Fivavahana sy fampianarana
41. ari.malala
(
03/07/2008 12:46)
Mandefitra:otran mahagaga ana iany le valin-teny!!! nahoana moa no ts laharam-pahamehana ny fampianarana?
Tsy nahomby ny protestanta t@ lafiny fampianarana, mety tsy laharam-pahamehana loatra ilay izy izany
ihany Mandefitra:oudry... fa iza no midradradradra?
na tsy dradradraina etsy sy eroa aza izany.
42. ikaretsaka
(
03/07/2008 16:16)
Mba tsetsatsetra tsy aritra kely ary araky ny namalian\'ny tsirairay azy:
le context an\'ilay hoe \"fitoriana\"mihitsy ve izany no samy manana ny fandraisany azy?
Izao manko:
ny an\'ny kato ampiasaina hanasoavana olona tsy ara-panahy ihany fa ara batana sy ara tsaina kokoa, izany hoe @ maha olona ilay olona tanteraka? mampiasa ilay hoe \"mandehana dia manaova toy izany koa, tiavo sy hasoavy tahaka ny tenanao ny namanao....\"
fa ny an\'ny prot de hoe torio (afafazo ho\'zy i Niryna izay) fotsiny dia izay... dia ampiasaina @ izay le devoly satana afobe sns hatao fitaovana hampitahorana olona?
\"TSY MAINTSY mino sy atao batisa raha te ho vonjena?\" dia rehefa tsy mety dia ampitahorina hoe herin\'ny maizina e.... dia rehefa mety dia mijoro vavolombelona dia forcena ho tahaka ny nanjo an-drakoto ka hijoroany vavolombelona ny hanjo an-drabe raha manaraka le firehana izy moa raha tsy manaraka dia ny mifanohitra @ iny!
NB: tsy mamely n\'iza na iza aho fa ny valinteninareo sy fijerin\'ny tsirairay araky ny foto-pinoany hatr@ izay resadresaka sy dinidinika rehetra nandeha izay no naravoko an !
Sarobabay ka ze voa aza tezitra!

43. lizabeth
(
03/07/2008 16:46)
ikaretsaka:

ny an'ny katolika ny anaovany asa dia ny fiheverana fa ny isan'ny asa no mahavonjy ...! dia lasa actifs be...!
44. pissoa
(
03/07/2008 17:08)
Lizabeth : nandalina ny katolisisma ve ianao sa namerina fotsiny izay notenenin'ny sasany :-D :-D :-D
45. fijo
(
03/07/2008 20:52)
tsy katolika aho ry lizabeth,fa raha io fanaovana asa io kosa no hitsarana azy,dia amiko avelao izy ho actif be mihoatra noho izao aza,fa io no ilaina izao ,fa tsy toriteny mampatory atoandro.
46. ikaretsaka
(
03/07/2008 22:18)
sady le izy ange tsy heo "ianao" sy ny hoe "hahavonjy anao" intsony no resaka e
fa hoe ny impact sy ny famindranao an'iny fahasoavana efa azonao iny eo @ ny tontolo sy ny manodidina anao

47. Mandefitra
(
04/07/2008 04:31)
ari:
otran mahagaga ana iany le valin-teny!!! nahoana moa no ts laharam-pahamehana ny fampianarana?
mandefitra:
Ny fitoriana ny filazan-tsara no vaindohandraharaha ny fiangonana aloha.
ari:
oudry... fa iza no midradradradra?
ika:
ny an'ny kato ampiasaina hanasoavana olona tsy ara-panahy ihany fa ara batana sy ara tsaina kokoa, izany hoe @ maha olona ilay olona tanteraka? mampiasa ilay hoe "mandehana dia manaova toy izany koa, tiavo sy hasoavy tahaka ny tenanao ny namanao...."
cqfd :lol:
48. ari.malala
(
04/07/2008 06:10)
mandefitra, tsy fidradradradrana mintsy zao ataon'ika izao fa filazana ny zavatra marina! tsy mlino enao? jereo ftsn ny ataon'i père Pedro!
lizabeth, fa ny inona no mahavonjy ndray aza e! mino ftsn iany d eo mivaroraka eo sa aona koa? ary nahoana no mitsaratsara foana ts mahalala akory izay tena vontoatin'ny maha katolika? mba manaova koa asa e :)

49. Mandefitra
(
04/07/2008 08:55)
:)
Ny asa soa hoa samy manao, fa mety arakaraky ny eo antanana no entina mihetsika .... sa ra tsy manao otran i pere pedro tsy manao asa soa?

