Fivavahana sy fampianarana
61. ari.malala
(
08/07/2008 11:50)
nofinofy, nga refa tratra am teninao enao d we ts tokony taritina lava b? teny midina ataon'ny Vatican nanin? d nivarina tany an_kady nanin ny fiangonana katolika? mba teneno kely an awe azafady ny fiangonana mbola ts nisara-bazana hatrizay 2000 taona mahery niorenany izay????
62. nofinofy
(
08/07/2008 16:29)
ari.malala:
nofinofy, nga refa tratra am teninao enao d we ts tokony taritina lava b? teny midina ataon'ny Vatican nanin? d nivarina tany an_kady nanin ny fiangonana katolika? mba teneno kely an awe azafady ny fiangonana mbola ts nisara-bazana hatrizay 2000 taona mahery niorenany izay????
Ny mahagaga ahy anie dia tsy izany no lohahevtra tato fa resaka fivavahana sy fampianarana fa toa roritina foana mankany amin'ny fankahalana ny antokompinoana tsy tiana ilay izy ka tsy haiko ny tsy hangina; Samia mandini-tena fa nianatra tamin'ny sekoly katolika aho, niasa tamin'ny toerampiasana katolika, ary mandeha mamonjy lamesa indraindray, de nahita zavatra be dia be, kanefa tsy hataoko hanaratsiana ny katolika izany fa kosa rehefa misy mikitikitika ny ahy dia tsy maintsy mamaly aho. Tsy de tiako loatra ny manao ady hevitra momba ny finoana satria tsy takatry ny sain'olombelona ny fahamarinana, fa ireo miziriziry manana ny marina ireo dia matetika misy zavatra diso ao, ohatra fotsiny ny namonoan'ny katolika an'i Galillée tamin'izany andro izany, izay nilaza fa boribory ny tany, de ny papa sy ny katolika tsy nanaiky izany, maromaro ny mea culpa efa nataon'ireo papa nifandimby taty aoriana ary nanekeny fa misy fahadisoan-kevitra indraindray eo amin'ny katolika, ka aza de manamarintena loatra ianareo fa io no mahatonga ireo secte (ohatra ny apokalypsy), hanenjika mafy anareo. Ekeo fotsiny rehefa hita hoe misy diso de zay fa tsy misy hanenjika anareo amin'izany akory eo raha tena kristianina izy. De ny fampianarana momba ny finoana katolika no ataovy betsaka ato, fa aza manaratsy ny hafa fa mahatafitohana ny hafa ny fanaovana izany, ka mahatonga azy tsy maintsy hamaly koa. Ny any etazonia aloha dia misy fahafahana ka efa navoaka retany sy redanitra ireo mompera pédophile, fa ny aty madagasikara mbola misy famefimefena, ary raha namoaka ny marina tamin'ny namako katolika iray aho, izay niarahanay nahita ny zavaniseho, de hoy izy hoe tsy ho eveka aho angaha, izany hoe hanana pouvoir dia hanampina ny vavako angamba amin'ny fomba rehetra. Angamba kosa tsy olona toy izany no ho lasa eveka fa manala baraka anareo katolika.
63. badboy
(
08/07/2008 18:34)
ikaretsaka >>> Hoy ilay prof 1 zay : ny hevitro no ampitaiko aminareo eto dia miandry ny hevitrareo a rehefa exam! Nivaly ny exam, dia izay nanaraka ny hevitra nampitainy ihany no nahazo note nilay fa izay nanditsaka dia bammmm!
Ny tiako ho lazaina dia hoe efa naptraka hatry ny ela fa ny sekoly, collège, lycée, université no fomba fampitahana voalohany indrindra ny hevitra tiana hampitaina!
Manarak'izay, 2 ny fivavahana manakarena sy matanjaka indrindra satri nahay nitana ny mahaizy azy no sady nampiditra fanavaozana kely dia ny katolika (Vatican) sy ny jiosy (fiavian'ny baiboly ary misy an'i jerosalema no sady ny mpino ao aminy no isan'ny manakarena sy manampahaizana indrindra : einstein....)!!
Farany ireo no finoana hatry ny ela indrindra ho an'ny monothéiste ary manana ny fotony izay ifandraisany hatrany @ fiandoahana voalaza ao anaty baiboly!
