Na izany na tsy izay mahay ny Gasy an!!!!!! sady mahita vahaolana. :-D :-D :-D
35. LazaDaddy ( 21/07/2008 00:48)
Azafady fa misy ahitsiko ny nambaran'i Naughtyboy fa diso ara-tantara :)
naughtyboy:
Taona 1948 de vaky ny adiny arabo sy jiosy(holy war ),firenena arabo 5 no nanao angaredona any Yisrael
1) Raha ny taona 1948 ka hatr@ 1956 dia noroahin'ny Arabo niala tamin'ireo firenena Arabo ny Jiosy. Io dia vokatr'ilay ady t@ 1948.

2) Nisy koa ny ady t@ 1967. Tsara angamba raha resahina ny antony nahatonga io ady io. Niray tsikombakomba mihafina ny firenena Arabo nitambatra hanafika an'i Israely. Tsy nisy fanambarana ady ary tsy nisy antony nisian'ny ady afa-tsy fankahalana Jiosy tamin'io. Efa tafapetraka mangingina manodidina an'i Israely avokoa ireo tafiky ny Arabo. Tsikaritry ny Jiosy anefa izany ka ny fanafihany no nataony tonga faingana sy tampoka tamin'ireo Arabo. Resy ireo Arabo nila sotasota ary babon'i Israely sy nipetrahany ny ampahany tamin'ny taniny.

Hoy i Andriamatoa Shoebat izay anisan'ireo Jordanian noterena hivadika ho Palestinianina hanenjika Jiosy hoe: " No one (Arab or Jew) has a "right of return". Jews who fled Arab persecution from 1948 to 1956 should have no right of return to Arab lands, and Arabs who ran away in 1948 and 1967 should have no right of return either. This should end all argument. Yet the Jews accept this judgment, while the Arabs reject EVERYTHING"
36. LazaDaddy ( 21/07/2008 00:51)
tsimati:
mba hapetao ny nakanao (source) ireo sa niainanao ireo
Vakio ny tantara fa aza mionona amin'ny tantara ampianarin'ny Frantsay sy ny firenena Arabo fotsiny ihany. Source iray ao anatin'ny maro: http://shoebat.com/
The Arab refugee problem was caused by Arab aggression and not Israel. Why should Israel be responsible for their fate?
37. LazaDaddy ( 21/07/2008 00:56)
Tsimati> http://shoebat.com/bio.php sy vakio miadana fa olona nobeazina tao anatin'ny fankahalana sy terrorisma io ranamana io. Ary anisan'ny mpitarika ny vahoakany tamin'izany ny fianakaviany.
38. tsimati ( 21/07/2008 01:32)
OK, teri makasih lazaDaddy ! Izao no izy ary mila manao tahaka izao daholo ka anjaran'ny mpamaky indray no manitatra mamaky ny zavatra voasoratra mifandaka lazain'ny "sources" samihafa fa tsy mampianatra nefa nandika boky. Hajaina ny nahitana ny vaovao na loharanombaovao fa tsy milaza ho dadany fotsiny. Efa manamboatra ny revy gasy isiaka kah. :-D :-D :-D makasih lazaDaddy.
39. LazaDaddy ( 21/07/2008 04:19)
tsimati:
OK, teri makasih lazaDaddy !
Terima kasih koa ary e (fa tsy teri makasih) :)
40. tsimati ( 21/07/2008 04:33)
hahaha bagus!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079