50. ikaretsaka
(
04/07/2008 13:01)
fa tsy takona afenina fa raha resaka generosite .. tsynozarina ho genereux kokoa ny prot dia io lazain'i fijp io ny vokany....
asa vokatr'ilay fisaratsarahana angamba na vokatr'ilay rafitra tsy hita mazava heo nankaia ny vola...
Resaka Taon-trano no manavanana ahy ary nisy fotoana aho dia manampy @ fanorenana ireo fiangonana matetika rava'ny rivo-doza tany atsimo atsinanan'i M/kara tany: (kato sy prot) dia hitako be eo @ liste des materiaux sy ny vola holaniana hanaovana ilay hezaka ny hoe nankaiza aby ny nalehan'ny drala !
Fiainana niainako nandritra ny 2 taona ity:
Raha samy manao ezaka 5 000 0000 ohatra dia hita tsara heo nankaia aby iny vola iny ny an'i mompera, fa ny an'i Dapasy ny 1 000 0000 tsary hita hoe nankaia fa notakotakonana tao
avy eo hita hoe ireo no asa vitan'ny vola dia mandeha indray ny ezaka manaraka...
raha 5 000 0000 no tadiavina manaraka dia ny an'i kato normal izy avy eo raha lasa mihoatra lasa 7 000 000 le vola moa le prot lasa tsy nahazo ilay tanjona 5 000 0000.
satria ny hitan'ny olona no maha genereux ny olona
dia mandeha io na @ fitsaboana na fampianarana na dianana ara tsosialy rehetra na ara pivavahana!
dia mieli-patrana io dia lasa mandeha hatrany @ mpamatsy vola any dilambato sy ny vazaha sns...
Tsy midradradradra aho fa milaza ny zava-misy

51. ari.malala
(
04/07/2008 14:26)
sa ra tsy manao otran i pere pedro tsy manao asa soa?
ha leretsy! mba susceptible kou zany ra olona! :-D :-D :-D nisy niteny anizany ndray nga teo? :-D :-D :-D :-D
53. fijo
(
04/07/2008 20:02)
tsy miteny aho hoe tsy manao ny protes,fa matetika ny protes rehefa manao zavatra dia misy ambadika vola tanjona ao.io dia sahiko lazaina satria efa itako matetika tany mada.na misy zavatra kendrena ao.
ary ny filazaa hhoe arakarak'izay eo an tanana no atao,eo indrindra le olana.maninona le fiangonana katolika kely any besalampy ohatra no hafaka manao zavatra lehibe kokoa noho ilay fiangonana protes ao besalampy??satria ny katolika efa tsara ny rafitra ka vao misy hezaka dia iny eny manampy ny avy ary atsimo sy andrefana,fa ilay fiangonana protes kely,dia izy samy mpiaramivory ao no mba mifameno mba tsy hilazako hoe "mifanao plus plus" hanatatnterahan ailay tanjona.eo no ahitana le rafitra tsy mety ary mila fanovana.
mila fanovan aio,satria matetika ny ezaka ataon'ny fiangonana tsy ampy vola io japian'ny mpanao polifika ao an tanana.

54. ari.malala
(
07/07/2008 12:27)
ka zay no maha katolika ny katolika ko :) io fanarahana hierarchie io :) jereo ftsn fa isan-taona d misy fanovana toerana ny pretra, ny curé mety ho lasa vicaire, maty ho lasa vicaire dominical, fa tsy mbola nisy hoe nigrevy ny fiangonana katolika tatsy noho ny famindrana toerana ny pretra tao aminy... faefa mba im-betsaka iany zay nandrenesako fiangonana protestanta naneho ts fahafaliana noho ny fnesorana na famindrana toerana pasitera :°) azafady raha HS
55. ikaretsaka
(
07/07/2008 14:09)
iny tokoa no tsy azoko.. io resaka famindrana toerana io de migrevy io...
tsy maintsy hi "protester" foana ve izany rehefa tsy mety @ ilay eritreretin'ny saina? 8O