Ireo rehetra ireo no mampatanjaka azy ary mahatonga ny mpino ao aminy ho matetika manana toerana avo erantany! ;-) ;-) ;-)

64. fijo
(
08/07/2008 20:50)
nofinofy an,mba maneke,fa matoa misy ireny grevy ireny rehefa esorina ny mpitandrina ao ,dia noho ny fikatsahana ny tombotsonan'y tena izay.nisy tombotsoa tao de mifikitra aloha ,satria tsy hay izay mbola hoavy ary.izay ihany no anton'io.
66. nofinofy
(
09/07/2008 05:27)
Rasiligaoma:
raha fintinina, dia resaka tombontsoa iznay no tena mibahana
Rehefa misy resaka vola n'aiza n'aiza dia tsy maintsy misy resaka interet na antokompinoana inona na antokompinoana inona satria ny olombelona dia materialista de nature. VOLA= INTERET(fa ilay interêt mety ho samy hafa arakaraky ny tsirairay avy sy ny objectif-ny); Aiza ary no misy fiangonana tsy misy rakitra na tsy misy don, na tsy misy sponsor, na tsy misy vola? TSY MAHITA AHO NA IRAY AZA.
67. ari.malala
(
09/07/2008 06:21)
Aiza ary no misy fiangonana tsy misy rakitra na tsy misy don, na tsy misy sponsor, na tsy misy vola? TSY MAHITA AHO NA IRAY AZA.
marina izany fa misy koa nefa ny tena mangarahara hoe nankatsy sy nakaroa tanteraka ilay vola d mampazoto ny sponsor sy ny manome dons :°)
68. nofinofy
(
09/07/2008 14:22)
ari.malala:
Aiza ary no misy fiangonana tsy misy rakitra na tsy misy don, na tsy misy sponsor, na tsy misy vola? TSY MAHITA AHO NA IRAY AZA.
marina izany fa misy koa nefa ny tena mangarahara hoe nankatsy sy nakaroa tanteraka ilay vola d mampazoto ny sponsor sy ny manome dons :°)
Arakarak''ilay hoe inona no antsoina hoe mangarahara. Misy koa ny mangarahara fa tsy nandeha tamin'ny noeritreretin'ny mpanome ny vola, misy koa zavatra madinidinika izay efa misy olona miandraikitra azy, ohatra commissaire aux comptes sy ny sisa fa ny tatitra amin'ny ankapobeny ihany no atao, sns....
69. Rasiligaoma
(
09/07/2008 16:25)
dia tsy mangarahara izany.
raha ianao no moanome vola ka nisy nangataka tany aminao vola hividianana pataloha ka kilaoty no novidiany avy eo dia ny ambiny nisitroany toaka, dia ahoana hoy ianao?
raha ianao no moanome vola ka nisy nangataka tany aminao vola hividianana pataloha ka kilaoty no novidiany avy eo dia ny ambiny nisitroany toaka, dia ahoana hoy ianao?
70. fijo
(
09/07/2008 21:38)
nofinofy an,samy mitady sy mila vola,matoa mianatra sy miasa,fa raha hoe hakana vola daholo izay atao,izay no kianian eto.
71. ari.malala
(
10/07/2008 06:24)
Misy koa ny mangarahara fa tsy nandeha tamin'ny noeritreretin'ny mpanome ny vola,
mba lojika v zany zavatra tenenin'i nofinofy izany? mangarahara ko ts mande am noeritreretin'ny mpanome vola aona? matoa iz matoky d mande am noeritreretiny dool zan ny vola e!
73. nofinofy
(
10/07/2008 09:11)
ari.malala:
Misy koa ny mangarahara fa tsy nandeha tamin'ny noeritreretin'ny mpanome ny vola,
mba lojika v zany zavatra tenenin'i nofinofy izany? mangarahara ko ts mande am noeritreretin'ny mpanome vola aona? matoa iz matoky d mande am noeritreretiny dool zan ny vola e!
Ny antony ilazako izany dia izao : misy manao be loha fotsiny ireo olona mahazo vola (aleo tsy hoteneniko intsony hoe iza ilay izy fa manjary mahatezitra anareo foana), ampiasainy amin’izay hieritreretana azy ilay don izay nomena, ary rehefa tonga ny mpanome vola dia ataony mangarahara hoe ity ilay nampiasaina azy(mety ho marina io na mety ho nodisoina), fa tsy nanaraka ny baiko nomena azy, de zany koa ny antony hitenenako tery ambony hoe volany io, ka izay tiany hanaovany azy, fa izaho tsy te hiray tsikombakomba aminy amin’izany ka aleoko miala; Misy ny zavatra lojika amin’ny eritreretin’ny lahika azy , fa rehefa tonga any amin’ireo MBA HOE MPITONDRA FIVAVAHANA dia lasa tsy lojika na ny mifamadika amin’izay ; Ohatra raha mangataka vola izy dia hoe hanaovana sekoly io, fa rehefa azony ny vola, dia misy hividianany fiara, hanaovany izay tiany hatao sy ny sisa. Toerana tsy fifanalana baraka itony site itony, ka tsy anjarako no mamoaka ampahabemaso eto izay fantatro, ampy ahy ny nahita sy mahafantatra fa tsy ireo rehetra milaza ho mpitondra fivavahana ireo dia masindahy sy masimbavy avokoa, loin de ça, Valable io ho an’ny antokompinoana rehetra mikirakira vola io, fa tsy misy afamiala na iza miaro ny katolika na iza miaro ny protesta.
MISY NY MANGARAHARA FA TSY VOATERY HO MARINA NY NATAO TAO ANATIN'NY MANGARAHARA (procédure, pièce comptable, sns...),
74. Rasiligaoma
(
10/07/2008 18:53)
Dia andao hindramiko ianao hipetraka amin'ny toeran'ny nanome vola
rare aloha izany hoe mpanome don na vokatra na ezaka hanaovana dispensaire ohatra... ka tampoka teo lasa ny sezam-piangonana no vita voamboana tsara
ka hiverina hanao ezaka indray raha hiteny indray ilay mpitarika ilay fiangonana hoe homeo hanaovana dispensaire e.
jereo amin'ny lojikany fotsiny

75. nofinofy
(
11/07/2008 06:15)
Complexe ilay izy, fa tsy vitan\'ny hoe mpandray sy mpanome, misy système maromaro izay mifandrohy ao. Ny tena fototry ny ady hevitra anie dia hoe: ny katolika mangarahara ny fitantanany, ny Fjkm tsy toy izany. Raha didnihina, ny katolika dia misy fidirambola maromaro, avy any ivelany sy avy amin\'ny mpivavaka ao(raha zaraina roa), ny FJKM dia à 99% ny mpivavaka ao no manao zay hampandeha ny fiangonana. . Niasa tamin\'ny misiona katolika aho taloha ary nisy mpamatsy vola ilay asa izay niasako sady misy procédure tokony ho harahina. tsy izay anefa no niseho fa ilay \"mpitantana\" dia nanao araka izay nitiavany azy ny ressources izay nomena azy, tsy asiako olana izany, nomena azy iny, ka izay tiany hanaovana azy, fa fotsiny ny tsy dia azoazoko loatra ny filazana fa ny an\'ny antokompinoana itsy tsy mandeha ny fitantanana, tsy mangarahara, fa ny an\'iry madio be, mangarahara, mandeha amin\'ny laoniny. Io koa rehefa hifanarahan\'ny ao amin\'ilay fiangonana hoe izao no hitantanantsika azy dia efa izay zany, fa tsy tokony hotsabahan\'ny olona aty ivelany, indrindra fa tsy ao anatin\'ilay finoana, fa fitsabahana amin\'ny raharahantokatranon\'ny hafa izany ka tsy mendrika, indrindra fa resaka finoana no atao. Ary raha mba nandalina sy mahafantatra moa haninona, fa matetika préjugé, sy idée fixe sy fomba fijery tsy mitovy no betsaka. Amiko, tsy misy tonga lafatra amin\'ny fitantanana ny fiangonana, raha mbola olombelona no mitantana azy. Averiko indray fa ny serasera ohatr\'itony dia tsy toerana ifanenjehana na ifanalana baraka, fa atao hanovozankevitra.