56. nofinofy
(
07/07/2008 16:33)
f'angaha kosa moa andevo na sanatria omby, k arehefa atao à droite de mande, à gauche de mande, na hita izao aza fa mivarina any an-kady? sa hiaritra trefle fotsiny eo, ny andrizalahy ny ety antany tahaka ny any andanitra(ry mompera sy masera io), véhiculé, logé, nourri, blanchi, mijery canal sat sy parabole fa tsy mijery TVM, misontona ny havany(kiantranoantrano io) , fa ny an'ny krtistianina lahika ny eto antany tahaky ny any amin'ny afobe, jereo fotsiny ireo mpampianatra amin'ny sekolimpinoana katolika aty Madagasikara (manana havana mampianatra any aho) karama vary masaka no omena azy ireo, tena tsy rariny e!
57. ikaretsaka
(
07/07/2008 19:59)
f'angaha kosa moa andevo na sanatria omby, k arehefa atao à droite de mande, à gauche de mande, na hita izao aza fa mivarina any an-kady? sa hiaritra trefle fotsiny eo,
misy fiteny izay manao hoe na fotsy aza ilay izy eo anatrehan'ny maso.. ka hoy ny tompo sy ny fiangonana hoe mainty io... dia mainty izay
RY zareo ignatian dia mahalala tsara an'io :wink:
nofinofy> manomboka ety an-tany kao hono ny paradisa... ary izay no mahatonga azy hiasa kokoa haha paradisa ny eto an-tany @ asa fanasoavana sns... fa tsy mihanona fotsiny amin'ny asa fitoriana dia rehefa tsy voarory de mitsipozipozy eo dia rehefa tsy azoazon'ny saina ny baiko hatrany ambony dia misintaka!
58. ari.malala
(
08/07/2008 07:16)
nofinofy:
f'angaha kosa moa andevo na sanatria omby, k arehefa atao à droite de mande, à gauche de mande,
hay v zany ny fandraisanareo ilay famindrana toerana e! :) hafa kely!
nofinofy:
na hita izao aza fa mivarina any an-kady?
mba teneno kely ana we taiza no nis fiangonana katolika nafindra toerana ny pretra tao aminy ka nisolo pretra d nivarina an-kady?
nofinofy:
ny andrizalahy ny ety antany tahaka ny any andanitra(ry mompera sy masera io), véhiculé, logé, nourri, blanchi, mijery canal sat sy parabole fa tsy mijery TVM, misontona ny havany(kiantranoantrano io)
mba manomeza porofo hoe i nofinofy azafady? za mants efa mba betsaka iany zay tranona masera efa nidirako izay, indrindra ny an'ny maison de la charité an'ny carmelite mineur fa ts mba mahita canal sat syparabole izany za na télé aza tsy misy any akory fa ankizy mahantra sy kilemaina ary sembana karakaraina miampy kalesa misy kodiarana ipetrahan'ny be antitra sy ireo ts afa mamindra no hitako tany...
misontona ny havany(kiantranoantrano io)
azavao ny hevitry ny mpanoratra!
jereo fotsiny ireo mpampianatra amin'ny sekolimpinoana katolika aty Madagasikara (manana havana mampianatra any aho) karama vary masaka no omena azy ireo, tena tsy rariny e!
hihihi, ataovy miala tany izy d mahita karama vary manta e! manana tonton anankiroa mampianatra am sekoly matolika ah ary manana namana akaiky mampianatra am sekoly katolika fa ts mitaraina izany izy reo :°) sa i nofifnofy no ao am service financier ny sekoly mahita ilay karama omena ny mpampianatra? ts mbola naheno za ka mpiasa hiteny hoe b ny karama fa ts maints io vary masaka io fooooona no tanterina...
59. nofinofy
(
08/07/2008 09:48)
ari.malala:
nofinofy:
f'angaha kosa moa andevo na sanatria omby, k arehefa atao à droite de mande, à gauche de mande,
hay v zany ny fandraisanareo ilay famindrana toerana e! :) hafa kely!
nofinofy:
na hita izao aza fa mivarina any an-kady?
mba teneno kely ana we taiza no nis fiangonana katolika nafindra toerana ny pretra tao aminy ka nisolo pretra d nivarina an-kady?
tsy azonao mihintsy ny tiako hambara, tsy ny famindrana toerana mpitondra fiangonana no lazaiko eto fa ny teny midina(top-down) ataon'ny vatican amin'ny mivavaka aminy.
nofinofy:
ny andrizalahy ny ety antany tahaka ny any andanitra(ry mompera sy masera io), véhiculé, logé, nourri, blanchi, mijery canal sat sy parabole fa tsy mijery TVM, misontona ny havany(kiantranoantrano io)
mba manomeza porofo hoe i nofinofy azafady? za mants efa mba betsaka iany zay tranona masera efa nidirako izay, indrindra ny an'ny maison de la charité an'ny carmelite mineur fa ts mba mahita canal sat syparabole izany za na télé aza tsy misy any akory fa ankizy mahantra sy kilemaina ary sembana karakaraina miampy kalesa misy kodiarana ipetrahan'ny be antitra sy ireo ts afa mamindra no hitako tany...
misontona ny havany(kiantranoantrano io)
azavao ny hevitry ny mpanoratra!jereo fotsiny ireo mpampianatra amin'ny sekolimpinoana katolika aty Madagasikara (manana havana mampianatra any aho) karama vary masaka no omena azy ireo, tena tsy rariny e!
hihihi, ataovy miala tany izy d mahita karama vary manta e! manana tonton anankiroa mampianatra am sekoly matolika ah ary manana namana akaiky mampianatra am sekoly katolika fa ts mitaraina izany izy reo :°) sa i nofifnofy no ao am service financier ny sekoly mahita ilay karama omena ny mpampianatra? ts mbola naheno za ka mpiasa hiteny hoe b ny karama fa ts maints io vary masaka io fooooona no tanterina...
Izay aloha no hitako ka dia lazaiko aminao, fa raha hoy ianao hoe tsy marina izany dia asakasakao, sady tsy tokony hotaritina lavabe eto io ady hevitra io, fa tsy de tiako fotsiny ilay fanenjehana marobe atao amin'ny antoko-mpinoana iray ato anatin'ity site ity ka izay no mba namosahako ny sombitsombiny teo. de tohizo ihany ary ny resakareo fa eto aho mihaino azy.
Kanefa ny marina, marina foana na iza handiso na iza hanamarina izany.
60. ikaretsaka
(
08/07/2008 11:19)
nofinofy>aza raisina @ affirmation gratuite ilay izy fa asivo porofo ihany e!
dia raha manontany ny heo fa maninona ny (atokom-pinoana izao) no manao izao fomba izao... tsy midika akory izany hoe fanenjehana fa fanontaniana fanadihadiana hijerena ny maha mari-pototra ilay raha