76. Rasiligaoma
(
11/07/2008 06:25)
dia inona no mahatonga ny fjkm tsy manao fitadiavana fidirambola maromaro sy asa sosialy ary?
-asiana masera FJKM koa ohatra dia asiana fikambanan-drelijiozy FJKM
-asiana don bosco, jesuite, dominicains, lasalette, lazaristes, assomptionniste, capucins, benedictine,franciscaines, Carmelites.... fa FJKM
-Asiana ohatra hoe pastera manao moines, :-D ,
- asiana pastera pedro sy masera theresa ary abbee pierre version FJKM, asiana monastera FJKM
ny sekoly moa efa hita atsy ambadika fa nasiana fa tsy dia namokatra firy dia rantsanana mba hamokatra bebe kokoa :-P

77. fijo
(
11/07/2008 23:38)
misy tokoa aloha ny mangarahara nefa tsy lasa any amin'izay tokony ho izy ny tantana.
ohatra:nindrana vola ianao hanaovana sekoly.azo ny vola ,dia natsangana ny rindrina sy ny tafo,ary ny varavarana natao double vitrage ny tokotany natao gazon be mila zezika lava,ary nividianana masinina fanapahana bozaka.
dia rehefa manao ny tatitra dia aseho daholo ireo nandanian aola ireo.izay dia mangarahara,fa moa ve tena lany tamin'ny tokony ho izy ilay vola???tsia.
tsia satria raha nindrana na nangataka vola hanaovan asekoly,dia ny fanmpianaran ano tena tanjona,k atsy ny fananana bozaka tsara tapak ano tena mampahay ny zaza ao fa ny fanana trano hianarana sy mpampianatra hafaka hanome azy ireo fahalala tsara.
ohatra iray azo tsapaina tanan aao mada.
nanome vola momba ny fanampiana hoan'ny fampandrosoana ny amerikanina.dia natao ny tatitra fa izao no lany nividianana fiara 4x4.tena tsy nisy diso ilay tatitrasaingy ,ny fiara 4x4 no vidian tsy toyota fa touareg.misy mahalala tsar aio resak aio ato ngamba.kivy ny amerikanina hoe fiara hiasana no ilaina ,ka io tsy voatery hoe touareg vao mety fa toyota sady mahavita azy no tsy mandany lasantsy .

78. ari.malala
(
14/07/2008 07:59)
Ary raha mba nandalina sy mahafantatra moa haninona, fa matetika préjugé, sy idée fixe sy fomba fijery tsy mitovy no betsaka
marina mintsy io, fa iza moa no tena nitsara sy nanana idée fixe teo? :°) hitondra ohatra 1 fts za, ao am paroasinay, taloha ts mba nampahalalaina ny kristianina hoe izao ny rakitra azo, refa manao ezaka d ts tenenina we izao no vola azo sns, fa ankehitriny d ambara mazava foana hoe izao ny rakitra azo nandritra ny lamesa 3; ny tsikaritro d miha miakatra hatrany ny sandam-bola azo, satria fantatry ny olona hoe izay ilay narotsany... refa misy ezaka atao ka ilàna ny fandraisana anjaran'ny kristianina d ambara mazava hoe ny faritra tary an'an nahavory vola toy izao, ireto sy ireto daolo ny nampiasana ny vola, azo jerena ao am biraon'ny pretra ny taratasy sy ny faktiora nandaniana ireo vola ireo raha misy te hanara-maso... mba afa-po ny kristianina hoe fantany ny alehan'ny vola... ekena hoe raharaham-piangonana io, asan'Andriamanitra ary izay manolotra an-kafaliana no sitrak'Andriamanitra, fa rehefa fantatra kosa hoe aiza sy mankaiza ny lanan'ny vola d mazoto ny olona manome... ka ny any an-kafa aloha ts haiko fa ny ao aminay no hitako ahasahiako manizingizina fa mangarahara tsara e!:)
80. Rasiligaoma
(
18/07/2008 00:08)
marina io, tsara ny ahalalana hoe nankaiza ny nalehan'ny zavatra rehetra fa tsy hoe any andanitra sy any amin'ny afobe ihany :°)